Ahiahy

Joba 1.20
en.Then Job arose, and rent his mantle, and shaved his head, and fell down upon the ground, and worshipped,
fr."Alors Job se leva, déchira son manteau, et se rasa la tête; puis, se jetant par terre, il se prosterna,"
mg.Dia nitsangana Joba ka nandrovitra ny kapaotiny, ary nanaratra ny lohany, dia niapoka tamin' ny tany ka niankohoka,
Salamo 38.10
en.My heart panteth, my strength faileth me: as for the light of mine eyes, it also is gone from me.
fr.(38:11) Mon coeur est agité, ma force m`abandonne, Et la lumière de mes yeux n`est plus même avec moi.
mg."Miemponempona ny foko, lany ny heriko; ary ny fahiratan' ny masoko aza efa nandao ahy."
Salamo 94.19
en.In the multitude of my thoughts within me thy comforts delight my soul.
fr.Quand les pensées s`agitent en foule au dedans de moi, Tes consolations réjouissent mon âme.
mg.Amin' ny hamaroan' ny eritreritro ato anatiko dia ny fampiononanao no mampiravo ny fanahiko.
Ohabolana 12.25
en.Heaviness in the heart of man maketh it stoop: but a good word maketh it glad.
fr.L`inquiétude dans le coeur de l`homme l`abat, Mais une bonne parole le réjouit.
mg.Ny alahelo ao am-pon' ny olona dia mampitanondrika azy fa ny teny soa no mahafaly azy.
Mpitoriteny 1.18
en.For in much wisdom is much grief: and he that increaseth knowledge increaseth sorrow.
fr.Car avec beaucoup de sagesse on a beaucoup de chagrin, et celui qui augmente sa science augmente sa douleur.
mg.Satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana.
Mpitoriteny 11.10
en.Therefore remove sorrow from thy heart, and put away evil from thy flesh: for childhood and youth are vanity.
fr."(12:2) Bannis de ton coeur le chagrin, et éloigne le mal de ton corps; car la jeunesse et l`aurore sont vanité."
mg."Koa esory ao am-ponao ny alahelo, ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy; fa ny fahazazana sy ny fahatanorana dia zava-poana."
Isaia 41.10
en.Fear thou not; for I am with thee: be not dismayed; for I am thy God: I will strengthen thee; yea, I will help thee; yea, I will uphold thee with the right hand of my righteousness.
fr."Ne crains rien, car je suis avec toi; Ne promène pas des regards inquiets, car je suis ton Dieu; Je te fortifie, je viens à ton secours, Je te soutiens de ma droite triomphante."
mg."Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; hampahery anao Aho sady hamonjy anao; eny, hitantana anao amin' ny tanana ankavanan' ny fahamarinako Aho."
Matio 6.25
en.Therefore I say unto you, Take no thought for your life, what ye shall eat, or what ye shall drink; nor yet for your body, what ye shall put on. Is not the life more than meat, and the body than raiment?
fr.C`est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie de ce que vous mangerez, ni pour votre corps, de quoi vous serez vêtus. La vie n`est-elle pas plus que la nourriture, et le corps plus que le vêtement?
mg.Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin’ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin’ny tenanareo, dia izay hotafinareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny hanina va, ary ny tena noho ny fitafiana?
Matio 6.34
en.Take therefore no thought for the morrow: for the morrow shall take thought for the things of itself. Sufficient unto the day is the evil thereof.
fr."Ne vous inquiétez donc pas du lendemain; car le lendemain aura soin de lui-même. A chaque jour suffit sa peine."
mg."Ary amin’izany dia aza manahy ny amin’ny ampitso ianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an’ny andro ny ratsy miseho ao aminy."
Matio 13.22
en.He also that received seed among the thorns is he that heareth the word; and the care of this world, and the deceitfulness of riches, choke the word, and he becometh unfruitful.
fr.Celui qui a reçu la semence parmi les épines, c`est celui qui entend la parole, mais en qui les soucis du siècle et la séduction des richesses étouffent cette parole, et la rendent infructueuse.
mg.Ary ilay naharay ny voa teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny, ary ny fanahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena mangeja ny teny, ka dia tsy mamoa izy.
Marka 13.11
en.But when they shall lead you, and deliver you up, take no thought beforehand what ye shall speak, neither do ye premeditate: but whatsoever shall be given you in that hour, that speak ye: for it is not ye that speak, but the Holy Ghost.
fr."Quand on vous emmènera pour vous livrer, ne vous inquiétez pas d`avance de ce que vous aurez à dire, mais dites ce qui vous sera donné à l`heure même; car ce n`est pas vous qui parlerez, mais l`Esprit Saint."
mg."Koa raha mitondra anareo hatolotra izy ireo, dia aza manahy rahateo izay holazainareo, na mihevitra izany; fa izay homena anareo amin' izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny fa ny Fanahy Masina."
Lioka 12.22
en.And he said unto his disciples, Therefore I say unto you, Take no thought for your life, what ye shall eat; neither for the body, what ye shall put on.
fr.Jésus dit ensuite à ses disciples: C`est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie de ce que vous mangerez, ni pour votre corps de quoi vous serez vêtus.
mg.Ary hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin' ny ainareo, izay hohaninareo, na ny amin' ny tenanareo, izay hotafianareo.
Jaona 14.1
en.Let not your heart be troubled: ye believe in God, believe also in me.
fr.Que votre coeur ne se trouble point. Croyez en Dieu, et croyez en moi.
mg."Aza mitebiteby ny fonareo; mino an' Andriamanitra ianareo, minoa Ahy koa."
Jaona 14.27
en.Peace I leave with you, my peace I give unto you: not as the world giveth, give I unto you. Let not your heart be troubled, neither let it be afraid.
fr.Je vous laisse la paix, je vous donne ma paix. Je ne vous donne pas comme le monde donne. Que votre coeur ne se trouble point, et ne s`alarme point.
mg."Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen' izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza mitebiteby na matahotra ny fonareo."
2 Korintiana 9.8
en.And God is able to make all grace abound toward you; that ye, always having all sufficiency in all things, may abound to every good work:
fr.Et Dieu peut vous combler de toutes sortes de grâces, afin que, possédant toujours en toutes choses de quoi satisfaire à tous vos besoins, vous ayez encore en abondance pour toute bonne oeuvre,
mg."Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny ampy mandrakariva amin’ny zavatra rehetra, ka hitombo amin’ny asa tsara rehetra;"
Filipiana 4.6
en.Be careful for nothing; but in every thing by prayer and supplication with thanksgiving let your requests be made known unto God.
fr."Ne vous inquiétez de rien; mais en toute chose faites connaître vos besoins à Dieu par des prières et des supplications, avec des actions de grâces."
mg."Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin’ny fisaorana no hoentinareo mampahafantatra ny fangatahanareo amin’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra."
1 Petera 5.7
en.Casting all your care upon him; for he careth for you.
fr.et déchargez-vous sur lui de tous vos soucis, car lui-même prend soin de vous.
mg."Apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra; fa miahy anareo izy."
Apokalypsy 21.3
en.And I heard a great voice out of heaven saying, Behold, the tabernacle of God is with men, and he will dwell with them, and they shall be his people, and God himself shall be with them, and be their God.
fr.Et j`entendis du trône une forte voix qui disait: Voici le tabernacle de Dieu avec les hommes! Il habitera avec eux, et ils seront son peuple, et Dieu lui-même sera avec eux.
mg.Ary nahare feo mahery avy tany an-danitra aho nanao hoe: Indro ny tabernakelin’Andriamanitra dia eo amin’ny olona, ary hitoetra eo aminy Izy, ary ireo ho olony, ary Andriamanitra tenany no hitoetra eo aminy ka ho Andriamaniny.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto