Famelan-keloka

2 Tantara 7.14
en.If my people, which are called by my name, shall humble themselves, and pray, and seek my face, and turn from their wicked ways; then will I hear from heaven, and will forgive their sin, and will heal their land.
fr.si mon peuple sur qui est invoqué mon nom s`humilie, prie, et cherche ma face, et s`il se détourne de ses mauvaises voies, -je l`exaucerai des cieux, je lui pardonnerai son péché, et je guérirai son pays.
mg.Raha ny oloko izay antsoina amin' ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako, ary hiala amin' ny lalany ratsy, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny fahotany ary hahasitrany ny taniny.
2 Tantara 30.9
en.For if ye turn again unto the LORD, your brethren and your children shall find compassion before them that lead them captive, so that they shall come again into this land: for the LORD your God is gracious and merciful, and will not turn away his face from you, if ye return unto him.
fr."Si vous revenez à l`Éternel, vos frères et vos fils trouveront miséricorde auprès de ceux qui les ont emmenés captifs, et ils reviendront dans ce pays; car l`Éternel, votre Dieu, est compatissant et miséricordieux, et il ne détournera pas sa face de vous, si vous revenez à lui."
mg."Fa raha miverina indray amin' i Jehovah ianareo, dia hahazo famindrampo eo anatrehan' izay nitondra azy ho babo ny rahalahinareo sy ny zanakareo, ka dia ho tafaverina amin' ity tany ity izy; fa miantra sy mamindra fo Jehovah Andriamanitrareo ary tsy hiamboho anareo Izy, raha miverina aminy ianareo."
Nehemia 9.31
en.Nevertheless for thy great mercies' sake thou didst not utterly consume them, nor forsake them; for thou art a gracious and merciful God.
fr.Mais, dans ta grande miséricorde, tu ne les anéantis pas, et tu ne les abandonnas pas, car tu es un Dieu compatissant et miséricordieux.
mg.Nefa noho ny haben' ny famindramponao dia tsy navelanao ho lany ringana tanteraka izy ary tsy nafoinao, satria Andriamanitra mamindra fo sy miantra Ianao.
Salamo 32.1
en.Blessed is he whose transgression is forgiven, whose sin is covered.
fr.De David. Cantique. Heureux celui à qui la transgression est remise, A qui le péché est pardonné!
mg.[Salamo nataon' i Davida. Maskila.] SAMBATRA ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
Salamo 32.5
en.I acknowledged my sin unto thee, and mine iniquity have I not hid. I said, I will confess my transgressions unto the LORD; and thou forgavest the iniquity of my sin. Selah.
fr."Je t`ai fait connaître mon péché, je n`ai pas caché mon iniquité; J`ai dit: J`avouerai mes transgressions à l`Éternel! Et tu as effacé la peine de mon péché. -Pause."
mg."Ny fahotako nambarako taminao, ary ny heloko tsy mba nafeniko; hoy aho: Hiaiky ny fandikan-dalàko amin' i Jehovah aho; ary Ianao dia mamela ny heloky ny fahotako.[Sela.]"
Salamo 86.5
en.For thou, Lord, art good, and ready to forgive; and plenteous in mercy unto all them that call upon thee.
fr.Car tu es bon, Seigneur, tu pardonnes, Tu es plein d`amour pour tous ceux qui t`invoquent.
mg."Fa Ianao Tompo ô, no tsara sy vonona hamela heloka; ary be famindrampo amin' izay rehetra miantso Anao."
Ohabolana 17.9
en.He that covereth a transgression seeketh love; but he that repeateth a matter separateth very friends.
fr.Celui qui couvre une faute cherche l`amour, Et celui qui la rappelle dans ses discours divise les amis.
mg."Izay manarona fahadisoana dia mitady fitiavana; fa izay mamohafoha teny dia mampisaraka ny tena mpisakaiza."
Ohabolana 28.13
en.He that covereth his sins shall not prosper: but whoso confesseth and forsaketh them shall have mercy.
fr.Celui qui cache ses transgressions ne prospère point, Mais celui qui les avoue et les délaisse obtient miséricorde.
mg."Izay manafina ny fahotany tsy hambinina; fa izay miaiky ka mahafoy azy no hahazo famindrampo."
Isaia 55.7
en.Let the wicked forsake his way, and the unrighteous man his thoughts: and let him return unto the LORD, and he will have mercy upon him; and to our God, for he will abundantly pardon.
fr."Que le méchant abandonne sa voie, Et l`homme d`iniquité ses pensées; Qu`il retourne à l`Éternel, qui aura pitié de lui, A notre Dieu, qui ne se lasse pas de pardonner."
mg."Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin' i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, eny, ho amin' Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy."
Jeremia 3.12
en.Go and proclaim these words toward the north, and say, Return, thou backsliding Israel, saith the LORD; and I will not cause mine anger to fall upon you: for I am merciful, saith the LORD, and I will not keep anger for ever.
fr."Va, crie ces paroles vers le septentrion, et dis: Reviens, infidèle Israël! dit l`Éternel. Je ne jetterai pas sur vous un regard sévère; Car je suis miséricordieux, dit l`Éternel, Je ne garde pas ma colère à toujours."
mg."Mandehana, ka torio manatrika ny avaratra izao teny izao hoe: Miverena ianao, ry Isiraely mpiodina, hoy Jehovah; tsy handatsaka ny fahatezerako aminareo Aho; fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay Aho."
Joela 2.13
en.And rend your heart, and not your garments, and turn unto the LORD your God: for he is gracious and merciful, slow to anger, and of great kindness, and repenteth him of the evil.
fr."Déchirez vos coeurs et non vos vêtements, Et revenez à l`Éternel, votre Dieu; Car il est compatissant et miséricordieux, Lent à la colère et riche en bonté, Et il se repent des maux qu`il envoie."
mg."Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin' i Jehovah Andriamanitrareo; fa mamindra fo sy miantra izy, mahari-po sady be famindrampo ary manenina ny amin' ny loza,"
Mika 7.18
en.Who is a God like unto thee, that pardoneth iniquity, and passeth by the transgression of the remnant of his heritage? he retaineth not his anger for ever, because he delighteth in mercy.
fr.Quel Dieu est semblable à toi, Qui pardonnes l`iniquité, qui oublies les péchés Du reste de ton héritage? Il ne garde pas sa colère à toujours, Car il prend plaisir à la miséricorde.
mg.Iza no Andriamanitra tahaka Anao, izay mamela heloka sady mandalo ny fahadisoan' ny sisa amin' ny lovany? Tsy mitana ny fahatezerany ho mandrakizay Izy, fa mifaly amin' ny famindrampo.
Matio 6.12
en.And forgive us our debts, as we forgive our debtors.
fr."pardonne-nous nos offenses, comme nous aussi nous pardonnons à ceux qui nous ont offensés;"
mg.Ary mamelà ny trosanay tahaka ny namelanay izay mpitrosa taminay.
Matio 6.14
en.For if ye forgive men their trespasses, your heavenly Father will also forgive you:
fr."Si vous pardonnez aux hommes leurs offenses, votre Père céleste vous pardonnera aussi;"
mg."Fa raha mamela ny fahadisoan’ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra;"
Matio 6.15
en.But if ye forgive not men their trespasses, neither will your Father forgive your trespasses.
fr.mais si vous ne pardonnez pas aux hommes, votre Père ne vous pardonnera pas non plus vos offenses.
mg.Fa raha tsy mamela ny fahadisoan’ny olona ianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo.
Matio 9.12
en.But when Jesus heard that, he said unto them, They that be whole need not a physician, but they that are sick.
fr.Ce que Jésus ayant entendu, il dit: Ce ne sont pas ceux qui se portent bien qui ont besoin de médecin, mais les malades.
mg.Fa raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny salama no mila dokotera, fa ny marary.
Matio 12.32
en.And whosoever speaketh a word against the Son of man, it shall be forgiven him: but whosoever speaketh against the Holy Ghost, it shall not be forgiven him, neither in this world, neither in the world to come.
fr."Quiconque parlera contre le Fils de l`homme, il lui sera pardonné; mais quiconque parlera contre le Saint Esprit, il ne lui sera pardonné ni dans ce siècle ni dans le siècle à venir."
mg."Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak’olona, dia hahazo famelan-keloka ihany; fa na iza na iza no miteny hanohitra ny Fanahy Masina, dia tsy mba hahazo famelan-keloka, na eto amin' izao tontolo izao, na amin’ny tontolo ho avy."
Matio 18.21
en.Then came Peter to him, and said, Lord, how oft shall my brother sin against me, and I forgive him? till seven times?
fr.Alors Pierre s`approcha de lui, et dit: Seigneur, combien de fois pardonnerai-je à mon frère, lorsqu`il péchera contre moi? Sera-ce jusqu`à sept fois?
mg.Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan' ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin' ny impito va?
Marka 11.25
en.And when ye stand praying, forgive, if ye have ought against any: that your Father also which is in heaven may forgive you your trespasses.
fr.Et, lorsque vous êtes debout faisant votre prière, si vous avez quelque chose contre quelqu`un, pardonnez, afin que votre Père qui est dans les cieux vous pardonne aussi vos offenses.
mg.Ary raha mitsangana mivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan’ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo.
Lioka 6.37
en.Judge not, and ye shall not be judged: condemn not, and ye shall not be condemned: forgive, and ye shall be forgiven:
fr."Ne jugez point, et vous ne serez point jugés; ne condamnez point, et vous ne serez point condamnés; absolvez, et vous serez absous."
mg." Aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo;"
Asa 2.38
en.Then Peter said unto them, Repent, and be baptized every one of you in the name of Jesus Christ for the remission of sins, and ye shall receive the gift of the Holy Ghost.
fr."Pierre leur dit: Repentez-vous, et que chacun de vous soit baptisé au nom de Jésus Christ, pour le pardon de vos péchés; et vous recevrez le don du Saint Esprit."
mg."Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin' ny anaran' i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina;"
Asa 3.19
en.Repent ye therefore, and be converted, that your sins may be blotted out, when the times of refreshing shall come from the presence of the Lord;
fr.Repentez-vous donc et convertissez-vous, pour que vos péchés soient effacés,
mg.Koa mibebaha ianareo, ary miovà hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin' ny fanatrehan' ny Tompo,
Asa 13.38
en.Be it known unto you therefore, men and brethren, that through this man is preached unto you the forgiveness of sins:
fr.Sachez donc, hommes frères, que c`est par lui que le pardon des péchés vous est annoncé,
mg.Ary aoka ho fantatrareo noho izany ry lehilahy sy rahalahy, fa avy amin' izany lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo,
Asa 17.30
en.And the times of this ignorance God winked at; but now commandeth all men every where to repent:
fr.Dieu, sans tenir compte des temps d`ignorance, annonce maintenant à tous les hommes, en tous lieux, qu`ils aient à se repentir,
mg."Ary Andriamanitra ninia tsy nijery izany andron' ny tsy fahalalana izany; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra, na aiza na aiza hibebaka."
Efesiana 1.7
en.In whom we have redemption through his blood, the forgiveness of sins, according to the riches of his grace;
fr.En lui nous avons la rédemption par son sang, la rémission des péchés, selon la richesse de sa grâce,
mg.Ao Aminy no ananantsika fanavotana ao amin’ny rany, dia ny famelana ny fahadisoana, araka ny haren’ny fahasoavany,
Efesiana 4.32
en.And be ye kind one to another, tenderhearted, forgiving one another, even as God for Christ's sake hath forgiven you.
fr.Soyez bons les uns envers les autres, compatissants, vous pardonnant réciproquement, comme Dieu vous a pardonné en Christ.
mg.Ary aoka samy halemy fanahy amin’ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka tahaka ny namelan’Andriamanitra ny helokareo noho ny amin’i Kristy.
Kolosiana 3.13
en.Forbearing one another, and forgiving one another, if any man have a quarrel against any: even as Christ forgave you, so also do ye.
fr.Supportez-vous les uns les autres, et, si l`un a sujet de se plaindre de l`autre, pardonnez-vous réciproquement. De même que Christ vous a pardonné, pardonnez-vous aussi.
mg."Mifandefera, ka mifamelà heloka ianareo, raha misy manana ady amin’olona; tahaka ny namelan’i Kristy ny helokareo, no aoka hamelanareo heloka koa."
Jakoba 5.14
en.Is any sick among you? let him call for the elders of the church; and let them pray over him, anointing him with oil in the name of the Lord:
fr."Quelqu`un parmi vous est-il malade? Qu`il appelle les anciens de l`Église, et que les anciens prient pour lui, en l`oignant d`huile au nom du Seigneur;"
mg."Misy marary va eo aminareo? Aoka izy hampaka ny loholon’ny fiangonana; ary aoka hanosotra diloilo azy amin’ny anaran’ny Tompo ireo sady hivavaka eo aminy;"
1 Jaona 2.2
en.And he is the propitiation for our sins: and not for ours only, but also for the sins of the whole world.
fr.Il est lui-même une victime expiatoire pour nos péchés, non seulement pour les nôtres, mais aussi pour ceux du monde entier.
mg.Ary Izy no fanatitra fampiononam-pahatezerana noho ny fahotantsika, ary tsy noho ny antsika ihany, fa noho ny fahotan’izao tontolo izao koa.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto