Fanaovana ny marina

Salamo 37.7
en.Rest in the LORD, and wait patiently for him: fret not thyself because of him who prospereth in his way, because of the man who bringeth wicked devices to pass.
fr."Garde le silence devant l`Éternel, et espère en lui; Ne t`irrite pas contre celui qui réussit dans ses voies, Contre l`homme qui vient à bout de ses mauvais desseins."
mg."Miantombena tsara ao amin' i Jehovah ianao ka miandrasa Azy amim-paharetana; aza tezitra amin' izay ambinina amin' ny lalany, dia amin' izay olona manao sain-dratsy."
Salamo 112.5
en.A good man sheweth favour, and lendeth: he will guide his affairs with discretion.
fr.Heureux l`homme qui exerce la miséricorde et qui prête. Qui règle ses actions d`après la justice.
mg."Ny olona tsara maneho fiantrana ka mampisambotra; mitondra ny raharahany amin' ny fahamalinana izy."
Ohabolana 2.9
en.Then shalt thou understand righteousness, and judgment, and equity; yea, every good path.
fr.Alors tu comprendras la justice, l`équité, La droiture, toutes les routes qui mènent au bien.
mg.Ary amin' izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny ary ny fahitsiana, dia ny lalana tsara rehetra.
Ohabolana 3.27
en.Withhold not good from them to whom it is due, when it is in the power of thine hand to do it.
fr.Ne refuse pas un bienfait à celui qui y a droit, Quand tu as le pouvoir de l`accorder.
mg.Aza mamihina ny soa amin' izay tokony homena azy raha azon' ny tananao atao ihany.
Ohabolana 4.25
en.Let thine eyes look right on, and let thine eyelids look straight before thee.
fr.Que tes yeux regardent en face, Et que tes paupières se dirigent devant toi.
mg.Aoka ny masonao hijery mahitsy, ary ny hodimasonao hibanjina ny eo anoloanao.
Ohabolana 10.2
en.Treasures of wickedness profit nothing: but righteousness delivereth from death.
fr.Les trésors de la méchanceté ne profitent pas, Mais la justice délivre de la mort.
mg."Ny rakitry ny faharatsiam-panahy dia tsy mahasoa na inona na inona; fa ny fahamarinana no manafaka amin' ny fahafatesana."
Ohabolana 11.3
en.The integrity of the upright shall guide them: but the perverseness of transgressors shall destroy them.
fr.L`intégrité des hommes droits les dirige, Mais les détours des perfides causent leur ruine.
mg."Ny fahitsian' ny mahitsy no hitarika azy; fa ny faharatsian' ny mpandika lalàna handringana azy."
Ohabolana 12.22
en.Lying lips are abomination to the LORD: but they that deal truly are his delight.
fr.Les lèvres fausses sont en horreur à l`Éternel, Mais ceux qui agissent avec vérité lui sont agréables.
mg."Fahavetavetana eo imason' i Jehovah ny molotra mandainga; fa izay olona mahatoky no ankasitrahany."
Ohabolana 16.8
en.Better is a little with righteousness than great revenues without right.
fr.Mieux vaut peu, avec la justice, Que de grands revenus, avec l`injustice.
mg.Aleo ny kely omban' ny fahamarinana toy izay ny harem-bevava azo amin' ny tsy rariny.
Ohabolana 16.28
en.A froward man soweth strife: and a whisperer separateth chief friends.
fr.L`homme pervers excite des querelles, Et le rapporteur divise les amis.
mg."Ny mpivadibadika mamafy ady; ary ny mpibitsibitsika mampisaraka ny tena mpisakaiza."
Ohabolana 21.3
en.To do justice and judgment is more acceptable to the LORD than sacrifice.
fr.La pratique de la justice et de l`équité, Voilà ce que l`Éternel préfère aux sacrifices.
mg.Ny manao ny marina sy ny rariny no sitrak' i Jehovah mihoatra noho ny fanatitra.
Matio 5.8
en.Blessed are the pure in heart: for they shall see God.
fr.Heureux ceux qui ont le coeur pur, car ils verront Dieu!
mg.Sambatra ny madio am-po, fa izy no hahita an’Andriamanitra.
Lioka 8.16
en.No man, when he hath lighted a candle, covereth it with a vessel, or putteth it under a bed; but setteth it on a candlestick, that they which enter in may see the light.
fr."Personne, après avoir allumé une lampe, ne la couvre d`un vase, ou ne la met sous un lit; mais il la met sur un chandelier, afin que ceux qui entrent voient la lumière."
mg.Tsy misy olona mampirehitra jiro ka manarona azy amin' ny vata famarana, na mametraka azy ao ambanin' ny farafara, fa ataony eo amin' ny fanaovanjiro izy, mba ho hitan' izay miditra ny mazava.
Asa 5.3
en.But Peter said, Ananias, why hath Satan filled thine heart to lie to the Holy Ghost, and to keep back part of the price of the land?
fr.Pierre lui dit: Ananias, pourquoi Satan a-t-il rempli ton coeur, au point que tu mentes au Saint Esprit, et que tu aies retenu une partie du prix du champ?
mg.Fa hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin' ny Fanahy Masina ka hanafina ny vola sasany vidin' ny tany?
Romana 13.6
en.For for this cause pay ye tribute also: for they are God's ministers, attending continually upon this very thing.
fr.C`est aussi pour cela que vous payez les impôts. Car les magistrats sont des ministres de Dieu entièrement appliqués à cette fonction.
mg."Fa noho izany no andoavanareo vola hetra; fa mpanompon’Andriamanitra mitandrina hatrany izany zavatra izany ireny."
Romana 13.7
en.Render therefore to all their dues: tribute to whom tribute is due; custom to whom custom; fear to whom fear; honour to whom honour.
fr.Rendez à tous ce qui leur est dû: l`impôt à qui vous devez l`impôt, le tribut à qui vous devez le tribut, la crainte à qui vous devez la crainte, l`honneur à qui vous devez l`honneur.
mg.Noho izany, mandoava amin’izy rehetra izay tokony ho azy avy: vola hetra ho an’izay tokony handoavan-ketra, fadin-tseranana ho an’izay tokony handoavana fadin-tseranana, tahotra ho an’izay tokony hatahorana, haja ho an’izay tokony hohajaina.
2 Timoty 2.15
en.Study to shew thyself approved unto God, a workman that needeth not to be ashamed, rightly dividing the word of truth.
fr.Efforce-toi de te présenter devant Dieu comme un homme éprouvé, un ouvrier qui n`a point à rougir, qui dispense droitement la parole de la vérité.
mg.Mianara mba ho hita voazaha toetra amin’Andriamanitra ianao, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara ny tenin’ny fahamarinana.
Jakoba 3.17
en.But the wisdom that is from above is first pure, then peaceable, gentle, and easy to be intreated, full of mercy and good fruits, without partiality, and without hypocrisy.
fr.La sagesse d`en haut est premièrement pure, ensuite pacifique, modérée, conciliante, pleine de miséricorde et de bons fruits, exempte de duplicité, d`hypocrisie.
mg.Fa ny fahendrena izay avy any ambony dia madio aloha, ary tia fihavanana, malemy fanahy, mora alahatra, be famindrampo sy be voka-tsoa, tsy misy fiangarana, sady tsy misy fihatsarambelatsihy.
Jakoba 5.12
en.But above all things, my brethren, swear not, neither by heaven, neither by the earth, neither by any other oath: but let your yea be yea; and your nay, nay; lest ye fall into condemnation.
fr.Avant toutes choses, mes frères, ne jurez ni par le ciel, ni par la terre, ni par aucun autre serment. Mais que votre oui soit oui, et que votre non soit non, afin que vous ne tombiez pas sous le jugement.
mg."Fa mihoatra noho ny zavatra rehetra, ry rahalahiko, aza mianiana, na amin’ny lanitra, na amin’ny tany, na amin’izay fianianana hafa akory aza; fa aoka ny fanaikinareo ho “Eny” ary ny fandàvanareo ho “Tsia”, fandrao iharan’ny fanamelohana ianareo."
1 Jaona 1.6
en.If we say that we have fellowship with him, and walk in darkness, we lie, and do not the truth:
fr.Si nous disons que nous sommes en communion avec lui, et que nous marchions dans les ténèbres, nous mentons, et nous ne pratiquons pas la vérité.
mg.Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin’ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina.
1 Jaona 3.18
en.My little children, let us not love in word, neither in tongue; but in deed and in truth.
fr.Petits enfants, n`aimons pas en paroles et avec la langue, mais en actions et avec vérité.
mg.Rankiziko madinika, aoka tsy ho tia amin’ny teny na amin’ny lela isika, fa amin’ny asa sy amin’ny marina.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto