Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fiantsoana

1 Tantara 29.14
en.But who am I, and what is my people, that we should be able to offer so willingly after this sort? for all things come of thee, and of thine own have we given thee.
fr.Car qui suis-je et qui est mon peuple, pour que nous puissions te faire volontairement ces offrandes? Tout vient de toi, et nous recevons de ta main ce que nous t`offrons.
mg.Fa zinona moa aho, ary zinona moa ny oloko, no ahazoanay manolotra an-tsitrapo toy izao? Fa avy aminao ny zavatra rehetra, ary avy tamin' ny Anao ihany no nanomezanay Anao.
Nehemia 8.10
en.Then he said unto them, Go your way, eat the fat, and drink the sweet, and send portions unto them for whom nothing is prepared: for this day is holy unto our LORD: neither be ye sorry; for the joy of the LORD is your strength.
fr."Ils leur dirent: Allez, mangez des viandes grasses et buvez des liqueurs douces, et envoyez des portions à ceux qui n`ont rien de préparé, car ce jour est consacré à notre Seigneur; ne vous affligez pas, car la joie de l`Éternel sera votre force."
mg."Dia hoy izy taminy: Mandehana, hano ny matavy, ary sotroy ny mamy, dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an' ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifalian' i Jehovah no herinareo."
Salamo 37.4
en.Delight thyself also in the LORD: and he shall give thee the desires of thine heart.
fr.Fais de l`Éternel tes délices, Et il te donnera ce que ton coeur désire.
mg.Miravoravoa koa amin' i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin' ny fonao.
Salamo 37.21
en.The wicked borroweth, and payeth not again: but the righteous sheweth mercy, and giveth.
fr."Le méchant emprunte, et il ne rend pas; Le juste est compatissant, et il donne."
mg."Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy manonitra; fa ny marina kosa mamindra fo ka manome."
Ohabolana 3.9
en.Honour the LORD with thy substance, and with the firstfruits of all thine increase:
fr.Honore l`Éternel avec tes biens, Et avec les prémices de tout ton revenu:
mg."Mankalazà an' i Jehovah amin' ny fanananao sy amin' ny voaloham-bokatrao rehetra;"
Ohabolana 3.27
en.Withhold not good from them to whom it is due, when it is in the power of thine hand to do it.
fr.Ne refuse pas un bienfait à celui qui y a droit, Quand tu as le pouvoir de l`accorder.
mg.Aza mamihina ny soa amin' izay tokony homena azy raha azon' ny tananao atao ihany.
Ohabolana 11.25
en.The liberal soul shall be made fat: and he that watereth shall be watered also himself.
fr.L`âme bienfaisante sera rassasiée, Et celui qui arrose sera lui-même arrosé.
mg."Izay olona malala-tanana hohatavezina; ary izay manondraka dia mba ho tondrahana koa."
Ohabolana 18.16
en.A man's gift maketh room for him, and bringeth him before great men.
fr.Les présents d`un homme lui élargissent la voie, Et lui donnent accès auprès des grands.
mg.Ny fanomezan' ny olona mahalalaka ny alehany, ary mitondra azy ho eo anatrehan' ny lehibe.
Ohabolana 21.26
en.He coveteth greedily all the day long: but the righteous giveth and spareth not.
fr."Tout le jour il éprouve des désirs; Mais le juste donne sans parcimonie."
mg."Maniry fatratra mandritra ny andro izy; fa ny marina kosa manome ka tsy mba mahihitra."
Ohabolana 31.9
en.Open thy mouth, judge righteously, and plead the cause of the poor and needy.
fr.Ouvre ta bouche, juge avec justice, Et défends le malheureux et l`indigent.
mg.Sokafy ny vavanao, mitsarà marina, ka omeo rariny ny mahantra sy ny sahirana.
Isaia 65.1
en.I am sought of them that asked not for me; I am found of them that sought me not: I said, Behold me, behold me, unto a nation that was not called by my name.
fr."J`ai exaucé ceux qui ne demandaient rien, Je me suis laissé trouver par ceux qui ne me cherchaient pas; J`ai dit: Me voici, me voici! A une nation qui ne s`appelait pas de mon nom."
mg."Notadiavin' izay tsy naniry Ahy Aho sy hitan' izay tsy nitady Ahy; hoy Aho tamin' ny firenena izay tsy nantsoina tamin' ny anarako: Inty Aho, Inty Aho!"
Malakia 3.10
en.Bring ye all the tithes into the storehouse, that there may be meat in mine house, and prove me now herewith, saith the LORD of hosts, if I will not open you the windows of heaven, and pour you out a blessing, that there shall not be room enough to receive it.
fr."Apportez à la maison du trésor toutes les dîmes, Afin qu`il y ait de la nourriture dans ma maison; Mettez-moi de la sorte à l`épreuve, Dit l`Éternel des armées. Et vous verrez si je n`ouvre pas pour vous les écluses des cieux, Si je ne répands pas sur vous la bénédiction en abondance."
mg.Entonareo ny ampahafolony rehetra ho ao an-trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin' izany Aho ankehitriny, hoy Jehovah, Tompon' ny maro, raha tsy hovohako ho anareo ny varavarankelin' ny lanitra, ka handrotsahako fitahiana manana amby ampy ho anareo.
Matio 6.2
en.Therefore when thou doest thine alms, do not sound a trumpet before thee, as the hypocrites do in the synagogues and in the streets, that they may have glory of men. Verily I say unto you, They have their reward.
fr.Lors donc que tu fais l`aumône, ne sonne pas de la trompette devant toi, comme font les hypocrites dans les synagogues et dans les rues, afin d`être glorifiés par les hommes. Je vous le dis en vérité, ils reçoivent leur récompense.
mg.Koa amin’izany, raha manao fiantrana ianao, aza mba mitsoka trompetra eo alohanao tahaka ny fanaon’ny mpihatsaravelatsihy eo amin’ny synagoga sy eny an-dalambe mba hankalazan’ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
Matio 6.3
en.But when thou doest alms, let not thy left hand know what thy right hand doeth:
fr.Mais quand tu fais l`aumône, que ta main gauche ne sache pas ce que fait ta droite,
mg.Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao ankavia izay ataon’ny tananao ankavanana,
Matio 10.8
en.Heal the sick, cleanse the lepers, raise the dead, cast out devils: freely ye have received, freely give.
fr.Guérissez les malades, ressuscitez les morts, purifiez les lépreux, chassez les démons. Vous avez reçu gratuitement, donnez gratuitement.
mg."Sitrano ny marary, diovy ny boka, atsangano ny maty, avoahy ny devoly; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana."
Matio 19.21
en.Jesus said unto him, If thou wilt be perfect, go and sell that thou hast, and give to the poor, and thou shalt have treasure in heaven: and come and follow me.
fr.Jésus lui dit: Si tu veux être parfait, va, vends ce que tu possèdes, donne-le aux pauvres, et tu auras un trésor dans le ciel. Puis viens, et suis-moi.
mg."Dia hoy Jesosy taminy: Raha tia ho tanteraka ianao, mandehana, amidio ny fanananao, ka omeo ny mahantra, dia hanana tahiry sarobidy any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy."
Lioka 6.30
en.Give to every man that asketh of thee; and of him that taketh away thy goods ask them not again.
fr.Donne à quiconque te demande, et ne réclame pas ton bien à celui qui s`en empare.
mg."Omeo izay rehetra mangataka aminao; ary raha misy maka ny anananao, dia aza manaraka izany aminy."
Lioka 6.38
en.Give, and it shall be given unto you; good measure, pressed down, and shaken together, and running over, shall men give into your bosom. For with the same measure that ye mete withal it shall be measured to you again.
fr."Donnez, et il vous sera donné: on versera dans votre sein une bonne mesure, serrée, secouée et qui déborde; car on vous mesurera avec la mesure dont vous vous serez servis."
mg."Manomeza, dia mba homena ianareo; fatra tsara sady ahintsana no afatratra ka dia mihoatra no homena ho ao am-pofoanareo.Fa izay fatra ataonareo no hamarana ho anareo kosa."
Jaona 15.16
en.Ye have not chosen me, but I have chosen you, and ordained you, that ye should go and bring forth fruit, and that your fruit should remain: that whatsoever ye shall ask of the Father in my name, he may give it you.
fr."Ce n`est pas vous qui m`avez choisi; mais moi, je vous ai choisis, et je vous ai établis, afin que vous alliez, et que vous portiez du fruit, et que votre fruit demeure, afin que ce que vous demanderez au Père en mon nom, il vous le donne."
mg."Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan' ny vokatrareo; koa na inona na inona no hangatahinareo amin' ny Ray amin' ny anarako, dia omeny anareo."
Asa 2.38
en.Then Peter said unto them, Repent, and be baptized every one of you in the name of Jesus Christ for the remission of sins, and ye shall receive the gift of the Holy Ghost.
fr."Pierre leur dit: Repentez-vous, et que chacun de vous soit baptisé au nom de Jésus Christ, pour le pardon de vos péchés; et vous recevrez le don du Saint Esprit."
mg."Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin' ny anaran' i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina;"
Romana 8.28
en.And we know that all things work together for good to them that love God, to them who are the called according to his purpose.
fr.Nous savons, du reste, que toutes choses concourent au bien de ceux qui aiment Dieu, de ceux qui sont appelés selon son dessein.
mg.Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an' Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo,
1 Korintiana 1.9
en.God is faithful, by whom ye were called unto the fellowship of his Son Jesus Christ our Lord.
fr.Dieu est fidèle, lui qui vous a appelés à la communion de son Fils, Jésus Christ notre Seigneur.
mg.Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo, hanananareo firaisana amin' ny Zanany dia Jesosy Kristy Tompontsika.
1 Korintiana 1.28
en.And base things of the world, and things which are despised, hath God chosen, yea, and things which are not, to bring to nought things that are:
fr.et Dieu a choisi les choses viles du monde et celles qu`on méprise, celles qui ne sont point, pour réduire à néant celles qui sont,
mg."Ary izay ambany amin’izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin’Andriamanitra, eny, izay atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy;"
1 Korintiana 13.3
en.And though I bestow all my goods to feed the poor, and though I give my body to be burned, and have not charity, it profiteth me nothing.
fr.Et quand je distribuerais tous mes biens pour la nourriture des pauvres, quand je livrerais même mon corps pour être brûlé, si je n`ai pas la charité, cela ne me sert de rien.
mg.Ary na dia omeko hamahanana ny mahantra aza ny fananako rehetra, ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako, kanefa tsy manana fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany.
2 Korintiana 8.12
en.For if there be first a willing mind, it is accepted according to that a man hath, and not according to that he hath not.
fr.La bonne volonté, quand elle existe, est agréable en raison de ce qu`elle peut avoir à sa disposition, et non de ce qu`elle n`a pas.
mg.Fa raha misy aloha ny fahazotoana, dia araka izay ananan' ny olona no ankasitrahana, fa tsy araka izay tsy ananany.
2 Korintiana 9.7
en.Every man according as he purposeth in his heart, so let him give; not grudgingly, or of necessity: for God loveth a cheerful giver.
fr."Que chacun donne comme il l`a résolu en son coeur, sans tristesse ni contrainte; car Dieu aime celui qui donne avec joie."
mg."Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian’ny fony avy, tsy amin’ny alahelo, na amin’ny faneriterena; fa “ny mpanome amin’ny firavoravoana no tian’Andriamanitra”"
2 Korintiana 9.8
en.And God is able to make all grace abound toward you; that ye, always having all sufficiency in all things, may abound to every good work:
fr.Et Dieu peut vous combler de toutes sortes de grâces, afin que, possédant toujours en toutes choses de quoi satisfaire à tous vos besoins, vous ayez encore en abondance pour toute bonne oeuvre,
mg."Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny ampy mandrakariva amin’ny zavatra rehetra, ka hitombo amin’ny asa tsara rehetra;"
2 Korintiana 9.10
en.Now he that ministereth seed to the sower both minister bread for your food, and multiply your seed sown, and increase the fruits of your righteousness;)
fr.Celui qui Fournit de la semence au semeur, Et du pain pour sa nourriture, vous fournira et vous multipliera la semence, et il augmentera les fruits de votre justice.
mg.Ary Izay manome voa ho an’ny mpamafy no manome mofo hohaninareo koa sy mampitombo ny voa afafinareo ary manalehibe ny vokatry ny fahamarinanareo),
2 Korintiana 9.11
en.Being enriched in every thing to all bountifulness, which causeth through us thanksgiving to God.
fr.Vous serez de la sorte enrichis à tous égards pour toute espèce de libéralités qui, par notre moyen, feront offrir à Dieu des actions de grâces.
mg.Dia hanan-karena amin’ny zavatra rehetra ianareo ka handroso amin’ny fahalalahan-tanana, izay mahatonga ny fisaoranay an’Andriamanitra.
Efesiana 4.4
en.There is one body, and one Spirit, even as ye are called in one hope of your calling;
fr."Il y a un seul corps et un seul Esprit, comme aussi vous avez été appelés à une seule espérance par votre vocation;"
mg."Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin’ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo;"
Filipiana 3.14
en.I press toward the mark for the prize of the high calling of God in Christ Jesus.
fr.je cours vers le but, pour remporter le prix de la vocation céleste de Dieu en Jésus Christ.
mg."Miezaka hanatratra ny marika aho hahazoako ny lokan’ny fiantsoana ambony izay an' Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesosy;"
1 Tesaloniana 5.24
en.Faithful is he that calleth you, who also will do it.
fr.Celui qui vous a appelés est fidèle, et c`est lui qui le fera.
mg.Mahatoky Izay miantso anareo, sady Izy ihany no hanefa izany.
2 Tesaloniana 2.14
en.Whereunto he called you by our gospel, to the obtaining of the glory of our Lord Jesus Christ.
fr.C`est à quoi il vous a appelés par notre Évangile, pour que vous possédiez la gloire de notre Seigneur Jésus Christ.
mg.Sady ho amin’izany koa no niantsoany anareo tamin’ny filazantsaranay hahazoana ny voninahitr’i Jesosy Kristy Tompontsika.
2 Timoty 1.9
en.Who hath saved us, and called us with an holy calling, not according to our works, but according to his own purpose and grace, which was given us in Christ Jesus before the world began,
fr.par la puissance de Dieu qui nous a sauvés, et nous a adressé une sainte vocation, non à cause de nos oeuvres, mais selon son propre dessein, et selon la grâce qui nous a été donnée en Jésus Christ avant les temps éternels,
mg.Izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin’ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany, izay nomena antsika ao amin’i Kristy Jesosy talohan’ny niandohan’izao tontolo izao,
1 Petera 1.15
en.But as he which hath called you is holy, so be ye holy in all manner of conversation;
fr.Mais, puisque celui qui vous a appelés est saint, vous aussi soyez saints dans toute votre conduite, selon qu`il est écrit:
mg.Fa araka ny fahamasinan’Ilay niantso anareo, dia aoka mba ho masina koa ianareo amin’ny fitondrantena rehetra,
1 Petera 2.21
en.For even hereunto were ye called: because Christ also suffered for us, leaving us an example, that ye should follow his steps:
fr.Et c`est à cela que vous avez été appelés, parce que Christ aussi a souffert pour vous, vous laissant un exemple, afin que vous suiviez ses traces,
mg."Fa ho amin’izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly ho antsika ka namela fianarana ho antsika, mba hanarahanareo ny diany;"
1 Petera 3.9
en.Not rendering evil for evil, or railing for railing: but contrariwise blessing; knowing that ye are thereunto called, that ye should inherit a blessing.
fr."Ne rendez point mal pour mal, ou injure pour injure; bénissez, au contraire, car c`est à cela que vous avez été appelés, afin d`hériter la bénédiction."
mg.Tsy mamaly ratsy ny ratsy, na fanaratsiana ny fanaratsiana, fa ny mifanohitra amin’izany, aoka hisaotra, satria ho amin’izany no niantsoana anareo mba handova fitahiana.
2 Petera 1.10
en.Wherefore the rather, brethren, give diligence to make your calling and election sure: for if ye do these things, ye shall never fall:
fr."C`est pourquoi, frères, appliquez-vous d`autant plus à affermir votre vocation et votre élection; car, en faisant cela, vous ne broncherez jamais."
mg."Ary amin’izany, dia mazotoa kokoa, ry rahalahy, hanao izay ahazoana antoka ny fiantsoana sy ny fifidianana anareo; fa raha manao izany ianareo dia tsy ho lavo mihitsy;"
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto