Fahafahana

Salamo 34.20
en.He keepeth all his bones: not one of them is broken.
fr.(34:21) Il garde tous ses os, Aucun d`eux n`est brisé.
mg."Miaro ny taolany rehetra Izy; tsy misy tapaka ireny na dia iray aza."
Salamo 68.7
en.O God, when thou wentest forth before thy people, when thou didst march through the wilderness; Selah:
fr.(68:8) O Dieu! quand tu sortis à la tête de ton peuple, Quand tu marchais dans le désert, -Pause.
mg.Andriamanitra ô, raha nandeha teo alohan' ny olonao Ianao, ka namaky ny efitra, [Sela.]
Salamo 79.9
en.Help us, O God of our salvation, for the glory of thy name: and deliver us, and purge away our sins, for thy name's sake.
fr.Secours-nous, Dieu de notre salut, pour la gloire de ton nom! Délivre-nous, et pardonne nos péchés, à cause de ton nom!
mg.Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, noho ny voninahitry ny anaranao, ary afaho izahay, ka esory ny otanay noho ny anaranao.
Salamo 97.10
en.Ye that love the LORD, hate evil: he preserveth the souls of his saints; he delivereth them out of the hand of the wicked.
fr.Vous qui aimez l`Éternel, haïssez le mal! Il garde les âmes de ses fidèles, Il les délivre de la main des méchants.
mg."Ianareo izay tia an' i Jehovah, mankahalà ny ratsy; miaro ny fanahin' ny olony masina Izy; manafaka azy amin' ny tanan' ny ratsy fanahy."
Salamo 119.45
en.And I will walk at liberty: for I seek thy precepts.
fr.Je marcherai au large, Car je recherche tes ordonnances.
mg.Handeha amin' ny fahalalahana aho, fa ny fitsipikao no tadiaviko.
Isaia 61.1
en.The Spirit of the Lord GOD is upon me; because the LORD hath anointed me to preach good tidings unto the meek; he hath sent me to bind up the brokenhearted, to proclaim liberty to the captives, and the opening of the prison to them that are bound;
fr."L`esprit du Seigneur, l`Éternel, est sur moi, Car l`Éternel m`a oint pour porter de bonnes nouvelles aux malheureux; Il m`a envoyé pour guérir ceux qui ont le coeur brisé, Pour proclamer aux captifs la liberté, Et aux prisonniers la délivrance;"
mg.Ny Fanahin' i Jehovah Tompo no ato amiko, satria Jehovah efa nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin' ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hamehy ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin' ny babo, sy famohana ny tranomaizina amin' izay voafatotra.
Lioka 4.18
en.The Spirit of the Lord is upon me, because he hath anointed me to preach the gospel to the poor; he hath sent me to heal the brokenhearted, to preach deliverance to the captives, and recovering of sight to the blind, to set at liberty them that are bruised,
fr."L`Esprit du Seigneur est sur moi, Parce qu`il m`a oint pour annoncer une bonne nouvelle aux pauvres; Il m`a envoyé pour guérir ceux qui ont le coeur brisé,"
mg."Ny Fanahin' i Jehovah no ato amiko satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin' ny mahantra Izy; naniraka Ahy hanasitrana ny torotoro fo, hitory fahafahana amin' ny babo, sy fampahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahoriana,"
Jaona 8.31
en.Then said Jesus to those Jews which believed on him, If ye continue in my word, then are ye my disciples indeed;
fr."Et il dit aux Juifs qui avaient cru en lui: Si vous demeurez dans ma parole, vous êtes vraiment mes disciples;"
mg.Dia hoy Jesosy tamin' ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin' ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa.
Jaona 8.36
en.If the Son therefore shall make you free, ye shall be free indeed.
fr.Si donc le Fils vous affranchit, vous serez réellement libres.
mg.Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo.
Asa 13.38
en.Be it known unto you therefore, men and brethren, that through this man is preached unto you the forgiveness of sins:
fr.Sachez donc, hommes frères, que c`est par lui que le pardon des péchés vous est annoncé,
mg.Ary aoka ho fantatrareo noho izany ry lehilahy sy rahalahy, fa avy amin' izany lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo,
Romana 6.15
en.What then? shall we sin, because we are not under the law, but under grace? God forbid.
fr.Quoi donc! Pécherions-nous, parce que nous sommes, non sous la loi, mais sous la grâce? Loin de là!
mg.Ahoana àry? Hanota va isika, saingy tsy ambanin' ny lalàna, fa ambanin' ny fahasoavana? Sanatria izany!
Romana 6.22
en.But now being made free from sin, and become servants to God, ye have your fruit unto holiness, and the end everlasting life.
fr.Mais maintenant, étant affranchis du péché et devenus esclaves de Dieu, vous avez pour fruit la sainteté et pour fin la vie éternelle.
mg.Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin' ny ota ianareo ka efa tonga mpanompon' Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin' ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay.
Romana 8.1
en.There is therefore now no condemnation to them which are in Christ Jesus, who walk not after the flesh, but after the Spirit.
fr.Il n`y a donc maintenant aucune condamnation pour ceux qui sont en Jésus Christ.
mg.Noho izany, ankehitriny dia tsy misy fanamelohana ho an' izay ao amin' i Kristy Jesosy, izay tsy mandeha araka ny nofo fa araka ny Fanahy.
1 Korintiana 6.12
en.All things are lawful unto me, but all things are not expedient: all things are lawful for me, but I will not be brought under the power of any.
fr."Tout m`est permis, mais tout n`est pas utile; tout m`est permis, mais je ne me laisserai asservir par quoi que ce soit."
mg."Azoko atao ny zavatra rehetra, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; azoko atao ny zavatra rehetra, nefa tsy mety handevozin-javatra na inona na inona aho."
2 Korintiana 3.17
en.Now the Lord is that Spirit: and where the Spirit of the Lord is, there is liberty.
fr."Or, le Seigneur c`est l`Esprit; et là où est l`Esprit du Seigneur, là est la liberté."
mg."Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran’ny Fanahin’ny Tompo no misy fahafahana."
Galatiana 5.1
en.Stand fast therefore in the liberty wherewith Christ hath made us free, and be not entangled again with the yoke of bondage.
fr.C`est pour la liberté que Christ nous a affranchis. Demeurez donc fermes, et ne vous laissez pas mettre de nouveau sous le joug de la servitude.
mg.Tomoera tsara àry ao amin' ny fahafahana izay nanafahan' i Kristy antsika, fa aza mety hohazonin' ny ziogan' ny fanandevozana indray.
Galatiana 5.13
en.For, brethren, ye have been called unto liberty; only use not liberty for an occasion to the flesh, but by love serve one another.
fr."Frères, vous avez été appelés à la liberté, seulement ne faites pas de cette liberté un prétexte de vivre selon la chair; mais rendez-vous, par la charité, serviteurs les uns des autres."
mg."Fa efa nantsoina ho amin’ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy hoentinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin’ny fitiavana."
Jakoba 1.25
en.But whoso looketh into the perfect law of liberty, and continueth therein, he being not a forgetful hearer, but a doer of the work, this man shall be blessed in his deed.
fr.Mais celui qui aura plongé les regards dans la loi parfaite, la loi de la liberté, et qui aura persévéré, n`étant pas un auditeur oublieux, mais se mettant à l`oeuvre, celui-là sera heureux dans son activité.
mg.Fa izay mandinika ny lalàna tanteraka dia ny lalàn’ny fahafahana, ka maharitra amin’izany, raha tsy mpihaino mpanadino, fa mpanao ny asa, dia ho sambatra amin’ny asany izany olona izany.
1 Petera 2.16
en.As free, and not using your liberty for a cloke of maliciousness, but as the servants of God.
fr.étant libres, sans faire de la liberté un voile qui couvre la méchanceté, mais agissant comme des serviteurs de Dieu.
mg.Fa olona afaka ianareo, nefa aza mitondra ny fahafahanareo ho fanaronana ny ratsy, fa ho toy ny mpanompon’Andriamanitra.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto