Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fahendrena

Salamo 19.8
en.The statutes of the LORD are right, rejoicing the heart: the commandment of the LORD is pure, enlightening the eyes.
fr."(19:9) Les ordonnances de l`Éternel sont droites, elles réjouissent le coeur; Les commandements de l`Éternel sont purs, ils éclairent les yeux."
mg."Mahitsy ny didin' i Jehovah, mampifaly ny fo; madio ny didin' i Jehovah, mampahazava ny maso."
Salamo 90.12
en.So teach us to number our days, that we may apply our hearts unto wisdom.
fr.Enseigne-nous à bien compter nos jours, Afin que nous appliquions notre coeur à la sagesse.
mg.Koa mampianara anay hanisa ny andronay, hahazoanay fo hendry.
Salamo 111.10
en.The fear of the LORD is the beginning of wisdom: a good understanding have all they that do his commandments: his praise endureth for ever.
fr."La crainte de l`Éternel est le commencement de la sagesse; Tous ceux qui l`observent ont une raison saine. Sa gloire subsiste à jamais."
mg."Ny fahatahorana an' i Jehovah no fiandoham-pahendrena; fahalalana tsara no ananan' izay mankatò ny didiny; maharitra mandrakizay ny fiderana azy."
Ohabolana 1.7
en.The fear of the LORD is the beginning of knowledge: but fools despise wisdom and instruction.
fr."La crainte de l`Éternel est le commencement de la science; Les insensés méprisent la sagesse et l`instruction."
mg."Ny fahatahorana an' i Jehovah no fiandoham-pahalalana; fa manamavo fahendrena sy toro-lalana ny adala."
Ohabolana 1.23
en.Turn you at my reproof: behold, I will pour out my spirit unto you, I will make known my words unto you.
fr.Tournez-vous pour écouter mes réprimandes! Voici, je répandrai sur vous mon esprit, Je vous ferez connaître mes paroles...
mg."Miverena ianareo ho amin' ny fananarako; indro, haidiko aminareo ny fanahiko, ary hampahafantariko anareo ny teniko."
Ohabolana 2.6
en.For the LORD giveth wisdom: out of his mouth cometh knowledge and understanding.
fr."Car l`Éternel donne la sagesse; De sa bouche sortent la connaissance et l`intelligence;"
mg.Fa manome fahendrena Jehovah ary avy amin' ny vavany no ivoahan' ny fahalalana sy ny fahatakaran-javatra.
Ohabolana 3.13
en.Happy is the man that findeth wisdom, and the man that getteth understanding.
fr.Heureux l`homme qui a trouvé la sagesse, Et l`homme qui possède l`intelligence!
mg.Sambatra izay olona mahita fahendrena sy izay olona mahazo fahalalana.
Ohabolana 4.5
en.Get wisdom, get understanding: forget it not; neither decline from the words of my mouth.
fr."Acquiers la sagesse, acquiers l`intelligence; N`oublie pas les paroles de ma bouche, et ne t`en détourne pas."
mg."Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana; fa aza hadinoina na hihemorana ny teny aloaky ny vavako."
Ohabolana 4.7
en.Wisdom is the principal thing; therefore get wisdom: and with all thy getting get understanding.
fr.Voici le commencement de la sagesse: Acquiers la sagesse, Et avec tout ce que tu possèdes acquiers l`intelligence.
mg."Ny fahendrena no zavatra voalohany indrindra; noho izany, mahazoa fahendrena; ary amin' ny fanananao rehetra mahazoa fahalalana."
Ohabolana 4.11
en.I have taught thee in the way of wisdom; I have led thee in right paths.
fr.Je te montre la voie de la sagesse, Je te conduis dans les sentiers de la droiture.
mg."Tamin' ny lalam-pahendrena no nampianarako anao; nitarika anao tamin' ny lalana marina aho."
Ohabolana 8.35
en.For whoso findeth me findeth life, and shall obtain favour of the LORD.
fr.Car celui qui me trouve a trouvé la vie, Et il obtient la faveur de l`Éternel.
mg.Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana sady hahazo sitraka amin' i Jehovah.
Ohabolana 9.10
en.The fear of the LORD is the beginning of wisdom: and the knowledge of the holy is understanding.
fr."Le commencement de la sagesse, c`est la crainte de l`Éternel; Et la science des saints, c`est l`intelligence."
mg."Ny fahatahorana an' i Jehovah no fiandoham-pahendrena; ary ny fahafantarana ny masina no fahazavan-tsaina."
Ohabolana 10.1
en.The proverbs of Solomon. A wise son maketh a glad father: but a foolish son is the heaviness of his mother.
fr.Proverbes de Salomon. Un fils sage fait la joie d`un père, Et un fils insensé le chagrin de sa mère.
mg."NY ohabolan' i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny."
Ohabolana 10.8
en.The wise in heart will receive commandments: but a prating fool shall fall.
fr.Celui qui est sage de coeur reçoit les préceptes, Mais celui qui est insensé des lèvres court à sa perte.
mg."Izay hendry am-po no handray ny didy; fa ho lavo ny adala maro vava."
Ohabolana 11.2
en.When pride cometh, then cometh shame: but with the lowly is wisdom.
fr."Quand vient l`orgueil, vient aussi l`ignominie; Mais la sagesse est avec les humbles."
mg."Raha tonga ny fiavonavonana, dia tonga ny fahamenarana; fa ao amin' ny manetry tena no misy fahendrena."
Ohabolana 11.9
en.An hypocrite with his mouth destroyeth his neighbour: but through knowledge shall the just be delivered.
fr.Par sa bouche l`impie perd son prochain, Mais les justes sont délivrés par la science.
mg."Ny vavan' ny mpihatsaravelatsihy no animbany ny namany; fa ny fahalalana no hanafahana ny marina."
Ohabolana 12.16
en.A fool's wrath is presently known: but a prudent man covereth shame.
fr.L`insensé laisse voir à l`instant sa colère, Mais celui qui cache un outrage est un homme prudent.
mg."Ny fahasosoran' ny adala dia fantatra miaraka amin' izay; fa ny olona malina dia manarona fahafaham-baràka."
Ohabolana 13.3
en.He that keepeth his mouth keepeth his life: but he that openeth wide his lips shall have destruction.
fr."Celui qui veille sur sa bouche garde son âme; Celui qui ouvre de grandes lèvres court à sa perte."
mg."Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; fa izay vavàna dia ho ringana."
Ohabolana 13.10
en.Only by pride cometh contention: but with the well advised is wisdom.
fr.C`est seulement par orgueil qu`on excite des querelles, Mais la sagesse est avec ceux qui écoutent les conseils.
mg."Fifandirana ihany no vokatry ny fiavonavonana; fa ao amin' ny mino anatra no misy fahendrena."
Ohabolana 13.20
en.He that walketh with wise men shall be wise: but a companion of fools shall be destroyed.
fr.Celui qui fréquente les sages devient sage, Mais celui qui se plaît avec les insensés s`en trouve mal.
mg."Izay miara-dia amin' ny hendry dia ho hendry; fa izay misakaiza amin' ny adala dia ho ringana."
Ohabolana 14.29
en.He that is slow to wrath is of great understanding: but he that is hasty of spirit exalteth folly.
fr.Celui qui est lent à la colère a une grande intelligence, Mais celui qui est prompt à s`emporter proclame sa folie.
mg."Be fahalalana izay mahatsindry fo; fa mampiseho ny fahadalany ny malaky tezitra."
Ohabolana 15.5
en.A fool despiseth his father's instruction: but he that regardeth reproof is prudent.
fr.L`insensé dédaigne l`instruction de son père, Mais celui qui a égard à la réprimande agit avec prudence.
mg."Maniratsira ny toro-hevitry ny rainy ny adala; fa izay mitandrina ny fananarana no mahira-tsaina."
Ohabolana 15.33
en.The fear of the LORD is the instruction of wisdom; and before honour is humility.
fr.La crainte de l`Éternel enseigne la sagesse, Et l`humilité précède la gloire.
mg."Ny fahatahorana an' i Jehovah dia toro-hevitry ny fahendrena; ary ny fanetren-tena dia mialoha ny voninahitra."
Ohabolana 16.16
en.How much better is it to get wisdom than gold! and to get understanding rather to be chosen than silver!
fr.Combien acquérir la sagesse vaut mieux que l`or! Combien acquérir l`intelligence est préférable à l`argent!
mg.Tsara tokoa ny mahazo fahendrena noho ny volamena! Ary tsara tokoa ny mahazo fahalalana noho ny volafotsy!
Ohabolana 17.7
en.Excellent speech becometh not a fool: much less do lying lips a prince.
fr."Les paroles distinguées ne conviennent pas à un insensé; Combien moins à un noble les paroles mensongères!"
mg."Ny teny tsara indrindra dia tsy tandrifiny alahatry ny adala; koa mainka fa tsy tokony ho an' ny zanak' andriana ny molotra mandainga."
Ohabolana 17.28
en.Even a fool, when he holdeth his peace, is counted wise: and he that shutteth his lips is esteemed a man of understanding.
fr."L`insensé même, quand il se tait, passe pour sage; Celui qui ferme ses lèvres est un homme intelligent."
mg.Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, ary izay manakombona ny vavany dia toa manan-tsaina.
Ohabolana 18.2
en.A fool hath no delight in understanding, but that his heart may discover itself.
fr.Ce n`est pas à l`intelligence que l`insensé prend plaisir, C`est à la manifestation de ses pensées.
mg.Ny adala tsy mba finaritra amin' ny fahalalana fa te haneho izay ao am-pony.
Ohabolana 18.6
en.A fool's lips enter into contention, and his mouth calleth for strokes.
fr.Les lèvres de l`insensé se mêlent aux querelles, Et sa bouche provoque les coups.
mg.Ny molotry ny adala dia manatona ny fifandirana ary mihantsy kapoka ny vavany.
Ohabolana 19.8
en.He that getteth wisdom loveth his own soul: he that keepeth understanding shall find good.
fr."Celui qui acquiert du sens aime son âme; Celui qui garde l`intelligence trouve le bonheur."
mg."Izay mihary fahendrena no tia ny fanahiny; izay mitandrina fahalalana no hahita soa."
Ohabolana 23.15
en.My son, if thine heart be wise, my heart shall rejoice, even mine.
fr."Mon fils, si ton coeur est sage, Mon coeur à moi sera dans la joie;"
mg."Anaka, raha hendry ny fonao, dia ho faly koa ny foko, dia ny foko;"
Ohabolana 23.24
en.The father of the righteous shall greatly rejoice: and he that begetteth a wise child shall have joy of him.
fr.Le père du juste est dans l`allégresse, Celui qui donne naissance à un sage aura de la joie.
mg.Hifaly dia hifaly ny rain' ny marina, ary izay miteraka zaza hendry no hanam-pifaliana aminy.
Ohabolana 24.14
en.So shall the knowledge of wisdom be unto thy soul: when thou hast found it, then there shall be a reward, and thy expectation shall not be cut off.
fr."De même, connais la sagesse pour ton âme; Si tu la trouves, il est un avenir, Et ton espérance ne sera pas anéantie."
mg."Aoka ho toy izany no fahalalana fahendrena ho an' ny fanahinao; fa raha azonao izany, dia hisy valisoa, ka tsy ho foana ny fanantenanao."
Ohabolana 29.11
en.A fool uttereth all his mind: but a wise man keepeth it in till afterwards.
fr.L`insensé met en dehors toute sa passion, Mais le sage la contient.
mg."Mamoaka izay ao an-tsainy rehetra ny adala; fa ny hendry kosa mitahiry izany ao anatiny ho amin' ny aoriana."
Mpitoriteny 1.18
en.For in much wisdom is much grief: and he that increaseth knowledge increaseth sorrow.
fr.Car avec beaucoup de sagesse on a beaucoup de chagrin, et celui qui augmente sa science augmente sa douleur.
mg.Satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana.
Mpitoriteny 7.10
en.Say not thou, What is the cause that the former days were better than these? for thou dost not enquire wisely concerning this.
fr.Ne dis pas: D`où vient que les jours passés étaient meilleurs que ceux ci? Car ce n`est point par sagesse que tu demandes cela.
mg.Aza manao hoe: Ahoana no mahatsara kokoa ny andro taloha noho ny ankehitriny? fa tsy amin' ny fahendrena no anontanianao izany.
Mpitoriteny 10.12
en.The words of a wise man's mouth are gracious; but the lips of a fool will swallow up himself.
fr."Les paroles de la bouche du sage sont pleines de grâce; mais les lèvres de l`insensé causent sa perte."
mg."Soa ny teny aloaky ny vavan' ny hendry; fa ny molotry ny adala kosa hitelina ny tenany."
Isaia 28.29
en.This also cometh forth from the LORD of hosts, which is wonderful in counsel, and excellent in working.
fr."Cela aussi vient de l`Éternel des armées; Admirable est son conseil, et grande est sa sagesse."
mg.Izany koa dia avy amin' i Jehovah, Tompon' ny maro, izay mahagaga amin' ny fisainana ary mahatalanjona amin' ny asa.
Isaia 40.28
en.Hast thou not known? hast thou not heard, that the everlasting God, the LORD, the Creator of the ends of the earth, fainteth not, neither is weary? there is no searching of his understanding.
fr."Ne le sais-tu pas? ne l`as-tu pas appris? C`est le Dieu d`éternité, l`Éternel, Qui a créé les extrémités de la terre; Il ne se fatigue point, il ne se lasse point; On ne peut sonder son intelligence."
mg."Tsy fantatrao va? Tsy efa renao va, fa Andriamanitra mandrakizay, Jehovah, Izay mpamorona ny faran' ny tany, dia tsy mba mety ho reraka na sasatra; tsy takatry ny saina ny fahalalany."
Isaia 55.8
en.For my thoughts are not your thoughts, neither are your ways my ways, saith the LORD.
fr.Car mes pensées ne sont pas vos pensées, Et vos voies ne sont pas mes voies, Dit l`Éternel.
mg.Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah.
Daniela 2.23
en.I thank thee, and praise thee, O thou God of my fathers, who hast given me wisdom and might, and hast made known unto me now what we desired of thee: for thou hast now made known unto us the king's matter.
fr.Dieu de mes pères, je te glorifie et je te loue de ce que tu m`as donné la sagesse et la force, et de ce que tu m`as fait connaître ce que nous t`avons demandé, de ce que tu nous as révélé le secret du roi.
mg."Misaotra Anao sy midera Anao aho ry Andriamanitry ny razako ô, izay nanome ahy fahendrena sy hery ary efa nampahafantarinao ahy ankehitriny izay nangatahinay taminao; fa nampahafantarinao anay ny zavatry ny mpanjaka."
Daniela 12.10
en.Many shall be purified, and made white, and tried; but the wicked shall do wickedly: and none of the wicked shall understand; but the wise shall understand.
fr."Plusieurs seront purifiés, blanchis et épurés; les méchants feront le mal et aucun des méchants ne comprendra, mais ceux qui auront de l`intelligence comprendront."
mg."Maro no hodiovina sy hofotsiana ary hozahan-toetra; fa ny ratsy fanahy kosa mbola hanao ratsy ihany, ary tsy hisy amin' ny ratsy fanahy hahafantatra, fa ny hendry no hahafantatra."
Matio 7.24
en.Therefore whosoever heareth these sayings of mine, and doeth them, I will liken him unto a wise man, which built his house upon a rock:
fr.C`est pourquoi, quiconque entend ces paroles que je dis et les met en pratique, sera semblable à un homme prudent qui a bâti sa maison sur le roc.
mg."Koa amin’izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka manatanteraka azy, dia hohariko amin’ny lehilahy hendry izy, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ny vatolampy;"
Romana 11.33
en.O the depth of the riches both of the wisdom and knowledge of God! how unsearchable are his judgments, and his ways past finding out!
fr.O profondeur de la richesse, de la sagesse et de la science de Dieu! Que ses jugements sont insondables, et ses voies incompréhensibles! Car
mg.Endrey ny halalin' ny haren' ny fahendrena sy ny fahalalan' Andriamanitra! ny fitsarany tsy hita lany, ary ny lalany tsy azo fantarina!
Romana 14.5
en.One man esteemeth one day above another: another esteemeth every day alike. Let every man be fully persuaded in his own mind.
fr."Tel fait une distinction entre les jours; tel autre les estime tous égaux. Que chacun ait en son esprit une pleine conviction."
mg."Ny anankiray manao ny andro anankiray ho mihoatra noho ny andro sasany; ary ny anankiray kosa manao ny andro rehetra ho mitovy. Aoka samy ho resy lahatra tanteraka ao amin’ny sainy avy."
1 Korintiana 3.18
en.Let no man deceive himself. If any man among you seemeth to be wise in this world, let him become a fool, that he may be wise.
fr.Que nul ne s`abuse lui-même: si quelqu`un parmi vous pense être sage selon ce siècle, qu`il devienne fou, afin de devenir sage.
mg.Aza misy mamita-tena. Raha misy eo aminareo manao azy ho hendry amin’izao tontolo izao, aoka ho adala izy mba ho hendry.
Efesiana 1.17
en.That the God of our Lord Jesus Christ, the Father of glory, may give unto you the spirit of wisdom and revelation in the knowledge of him:
fr.afin que le Dieu de notre Seigneur Jésus Christ, le Père de gloire, vous donne un esprit de sagesse et de révélation, dans sa connaissance,
mg."Mba homen’Andriamanitr’i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ny voninahitra, ho anareo ny fanahin’ny fahendrena sy ny fanambarana amin’ny fahalalana Azy;"
Efesiana 5.15
en.See then that ye walk circumspectly, not as fools, but as wise,
fr."Prenez donc garde de vous conduire avec circonspection, non comme des insensés, mais comme des sages;"
mg.Koa tandremo tsara izay fandehanareo, mba tsy hitondranareo tena tahaka ny adala, fa tahaka ny hendry,
Kolosiana 2.2
en.That their hearts might be comforted, being knit together in love, and unto all riches of the full assurance of understanding, to the acknowledgement of the mystery of God, and of the Father, and of Christ;
fr.afin qu`ils aient le coeur rempli de consolation, qu`ils soient unis dans la charité, et enrichis d`une pleine intelligence pour connaître le mystère de Dieu, savoir Christ,
mg."Mba hampiononina ny fony amin’ny ampiraisana azy amin’ny fitiavana sy ho amin’ny haren’ny fahatokiana be avy amin’ny fahazavan-tsaina, ho amin’ny fahalalana ny zava-miafin’Andriamanitra sady Ray, ary Kristy;"
Kolosiana 4.5
en.Walk in wisdom toward them that are without, redeeming the time.
fr.Conduisez-vous avec sagesse envers ceux du dehors, et rachetez le temps.
mg.Mandehana amin’ny fahendrena amin’izay eo ivelany, hararaoty ny fotoana.
Jakoba 1.5
en.If any of you lack wisdom, let him ask of God, that giveth to all men liberally, and upbraideth not; and it shall be given him.
fr.Si quelqu`un d`entre vous manque de sagesse, qu`il l`a demande à Dieu, qui donne à tous simplement et sans reproche, et elle lui sera donnée.
mg.Raha misy ianareo tsy ampy fahendrena, aoka izy hangataka amin’Andriamanitra, Izay manome malalaka ho an' ny olona rehetra sady tsy mandatsa, ary dia homena azy izany.
Jakoba 3.13
en.Who is a wise man and endued with knowledge among you? let him shew out of a good conversation his works with meekness of wisdom.
fr.Lequel d`entre vous est sage et intelligent? Qu`il montre ses oeuvres par une bonne conduite avec la douceur de la sagesse.
mg.Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka asehony amin’ny fitondrantena tsara ny asany amin’ny fahalemem-panahin’ny fahendrena.
Jakoba 3.17
en.But the wisdom that is from above is first pure, then peaceable, gentle, and easy to be intreated, full of mercy and good fruits, without partiality, and without hypocrisy.
fr.La sagesse d`en haut est premièrement pure, ensuite pacifique, modérée, conciliante, pleine de miséricorde et de bons fruits, exempte de duplicité, d`hypocrisie.
mg.Fa ny fahendrena izay avy any ambony dia madio aloha, ary tia fihavanana, malemy fanahy, mora alahatra, be famindrampo sy be voka-tsoa, tsy misy fiangarana, sady tsy misy fihatsarambelatsihy.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto