Eritreritra

Joba 31.1
en.I made a covenant with mine eyes; why then should I think upon a maid?
fr.J`avais fait un pacte avec mes yeux, Et je n`aurais pas arrêté mes regards sur une vierge.
mg."Efa nanao fanekena tamin' ny masoko aho; koa ataoko ahoana indray no hisaina zazavavy?"
Salamo 139.1
en.O LORD, thou hast searched me, and known me.
fr.Au chef des chantres. De David. Psaume. Éternel! tu me sondes et tu me connais,
mg.[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] JEHOVAH ô, efa nandinika ahy Ianao ka mahalala Ahy.
Salamo 139.23
en.Search me, O God, and know my heart: try me, and know my thoughts:
fr.Sonde-moi, ô Dieu, et connais mon coeur! Éprouve-moi, et connais mes pensées!
mg."Diniho aho, Andriamanitra ô ary fantaro ny foko; izahao toetra aho ary fantaro ny eritreritro;"
Ohabolana 4.23
en.Keep thy heart with all diligence; for out of it are the issues of life.
fr.Garde ton coeur plus que toute autre chose, Car de lui viennent les sources de la vie.
mg.Tandremo ny fonao amin' izay fitandremana tsara rehetra, fa avy ao no ivoahan' ny aina.
Ohabolana 4.26
en.Ponder the path of thy feet, and let all thy ways be established.
fr."Considère le chemin par où tu passes, Et que toutes tes voies soient bien réglées;"
mg.Saino tsara izay alehan' ny tongotrao, ary aoka ho voalamina ny lalanao rehetra.
Ohabolana 14.12
en.There is a way which seemeth right unto a man, but the end thereof are the ways of death.
fr.Telle voie paraît droite à un homme, Mais son issue, c`est la voie de la mort.
mg.Misy lalana ataon' ny olona ho mahitsy, kanjo lalana mivarina any amin' ny fahafatesana no iafarany.
Ohabolana 16.3
en.Commit thy works unto the LORD, and thy thoughts shall be established.
fr.Recommande à l`Éternel tes oeuvres, Et tes projets réussiront.
mg.Ankino amin' i Jehovah ny asanao, dia ho tafatoetra ny hevitrao.
Ohabolana 21.2
en.Every way of a man is right in his own eyes: but the LORD pondereth the hearts.
fr."Toutes les voies de l`homme sont droites à ses yeux; Mais celui qui pèse les coeurs, c`est l`Éternel."
mg."Ataon' ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany; fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo."
Isaia 55.7
en.Let the wicked forsake his way, and the unrighteous man his thoughts: and let him return unto the LORD, and he will have mercy upon him; and to our God, for he will abundantly pardon.
fr."Que le méchant abandonne sa voie, Et l`homme d`iniquité ses pensées; Qu`il retourne à l`Éternel, qui aura pitié de lui, A notre Dieu, qui ne se lasse pas de pardonner."
mg."Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin' i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, eny, ho amin' Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy."
Isaia 55.8
en.For my thoughts are not your thoughts, neither are your ways my ways, saith the LORD.
fr.Car mes pensées ne sont pas vos pensées, Et vos voies ne sont pas mes voies, Dit l`Éternel.
mg.Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah.
Matio 6.7
en.But when ye pray, use not vain repetitions, as the heathen do: for they think that they shall be heard for their much speaking.
fr.En priant, ne multipliez pas de vaines paroles, comme les païens, qui s`imaginent qu`à force de paroles ils seront exaucés.
mg."Fa rehefa mivavaka ianareo, dia aza mba manao teny maro miverimberina tahaka ny jentilisa; fa ataony ho ny hamaroan’ny teniny no hihainoana azy."
Matio 6.25
en.Therefore I say unto you, Take no thought for your life, what ye shall eat, or what ye shall drink; nor yet for your body, what ye shall put on. Is not the life more than meat, and the body than raiment?
fr.C`est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie de ce que vous mangerez, ni pour votre corps, de quoi vous serez vêtus. La vie n`est-elle pas plus que la nourriture, et le corps plus que le vêtement?
mg.Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin’ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin’ny tenanareo, dia izay hotafinareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny hanina va, ary ny tena noho ny fitafiana?
Marka 7.20
en.And he said, That which cometh out of the man, that defileth the man.
fr.Il dit encore: Ce qui sort de l`homme, c`est ce qui souille l`homme.
mg.Ary hoy Izy: Izay mivoaka avy ao amin’ny olona, dia izany no mahaloto azy.
Lioka 12.22
en.And he said unto his disciples, Therefore I say unto you, Take no thought for your life, what ye shall eat; neither for the body, what ye shall put on.
fr.Jésus dit ensuite à ses disciples: C`est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie de ce que vous mangerez, ni pour votre corps de quoi vous serez vêtus.
mg.Ary hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin' ny ainareo, izay hohaninareo, na ny amin' ny tenanareo, izay hotafianareo.
Romana 12.2
en.And be not conformed to this world: but be ye transformed by the renewing of your mind, that ye may prove what is that good, and acceptable, and perfect, will of God.
fr.Ne vous conformez pas au siècle présent, mais soyez transformés par le renouvellement de l`intelligence, afin que vous discerniez quelle est la volonté de Dieu, ce qui est bon, agréable et parfait.
mg."Ary aza manaraka ny fanaon' izao tontolo izao; fa miovà amin' ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon' Andriamanitra izay tsara sady ankasitrahana no tanteraka."
Romana 12.3
en.For I say, through the grace given unto me, to every man that is among you, not to think of himself more highly than he ought to think; but to think soberly, according as God hath dealt to every man the measure of faith.
fr.Par la grâce qui m`a été donnée, je dis à chacun de vous de n`avoir pas de lui-même une trop haute opinion, mais de revêtir des sentiments modestes, selon la mesure de foi que Dieu a départie à chacun.
mg."Fa noho ny fahasoavana nomena ahy dia izao no lazaiko amin' ny olona rehetra izay eo aminareo: Aza miavonavon-kevitra ka mihevitra mihoatra noho izay tokony hoheverina; fa mihevera izay onony araka ny ohatry ny finoana izay nozarain' Andriamanitra ho an' ny tsirairay avy."
1 Korintiana 1.10
en.Now I beseech you, brethren, by the name of our Lord Jesus Christ, that ye all speak the same thing, and that there be no divisions among you; but that ye be perfectly joined together in the same mind and in the same judgment.
fr.Je vous exhorte, frères, par le nom de notre Seigneur Jésus Christ, à tenir tous un même langage, et à ne point avoir de divisions parmi vous, mais à être parfaitement unis dans un même esprit et dans un même sentiment.
mg.Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, amin' ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ary mba tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tanteraka ianareo hiray saina sy hevitra.
1 Korintiana 2.11
en.For what man knoweth the things of a man, save the spirit of man which is in him? even so the things of God knoweth no man, but the Spirit of God.
fr.Lequel des hommes, en effet, connaît les choses de l`homme, si ce n`est l`esprit de l`homme qui est en lui? De même, personne ne connaît les choses de Dieu, si ce n`est l`Esprit de Dieu.
mg.Fa iza no olona mahalala ny zavatra ao am-pon' ny olona, afa-tsy ny fanahin’ny olona izay ao anatiny ihany? Ary toy izany koa, tsy misy mahalala zavatra momba an' Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin’Andriamanitra ihany.
1 Korintiana 3.18
en.Let no man deceive himself. If any man among you seemeth to be wise in this world, let him become a fool, that he may be wise.
fr.Que nul ne s`abuse lui-même: si quelqu`un parmi vous pense être sage selon ce siècle, qu`il devienne fou, afin de devenir sage.
mg.Aza misy mamita-tena. Raha misy eo aminareo manao azy ho hendry amin’izao tontolo izao, aoka ho adala izy mba ho hendry.
Efesiana 3.20
en.Now unto him that is able to do exceeding abundantly above all that we ask or think, according to the power that worketh in us,
fr.Or, à celui qui peut faire, par la puissance qui agit en nous, infiniment au delà de tout ce que nous demandons ou pensons,
mg.Ary ho an’Izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika,
Filipiana 4.8
en.Finally, brethren, whatsoever things are true, whatsoever things are honest, whatsoever things are just, whatsoever things are pure, whatsoever things are lovely, whatsoever things are of good report; if there be any virtue, and if there be any praise, think on these things.
fr.Au reste, frères, que tout ce qui est vrai, tout ce qui est honorable, tout ce qui est juste, tout ce qui est pur, tout ce qui est aimable, tout ce qui mérite l`approbation, ce qui est vertueux et digne de louange, soit l`objet de vos pensées.
mg.Farany, ry rahalahy, na inona na inona marina, na inona na inona manankaja, na inona na inona mahitsy, na inona na inona madio, na inona na inona maha-te-ho tia, na inona na inona tsara laza, raha misy hatsaram-panahy, ary raha misy dera, dia hevero izany zavatra izany.
Hebreo 4.12
en.For the word of God is quick, and powerful, and sharper than any twoedged sword, piercing even to the dividing asunder of soul and spirit, and of the joints and marrow, and is a discerner of the thoughts and intents of the heart.
fr."Car la parole de Dieu est vivante et efficace, plus tranchante qu`une épée quelconque à deux tranchants, pénétrante jusqu`à partager âme et esprit, jointures et moelles; elle juge les sentiments et les pensées du coeur."
mg.Fa velona sy mahery ny tenin’Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin’ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fikasan’ny fo.
1 Petera 1.13
en.Wherefore gird up the loins of your mind, be sober, and hope to the end for the grace that is to be brought unto you at the revelation of Jesus Christ;
fr.C`est pourquoi, ceignez les reins de votre entendement, soyez sobres, et ayez une entière espérance dans la grâce qui vous sera apportée, lorsque Jésus Christ apparaîtra.
mg."Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonòna tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay hoentina ho anareo amin’ny hisehoan’i Jesosy Kristy;"

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto