Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fanomboana

Isaia 53.4
en.Surely he hath borne our griefs, and carried our sorrows: yet we did esteem him stricken, smitten of God, and afflicted.
fr."Cependant, ce sont nos souffrances qu`il a portées, C`est de nos douleurs qu`il s`est chargé; Et nous l`avons considéré comme puni, Frappé de Dieu, et humilié."
mg."Nitondra ny alahelontsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahoriantsika; nefa isika kosa nanao Azy ho nokapohina sy nasian' Andriamanitra ary nampahoriana."
Matio 10.38
en.And he that taketh not his cross, and followeth after me, is not worthy of me.
fr.celui qui ne prend pas sa croix, et ne me suit pas, n`est pas digne de moi.
mg.Ary izay tsy mitondra ny hazofijaliany ka tsy manaraka Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.
Matio 20.18
en.Behold, we go up to Jerusalem; and the Son of man shall be betrayed unto the chief priests and unto the scribes, and they shall condemn him to death,
fr.Voici, nous montons à Jérusalem, et le Fils de l`homme sera livré aux principaux sacrificateurs et aux scribes. Ils le condamneront à mort,
mg."Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak' olona havadika ho amin' ireo lohan' ny mpisorona sy ny mpanoradalàna, dia hohelohiny ho faty izy,"
Matio 28.5
en.And the angel answered and said unto the women, Fear not ye: for I know that ye seek Jesus, which was crucified.
fr."Mais l`ange prit la parole, et dit aux femmes: Pour vous, ne craignez pas; car je sais que vous cherchez Jésus qui a été crucifié."
mg."Ary ny anjely namaly ka nilaza tamin' ny vehivavy hoe: Aza matahotra ianareo; fa fantatro fa Jesosy, Izay efa nohomboana tamin' ny hazofijaliana no tadiavinareo."
Marka 8.34
en.And when he had called the people unto him with his disciples also, he said unto them, Whosoever will come after me, let him deny himself, and take up his cross, and follow me.
fr.Puis, ayant appelé la foule avec ses disciples, il leur dit: Si quelqu`un veut venir après moi, qu`il renonce à lui-même, qu`il se charge de sa croix, et qu`il me suive.
mg.Ary rehefa nantsoiny hanatona azy ny vahoaka mbamin’ny mpianany dia hoy Izy taminy: Raha misy te-hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliany, ka hanaraka Ahy.
Marka 16.6
en.And he saith unto them, Be not affrighted: Ye seek Jesus of Nazareth, which was crucified: he is risen; he is not here: behold the place where they laid him.
fr."Il leur dit: Ne vous épouvantez pas; vous cherchez Jésus de Nazareth, qui a été crucifié; il est ressuscité, il n`est point ici; voici le lieu où on l`avait mis."
mg."Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza matahotra; mitady an' i Jesosy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin' ny hazofijaliana ianareo; efa nitsangana tamin' ny maty Izy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy."
Lioka 9.23
en.And he said to them all, If any man will come after me, let him deny himself, and take up his cross daily, and follow me.
fr.Puis il dit à tous: Si quelqu`un veut venir après moi, qu`il renonce à lui-même, qu`il se charge chaque jour de sa croix, et qu`il me suive.
mg.Ary hoy koa Jesosy tamin' izy rehetra: Raha misy te-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazofijaliany isan' andro ka hanaraka Ahy.
Lioka 24.6
en.He is not here, but is risen: remember how he spake unto you when he was yet in Galilee,
fr.Il n`est point ici, mais il est ressuscité. Souvenez-vous de quelle manière il vous a parlé, lorsqu`il était encore en Galilée,
mg."Tsy ato Izy, fa efa nitsangana tamin' ny maty; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia,"
Romana 6.5
en.For if we have been planted together in the likeness of his death, we shall be also in the likeness of his resurrection:
fr.En effet, si nous sommes devenus une même plante avec lui par la conformité à sa mort, nous le serons aussi par la conformité à sa résurrection,
mg."Fa raha niara-nambolena taminy tamin' ny endriky ny fahafatesany isika, dia ho tahaka izany koa amin' ny endriky ny fitsanganany tamin' ny maty;"
1 Korintiana 1.18
en.For the preaching of the cross is to them that perish foolishness; but unto us which are saved it is the power of God.
fr."Car la prédication de la croix est une folie pour ceux qui périssent; mais pour nous qui sommes sauvés, elle est une puissance de Dieu."
mg.Fa ny fitoriana ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay very, fa herin’Andriamanitra amintsika izay voavonjy.
1 Korintiana 2.2
en.For I determined not to know any thing among you, save Jesus Christ, and him crucified.
fr.Car je n`ai pas eu la pensée de savoir parmi vous autre chose que Jésus Christ, et Jésus Christ crucifié.
mg.Fa ninia tsy hahafantatra na inona na inona teo aminareo aho, afa-tsy Jesosy Kristy, ary Izy voahombo tamin’ny hazofijaliana.
Galatiana 2.20
en.I am crucified with Christ: nevertheless I live; yet not I, but Christ liveth in me: and the life which I now live in the flesh I live by the faith of the Son of God, who loved me, and gave himself for me.
fr."J`ai été crucifié avec Christ; et si je vis, ce n`est plus moi qui vis, c`est Christ qui vit en moi; si je vis maintenant dans la chair, je vis dans la foi au Fils de Dieu, qui m`a aimé et qui s`est livré lui-même pour moi."
mg."Voahombo miaraka amin’i Kristy amin’ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin’ny nofo, dia ivelomako amin’ny finoana ny Zanak’Andriamanitra Izay efa tia ahy, ka nanolotra ny tenany ho ahy."
Filipiana 2.6
en.Who, being in the form of God, thought it not robbery to be equal with God:
fr.lequel, existant en forme de Dieu, n`a point regardé comme une proie à arracher d`être égal avec Dieu,
mg.Izay, na dia nanana ny endrik’Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin’Andriamanitra,
Hebreo 12.2
en.Looking unto Jesus the author and finisher of our faith; who for the joy that was set before him endured the cross, despising the shame, and is set down at the right hand of the throne of God.
fr.ayant les regards sur Jésus, le chef et le consommateur de la foi, qui, en vue de la joie qui lui était réservée, a souffert la croix, méprisé l`ignominie, et s`est assis à la droite du trône de Dieu.
mg.Mijery an’i Jesosy Tompon’ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay niaritra ny hazofijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin’ny ankavanan’ny sezafiandrianan’Andriamanitra Izy.
1 Petera 2.24
en.Who his own self bare our sins in his own body on the tree, that we, being dead to sins, should live unto righteousness: by whose stripes ye were healed.
fr."lui qui a porté lui-même nos péchés en son corps sur le bois, afin que morts aux péchés nous vivions pour la justice; lui par les meurtrissures duquel vous avez été guéris."
mg."Ary nitondra ny fahotantsika tamin’ny tenany teo ambonin’ny hazo Izy, mba ho faty ny amin’ny ota isika, fa ho velona ny amin’ny fahamarinana; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana anareo."
Apokalypsy 1.7
en.Behold, he cometh with clouds; and every eye shall see him, and they also which pierced him: and all kindreds of the earth shall wail because of him. Even so, Amen.
fr."Voici, il vient avec les nuées. Et tout oeil le verra, même ceux qui l`ont percé; et toutes les tribus de la terre se lamenteront à cause de lui. Oui. Amen!"
mg."Indro Izy avy amin’ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, ary ireo izay nandefona Azy koa; ary hidradradradra noho ny Aminy ny fianakaviana rehetra ambonin’ny tany. Eny tokoa, Amena."
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto