Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fahalemena

Salamo 73.26
en.My flesh and my heart faileth: but God is the strength of my heart, and my portion for ever.
fr.Ma chair et mon coeur peuvent se consumer: Dieu sera toujours le rocher de mon coeur et mon partage.
mg."Levona ny nofoko sy ny foko; nefa vatolampin' ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra."
Salamo 82.3
en.Defend the poor and fatherless: do justice to the afflicted and needy.
fr.Rendez justice au faible et à l`orphelin, Faites droit au malheureux et au pauvre,
mg."Alaharo ny tenin' ny mahantra sy ny kamboty; omeo rariny ny ory sy ny malahelo."
Ohabolana 17.22
en.A merry heart doeth good like a medicine: but a broken spirit drieth the bones.
fr.Un coeur joyeux est un bon remède, Mais un esprit abattu dessèche les os.
mg."Ny fo ravoravo dia mahasoa toy ny fanafody; fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana."
Ohabolana 31.8
en.Open thy mouth for the dumb in the cause of all such as are appointed to destruction.
fr.Ouvre ta bouche pour le muet, Pour la cause de tous les délaissés.
mg.Sokafy ny vavanao hisolo ny moana, hiady ho an' izay rehetra voatendry ho amin' ny fandringanana.
Isaia 40.29
en.He giveth power to the faint; and to them that have no might he increaseth strength.
fr.Il donne de la force à celui qui est fatigué, Et il augmente la vigueur de celui qui tombe en défaillance.
mg.Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay tsy manan-kery dia hampitomboiny hery.
Matio 11.28
en.Come unto me, all ye that labour and are heavy laden, and I will give you rest.
fr.Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos.
mg.Mankanesa aty amiko ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
Matio 26.41
en.Watch and pray, that ye enter not into temptation: the spirit indeed is willing, but the flesh is weak.
fr."Veillez et priez, afin que vous ne tombiez pas dans la tentation; l`esprit es bien disposé, mais la chair est faible."
mg."Miareta tory sy mivavaha ianareo, mba tsy hidiranareo amin'ny fakampanahy; mety ihany ny fanahy fa ny nofo no malemy."
Romana 8.26
en.Likewise the Spirit also helpeth our infirmities: for we know not what we should pray for as we ought: but the Spirit itself maketh intercession for us with groanings which cannot be uttered.
fr."De même aussi l`Esprit nous aide dans notre faiblesse, car nous ne savons pas ce qu`il nous convient de demander dans nos prières. Mais l`Esprit lui-même intercède par des soupirs inexprimables;"
mg."Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin' ny fitarainana tsy azo tononina."
2 Korintiana 12.9
en.And he said unto me, My grace is sufficient for thee: for my strength is made perfect in weakness. Most gladly therefore will I rather glory in my infirmities, that the power of Christ may rest upon me.
fr.et il m`a dit: Ma grâce te suffit, car ma puissance s`accomplit dans la faiblesse. Je me glorifierai donc bien plus volontiers de mes faiblesses, afin que la puissance de Christ repose sur moi.
mg."Nefa hoy Izy tamiko: Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko dia tanterahina amin’ny fahalemena. Koa mainka sitrako ny hirehareha amin’ny fahalemeko, mba hitoeran’ny herin’i Kristy amiko."
2 Korintiana 12.10
en.Therefore I take pleasure in infirmities, in reproaches, in necessities, in persecutions, in distresses for Christ's sake: for when I am weak, then am I strong.
fr."C`est pourquoi je me plais dans les faiblesses, dans les outrages, dans les calamités, dans les persécutions, dans les détresses, pour Christ; car, quand je suis faible, c`est alors que je suis fort."
mg."Koa dia finaritra aho amin’ny fahalemena, amin’ny fanalam-baràka, amin’ny fahaterena, amin’ny fanenjehana, amin’ny fahantrana noho ny amin’i Kristy; fa ny fahalemeko no fahatanjahako."
Filipiana 4.13
en.I can do all things through Christ which strengtheneth me.
fr.Je puis tout par celui qui me fortifie.
mg.Mahay ny zavatra rehetra aho amin’ny alalan’i Kristy izay mampahery ahy.
2 Timoty 1.7
en.For God hath not given us the spirit of fear; but of power, and of love, and of a sound mind.
fr.Car ce n`est pas un esprit de timidité que Dieu nous a donné, mais un esprit de force, d`amour et de sagesse.
mg.Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahin’ny tahotra isika, fa fanahin' ny hery, sy fitiavana, ary fisainana mazava.
Hebreo 4.15
en.For we have not an high priest which cannot be touched with the feeling of our infirmities; but was in all points tempted like as we are, yet without sin.
fr."Car nous n`avons pas un souverain sacrificateur qui ne puisse compatir à nos faiblesses; au contraire, il a été tenté comme nous en toutes choses, sans commettre de péché."
mg.Fa isika tsy manana mpisoronabe izay tsy mahay miara-mitondra ny fahalementsika, fa Izay efa nalaim-panahy tamin’ny zavatra rehetra tahaka antsika, kanefa tsy nanana ota.
1 Petera 5.7
en.Casting all your care upon him; for he careth for you.
fr.et déchargez-vous sur lui de tous vos soucis, car lui-même prend soin de vous.
mg."Apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra; fa miahy anareo izy."
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto