Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fiaraha-monina

Salamo 133.1
en.Behold, how good and how pleasant it is for brethren to dwell together in unity!
fr.Cantique des degrés. De David. Voici, oh! qu`il est agréable, qu`il est doux Pour des frères de demeurer ensemble!
mg.[Hira misy hevitra ambaratonga. Nataon' i Davida.] ENDREY tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina.
Matio 16.18
en.And I say also unto thee, That thou art Peter, and upon this rock I will build my church; and the gates of hell shall not prevail against it.
fr.Et moi, je te dis que tu es Pierre, et que sur cette pierre je bâtirai mon Église, et que les portes du séjour des morts ne prévaudront point contre elle.
mg."Ary Izaho milaza aminao koa: fa ianao no Petera, ka eo ambonin' ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin' ny helo tsy haharesy azy."
Matio 18.20
en.For where two or three are gathered together in my name, there am I in the midst of them.
fr.Car là où deux ou trois sont assemblés en mon nom, je suis au milieu d`eux.
mg.Fa na aiza na aiza no iangonan' ny roa na telo amin' ny anarako, dia ao afovoany Aho.
Jaona 13.20
en.Verily, verily, I say unto you, He that receiveth whomsoever I send receiveth me; and he that receiveth me receiveth him that sent me.
fr.En vérité, en vérité, je vous le dis, celui qui reçoit celui que j`aurai envoyé me reçoit, et celui qui me reçoit, reçoit celui qui m`a envoyé.
mg."Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandray izay hirahiko dia mandray Ahy; ary izay mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy."
Asa 1.14
en.These all continued with one accord in prayer and supplication, with the women, and Mary the mother of Jesus, and with his brethren.
fr.Tous d`un commun accord persévéraient dans la prière, avec les femmes, et Marie, mère de Jésus, et avec les frères de Jésus.
mg.Ireo rehetra ireo niray saina naharitra nivavaka sy nitaraina mbamin' ny vehivavy sy Maria, renin' i Jesosy, ary ny rahalahiny.
Asa 2.42
en.And they continued stedfastly in the apostles' doctrine and fellowship, and in breaking of bread, and in prayers.
fr.Ils persévéraient dans l`enseignement des apôtres, dans la communion fraternelle, dans la fraction du pain, et dans les prières.
mg.Ary izy ireo naharitra tsara tamin' ny fampianaran' ny apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny vavaka.
Asa 2.46
en.And they, continuing daily with one accord in the temple, and breaking bread from house to house, did eat their meat with gladness and singleness of heart,
fr.Ils étaient chaque jour tous ensemble assidus au temple, ils rompaient le pain dans les maisons, et prenaient leur nourriture avec joie et simplicité de coeur,
mg.Ary dia niray saina isan' andro izy ireo ka nazoto nankeo amin' ny tempoly ary namaky mofo tamin' ny tokantrano nifandimby ka nihinan-kanina tamin' ny fifaliana sy ny fahatsoram-po,
Asa 4.32
en.And the multitude of them that believed were of one heart and of one soul: neither said any of them that ought of the things which he possessed was his own; but they had all things common.
fr.La multitude de ceux qui avaient cru n`était qu`un coeur et qu`une âme. Nul ne disait que ses biens lui appartinssent en propre, mais tout était commun entre eux.
mg.Ary niray fo sy fanahy ny maro tamin' ireo izay nino, ary tsy nisy nanonona ny fananany ho azy na dia iray aza, fa niombonany avokoa ny zavatra rehetra nananany.
Asa 12.5
en.Peter therefore was kept in prison: but prayer was made without ceasing of the church unto God for him.
fr."Pierre donc était gardé dans la prison; et l`Église ne cessait d`adresser pour lui des prières à Dieu."
mg.Noho izany, dia nambenana tao an-tranomaizina Petera, fa tsy nitsahatra ny vavaka tamin'Andriamanitra, izay nataon' ny fiangonana ho azy.
Romana 12.4
en.For as we have many members in one body, and all members have not the same office:
fr.Car, comme nous avons plusieurs membres dans un seul corps, et que tous les membres n`ont pas la même fonction,
mg.Fa toy ny ananantsika zavatra maro momba ny tena iray, nefa tsy mitovy asa izay rehetra momba ny tena,
Romana 12.16
en.Be of the same mind one toward another. Mind not high things, but condescend to men of low estate. Be not wise in your own conceits.
fr.Ayez les mêmes sentiments les uns envers les autres. N`aspirez pas à ce qui est élevé, mais laissez-vous attirer par ce qui est humble. Ne soyez point sages à vos propres yeux.
mg.Miraisa saina.Aza mihevitra izay zavatra ambony, fa manetre tena amin' ny malahelo. Aza manao ny tenanao ho hendry amin' ny fisainanao.
Romana 14.1
en.Him that is weak in the faith receive ye, but not to doubtful disputations.
fr.Faites accueil à celui qui est faible dans la foi, et ne discutez pas sur les opinions.
mg.Ary raiso ny malemy finoana, fa aza asiana fisalasalana sy fifandirana.
Romana 15.5
en.Now the God of patience and consolation grant you to be likeminded one toward another according to Christ Jesus:
fr.Que le Dieu de la persévérance et de la consolation vous donne d`avoir les mêmes sentiments les uns envers les autres selon Jésus Christ,
mg."Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an’i Kristy Jesosy;"
Romana 16.17
en.Now I beseech you, brethren, mark them which cause divisions and offences contrary to the doctrine which ye have learned; and avoid them.
fr.Je vous exhorte, frères, à prendre garde à ceux qui causent des divisions et des scandales, au préjudice de l`enseignement que vous avez reçu. Éloignez-vous d`eux.
mg."Fa miangavy anareo aho, ry rahalahy, mariho izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny foto-pampianarana efa nianaranareo; ka mialà amin’ireny."
1 Korintiana 1.10
en.Now I beseech you, brethren, by the name of our Lord Jesus Christ, that ye all speak the same thing, and that there be no divisions among you; but that ye be perfectly joined together in the same mind and in the same judgment.
fr.Je vous exhorte, frères, par le nom de notre Seigneur Jésus Christ, à tenir tous un même langage, et à ne point avoir de divisions parmi vous, mais à être parfaitement unis dans un même esprit et dans un même sentiment.
mg.Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, amin' ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ary mba tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tanteraka ianareo hiray saina sy hevitra.
1 Korintiana 3.16
en.Know ye not that ye are the temple of God, and that the Spirit of God dwelleth in you?
fr.Ne savez-vous pas que vous êtes le temple de Dieu, et que l`Esprit de Dieu habite en vous?
mg.Tsy fantatrareo va fa tempolin’Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin’Andriamanitra mitoetra ao anatinareo?
1 Korintiana 3.17
en.If any man defile the temple of God, him shall God destroy; for the temple of God is holy, which temple ye are.
fr."Si quelqu`un détruit le temple de Dieu, Dieu le détruira; car le temple de Dieu est saint, et c`est ce que vous êtes."
mg."Raha misy manimba ny tempolin’Andriamanitra, dia mba hosimban’Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin’Andriamanitra ary ianareo izany tempoly izany."
1 Korintiana 12.13
en.For by one Spirit are we all baptized into one body, whether we be Jews or Gentiles, whether we be bond or free; and have been all made to drink into one Spirit.
fr.Nous avons tous, en effet, été baptisés dans un seul Esprit, pour former un seul corps, soit Juifs, soit Grecs, soit esclaves, soit libres, et nous avons tous été abreuvés d`un seul Esprit.
mg."Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy isika na Jentilisa, na andevo na olona afaka; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray."
Galatiana 3.28
en.There is neither Jew nor Greek, there is neither bond nor free, there is neither male nor female: for ye are all one in Christ Jesus.
fr."Il n`y a plus ni Juif ni Grec, il n`y a plus ni esclave ni libre, il n`y a plus ni homme ni femme; car tous vous êtes un en Jésus Christ."
mg."Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy na vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin’i Kristy Jesosy."
Efesiana 4.3
en.Endeavouring to keep the unity of the Spirit in the bond of peace.
fr.vous efforçant de conserver l`unité de l`esprit par le lien de la paix.
mg.Mazotoa mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana.
Kolosiana 3.14
en.And above all these things put on charity, which is the bond of perfectness.
fr.Mais par-dessus toutes ces choses revêtez-vous de la charité, qui est le lien de la perfection.
mg.Ary ambonin’izany rehetra izany, mitafia fitiavana izay fehin’ny fahatanterahana.
1 Timoty 5.3
en.Honour widows that are widows indeed.
fr.Honore les veuves qui sont véritablement veuves.
mg.Omeo voninahitra ny mpitondratena, izay efa mpitondratena tokoa.
Hebreo 10.24
en.And let us consider one another to provoke unto love and to good works:
fr.Veillons les uns sur les autres, pour nous exciter à la charité et aux bonnes oeuvres.
mg."Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara;"
1 Petera 3.8
en.Finally, be ye all of one mind, having compassion one of another, love as brethren, be pitiful, be courteous:
fr.Enfin, soyez tous animés des mêmes pensées et des mêmes sentiments, pleins d`amour fraternel, de compassion, d`humilité.
mg."Farany, miraisa saina ianareo rehetra, mifamindrà fo, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, aoka hangora-po, manajà olona;"
1 Jaona 1.7
en.But if we walk in the light, as he is in the light, we have fellowship one with another, and the blood of Jesus Christ his Son cleanseth us from all sin.
fr.Mais si nous marchons dans la lumière, comme il est lui-même dans la lumière, nous sommes mutuellement en communion, et le sang de Jésus son Fils nous purifie de tout péché.
mg.Fa raha mandeha eo amin’ny mazava isika, tahaka Azy eo amin’ny mazava, dia manana firaisana isika samy isika, ary ny ran’i Jesosy Kristy Zanany no manadio antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.
1 Jaona 4.11
en.Beloved, if God so loved us, we ought also to love one another.
fr.Bien-aimés, si Dieu nous a ainsi aimés, nous devons aussi nous aimer les uns les autres.
mg.Ry malala, raha izany no nitiavan’Andriamanitra antsika, dia mba tokony hifankatia kosa isika.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto