Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Devoly

Salamo 119.133
en.Order my steps in thy word: and let not any iniquity have dominion over me.
fr.Affermis mes pas dans ta parole, Et ne laisse aucune iniquité dominer sur moi!
mg.Ampioreno amin' ny teninao ny diako, ary aza avela hisy hanapaka ahy ny faharatsiana.
Matio 6.13
en.And lead us not into temptation, but deliver us from evil: For thine is the kingdom, and the power, and the glory, for ever. Amen.
fr.ne nous induis pas en tentation, mais délivre-nous du malin. Car c`est à toi qu`appartiennent, dans tous les siècles, le règne, la puissance et la gloire. Amen!
mg.Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakampanahy, fa manafaha anay amin’ny ratsy. Fa Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay. Amena.
Lioka 4.1
en.And Jesus being full of the Holy Ghost returned from Jordan, and was led by the Spirit into the wilderness,
fr.Jésus, rempli du Saint Esprit, revint du Jourdain, et il fut conduit par l`Esprit dans le désert,
mg.ARY Jesosy feno ny Fanahy Masina, dia niverina avy tany Jordana, ary nentin' ny Fanahy tany an' efitra,
Jaona 17.15
en.I pray not that thou shouldest take them out of the world, but that thou shouldest keep them from the evil.
fr.Je ne te prie pas de les ôter du monde, mais de les préserver du mal.
mg.Tsy mangataka aminao Aho mba hampiala azy ireo amin' izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin' ilay ratsy.
Asa 5.3
en.But Peter said, Ananias, why hath Satan filled thine heart to lie to the Holy Ghost, and to keep back part of the price of the land?
fr.Pierre lui dit: Ananias, pourquoi Satan a-t-il rempli ton coeur, au point que tu mentes au Saint Esprit, et que tu aies retenu une partie du prix du champ?
mg.Fa hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin' ny Fanahy Masina ka hanafina ny vola sasany vidin' ny tany?
1 Korintiana 7.5
en.Defraud ye not one the other, except it be with consent for a time, that ye may give yourselves to fasting and prayer; and come together again, that Satan tempt you not for your incontinency.
fr."Ne vous privez point l`un de l`autre, si ce n`est d`un commun accord pour un temps, afin de vaquer à la prière; puis retournez ensemble, de peur que Satan ne vous tente par votre incontinence."
mg.Aza misara-pandriana ianareo, raha tsy amin’izay andro sasany ifanekenareo ho andro hifadian-kanina sy hivavahana, ary avy eo dia miraisa fandriana indray, mba tsy hakan’i Satana fanahy anareo noho ny tsy faharetanareo.
1 Korintiana 10.13
en.There hath no temptation taken you but such as is common to man: but God is faithful, who will not suffer you to be tempted above that ye are able; but will with the temptation also make a way to escape, that ye may be able to bear it.
fr."Aucune tentation ne vous est survenue qui n`ait été humaine, et Dieu, qui est fidèle, ne permettra pas que vous soyez tentés au delà de vos forces; mais avec la tentation il préparera aussi le moyen d`en sortir, afin que vous puissiez la supporter."
mg."Tsy misy fakampanahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan’ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa ny momba ny fakampanahy dia hasiany lalana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany."
Efesiana 4.26
en.Be ye angry, and sin not: let not the sun go down upon your wrath:
fr."Si vous vous mettez en colère, ne péchez point; que le soleil ne se couche pas sur votre colère,"
mg."Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo."
Efesiana 6.11
en.Put on the whole armour of God, that ye may be able to stand against the wiles of the devil.
fr.Revêtez-vous de toutes les armes de Dieu, afin de pouvoir tenir ferme contre les ruses du diable.
mg.Itafio avokoa ny fiadian' Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin’ny fanangolen’ny devoly.
Efesiana 6.12
en.For we wrestle not against flesh and blood, but against principalities, against powers, against the rulers of the darkness of this world, against spiritual wickedness in high places.
fr.Car nous n`avons pas à lutter contre la chair et le sang, mais contre les dominations, contre les autorités, contre les princes de ce monde de ténèbres, contre les esprits méchants dans les lieux célestes.
mg.Fa isika tsy mitolona amin’ny nofo aman-dra, fa amin’ny fanapahana, sy amin’ny hery, sy amin’ny mpanjakan’ny fahamaizinana eto amin' ity tany ity, ary amin' ny faharatsiana ara-panahy eny amin' ny toerana avo.
Efesiana 6.13
en.Wherefore take unto you the whole armour of God, that ye may be able to withstand in the evil day, and having done all, to stand.
fr.C`est pourquoi, prenez toutes les armes de Dieu, afin de pouvoir résister dans le mauvais jour, et tenir ferme après avoir tout surmonté.
mg."Noho izany, dia raisonareo avokoa ny fiadian’Andriamanitra, mba ahazoanareo hanohitra amin’ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa izany, dia hahafahatra ianareo."
2 Tesaloniana 3.3
en.But the Lord is faithful, who shall stablish you, and keep you from evil.
fr.Le Seigneur est fidèle, il vous affermira et vous préservera du malin.
mg.Fa mahatoky ny Tompo izay hampiorina anareo sy hiaro anareo amin’ny ratsy.
Jakoba 4.7
en.Submit yourselves therefore to God. Resist the devil, and he will flee from you.
fr."Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous."
mg.Noho izany, maneke an’Andriamanitra ianareo. Manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.
1 Petera 5.8
en.Be sober, be vigilant; because your adversary the devil, as a roaring lion, walketh about, seeking whom he may devour:
fr.Soyez sobres, veillez. Votre adversaire, le diable, rôde comme un lion rugissant, cherchant qui il dévorera.
mg."Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;"
1 Jaona 3.8
en.He that committeth sin is of the devil; for the devil sinneth from the beginning. For this purpose the Son of God was manifested, that he might destroy the works of the devil.
fr.Celui qui pèche est du diable, car le diable pèche dès le commencement. Le Fils de Dieu a paru afin de détruire les oeuvres du diable.
mg.Izay manota dia avy amin’ny devoly, satria ny devoly manota hatramin’ny fiandohana. Izao no nisehoan’ny Zanak’Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ny devoly.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto