Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fandriam-pahalemana

Genesisy 9.11
en.And I will establish my covenant with you; neither shall all flesh be cut off any more by the waters of a flood; neither shall there any more be a flood to destroy the earth.
fr.J`établis mon alliance avec vous: aucune chair ne sera plus exterminée par les eaux du déluge, et il n`y aura plus de déluge pour détruire la terre.
mg."Ary haoriko ny fanekeko aminareo, ka tsy haringako amin' ny ranon' ny safodrano intsony ny nofo rehetra; ary tsy hisy safodrano hanimba ny tany intsony."
Salamo 9.10
en.And they that know thy name will put their trust in thee: for thou, LORD, hast not forsaken them that seek thee.
fr.(9:11) Ceux qui connaissent ton nom se confient en toi. Car tu n`abandonnes pas ceux qui te cherchent, ô Éternel!
mg."Ary hitoky aminao izay mahalala ny anaranao; fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah ô,"
Salamo 27.1
en.The LORD is my light and my salvation; whom shall I fear? the LORD is the strength of my life; of whom shall I be afraid?
fr.De David. L`Éternel est ma lumière et mon salut: De qui aurais-je crainte? L`Éternel est le soutien de ma vie: De qui aurais-je peur?
mg."[Salamo nataon' i Davida.] JEHOVAH no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no hery ho an' ny aiko; iza no hatahorako?"
Salamo 32.7
en.Thou art my hiding place; thou shalt preserve me from trouble; thou shalt compass me about with songs of deliverance. Selah.
fr.Tu es un asile pour moi, tu me garantis de la détresse, Tu m`entoures de chants de délivrance. -Pause.
mg."Ianao no fiereko; hiaro ahy tsy ho azon' ny fahoriana Ianao. Hiram-panafahana no ahodidinao ahy. [Sela.]"
Salamo 37.8
en.Cease from anger, and forsake wrath: fret not thyself in any wise to do evil.
fr."Laisse la colère, abandonne la fureur; Ne t`irrite pas, ce serait mal faire."
mg."Mitsahara amin' ny fahatezerana, ary mahafoiza ny fahavinirana; aoka tsy hirehitra na oviana na oviana ny fahatezeranao, ka hanao ratsy."
Salamo 46.2
en.Therefore will not we fear, though the earth be removed, and though the mountains be carried into the midst of the sea;
fr.(46:3) C`est pourquoi nous sommes sans crainte quand la terre est bouleversée, Et que les montagnes chancellent au coeur des mers,
mg.Koa izany no tsy hatahorantsika, na dia ho levona aza ny tany, na mifindra ho ao anatin' ny ranomasina aza ny tendrombohitra,
Salamo 55.23
en.But thou, O God, shalt bring them down into the pit of destruction: bloody and deceitful men shall not live out half their days; but I will trust in thee.
fr."(55:24) Et toi, ô Dieu! tu les feras descendre au fond de la fosse; Les hommes de sang et de fraude N`atteindront pas la moitié de leurs jours. C`est en toi que je me confie."
mg."Fa Ianao, Andriamanitra ô, no hampidina ireo any an-davaka fanimbana; ny mpandatsa-drà sy mpamitaka tsy hahatratra ny antsasaky ny androny; fa izaho kosa dia hatoky Anao."
Salamo 62.3
en.How long will ye imagine mischief against a man? ye shall be slain all of you: as a bowing wall shall ye be, and as a tottering fence.
fr.(62:4) Jusqu`à quand vous jetterez-vous sur un homme, Chercherez-vous tous à l`abattre, Comme une muraille qui penche, Comme une clôture qu`on renverse?
mg."Mandra-pahoviana no hirohotanareo hamely olona? Ho voarodana avokoa ianareo rehetra toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona;"
Salamo 68.5
en.A father of the fatherless, and a judge of the widows, is God in his holy habitation.
fr.(68:6) Le père des orphelins, le défenseur des veuves, C`est Dieu dans sa demeure sainte.
mg.Rain' ny kamboty sy mpitsara ny mpitondratena, Andriamanitra ao amin' ny fonenany masina.
Salamo 91.1
en.He that dwelleth in the secret place of the most High shall abide under the shadow of the Almighty.
fr.Celui qui demeure sous l`abri du Très Haut Repose à l`ombre du Tout Puissant.
mg.NY mitoetra ao amin' ny fierena izay an' ny Avo Indrindra dia monina eo ambanin' ny aloky ny Tsitoha.
Salamo 91.4
en.He shall cover thee with his feathers, and under his wings shalt thou trust: his truth shall be thy shield and buckler.
fr."Il te couvrira de ses plumes, Et tu trouveras un refuge sous ses ailes; Sa fidélité est un bouclier et une cuirasse."
mg."Ny volon' elany no hanaronany anao, ary ao ambanin' ny elany no hitokianao; ho ampinga kely sy ampinga lehibe ho anao ny fahamarinany."
Salamo 118.8
en.It is better to trust in the LORD than to put confidence in man.
fr."Mieux vaut chercher un refuge en l`Éternel Que de se confier à l`homme;"
mg.Tsara ny matoky an' i Jehovah noho ny mametraka ny fitokiana amin' olona.
Salamo 138.8
en.The LORD will perfect that which concerneth me: thy mercy, O LORD, endureth for ever: forsake not the works of thine own hands.
fr.L`Éternel agira en ma faveur. Éternel, ta bonté dure toujours, N`abandonne pas les oeuvres de tes mains!
mg."Jehovah no hahatanteraka ny momba ahy; Jehovah ô, maharitra mandrakizay ny famindramponao; aza mahafoy ny asan' ny tananao."
Ohabolana 10.9
en.He that walketh uprightly walketh surely: but he that perverteth his ways shall be known.
fr.Celui qui marche dans l`intégrité marche avec assurance, Mais celui qui prend des voies tortueuses sera découvert.
mg."Izay hendry am-po no handray ny didy; fa ho lavo ny adala maro vava."
Ohabolana 18.10
en.The name of the LORD is a strong tower: the righteous runneth into it, and is safe.
fr."Le nom de l`Éternel est une tour forte; Le juste s`y réfugie, et se trouve en sûreté."
mg."Ny anaran' i Jehovah dia tilikambo mafy; ny marina mihazakazaka ho ao aminy ka voaro."
Ohabolana 27.12
en.A prudent man foreseeth the evil, and hideth himself; but the simple pass on, and are punished.
fr."L`homme prudent voit le mal et se cache; Les simples avancent et sont punis."
mg."Ny mahira-tsaina mahatazana ny loza ka miery; fa ny kely saina kosa mandroso ka voa."
Isaia 26.3
en.Thou wilt keep him in perfect peace, whose mind is stayed on thee: because he trusteth in thee.
fr.A celui qui est ferme dans ses sentiments Tu assures la paix, la paix, Parce qu`il se confie en toi.
mg.Ny saina tsy miovaova dia harovanao ao amin' ny fiadanana tanteraka, satria matoky Anao izy.
Jeremia 17.14
en.Heal me, O LORD, and I shall be healed; save me, and I shall be saved: for thou art my praise.
fr."Guéris-moi, Éternel, et je serai guéri; Sauve-moi, et je serai sauvé; Car tu es ma gloire."
mg."Jehovah ô, sitrano aho, dia ho sitrana; vonjeo aho, dia ho voavonjy; fa Ianao no fidèrako."
Jeremia 31.25
en.For I have satiated the weary soul, and I have replenished every sorrowful soul.
fr.Car je rafraîchirai l`âme altérée, Et je rassasierai toute âme languissante.
mg.Fa ny fanahy ana dia novokisako ary ny fanahy malahelo rehetra dia nofenoiko indray.
Nahoma 1.7
en.The LORD is good, a strong hold in the day of trouble; and he knoweth them that trust in him.
fr."L`Éternel est bon, Il est un refuge au jour de la détresse; Il connaît ceux qui se confient en lui."
mg.Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin' ny andro fahoriana, ka mahalala izay mialoka aminy.
Jaona 17.15
en.I pray not that thou shouldest take them out of the world, but that thou shouldest keep them from the evil.
fr.Je ne te prie pas de les ôter du monde, mais de les préserver du mal.
mg.Tsy mangataka aminao Aho mba hampiala azy ireo amin' izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin' ilay ratsy.
1 Tesaloniana 5.6
en.Therefore let us not sleep, as do others; but let us watch and be sober.
fr.Ne dormons donc point comme les autres, mais veillons et soyons sobres.
mg.Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina ka hahonon-tena.
2 Tesaloniana 3.3
en.But the Lord is faithful, who shall stablish you, and keep you from evil.
fr.Le Seigneur est fidèle, il vous affermira et vous préservera du malin.
mg.Fa mahatoky ny Tompo izay hampiorina anareo sy hiaro anareo amin’ny ratsy.
Jakoba 4.7
en.Submit yourselves therefore to God. Resist the devil, and he will flee from you.
fr."Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous."
mg.Noho izany, maneke an’Andriamanitra ianareo. Manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto