Fiadanana

Nomery 6.24
en.The LORD bless thee, and keep thee:
fr.Que l`Éternel te bénisse, et qu`il te garde!
mg."Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;"
2 Samoela 5.9
en.So David dwelt in the fort, and called it the city of David. And David built round about from Millo and inward.
fr.David s`établit dans la forteresse, qu`il appela cité de David. Il fit de tous côtés des constructions, en dehors et en dedans de Millo.
mg.Dia nitoetra tao anatin' ny batery fiarovana i Davida, ary ny anarany nataony hoe: Tanànan' i Davida. Ary narafitr' i Davida ny manodidina hatrany Milo mbamin' ny ao anatiny.
Salamo 29.11
en.The LORD will give strength unto his people; the LORD will bless his people with peace.
fr."L`Éternel donne la force à son peuple; L`Éternel bénit son peuple et le rend heureux."
mg."Hanome hery ny olony Jehovah; hitahy ny olony amin' ny fiadanana Jehovah."
Salamo 34.15
en.The eyes of the LORD are upon the righteous, and his ears are open unto their cry.
fr.(34:16) Les yeux de l`Éternel sont sur les justes, Et ses oreilles sont attentives à leurs cris.
mg.Ny mason' i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany.
Salamo 46.11
en.The LORD of hosts is with us; the God of Jacob is our refuge. Selah.
fr.(46:12) L`Éternel des armées est avec nous, Le Dieu de Jacob est pour nous une haute retraite. -Pause.
mg."Jehovah, Tompon' ny maro, no momba antsika; Andriamanitr' i Jakoba no fialofantsika. [Sela.]"
Salamo 119.165
en.Great peace have they which love thy law: and nothing shall offend them.
fr.Il y a beaucoup de paix pour ceux qui aiment ta loi, Et il ne leur arrive aucun malheur.
mg.Be fiadanana izay tia ny lalànao, ary tsy hisy hahatafintohina azy.
Ohabolana 3.1
en.My son, forget not my law; but let thine heart keep my commandments:
fr."Mon fils, n`oublie pas mes enseignements, Et que ton coeur garde mes préceptes;"
mg."ANAKA, aza manadino ny lalàko; fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;"
Ohabolana 12.20
en.Deceit is in the heart of them that imagine evil: but to the counsellors of peace is joy.
fr.La tromperie est dans le coeur de ceux qui méditent le mal, Mais la joie est pour ceux qui conseillent la paix.
mg."Fitaka no ao am-pon' izay mamoron-tsain-dratsy; fa fifaliana no ao amin' ny mpanolotsaina ny amin' ny fiadanana."
Ohabolana 16.32
en.He that is slow to anger is better than the mighty; and he that ruleth his spirit than he that taketh a city.
fr.Celui qui est lent à la colère vaut mieux qu`un héros, Et celui qui est maître de lui-même, que celui qui prend des villes.
mg.Tsara ny mahatsindry fo noho ny mahery, ary ny mahafehy ny fanahiny noho izay mahafa-bohitra.
Ohabolana 20.3
en.It is an honour for a man to cease from strife: but every fool will be meddling.
fr.C`est une gloire pour l`homme de s`abstenir des querelles, Mais tout insensé se livre à l`emportement.
mg."Voninahitry ny olona ny hanalavitra ny ady; fa ny adala rehetra kosa misafoaka."
Isaia 26.3
en.Thou wilt keep him in perfect peace, whose mind is stayed on thee: because he trusteth in thee.
fr.A celui qui est ferme dans ses sentiments Tu assures la paix, la paix, Parce qu`il se confie en toi.
mg.Ny saina tsy miovaova dia harovanao ao amin' ny fiadanana tanteraka, satria matoky Anao izy.
Isaia 52.7
en.How beautiful upon the mountains are the feet of him that bringeth good tidings, that publisheth peace; that bringeth good tidings of good, that publisheth salvation; that saith unto Zion, Thy God reigneth!
fr.Qu`ils sont beaux sur les montagnes, Les pieds de celui qui apporte de bonnes nouvelles, Qui publie la paix! De celui qui apporte de bonnes nouvelles, Qui publie le salut! De celui qui dit à Sion: ton Dieu règne!
mg."Akory ny hatsaran' ny tongotr' izay mitondra teny soa mahafaly eny an-tendrombohitra sady mitory fiadanana; dia izay mitondra teny soa mahafaly sady mitory famonjena; izay manao amin' i Ziona hoe: Manjaka Andriamanitrao!"
Isaia 54.10
en.For the mountains shall depart, and the hills be removed; but my kindness shall not depart from thee, neither shall the covenant of my peace be removed, saith the LORD that hath mercy on thee.
fr.Quand les montagnes s`éloigneraient, Quand les collines chancelleraient, Mon amour ne s`éloignera point de toi, Et mon alliance de paix ne chancellera point, Dit l`Éternel, qui a compassion de toi.
mg.Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra, ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny fahatsaram-panahiko, ary tsy hitsoaka ny faneken' ny fihavanako, hoy Jehovah Mpamindra fo aminao.
Lioka 2.14
en.Glory to God in the highest, and on earth peace, good will toward men.
fr.Gloire à Dieu dans les lieux très hauts, Et paix sur la terre parmi les hommes qu`il agrée!
mg.Voninahitra any amin' ny avo indrindra ho an' Andriamanitra ary fiadanana sy fankasitrahana ho an' ny olona ety ambonin' ny tany!
Jaona 14.27
en.Peace I leave with you, my peace I give unto you: not as the world giveth, give I unto you. Let not your heart be troubled, neither let it be afraid.
fr.Je vous laisse la paix, je vous donne ma paix. Je ne vous donne pas comme le monde donne. Que votre coeur ne se trouble point, et ne s`alarme point.
mg."Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen' izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza mitebiteby na matahotra ny fonareo."
Jaona 16.33
en.These things I have spoken unto you, that in me ye might have peace. In the world ye shall have tribulation: but be of good cheer; I have overcome the world.
fr."Je vous ai dit ces choses, afin que vous ayez la paix en moi. Vous aurez des tribulations dans le monde; mais prenez courage, j`ai vaincu le monde."
mg."Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin' izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao."
Jaona 20.21
en.Then said Jesus to them again, Peace be unto you: as my Father hath sent me, even so send I you.
fr.Jésus leur dit de nouveau: La paix soit avec vous! Comme le Père m`a envoyé, moi aussi je vous envoie.
mg."Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan' ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa."
Asa 9.31
en.Then had the churches rest throughout all Judaea and Galilee and Samaria, and were edified; and walking in the fear of the Lord, and in the comfort of the Holy Ghost, were multiplied.
fr.L`Église était en paix dans toute la Judée, la Galilée et la Samarie, s`édifiant et marchant dans la crainte du Seigneur, et elle s`accroissait par l`assistance du Saint Esprit.
mg.Dia nanam-piadanana ny fiangonana eran' i Jodia sy Galilia ary Samaria rehetra, sady niorina tsara sy nandeha tamin' ny fahatahorana ny Tompo sy ny fampiononan' ny Fanahy Masina ka nihamaro.
Romana 1.7
en.To all that be in Rome, beloved of God, called to be saints: Grace to you and peace from God our Father, and the Lord Jesus Christ.
fr.à tous ceux qui, à Rome, sont bien-aimés de Dieu, appelés à être saints: que la grâce et la paix vous soient données de la part de Dieu notre Père et du Seigneur Jésus Christ!
mg.Ho an' izay rehetra any Roma, malalan' Andriamanitra, nantsoina ho olo-masina: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin' Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
Romana 5.1
en.Therefore being justified by faith, we have peace with God through our Lord Jesus Christ:
fr.Étant donc justifiés par la foi, nous avons la paix avec Dieu par notre Seigneur Jésus Christ,
mg."Koa amin' izany, satria efa nohamarinina tamin' ny finoana isika, dia manana fihavanana amin' Andriamanitra amin' ny alalan' i Jesosy Kristy Tompontsika;"
Romana 8.6
en.For to be carnally minded is death; but to be spiritually minded is life and peace.
fr."Et l`affection de la chair, c`est la mort, tandis que l`affection de l`esprit, c`est la vie et la paix;"
mg.Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana, fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana sy fiadanana.
Romana 12.18
en.If it be possible, as much as lieth in you, live peaceably with all men.
fr.S`il est possible, autant que cela dépend de vous, soyez en paix avec tous les hommes.
mg.Raha azo atao, fa miankina aminareo ihany, dia ataovy izay hihavananareo amin' ny olona rehetra.
Romana 16.20
en.And the God of peace shall bruise Satan under your feet shortly. The grace of our Lord Jesus Christ be with you. Amen.
fr.Le Dieu de paix écrasera bientôt Satan sous vos pieds. Que la grâce de notre Seigneur Jésus Christ soit avec vous!
mg.Ary Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’i Satana faingana eo ambanin’ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.
2 Korintiana 13.11
en.Finally, brethren, farewell. Be perfect, be of good comfort, be of one mind, live in peace; and the God of love and peace shall be with you.
fr."Au reste, frères, soyez dans la joie, perfectionnez-vous, consolez-vous, ayez un même sentiment, vivez en paix; et le Dieu d`amour et de paix sera avec vous."
mg."Farany, rahalahy, veloma, aoka ho tanteraka ianareo, mandraisa ny fampiononana, miraisa saina, mifampihavàna; ary Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana anie ho aminareo."
Efesiana 4.3
en.Endeavouring to keep the unity of the Spirit in the bond of peace.
fr.vous efforçant de conserver l`unité de l`esprit par le lien de la paix.
mg.Mazotoa mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana.
Filipiana 4.6
en.Be careful for nothing; but in every thing by prayer and supplication with thanksgiving let your requests be made known unto God.
fr."Ne vous inquiétez de rien; mais en toute chose faites connaître vos besoins à Dieu par des prières et des supplications, avec des actions de grâces."
mg."Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin’ny fisaorana no hoentinareo mampahafantatra ny fangatahanareo amin’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra."
Filipiana 4.9
en.Those things, which ye have both learned, and received, and heard, and seen in me, do: and the God of peace shall be with you.
fr.Ce que vous avez appris, reçu et entendu de moi, et ce que vous avez vu en moi, pratiquez-le. Et le Dieu de paix sera avec vous.
mg."Ataovy izay efa nianaranareo sy efa noraisinareo ary efa renareo sy efa hitanareo tamiko; ary ho aminareo ny Andriamanitry ny fiadanana."
Kolosiana 3.13
en.Forbearing one another, and forgiving one another, if any man have a quarrel against any: even as Christ forgave you, so also do ye.
fr.Supportez-vous les uns les autres, et, si l`un a sujet de se plaindre de l`autre, pardonnez-vous réciproquement. De même que Christ vous a pardonné, pardonnez-vous aussi.
mg."Mifandefera, ka mifamelà heloka ianareo, raha misy manana ady amin’olona; tahaka ny namelan’i Kristy ny helokareo, no aoka hamelanareo heloka koa."
2 Tesaloniana 3.16
en.Now the Lord of peace himself give you peace always by all means. The Lord be with you all.
fr.Que le Seigneur de la paix vous donne lui-même le paix en tout temps, de toute manière! Que le Seigneur soit avec vous tous!
mg.Ary ny Tompon’ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin’ny fomba rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo.
Hebreo 12.11
en.Now no chastening for the present seemeth to be joyous, but grievous: nevertheless afterward it yieldeth the peaceable fruit of righteousness unto them which are exercised thereby.
fr."Il est vrai que tout châtiment semble d`abord un sujet de tristesse, et non de joie; mais il produit plus tard pour ceux qui ont été ainsi exercés un fruit paisible de justice."
mg."Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an’izay nanaovana azy izy."
Hebreo 12.14
en.Follow peace with all men, and holiness, without which no man shall see the Lord:
fr.Recherchez la paix avec tous, et la sanctification, sans laquelle personne ne verra le Seigneur.
mg."Miezaha mitady fihavanana amin’ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo."
Hebreo 13.20
en.Now the God of peace, that brought again from the dead our Lord Jesus, that great shepherd of the sheep, through the blood of the everlasting covenant,
fr.Que le Dieu de paix, qui a ramené d`entre les morts le grand pasteur des brebis, par le sang d`une alliance éternelle, notre Seigneur Jésus,
mg.Ary Andriamanitry ny fiadanana, Izay nitondra niala amin' ny maty an' i Jesosy Tompontsika,Ilay Mpiandry ondry lehibe amin’ny ran’ny fanekena mandrakizay,
Jakoba 3.17
en.But the wisdom that is from above is first pure, then peaceable, gentle, and easy to be intreated, full of mercy and good fruits, without partiality, and without hypocrisy.
fr.La sagesse d`en haut est premièrement pure, ensuite pacifique, modérée, conciliante, pleine de miséricorde et de bons fruits, exempte de duplicité, d`hypocrisie.
mg.Fa ny fahendrena izay avy any ambony dia madio aloha, ary tia fihavanana, malemy fanahy, mora alahatra, be famindrampo sy be voka-tsoa, tsy misy fiangarana, sady tsy misy fihatsarambelatsihy.
Jakoba 3.18
en.And the fruit of righteousness is sown in peace of them that make peace.
fr.Le fruit de la justice est semé dans la paix par ceux qui recherchent la paix.
mg.Ary ny vokatry ny fahamarinana dia afafy amin’ny fihavanana ho an’izay mampandroso ny fihavanana.
1 Petera 3.10
en.For he that will love life, and see good days, let him refrain his tongue from evil, and his lips that they speak no guile:
fr.Si quelqu`un, en effet, veut aimer la vie Et voir des jours heureux, Qu`il préserve sa langue du mal Et ses lèvres des paroles trompeuses,
mg."“Fa na iza na iza maniry fiainana sy te-hahita andro soa, aoka izy hiaro ny lelany amin’ny ratsy ary ny molony mba tsy hiteny fitaka;"
Joda 1.2
en.Mercy unto you, and peace, and love, be multiplied.
fr.que la miséricorde, la paix et la charité vous soient multipliées!
mg."Hampitomboina ho anareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana;"

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto