Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Batisa

Matio 28.19
en.Go ye therefore, and teach all nations, baptizing them in the name of the Father, and of the Son, and of the Holy Ghost:
fr.Allez, faites de toutes les nations des disciples, les baptisant au nom du Père, du Fils et du Saint Esprit,
mg.Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy amin' ny anaran' ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina,
Marka 16.16
en.He that believeth and is baptized shall be saved; but he that believeth not shall be damned.
fr.Celui qui croira et qui sera baptisé sera sauvé, mais celui qui ne croira pas sera condamné.
mg."Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina."
Lioka 3.21
en.Now when all the people were baptized, it came to pass, that Jesus also being baptized, and praying, the heaven was opened,
fr."Tout le peuple se faisant baptiser, Jésus fut aussi baptisé; et, pendant qu`il priait, le ciel s`ouvrit,"
mg."Koa rehefa natao batisa ny vahoaka rehetra, dia izao no niseho, Jesosy koa natao batisa sy nivavaka ka nisokatra ny lanitra;"
Jaona 1.33
en.And I knew him not: but he that sent me to baptize with water, the same said unto me, Upon whom thou shalt see the Spirit descending, and remaining on him, the same is he which baptizeth with the Holy Ghost.
fr.Je ne le connaissais pas, mais celui qui m`a envoyé baptiser d`eau, celui-là m`a dit: Celui sur qui tu verras l`Esprit descendre et s`arrêter, c`est celui qui baptise du Saint Esprit.
mg."Ary tsy nahalala Azy aho; fa Izay naniraka ahy hanao batisa amin' ny rano no nilaza tamiko hoe: Izay ho hitanao idinan' ny Fanahy sy itoerany, dia Izy no Mpanao batisa amin' ny Fanahy Masina."
Jaona 3.5
en.Jesus answered, Verily, verily, I say unto thee, Except a man be born of water and of the Spirit, he cannot enter into the kingdom of God.
fr.Jésus répondit: En vérité, en vérité, je te le dis, si un homme ne naît d`eau et d`Esprit, il ne peut entrer dans le royaume de Dieu.
mg.Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin' ny fanjakan' Andriamanitra izy.
Asa 2.38
en.Then Peter said unto them, Repent, and be baptized every one of you in the name of Jesus Christ for the remission of sins, and ye shall receive the gift of the Holy Ghost.
fr."Pierre leur dit: Repentez-vous, et que chacun de vous soit baptisé au nom de Jésus Christ, pour le pardon de vos péchés; et vous recevrez le don du Saint Esprit."
mg."Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin' ny anaran' i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina;"
Asa 2.41
en.Then they that gladly received his word were baptized: and the same day there were added unto them about three thousand souls.
fr."Ceux qui acceptèrent sa parole furent baptisés; et, en ce jour-là, le nombre des disciples s`augmenta d`environ trois mille âmes."
mg."Ary izay nandray tamim-pifaliana ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona vao nanampy ho isany tamin' izany andro izany."
Asa 10.47
en.Can any man forbid water, that these should not be baptized, which have received the Holy Ghost as well as we?
fr.Alors Pierre dit: Peut-on refuser l`eau du baptême à ceux qui ont reçu le Saint Esprit aussi bien que nous?
mg.Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa?
Asa 19.4
en.Then said Paul, John verily baptized with the baptism of repentance, saying unto the people, that they should believe on him which should come after him, that is, on Christ Jesus.
fr.Alors Paul dit: Jean a baptisé du baptême de repentance, disant au peuple de croire en celui qui venait après lui, c`est-à-dire, en Jésus.
mg.Fa hoy Paoly: Nanao ny batisan' ny fibebahana tokoa Jaona ka nilaza tamin' ny olona fa tokony hino Izay avy manaraka azy izy ireo, dia Jesosy Kristy.
Asa 19.5
en.When they heard this, they were baptized in the name of the Lord Jesus.
fr.Sur ces paroles, ils furent baptisés au nom du Seigneur Jésus.
mg.Ary raha nandre izany ireo, dia natao batisa hoamin' ny anaran' i Jesosy Tompo.
Asa 22.16
en.And now why tarriest thou? arise, and be baptized, and wash away thy sins, calling on the name of the Lord.
fr.Et maintenant, que tardes-tu? Lève-toi, sois baptisé, et lavé de tes péchés, en invoquant le nom du Seigneur.
mg.Ary ankehitriny inona no mampitaredretra anao? Mitsangàna, dia aoka hatao batisa ka ho sasana ho afaka amin' ny fahotanao ianao, amin' ny fiantsoana ny anaran' ny Tompo.
Romana 6.3
en.Know ye not, that so many of us as were baptized into Jesus Christ were baptized into his death?
fr.Ignorez-vous que nous tous qui avons été baptisés en Jésus Christ, c`est en sa mort que nous avons été baptisés?
mg.Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao batisa ho amin' i Kristy Jesosy dia natao batisa ho amin' ny fahafatesany?
1 Korintiana 12.13
en.For by one Spirit are we all baptized into one body, whether we be Jews or Gentiles, whether we be bond or free; and have been all made to drink into one Spirit.
fr.Nous avons tous, en effet, été baptisés dans un seul Esprit, pour former un seul corps, soit Juifs, soit Grecs, soit esclaves, soit libres, et nous avons tous été abreuvés d`un seul Esprit.
mg."Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy isika na Jentilisa, na andevo na olona afaka; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray."
Galatiana 3.26
en.For ye are all the children of God by faith in Christ Jesus.
fr."Car vous êtes tous fils de Dieu par la foi en Jésus Christ;"
mg.Fa ianareo rehetra dia zanak’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Kristy Jesosy.
Titosy 3.5
en.Not by works of righteousness which we have done, but according to his mercy he saved us, by the washing of regeneration, and renewing of the Holy Ghost;
fr.il nous a sauvés, non à cause des oeuvres de justice que nous aurions faites, mais selon sa miséricorde, par le baptême de la régénération et le renouvellement du Saint Esprit,
mg."Dia tsy avy tamin’ny asan’ny fahamarinana izay nataontsika, fa araka ny famindrampony kosa no namonjeny antsika, tamin’ny fanasan’ny fiterahana indray, sy ny fanavaozan’ny Fanahy Masina;"
1 Petera 3.21
en.The like figure whereunto even baptism doth also now save us (not the putting away of the filth of the flesh, but the answer of a good conscience toward God,) by the resurrection of Jesus Christ:
fr.Cette eau était une figure du baptême, qui n`est pas la purification des souillures du corps, mais l`engagement d`une bonne conscience envers Dieu, et qui maintenant vous sauve, vous aussi, par la résurrection de Jésus Christ,
mg.Izay mamonjy antsika koa ankehitriny dia ny batisa, izay tenan’io tandindona io, (tsy ny fanesorana ny fahalotoan’ny nofo anefa, fa ny fitadiavana ny fieritreretana tsara eo anatrehan’Andriamanitra) tamin’ny fitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty,
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto