Fanaovana drafitra

Salamo 20.5
en.We will rejoice in thy salvation, and in the name of our God we will set up our banners: the LORD fulfil all thy petitions.
fr."(20:6) Nous nous réjouirons de ton salut, Nous lèverons l`étendard au nom de notre Dieu; L`Éternel exaucera tous tes voeux."
mg."Hihoby noho ny famonjenao izahay, ary amin' ny anaran' Andriamanitra no hanangananay faneva; hotanterahin' i Jehovah anie ny angatahinao rehetra."
Salamo 90.12
en.So teach us to number our days, that we may apply our hearts unto wisdom.
fr.Enseigne-nous à bien compter nos jours, Afin que nous appliquions notre coeur à la sagesse.
mg.Koa mampianara anay hanisa ny andronay, hahazoanay fo hendry.
Salamo 143.8
en.Cause me to hear thy lovingkindness in the morning; for in thee do I trust: cause me to know the way wherein I should walk; for I lift up my soul unto thee.
fr.Fais-moi dès le matin entendre ta bonté! Car je me confie en toi. Fais-moi connaître le chemin où je dois marcher! Car j`élève à toi mon âme.
mg."Ampandreneso ny fiantranao nony maraina aho fa Ianao no itokiako; ampahalalao ahy izay lalana tokony alehako fa aminao no anandratako ny fanahiko."
Ohabolana 3.31
en.Envy thou not the oppressor, and choose none of his ways.
fr.Ne porte pas envie à l`homme violent, Et ne choisis aucune de ses voies.
mg.Aza mialona ny olon-dozabe, na mifidy izay lalany akory,
Ohabolana 15.22
en.Without counsel purposes are disappointed: but in the multitude of counsellors they are established.
fr."Les projets échouent, faute d`une assemblée qui délibère; Mais ils réussissent quand il y a de nombreux conseillers."
mg."Ho foana ny fikasana, raha tsy misy tolo-tsaina; fa voaorina izy amin' ny hamaroan' ny mpanolo-tsaina."
Ohabolana 16.3
en.Commit thy works unto the LORD, and thy thoughts shall be established.
fr.Recommande à l`Éternel tes oeuvres, Et tes projets réussiront.
mg.Ankino amin' i Jehovah ny asanao, dia ho tafatoetra ny hevitrao.
Ohabolana 16.9
en.A man's heart deviseth his way: but the LORD directeth his steps.
fr.Le coeur de l`homme médite sa voie, Mais c`est l`Éternel qui dirige ses pas.
mg."Ny fon' ny olona dia mihevitra tsara ny halehany; fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany."
Ohabolana 19.21
en.There are many devices in a man's heart; nevertheless the counsel of the LORD, that shall stand.
fr.Il y a dans le coeur de l`homme beaucoup de projets, Mais c`est le dessein de l`Éternel qui s`accomplit.
mg.Maro ny hevitra ao am-pon' ny olona fa ny toro-hevitr' i Jehovah kosa no ho tafatoetra.
Ohabolana 23.4
en.Labour not to be rich: cease from thine own wisdom.
fr.Ne te tourmente pas pour t`enrichir, N`y applique pas ton intelligence.
mg."Aza manasa-tena hanan-karena; mitsahara amin' ny fahendrenao manokana."
Mpitoriteny 3.1
en.To every thing there is a season, and a time to every purpose under the heaven:
fr.Il y a un temps pour tout, un temps pour toute chose sous les cieux:
mg.Misy fotoanany ny zavatra rehetra, ary misy fotoanany ny raharaha rehetra aty ambanin' ny lanitra:
Isaia 28.29
en.This also cometh forth from the LORD of hosts, which is wonderful in counsel, and excellent in working.
fr."Cela aussi vient de l`Éternel des armées; Admirable est son conseil, et grande est sa sagesse."
mg.Izany koa dia avy amin' i Jehovah, Tompon' ny maro, izay mahagaga amin' ny fisainana ary mahatalanjona amin' ny asa.
Isaia 55.8
en.For my thoughts are not your thoughts, neither are your ways my ways, saith the LORD.
fr.Car mes pensées ne sont pas vos pensées, Et vos voies ne sont pas mes voies, Dit l`Éternel.
mg.Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah.
Isaia 55.9
en.For as the heavens are higher than the earth, so are my ways higher than your ways, and my thoughts than your thoughts.
fr.Autant les cieux sont élevés au-dessus de la terre, Autant mes voies sont élevées au-dessus de vos voies, Et mes pensées au-dessus de vos pensées.
mg.Fa tahaka ny haavon' ny lanitra noho ny tany no haavon' ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitratreo.
Jeremia 29.11
en.For I know the thoughts that I think toward you, saith the LORD, thoughts of peace, and not of evil, to give you an expected end.
fr.Car je connais les projets que j`ai formés sur vous, dit l`Éternel, projets de paix et non de malheur, afin de vous donner un avenir et de l`espérance.
mg.Fa izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana fa tsy loza mba hanome anareo farany misy fanantenana.
Amosa 3.7
en.Surely the Lord GOD will do nothing, but he revealeth his secret unto his servants the prophets.
fr.Car le Seigneur, l`Éternel, ne fait rien Sans avoir révélé son secret à ses serviteurs les prophètes.
mg.Tsy hanao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy manambara ny zava-miafiny amin' ny mpaminany mpanompony.
Lioka 14.28
en.For which of you, intending to build a tower, sitteth not down first, and counteth the cost, whether he have sufficient to finish it?
fr.Car, lequel de vous, s`il veut bâtir une tour, ne s`assied d`abord pour calculer la dépense et voir s`il a de quoi la terminer,
mg.Fa iza moa aminareo, raha te-hanao tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany hanaovany izany, na misy hahavitany azy, na tsia?
1 Korintiana 2.10
en.But God hath revealed them unto us by his Spirit: for the Spirit searcheth all things, yea, the deep things of God.
fr.Dieu nous les a révélées par l`Esprit. Car l`Esprit sonde tout, même les profondeurs de Dieu.
mg."Fa isika no nanambaran’Andriamanitra izany tamin’ny Fanahiny; satria ny Fanahy mamantatra ny zavatra rehetra, eny, na dia izay zava-dalina an’Andriamanitra aza."

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto