Fanasitranana

Eksodosy 15.26
en.And said, If thou wilt diligently hearken to the voice of the LORD thy God, and wilt do that which is right in his sight, and wilt give ear to his commandments, and keep all his statutes, I will put none of these diseases upon thee, which I have brought upon the Egyptians: for I am the LORD that healeth thee.
fr."Il dit: Si tu écoutes attentivement la voix de l`Éternel, ton Dieu, si tu fais ce qui est droit à ses yeux, si tu prêtes l`oreille à ses commandements, et si tu observes toutes ses lois, je ne te frapperai d`aucune des maladies dont j`ai frappé les Égyptiens; car je suis l`Éternel, qui te guérit."
mg."ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny lalàny ary hitandrina ny didiny rehetra, dia tsy hisy hataoko aminao ireny aretina rehetra ireny, izay nataoko tamin' ny Egyptiana; fa Izaho no Jehovah Izay manasitrana anao."
2 Mpanjaka 20.5
en.Turn again, and tell Hezekiah the captain of my people, Thus saith the LORD, the God of David thy father, I have heard thy prayer, I have seen thy tears: behold, I will heal thee: on the third day thou shalt go up unto the house of the LORD.
fr."Retourne, et dis à Ézéchias, chef de mon peuple: Ainsi parle l`Éternel, le Dieu de David, ton père: J`ai entendu ta prière, j`ai vu tes larmes. Voici, je te guérirai; le troisième jour, tu monteras à la maison de l`Éternel."
mg.Miverena, ka lazao amin' i Hezekia, mpanapaka ny oloko hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitr' i Davida rainao: Efa nohenoiko ny vavakao, ary efa hitako ny ranomasonao, indro, hahasitrana anao aho, ka rahafakampitso dia hiakatra ho ao an-tranon' i Jehovah ianao.
2 Tantara 7.14
en.If my people, which are called by my name, shall humble themselves, and pray, and seek my face, and turn from their wicked ways; then will I hear from heaven, and will forgive their sin, and will heal their land.
fr.si mon peuple sur qui est invoqué mon nom s`humilie, prie, et cherche ma face, et s`il se détourne de ses mauvaises voies, -je l`exaucerai des cieux, je lui pardonnerai son péché, et je guérirai son pays.
mg.Raha ny oloko izay antsoina amin' ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako, ary hiala amin' ny lalany ratsy, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny fahotany ary hahasitrany ny taniny.
Salamo 107.20
en.He sent his word, and healed them, and delivered them from their destructions.
fr.Il envoya sa parole et les guérit, Il les fit échapper de la fosse.
mg.Nandefa ny teniny Izy ka nahasitrana azy, sady nanafaka azy tamin' ny fandringanana azy.
Salamo 146.8
en.The LORD openeth the eyes of the blind: the LORD raiseth them that are bowed down: the LORD loveth the righteous:
fr."L`Éternel ouvre les yeux des aveugles; L`Éternel redresse ceux qui sont courbés; L`Éternel aime les justes."
mg."Mampahiratra ny mason' ny jamba Jehovah; mampitraka ny mitanondrika Jehovah; tia ny marina Jehovah."
Salamo 147.3
en.He healeth the broken in heart, and bindeth up their wounds.
fr.Il guérit ceux qui ont le coeur brisé, Et il panse leurs blessures.
mg.Manasitrana ny torotoro fo izy sy mamehy ny ferin' ireo.
Ohabolana 17.22
en.A merry heart doeth good like a medicine: but a broken spirit drieth the bones.
fr.Un coeur joyeux est un bon remède, Mais un esprit abattu dessèche les os.
mg."Ny fo ravoravo dia mahasoa toy ny fanafody; fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana."
Isaia 53.5
en.But he was wounded for our transgressions, he was bruised for our iniquities: the chastisement of our peace was upon him; and with his stripes we are healed.
fr."Mais il était blessé pour nos péchés, Brisé pour nos iniquités; Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, Et c`est par ses meurtrissures que nous sommes guéris."
mg."Nefa izy dia noratraina noho ny fahadisoantsika, notorotoroina izy noho ny helotsika; natao taminy ny famaizana nahazoantsika fihavanana; ary noho ny dian-kapoka taminy dia sitrana isika."
Jeremia 17.14
en.Heal me, O LORD, and I shall be healed; save me, and I shall be saved: for thou art my praise.
fr."Guéris-moi, Éternel, et je serai guéri; Sauve-moi, et je serai sauvé; Car tu es ma gloire."
mg."Jehovah ô, sitrano aho, dia ho sitrana; vonjeo aho, dia ho voavonjy; fa Ianao no fidèrako."
Matio 9.12
en.But when Jesus heard that, he said unto them, They that be whole need not a physician, but they that are sick.
fr.Ce que Jésus ayant entendu, il dit: Ce ne sont pas ceux qui se portent bien qui ont besoin de médecin, mais les malades.
mg.Fa raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny salama no mila dokotera, fa ny marary.
Matio 10.8
en.Heal the sick, cleanse the lepers, raise the dead, cast out devils: freely ye have received, freely give.
fr.Guérissez les malades, ressuscitez les morts, purifiez les lépreux, chassez les démons. Vous avez reçu gratuitement, donnez gratuitement.
mg."Sitrano ny marary, diovy ny boka, atsangano ny maty, avoahy ny devoly; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana."
Marka 9.23
en.Jesus said unto him, If thou canst believe, all things are possible to him that believeth.
fr.Jésus lui dit: Si tu peux!... Tout est possible à celui qui croit.
mg.Fa hoy Jesosy taminy: Raha afaka mino ianao, ny zavatra rehetra dia hain’ny mino.
Marka 10.52
en.And Jesus said unto him, Go thy way; thy faith hath made thee whole. And immediately he received his sight, and followed Jesus in the way.
fr.Et Jésus lui dit: Va, ta foi t`a sauvé. (10:53) Aussitôt il recouvra la vue, et suivit Jésus dans le chemin.
mg.Ary hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa nahasitrana anao tanteraka. Dia nahiratra niaraka tamin’izay ny masony, ka nanaraka an’i Jesosy teny an-dalana izy.
Lioka 4.18
en.The Spirit of the Lord is upon me, because he hath anointed me to preach the gospel to the poor; he hath sent me to heal the brokenhearted, to preach deliverance to the captives, and recovering of sight to the blind, to set at liberty them that are bruised,
fr."L`Esprit du Seigneur est sur moi, Parce qu`il m`a oint pour annoncer une bonne nouvelle aux pauvres; Il m`a envoyé pour guérir ceux qui ont le coeur brisé,"
mg."Ny Fanahin' i Jehovah no ato amiko satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin' ny mahantra Izy; naniraka Ahy hanasitrana ny torotoro fo, hitory fahafahana amin' ny babo, sy fampahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahoriana,"
Lioka 8.50
en.But when Jesus heard it, he answered him, saying, Fear not: believe only, and she shall be made whole.
fr.Mais Jésus, ayant entendu cela, dit au chef de la synagogue: Ne crains pas, crois seulement, et elle sera sauvée.
mg."Fa Jesosy, raha nahare izany, dia namaly azy ka nanao hoe: Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho sitrana tanteraka izy."
Lioka 10.9
en.And heal the sick that are therein, and say unto them, The kingdom of God is come nigh unto you.
fr.guérissez les malades qui s`y trouveront, et dites-leur: Le royaume de Dieu s`est approché de vous.
mg.Ary sitrano izay marary ao, ka lazao amin' ny olona hoe: Efa mby akaiky anareo ny fanjakan' Andriamanitra.
Lioka 13.10
en.And he was teaching in one of the synagogues on the sabbath.
fr.Jésus enseignait dans une des synagogues, le jour du sabbat.
mg.Ary nampianatra tao amin' ny anankiray amin' ny synagoga Jesosy tamin' ny sabata.
Jakoba 5.14
en.Is any sick among you? let him call for the elders of the church; and let them pray over him, anointing him with oil in the name of the Lord:
fr."Quelqu`un parmi vous est-il malade? Qu`il appelle les anciens de l`Église, et que les anciens prient pour lui, en l`oignant d`huile au nom du Seigneur;"
mg."Misy marary va eo aminareo? Aoka izy hampaka ny loholon’ny fiangonana; ary aoka hanosotra diloilo azy amin’ny anaran’ny Tompo ireo sady hivavaka eo aminy;"
Jakoba 5.16
en.Confess your faults one to another, and pray one for another, that ye may be healed. The effectual fervent prayer of a righteous man availeth much.
fr.Confessez donc vos péchés les uns aux autres, et priez les uns pour les autres, afin que vous soyez guéris. La prière fervente du juste a une grande efficace.
mg.Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny vavaka mahomby ataon’ny olo-marina amin-kafanam-po dia mandaitra tokoa.
1 Petera 2.24
en.Who his own self bare our sins in his own body on the tree, that we, being dead to sins, should live unto righteousness: by whose stripes ye were healed.
fr."lui qui a porté lui-même nos péchés en son corps sur le bois, afin que morts aux péchés nous vivions pour la justice; lui par les meurtrissures duquel vous avez été guéris."
mg."Ary nitondra ny fahotantsika tamin’ny tenany teo ambonin’ny hazo Izy, mba ho faty ny amin’ny ota isika, fa ho velona ny amin’ny fahamarinana; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana anareo."

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto