Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fianakaviana

Eksodosy 20.12
en.Honour thy father and thy mother: that thy days may be long upon the land which the LORD thy God giveth thee.
fr.Honore ton père et ta mère, afin que tes jours se prolongent dans le pays que l`Éternel, ton Dieu, te donne.
mg.Manajà ny rainao sy ny reninao mba ho lava andro ianao eo amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao.
Deotornomia 6.6
en.And these words, which I command thee this day, shall be in thine heart:
fr.Et ces commandements, que je te donne aujourd`hui, seront dans ton coeur.
mg."Ary ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao;"
Josoa 24.15
en.And if it seem evil unto you to serve the LORD, choose you this day whom ye will serve; whether the gods which your fathers served that were on the other side of the flood, or the gods of the Amorites, in whose land ye dwell: but as for me and my house, we will serve the LORD.
fr.Et si vous ne trouvez pas bon de servir l`Éternel, choisissez aujourd`hui qui vous voulez servir, ou les dieux que servaient vos pères au delà du fleuve, ou les dieux des Amoréens dans le pays desquels vous habitez. Moi et ma maison, nous servirons l`Éternel.
mg."Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an' i Jehovah, dia fidionareo anio àry izay hotompoinareo, na ny andriamanitra izay notompoin' ny razanareo tany an-dafin' ny ony, na ny andriamanitry ny Amorita, izay mponina teto amin' ny tany onenanareo; fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an' i Jehovah izahay."
1 Mpanjaka 8.57
en.The LORD our God be with us, as he was with our fathers: let him not leave us, nor forsake us:
fr."Que l`Éternel, notre Dieu, soit avec nous, comme il a été avec nos pères; qu`il ne nous abandonne point et ne nous délaisse point,"
mg.Jehovah Andriamanitsika anie homba antsika tahaka ny nombany ny razantsika: aoka tsy handao na hahafoy antsika Izy:
Salamo 103.17
en.But the mercy of the LORD is from everlasting to everlasting upon them that fear him, and his righteousness unto children's children;
fr.Mais la bonté de l`Éternel dure à jamais pour ceux qui le craignent, Et sa miséricorde pour les enfants de leurs enfants,
mg."Fa ny famindrampon' i Jehovah dia hatramin' ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin' izay matahotra Azy; ary ny fahamarinany mihatra amin' ny taranaka;"
Salamo 133.1
en.Behold, how good and how pleasant it is for brethren to dwell together in unity!
fr.Cantique des degrés. De David. Voici, oh! qu`il est agréable, qu`il est doux Pour des frères de demeurer ensemble!
mg.[Hira misy hevitra ambaratonga. Nataon' i Davida.] ENDREY tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina.
Ohabolana 6.20
en.My son, keep thy father's commandment, and forsake not the law of thy mother:
fr.Mon fils, garde les préceptes de ton père, Et ne rejette pas l`enseignement de ta mère.
mg.Anaka, tandremo ny didin-drainao ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.
Ohabolana 10.1
en.The proverbs of Solomon. A wise son maketh a glad father: but a foolish son is the heaviness of his mother.
fr.Proverbes de Salomon. Un fils sage fait la joie d`un père, Et un fils insensé le chagrin de sa mère.
mg."NY ohabolan' i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny."
Ohabolana 17.6
en.Children's children are the crown of old men; and the glory of children are their fathers.
fr.Les enfants des enfants sont la couronne des vieillards, Et les pères sont la gloire de leurs enfants.
mg."Satroboninahitry ny antitra ny zafiny; ary voninahitry ny zanaka ny rainy."
Ohabolana 17.17
en.A friend loveth at all times, and a brother is born for adversity.
fr.L`ami aime en tout temps, Et dans le malheur il se montre un frère.
mg.Izay tena sakaiza dia tia amin' ny fotoana rehetra, sady nateraka ho rahalahy hamonjy amin' ny fahoriana.
Ohabolana 18.24
en.A man that hath friends must shew himself friendly: and there is a friend that sticketh closer than a brother.
fr.Celui qui a beaucoup d`amis les a pour son malheur, Mais il est tel ami plus attaché qu`un frère.
mg."Ny olona izay manana namana, dia tsy maintsy mampiseho ny tenany ho tia firahalahiana; ary misy namana izay mifikitra noho ny rahalahy aza."
Ohabolana 22.6
en.Train up a child in the way he should go: and when he is old, he will not depart from it.
fr."Instruis l`enfant selon la voie qu`il doit suivre; Et quand il sera vieux, il ne s`en détournera pas."
mg.Zaro amin' izay lalana tokony halehany ny zaza, ka na efa antitra aza izy, dia tsy hiala amin' izany.
Ohabolana 23.15
en.My son, if thine heart be wise, my heart shall rejoice, even mine.
fr."Mon fils, si ton coeur est sage, Mon coeur à moi sera dans la joie;"
mg."Anaka, raha hendry ny fonao, dia ho faly koa ny foko, dia ny foko;"
Ohabolana 23.24
en.The father of the righteous shall greatly rejoice: and he that begetteth a wise child shall have joy of him.
fr.Le père du juste est dans l`allégresse, Celui qui donne naissance à un sage aura de la joie.
mg.Hifaly dia hifaly ny rain' ny marina, ary izay miteraka zaza hendry no hanam-pifaliana aminy.
Ohabolana 27.10
en.Thine own friend, and thy father's friend, forsake not; neither go into thy brother's house in the day of thy calamity: for better is a neighbour that is near than a brother far off.
fr."N`abandonne pas ton ami et l`ami de ton père, Et n`entre pas dans la maison de ton frère au jour de ta détresse; Mieux vaut un voisin proche qu`un frère éloigné."
mg."Aza mahafoy ny sakaizanao, na ny sakaizan-drainao, ary aza mankany amin' ny tranon' ny rahalahinao amin' ny andro fahorianao; fa tsara ny namana miara-monina noho ny rahalahy lavitra."
Isaia 49.15
en.Can a woman forget her sucking child, that she should not have compassion on the son of her womb? yea, they may forget, yet will I not forget thee.
fr.Une femme oublie-t-elle l`enfant qu`elle allaite? N`a-t-elle pas pitié du fruit de ses entrailles? Quand elle l`oublierait, Moi je ne t`oublierai point.
mg.Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy, ka tsy hamindra fo amin' ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino izy, fa Izaho kosa tsy mba hanadino anao.
Matio 19.18
en.He saith unto him, Which? Jesus said, Thou shalt do no murder, Thou shalt not commit adultery, Thou shalt not steal, Thou shalt not bear false witness,
fr."Et Jésus répondit: Tu ne tueras point; tu ne commettras point d`adultère; tu ne déroberas point; tu ne diras point de faux témoignage; honore ton père et ta mère;"
mg. Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: “Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, Aza milaza vavolombelona tsy marina”,
Matio 19.19
en.Honour thy father and thy mother: and, Thou shalt love thy neighbour as thyself.
fr.et: tu aimeras ton prochain comme toi-même.
mg."“Manajà ny rainao sy ny reninao”; ary: “Tiava ny namanao tahaka ny tenanao."
Lioka 11.13
en.If ye then, being evil, know how to give good gifts unto your children: how much more shall your heavenly Father give the Holy Spirit to them that ask him?
fr.Si donc, méchants comme vous l`êtes, vous savez donner de bonnes choses à vos enfants, à combien plus forte raison le Père céleste donnera-t-il le Saint Esprit à ceux qui le lui demandent.
mg.Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an' ny zanakareo, tsy mainka va ny Rainareo, izay any an-danitra, no hanome ny Fanahy Masina ho an' izay mangataka aminy?
Asa 16.31
en.And they said, Believe on the Lord Jesus Christ, and thou shalt be saved, and thy house.
fr.Paul et Silas répondirent: Crois au Seigneur Jésus, et tu seras sauvé, toi et ta famille.
mg.Dia hoy izy roa lahy: Minoa an' i Jesosy Kristy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
1 Korintiana 1.10
en.Now I beseech you, brethren, by the name of our Lord Jesus Christ, that ye all speak the same thing, and that there be no divisions among you; but that ye be perfectly joined together in the same mind and in the same judgment.
fr.Je vous exhorte, frères, par le nom de notre Seigneur Jésus Christ, à tenir tous un même langage, et à ne point avoir de divisions parmi vous, mais à être parfaitement unis dans un même esprit et dans un même sentiment.
mg.Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, amin' ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ary mba tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tanteraka ianareo hiray saina sy hevitra.
Efesiana 6.4
en.And, ye fathers, provoke not your children to wrath: but bring them up in the nurture and admonition of the Lord.
fr.Et vous, pères, n`irritez pas vos enfants, mais élevez-les en les corrigeant et en les instruisant selon le Seigneur.
mg.Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin’ny fanabeazana sy ny fananaran’ny Tompo izy.
1 Timoty 5.8
en.But if any provide not for his own, and specially for those of his own house, he hath denied the faith, and is worse than an infidel.
fr.Si quelqu`un n`a pas soin des siens, et principalement de ceux de sa famille, il a renié la foi, et il est pire qu`un infidèle.
mg.Fa raha misy tsy mamelona ny azy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy noho ny tsy mino aza.
1 Jaona 3.2
en.Beloved, now are we the sons of God, and it doth not yet appear what we shall be: but we know that, when he shall appear, we shall be like him; for we shall see him as he is.
fr."Bien-aimés, nous sommes maintenant enfants de Dieu, et ce que nous serons n`a pas encore été manifesté; mais nous savons que, lorsque cela sera manifesté, nous serons semblables à lui, parce que nous le verrons tel qu`il est."
mg."Ry malala, ankehitriny dia zanak’Andriamanitra isika, nefa tsy mbola naseho izay ho toetsika rahatrizay; fa fantatsika fa raha hiseho Izy, dia ho tahaka Azy isika; fa ho hitantsika Izy, araka izay maha-Izy azy."
1 Jaona 4.20
en.If a man say, I love God, and hateth his brother, he is a liar: for he that loveth not his brother whom he hath seen, how can he love God whom he hath not seen?
fr."Si quelqu`un dit: J`aime Dieu, et qu`il haïsse son frère, c`est un menteur; car celui qui n`aime pas son frère qu`il voit, comment peut-il aimer Dieu qu`il ne voit pas?"
mg."Raha misy manao hoe: Tia an’Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, ataony ahoana no fitia an’Andriamanitra izay tsy hitany?"
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto