Fahalalan-tanana

Salamo 112.5
en.A good man sheweth favour, and lendeth: he will guide his affairs with discretion.
fr.Heureux l`homme qui exerce la miséricorde et qui prête. Qui règle ses actions d`après la justice.
mg."Ny olona tsara maneho fiantrana ka mampisambotra; mitondra ny raharahany amin' ny fahamalinana izy."
Ohabolana 11.25
en.The liberal soul shall be made fat: and he that watereth shall be watered also himself.
fr.L`âme bienfaisante sera rassasiée, Et celui qui arrose sera lui-même arrosé.
mg."Izay olona malala-tanana hohatavezina; ary izay manondraka dia mba ho tondrahana koa."
Isaia 40.29
en.He giveth power to the faint; and to them that have no might he increaseth strength.
fr.Il donne de la force à celui qui est fatigué, Et il augmente la vigueur de celui qui tombe en défaillance.
mg.Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay tsy manan-kery dia hampitomboiny hery.
Lioka 6.30
en.Give to every man that asketh of thee; and of him that taketh away thy goods ask them not again.
fr.Donne à quiconque te demande, et ne réclame pas ton bien à celui qui s`en empare.
mg."Omeo izay rehetra mangataka aminao; ary raha misy maka ny anananao, dia aza manaraka izany aminy."
Lioka 6.38
en.Give, and it shall be given unto you; good measure, pressed down, and shaken together, and running over, shall men give into your bosom. For with the same measure that ye mete withal it shall be measured to you again.
fr."Donnez, et il vous sera donné: on versera dans votre sein une bonne mesure, serrée, secouée et qui déborde; car on vous mesurera avec la mesure dont vous vous serez servis."
mg."Manomeza, dia mba homena ianareo; fatra tsara sady ahintsana no afatratra ka dia mihoatra no homena ho ao am-pofoanareo.Fa izay fatra ataonareo no hamarana ho anareo kosa."
Lioka 11.13
en.If ye then, being evil, know how to give good gifts unto your children: how much more shall your heavenly Father give the Holy Spirit to them that ask him?
fr.Si donc, méchants comme vous l`êtes, vous savez donner de bonnes choses à vos enfants, à combien plus forte raison le Père céleste donnera-t-il le Saint Esprit à ceux qui le lui demandent.
mg.Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an' ny zanakareo, tsy mainka va ny Rainareo, izay any an-danitra, no hanome ny Fanahy Masina ho an' izay mangataka aminy?
Jaona 1.5
en.And the light shineth in darkness; and the darkness comprehended it not.
fr.La lumière luit dans les ténèbres, et les ténèbres ne l`ont point reçue.
mg."Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin' ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy."
2 Korintiana 8.12
en.For if there be first a willing mind, it is accepted according to that a man hath, and not according to that he hath not.
fr.La bonne volonté, quand elle existe, est agréable en raison de ce qu`elle peut avoir à sa disposition, et non de ce qu`elle n`a pas.
mg.Fa raha misy aloha ny fahazotoana, dia araka izay ananan' ny olona no ankasitrahana, fa tsy araka izay tsy ananany.
2 Korintiana 9.7
en.Every man according as he purposeth in his heart, so let him give; not grudgingly, or of necessity: for God loveth a cheerful giver.
fr."Que chacun donne comme il l`a résolu en son coeur, sans tristesse ni contrainte; car Dieu aime celui qui donne avec joie."
mg."Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian’ny fony avy, tsy amin’ny alahelo, na amin’ny faneriterena; fa “ny mpanome amin’ny firavoravoana no tian’Andriamanitra”"
2 Korintiana 9.10
en.Now he that ministereth seed to the sower both minister bread for your food, and multiply your seed sown, and increase the fruits of your righteousness;)
fr.Celui qui Fournit de la semence au semeur, Et du pain pour sa nourriture, vous fournira et vous multipliera la semence, et il augmentera les fruits de votre justice.
mg.Ary Izay manome voa ho an’ny mpamafy no manome mofo hohaninareo koa sy mampitombo ny voa afafinareo ary manalehibe ny vokatry ny fahamarinanareo),

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto