Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Ankizy

Deotornomia 4.40
en.Thou shalt keep therefore his statutes, and his commandments, which I command thee this day, that it may go well with thee, and with thy children after thee, and that thou mayest prolong thy days upon the earth, which the LORD thy God giveth thee, for ever.
fr.Et observe ses lois et ses commandements que je te prescris aujourd`hui, afin que tu sois heureux, toi et tes enfants après toi, et que tu prolonges désormais tes jours dans le pays que l`Éternel, ton Dieu, te donne.
mg.Dia tandremo ny lalàny sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, ary mba ho maro andro ianao any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao ho anao mandrakizay.
Deotornomia 5.29
en.O that there were such an heart in them, that they would fear me, and keep all my commandments always, that it might be well with them, and with their children for ever!
fr.Oh! s`ils avaient toujours ce même coeur pour me craindre et pour observer tous mes commandements, afin qu`ils fussent heureux à jamais, eux et leurs enfants!
mg.Enga anie ka mba hanana fo toy izany izy hatahorany Ahy sy hitandremany ny didiko rehetra mandrakariva, mba hahita soa izy sy ny taranany mandrakizay!
Deotornomia 6.6
en.And these words, which I command thee this day, shall be in thine heart:
fr.Et ces commandements, que je te donne aujourd`hui, seront dans ton coeur.
mg."Ary ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao;"
Ohabolana 15.5
en.A fool despiseth his father's instruction: but he that regardeth reproof is prudent.
fr.L`insensé dédaigne l`instruction de son père, Mais celui qui a égard à la réprimande agit avec prudence.
mg."Maniratsira ny toro-hevitry ny rainy ny adala; fa izay mitandrina ny fananarana no mahira-tsaina."
Ohabolana 17.6
en.Children's children are the crown of old men; and the glory of children are their fathers.
fr.Les enfants des enfants sont la couronne des vieillards, Et les pères sont la gloire de leurs enfants.
mg."Satroboninahitry ny antitra ny zafiny; ary voninahitry ny zanaka ny rainy."
Ohabolana 22.6
en.Train up a child in the way he should go: and when he is old, he will not depart from it.
fr."Instruis l`enfant selon la voie qu`il doit suivre; Et quand il sera vieux, il ne s`en détournera pas."
mg.Zaro amin' izay lalana tokony halehany ny zaza, ka na efa antitra aza izy, dia tsy hiala amin' izany.
Isaia 49.15
en.Can a woman forget her sucking child, that she should not have compassion on the son of her womb? yea, they may forget, yet will I not forget thee.
fr.Une femme oublie-t-elle l`enfant qu`elle allaite? N`a-t-elle pas pitié du fruit de ses entrailles? Quand elle l`oublierait, Moi je ne t`oublierai point.
mg.Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy, ka tsy hamindra fo amin' ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino izy, fa Izaho kosa tsy mba hanadino anao.
Matio 5.9
en.Blessed are the peacemakers: for they shall be called the children of God.
fr.Heureux ceux qui procurent la paix, car ils seront appelés fils de Dieu!
mg.Sambatra ny mpampihavana, fa izy no hatao hoe zanak’Andriamanitra.
Matio 19.14
en.But Jesus said, Suffer little children, and forbid them not, to come unto me: for of such is the kingdom of heaven.
fr."Et Jésus dit: Laissez les petits enfants, et ne les empêchez pas de venir à moi; car le royaume des cieux est pour ceux qui leur ressemblent."
mg."Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny ankizy madinika, ary aza raràna tsy hanatona Ahy ireo; fa an' ny toa azy ny fanjakan' ny lanitra."
Jaona 1.12
en.But as many as received him, to them gave he power to become the sons of God, even to them that believe on his name:
fr.Mais à tous ceux qui l`ont reçue, à ceux qui croient en son nom, elle a donné le pouvoir de devenir enfants de Dieu, lesquels sont nés,
mg.Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak' Andriamanitra, dia izay mino ny anarany,
Asa 16.31
en.And they said, Believe on the Lord Jesus Christ, and thou shalt be saved, and thy house.
fr.Paul et Silas répondirent: Crois au Seigneur Jésus, et tu seras sauvé, toi et ta famille.
mg.Dia hoy izy roa lahy: Minoa an' i Jesosy Kristy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
Romana 8.14
en.For as many as are led by the Spirit of God, they are the sons of God.
fr.car tous ceux qui sont conduits par l`Esprit de Dieu sont fils de Dieu.
mg.Fa izay rehetra tarihin' ny Fanahin' Andriamanitra no zanak' Andriamanitra.
Romana 8.15
en.For ye have not received the spirit of bondage again to fear; but ye have received the Spirit of adoption, whereby we cry, Abba, Father.
fr."Et vous n`avez point reçu un esprit de servitude, pour être encore dans la crainte; mais vous avez reçu un Esprit d`adoption, par lequel nous crions: Abba! Père!"
mg.Fa izay rehetra tarihin' ny Fanahin' Andriamanitra no zanak' Andriamanitra.
Romana 8.16
en.The Spirit itself beareth witness with our spirit, that we are the children of God:
fr.L`Esprit lui-même rend témoignage à notre esprit que nous sommes enfants de Dieu.
mg.Ny Fanahy dia miara-milaza amin' ny fanahintsika fa zanak' Andriamanitra isika.
Romana 8.19
en.For the earnest expectation of the creature waiteth for the manifestation of the sons of God.
fr.Aussi la création attend-elle avec un ardent désir la révélation des fils de Dieu.
mg."Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ka miandry ny fampisehoana ireo zanak' Andriamanitra;"
Galatiana 3.26
en.For ye are all the children of God by faith in Christ Jesus.
fr."Car vous êtes tous fils de Dieu par la foi en Jésus Christ;"
mg.Fa ianareo rehetra dia zanak’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Kristy Jesosy.
Efesiana 5.1
en.Be ye therefore followers of God, as dear children;
fr."Devenez donc les imitateurs de Dieu, comme des enfants bien-aimés;"
mg."Koa amin’izany dia aoka hanahaka an’Andriamanitra ianareo tahaka ny zanaka malala;"
Efesiana 6.4
en.And, ye fathers, provoke not your children to wrath: but bring them up in the nurture and admonition of the Lord.
fr.Et vous, pères, n`irritez pas vos enfants, mais élevez-les en les corrigeant et en les instruisant selon le Seigneur.
mg.Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin’ny fanabeazana sy ny fananaran’ny Tompo izy.
1 Timoty 5.8
en.But if any provide not for his own, and specially for those of his own house, he hath denied the faith, and is worse than an infidel.
fr.Si quelqu`un n`a pas soin des siens, et principalement de ceux de sa famille, il a renié la foi, et il est pire qu`un infidèle.
mg.Fa raha misy tsy mamelona ny azy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy noho ny tsy mino aza.
Hebreo 12.11
en.Now no chastening for the present seemeth to be joyous, but grievous: nevertheless afterward it yieldeth the peaceable fruit of righteousness unto them which are exercised thereby.
fr."Il est vrai que tout châtiment semble d`abord un sujet de tristesse, et non de joie; mais il produit plus tard pour ceux qui ont été ainsi exercés un fruit paisible de justice."
mg."Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an’izay nanaovana azy izy."
1 Jaona 3.1
en.Behold, what manner of love the Father hath bestowed upon us, that we should be called the sons of God: therefore the world knoweth us not, because it knew him not.
fr.Voyez quel amour le Père nous a témoigné, pour que nous soyons appelés enfants de Dieu! Et nous le sommes. Si le monde ne nous connaît pas, c`est qu`il ne l`a pas connu.
mg."Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon’ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika ho zanak’Andriamanitra; noho izany, tsy mahalala antsika izao tontolo izao, satria tsy nahalala Azy izy."
1 Jaona 3.2
en.Beloved, now are we the sons of God, and it doth not yet appear what we shall be: but we know that, when he shall appear, we shall be like him; for we shall see him as he is.
fr."Bien-aimés, nous sommes maintenant enfants de Dieu, et ce que nous serons n`a pas encore été manifesté; mais nous savons que, lorsque cela sera manifesté, nous serons semblables à lui, parce que nous le verrons tel qu`il est."
mg."Ry malala, ankehitriny dia zanak’Andriamanitra isika, nefa tsy mbola naseho izay ho toetsika rahatrizay; fa fantatsika fa raha hiseho Izy, dia ho tahaka Azy isika; fa ho hitantsika Izy, araka izay maha-Izy azy."
1 Jaona 5.21
en.Little children, keep yourselves from idols. Amen.
fr.C`est lui qui est le Dieu véritable, et la vie éternelle. Petits enfants, gardez-vous des idoles.
mg.Rankizy madinika, arovy ny tenanareo amin’ny sampy. Amena.
3 Jaona 1.4
en.I have no greater joy than to hear that my children walk in truth.
fr.Je n`ai pas de plus grande joie que d`apprendre que mes enfants marchent dans la vérité.
mg.Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto