Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fiangonana

Matio 16.18
en.And I say also unto thee, That thou art Peter, and upon this rock I will build my church; and the gates of hell shall not prevail against it.
fr.Et moi, je te dis que tu es Pierre, et que sur cette pierre je bâtirai mon Église, et que les portes du séjour des morts ne prévaudront point contre elle.
mg."Ary Izaho milaza aminao koa: fa ianao no Petera, ka eo ambonin' ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin' ny helo tsy haharesy azy."
Matio 18.20
en.For where two or three are gathered together in my name, there am I in the midst of them.
fr.Car là où deux ou trois sont assemblés en mon nom, je suis au milieu d`eux.
mg.Fa na aiza na aiza no iangonan' ny roa na telo amin' ny anarako, dia ao afovoany Aho.
Asa 2.41
en.Then they that gladly received his word were baptized: and the same day there were added unto them about three thousand souls.
fr."Ceux qui acceptèrent sa parole furent baptisés; et, en ce jour-là, le nombre des disciples s`augmenta d`environ trois mille âmes."
mg."Ary izay nandray tamim-pifaliana ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona vao nanampy ho isany tamin' izany andro izany."
Asa 2.42
en.And they continued stedfastly in the apostles' doctrine and fellowship, and in breaking of bread, and in prayers.
fr.Ils persévéraient dans l`enseignement des apôtres, dans la communion fraternelle, dans la fraction du pain, et dans les prières.
mg.Ary izy ireo naharitra tsara tamin' ny fampianaran' ny apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny vavaka.
Asa 2.46
en.And they, continuing daily with one accord in the temple, and breaking bread from house to house, did eat their meat with gladness and singleness of heart,
fr.Ils étaient chaque jour tous ensemble assidus au temple, ils rompaient le pain dans les maisons, et prenaient leur nourriture avec joie et simplicité de coeur,
mg.Ary dia niray saina isan' andro izy ireo ka nazoto nankeo amin' ny tempoly ary namaky mofo tamin' ny tokantrano nifandimby ka nihinan-kanina tamin' ny fifaliana sy ny fahatsoram-po,
Asa 9.31
en.Then had the churches rest throughout all Judaea and Galilee and Samaria, and were edified; and walking in the fear of the Lord, and in the comfort of the Holy Ghost, were multiplied.
fr.L`Église était en paix dans toute la Judée, la Galilée et la Samarie, s`édifiant et marchant dans la crainte du Seigneur, et elle s`accroissait par l`assistance du Saint Esprit.
mg.Dia nanam-piadanana ny fiangonana eran' i Jodia sy Galilia ary Samaria rehetra, sady niorina tsara sy nandeha tamin' ny fahatahorana ny Tompo sy ny fampiononan' ny Fanahy Masina ka nihamaro.
Asa 12.5
en.Peter therefore was kept in prison: but prayer was made without ceasing of the church unto God for him.
fr."Pierre donc était gardé dans la prison; et l`Église ne cessait d`adresser pour lui des prières à Dieu."
mg.Noho izany, dia nambenana tao an-tranomaizina Petera, fa tsy nitsahatra ny vavaka tamin'Andriamanitra, izay nataon' ny fiangonana ho azy.
Romana 12.4
en.For as we have many members in one body, and all members have not the same office:
fr.Car, comme nous avons plusieurs membres dans un seul corps, et que tous les membres n`ont pas la même fonction,
mg.Fa toy ny ananantsika zavatra maro momba ny tena iray, nefa tsy mitovy asa izay rehetra momba ny tena,
Romana 16.17
en.Now I beseech you, brethren, mark them which cause divisions and offences contrary to the doctrine which ye have learned; and avoid them.
fr.Je vous exhorte, frères, à prendre garde à ceux qui causent des divisions et des scandales, au préjudice de l`enseignement que vous avez reçu. Éloignez-vous d`eux.
mg."Fa miangavy anareo aho, ry rahalahy, mariho izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny foto-pampianarana efa nianaranareo; ka mialà amin’ireny."
1 Korintiana 1.9
en.God is faithful, by whom ye were called unto the fellowship of his Son Jesus Christ our Lord.
fr.Dieu est fidèle, lui qui vous a appelés à la communion de son Fils, Jésus Christ notre Seigneur.
mg.Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo, hanananareo firaisana amin' ny Zanany dia Jesosy Kristy Tompontsika.
1 Korintiana 3.9
en.For we are labourers together with God: ye are God's husbandry, ye are God's building.
fr.Car nous sommes ouvriers avec Dieu. Vous êtes le champ de Dieu, l`édifice de Dieu.
mg.Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ary sahan’Andriamanitra sy trano arafitr’Andriamanitra ianareo.
1 Korintiana 3.16
en.Know ye not that ye are the temple of God, and that the Spirit of God dwelleth in you?
fr.Ne savez-vous pas que vous êtes le temple de Dieu, et que l`Esprit de Dieu habite en vous?
mg.Tsy fantatrareo va fa tempolin’Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin’Andriamanitra mitoetra ao anatinareo?
1 Korintiana 12.13
en.For by one Spirit are we all baptized into one body, whether we be Jews or Gentiles, whether we be bond or free; and have been all made to drink into one Spirit.
fr.Nous avons tous, en effet, été baptisés dans un seul Esprit, pour former un seul corps, soit Juifs, soit Grecs, soit esclaves, soit libres, et nous avons tous été abreuvés d`un seul Esprit.
mg."Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy isika na Jentilisa, na andevo na olona afaka; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray."
Efesiana 2.19
en.Now therefore ye are no more strangers and foreigners, but fellowcitizens with the saints, and of the household of God;
fr."Ainsi donc, vous n`êtes plus des étrangers, ni des gens du dehors; mais vous êtes concitoyens des saints, gens de la maison de Dieu."
mg.Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin’ny olona masina sady ankohonan’Andriamanitra,
Efesiana 3.20
en.Now unto him that is able to do exceeding abundantly above all that we ask or think, according to the power that worketh in us,
fr.Or, à celui qui peut faire, par la puissance qui agit en nous, infiniment au delà de tout ce que nous demandons ou pensons,
mg.Ary ho an’Izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika,
Efesiana 4.15
en.But speaking the truth in love, may grow up into him in all things, which is the head, even Christ:
fr.mais que, professant la vérité dans la charité, nous croissions à tous égards en celui qui est le chef, Christ.
mg.Fa mba hilaza ny marina amin’ny fitiavana ka hitombo amin’ny zavatra rehetra ho an’izay loha, dia Kristy.
Efesiana 5.22
en.Wives, submit yourselves unto your own husbands, as unto the Lord.
fr."Femmes, soyez soumises à vos maris, comme au Seigneur;"
mg.Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo.
Efesiana 5.25
en.Husbands, love your wives, even as Christ also loved the church, and gave himself for it;
fr.Maris, aimez vos femmes, comme Christ a aimé l`Église, et s`est livré lui-même pour elle,
mg.Ianareo lehilahy, tiavo ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan’i Kristy ny fiangonana koa ka nanolorany ny tenany ho azy,
Kolosiana 3.15
en.And let the peace of God rule in your hearts, to the which also ye are called in one body; and be ye thankful.
fr.Et que la paix de Christ, à laquelle vous avez été appelés pour former un seul corps, règne dans vos coeurs. Et soyez reconnaissants.
mg."Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan’Andriamanitra, fa ho amin’izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo."
Kolosiana 3.16
en.Let the word of Christ dwell in you richly in all wisdom; teaching and admonishing one another in psalms and hymns and spiritual songs, singing with grace in your hearts to the Lord.
fr."Que la parole de Christ habite parmi vous abondamment; instruisez-vous et exhortez-vous les uns les autres en toute sagesse, par des psaumes, par des hymnes, par des cantiques spirituels, chantant à Dieu dans vos coeurs sous l`inspiration de la grâce."
mg.Aoka ny tenin’i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin’ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin’ny salamo sy ny fihirana ary ny hira ara-panahy, mihira amin’ny fahasoavana ao am-ponareo ho an’ny Tompo.
2 Timoty 3.16
en.All scripture is given by inspiration of God, and is profitable for doctrine, for reproof, for correction, for instruction in righteousness:
fr.Toute Écriture est inspirée de Dieu, et utile pour enseigner, pour convaincre, pour corriger, pour instruire dans la justice,
mg.Izay soratra rehetra nomen’ny tsindrimandrin’Andriamanitra dia mahasoa koa ho foto-pampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ny fahamarinana,
Hebreo 10.24
en.And let us consider one another to provoke unto love and to good works:
fr.Veillons les uns sur les autres, pour nous exciter à la charité et aux bonnes oeuvres.
mg."Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara;"
Jakoba 5.14
en.Is any sick among you? let him call for the elders of the church; and let them pray over him, anointing him with oil in the name of the Lord:
fr."Quelqu`un parmi vous est-il malade? Qu`il appelle les anciens de l`Église, et que les anciens prient pour lui, en l`oignant d`huile au nom du Seigneur;"
mg."Misy marary va eo aminareo? Aoka izy hampaka ny loholon’ny fiangonana; ary aoka hanosotra diloilo azy amin’ny anaran’ny Tompo ireo sady hivavaka eo aminy;"
Joda 1.20
en.But ye, beloved, building up yourselves on your most holy faith, praying in the Holy Ghost,
fr.Pour vous, bien-aimés, vous édifiant vous-mêmes sur votre très sainte foi, et priant par le Saint Esprit,
mg."Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin’ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin’ny Fanahy Masina;"
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto