Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Famindrampo

2 Tantara 30.9
en.For if ye turn again unto the LORD, your brethren and your children shall find compassion before them that lead them captive, so that they shall come again into this land: for the LORD your God is gracious and merciful, and will not turn away his face from you, if ye return unto him.
fr."Si vous revenez à l`Éternel, vos frères et vos fils trouveront miséricorde auprès de ceux qui les ont emmenés captifs, et ils reviendront dans ce pays; car l`Éternel, votre Dieu, est compatissant et miséricordieux, et il ne détournera pas sa face de vous, si vous revenez à lui."
mg."Fa raha miverina indray amin' i Jehovah ianareo, dia hahazo famindrampo eo anatrehan' izay nitondra azy ho babo ny rahalahinareo sy ny zanakareo, ka dia ho tafaverina amin' ity tany ity izy; fa miantra sy mamindra fo Jehovah Andriamanitrareo ary tsy hiamboho anareo Izy, raha miverina aminy ianareo."
Nehemia 9.31
en.Nevertheless for thy great mercies' sake thou didst not utterly consume them, nor forsake them; for thou art a gracious and merciful God.
fr.Mais, dans ta grande miséricorde, tu ne les anéantis pas, et tu ne les abandonnas pas, car tu es un Dieu compatissant et miséricordieux.
mg.Nefa noho ny haben' ny famindramponao dia tsy navelanao ho lany ringana tanteraka izy ary tsy nafoinao, satria Andriamanitra mamindra fo sy miantra Ianao.
Salamo 23.6
en.Surely goodness and mercy shall follow me all the days of my life: and I will dwell in the house of the LORD for ever.
fr.Oui, le bonheur et la grâce m`accompagneront Tous les jours de ma vie, Et j`habiterai dans la maison de l`Éternel Jusqu`à la fin de mes jours.
mg."Eny tokoa, fahatsarana sy famindrampo no hanaraka ahy amin' ny andro rehetra hiainako; dia hitoetra ao an-tranon' i Jehovah mandrakizay aho."
Salamo 25.6
en.Remember, O LORD, thy tender mercies and thy lovingkindnesses; for they have been ever of old.
fr."Éternel! souviens-toi de ta miséricorde et de ta bonté; Car elles sont éternelles."
mg.Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô, fa hatrizay hatrizay ireny.
Salamo 40.12
en.For innumerable evils have compassed me about: mine iniquities have taken hold upon me, so that I am not able to look up; they are more than the hairs of mine head: therefore my heart faileth me.
fr."(40:13) Car des maux sans nombre m`environnent; Les châtiments de mes iniquités m`atteignent, Et je ne puis en supporter la vue; Ils sont plus nombreux que les cheveux de ma tête, Et mon courage m`abandonne."
mg."Fa zava-dratsy tsy tambo isaina no nanodidina ahy; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahatraka aho; maro noho ny volon-dohako ireny ka reraka ny foko."
Salamo 51.3
en.For I acknowledge my transgressions: and my sin is ever before me.
fr.(51:5) Car je reconnais mes transgressions, Et mon péché est constamment devant moi.
mg.Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
Salamo 90.17
en.And let the beauty of the LORD our God be upon us: and establish thou the work of our hands upon us; yea, the work of our hands establish thou it.
fr.Que la grâce de l`Éternel, notre Dieu, soit sur nous! Affermis l`ouvrage de nos mains, Oui, affermis l`ouvrage de nos mains!
mg."Ary aoka ho aminay ny fahatsaran' ny Tompo Andriamanitray; ary ampitoero aminay ny asan' ny tananay; eny, ny asan' ny tananay, ampitoero izany."
Salamo 112.5
en.A good man sheweth favour, and lendeth: he will guide his affairs with discretion.
fr.Heureux l`homme qui exerce la miséricorde et qui prête. Qui règle ses actions d`après la justice.
mg."Ny olona tsara maneho fiantrana ka mampisambotra; mitondra ny raharahany amin' ny fahamalinana izy."
Salamo 130.1
en.Out of the depths have I cried unto thee, O LORD.
fr.Cantique des degrés. Du fond de l`abîme je t`invoque, ô Éternel!
mg.[Hira misy hevitra ambaratonga.] TAO amin' ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô.
Ohabolana 28.13
en.He that covereth his sins shall not prosper: but whoso confesseth and forsaketh them shall have mercy.
fr.Celui qui cache ses transgressions ne prospère point, Mais celui qui les avoue et les délaisse obtient miséricorde.
mg."Izay manafina ny fahotany tsy hambinina; fa izay miaiky ka mahafoy azy no hahazo famindrampo."
Isaia 30.18
en.And therefore will the LORD wait, that he may be gracious unto you, and therefore will he be exalted, that he may have mercy upon you: for the LORD is a God of judgment: blessed are all they that wait for him.
fr."Cependant l`Éternel désire vous faire grâce, Et il se lèvera pour vous faire miséricorde; Car l`Éternel est un Dieu juste: Heureux tous ceux qui espèrent en lui!"
mg."Koa Jehovah dia hiandry mba hiantrany anareo, ary hisandratra Izy mba hamindrany fo aminareo; fa Jehovah dia Andriamanitry ny fitsarana; sambatra izay rehetra miandry Azy."
Isaia 55.7
en.Let the wicked forsake his way, and the unrighteous man his thoughts: and let him return unto the LORD, and he will have mercy upon him; and to our God, for he will abundantly pardon.
fr."Que le méchant abandonne sa voie, Et l`homme d`iniquité ses pensées; Qu`il retourne à l`Éternel, qui aura pitié de lui, A notre Dieu, qui ne se lasse pas de pardonner."
mg."Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin' i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, eny, ho amin' Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy."
Jeremia 3.12
en.Go and proclaim these words toward the north, and say, Return, thou backsliding Israel, saith the LORD; and I will not cause mine anger to fall upon you: for I am merciful, saith the LORD, and I will not keep anger for ever.
fr."Va, crie ces paroles vers le septentrion, et dis: Reviens, infidèle Israël! dit l`Éternel. Je ne jetterai pas sur vous un regard sévère; Car je suis miséricordieux, dit l`Éternel, Je ne garde pas ma colère à toujours."
mg."Mandehana, ka torio manatrika ny avaratra izao teny izao hoe: Miverena ianao, ry Isiraely mpiodina, hoy Jehovah; tsy handatsaka ny fahatezerako aminareo Aho; fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay Aho."
Mika 7.18
en.Who is a God like unto thee, that pardoneth iniquity, and passeth by the transgression of the remnant of his heritage? he retaineth not his anger for ever, because he delighteth in mercy.
fr.Quel Dieu est semblable à toi, Qui pardonnes l`iniquité, qui oublies les péchés Du reste de ton héritage? Il ne garde pas sa colère à toujours, Car il prend plaisir à la miséricorde.
mg.Iza no Andriamanitra tahaka Anao, izay mamela heloka sady mandalo ny fahadisoan' ny sisa amin' ny lovany? Tsy mitana ny fahatezerany ho mandrakizay Izy, fa mifaly amin' ny famindrampo.
Matio 6.14
en.For if ye forgive men their trespasses, your heavenly Father will also forgive you:
fr."Si vous pardonnez aux hommes leurs offenses, votre Père céleste vous pardonnera aussi;"
mg."Fa raha mamela ny fahadisoan’ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra;"
Matio 9.13
en.But go ye and learn what that meaneth, I will have mercy, and not sacrifice: for I am not come to call the righteous, but sinners to repentance.
fr.Allez, et apprenez ce que signifie: Je prends plaisir à la miséricorde, et non aux sacrifices. Car je ne suis pas venu appeler des justes, mais des pécheurs.
mg."Fa mandehana ka mianara izay hevitry ny teny hoe: “Famindrampo no sitrako, fa tsy fanatitra”; fa tsy tonga hiantso ny marina Aho fa ny mpanota ho amin' ny fibebahana."
Matio 18.21
en.Then came Peter to him, and said, Lord, how oft shall my brother sin against me, and I forgive him? till seven times?
fr.Alors Pierre s`approcha de lui, et dit: Seigneur, combien de fois pardonnerai-je à mon frère, lorsqu`il péchera contre moi? Sera-ce jusqu`à sept fois?
mg.Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan' ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin' ny impito va?
Jaona 3.16
en.For God so loved the world, that he gave his only begotten Son, that whosoever believeth in him should not perish, but have everlasting life.
fr.Car Dieu a tant aimé le monde qu`il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu`il ait la vie éternelle.
mg.Fa notiavin' Andriamanitra indrindra izao tontolo izao, ka nomeny ny Zanany Lahy tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Romana 5.15
en.But not as the offence, so also is the free gift. For if through the offence of one many be dead, much more the grace of God, and the gift by grace, which is by one man, Jesus Christ, hath abounded unto many.
fr."Mais il n`en est pas du don gratuit comme de l`offense; car, si par l`offense d`un seul il en est beaucoup qui sont morts, à plus forte raison la grâce de Dieu et le don de la grâce venant d`un seul homme, Jésus Christ, ont-ils été abondamment répandus sur beaucoup."
mg.Nefa tsy tahaka ny fahadisoana ny fanomezana maimaimpoana.Fa raha ny fahadisoan' ny anankiray no nahatonga fahafatesana ho an' ny maro, mainka ny fahasoavan' Andriamanitra, sy ny fanomezana avy amin' ny fahasoavana, avy amin' ny Olona Iray, dia Jesosy Kristy no tonga be ho an' ny maro.
Romana 6.15
en.What then? shall we sin, because we are not under the law, but under grace? God forbid.
fr.Quoi donc! Pécherions-nous, parce que nous sommes, non sous la loi, mais sous la grâce? Loin de là!
mg.Ahoana àry? Hanota va isika, saingy tsy ambanin' ny lalàna, fa ambanin' ny fahasoavana? Sanatria izany!
Romana 12.1
en.I beseech you therefore, brethren, by the mercies of God, that ye present your bodies a living sacrifice, holy, acceptable unto God, which is your reasonable service.
fr.Je vous exhorte donc, frères, par les compassions de Dieu, à offrir vos corps comme un sacrifice vivant, saint, agréable à Dieu, ce qui sera de votre part un culte raisonnable.
mg.Koa amin' izany miangavy anareo aho, ry rahalahy, noho ny famindrampon' Andriamanitra, mba atolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak' Andriamanitra, izay fanompoana mety ataonareo.
2 Korintiana 12.9
en.And he said unto me, My grace is sufficient for thee: for my strength is made perfect in weakness. Most gladly therefore will I rather glory in my infirmities, that the power of Christ may rest upon me.
fr.et il m`a dit: Ma grâce te suffit, car ma puissance s`accomplit dans la faiblesse. Je me glorifierai donc bien plus volontiers de mes faiblesses, afin que la puissance de Christ repose sur moi.
mg."Nefa hoy Izy tamiko: Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko dia tanterahina amin’ny fahalemena. Koa mainka sitrako ny hirehareha amin’ny fahalemeko, mba hitoeran’ny herin’i Kristy amiko."
2 Korintiana 13.13
en.All the saints salute you.
fr.(13:12b) Tous les saints vous saluent.
mg.Manao veloma anareo ny olona masina rehetra.
Efesiana 2.4
en.But God, who is rich in mercy, for his great love wherewith he loved us,
fr.Mais Dieu, qui est riche en miséricorde, à cause du grand amour dont il nous a aimés,
mg.Fa Andriamanitra izay manankarena amin’ny famindrampo, noho ny halehiben’ny fitiavany izay nitiavany antsika,
Filipiana 1.29
en.For unto you it is given in the behalf of Christ, not only to believe on him, but also to suffer for his sake;
fr.et cela de la part de Dieu, car il vous a été fait la grâce, par rapport à Christ, non seulement de croire en lui, mais encore de souffrir pour lui,
mg.Fa efa nomena anareo noho ny amin’i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiari-pahoriana koa noho ny Aminy.
Titosy 3.5
en.Not by works of righteousness which we have done, but according to his mercy he saved us, by the washing of regeneration, and renewing of the Holy Ghost;
fr.il nous a sauvés, non à cause des oeuvres de justice que nous aurions faites, mais selon sa miséricorde, par le baptême de la régénération et le renouvellement du Saint Esprit,
mg."Dia tsy avy tamin’ny asan’ny fahamarinana izay nataontsika, fa araka ny famindrampony kosa no namonjeny antsika, tamin’ny fanasan’ny fiterahana indray, sy ny fanavaozan’ny Fanahy Masina;"
Hebreo 4.16
en.Let us therefore come boldly unto the throne of grace, that we may obtain mercy, and find grace to help in time of need.
fr.Approchons-nous donc avec assurance du trône de la grâce afin d`obtenir miséricorde et de trouver grâce, pour être secourus dans nos besoins.
mg.Koa aoka isika hanatona ny sezafiandrianan’ny fahasoavana amin’ny fahasahiana, mba hahazoantsika famindrampo sy hahitantsika fahasoavana ho famonjena amin’izay andro mahory.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto