Fifaliana

Nehemia 8.10
en.Then he said unto them, Go your way, eat the fat, and drink the sweet, and send portions unto them for whom nothing is prepared: for this day is holy unto our LORD: neither be ye sorry; for the joy of the LORD is your strength.
fr."Ils leur dirent: Allez, mangez des viandes grasses et buvez des liqueurs douces, et envoyez des portions à ceux qui n`ont rien de préparé, car ce jour est consacré à notre Seigneur; ne vous affligez pas, car la joie de l`Éternel sera votre force."
mg."Dia hoy izy taminy: Mandehana, hano ny matavy, ary sotroy ny mamy, dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an' ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifalian' i Jehovah no herinareo."
Salamo 9.3
en.When mine enemies are turned back, they shall fall and perish at thy presence.
fr.(9:4) Mes ennemis reculent, Ils chancellent, ils périssent devant ta face.
mg.Rehefa lasa nihodina ny fahavaloko dia ho lavo sy ho ringana eo anatrehanao izy ireo.
Salamo 16.11
en.Thou wilt shew me the path of life: in thy presence is fulness of joy; at thy right hand there are pleasures for evermore.
fr."Tu me feras connaître le sentier de la vie; Il y a d`abondantes joies devant ta face, Des délices éternelles à ta droite."
mg."Hampahafantatra ahy ny lalan' aina Ianao; fahavokisam-pifaliana no eo anatrehanao, ary fahafinaretana no eo an-tananao ankavanana mandrakizay."
Salamo 32.7
en.Thou art my hiding place; thou shalt preserve me from trouble; thou shalt compass me about with songs of deliverance. Selah.
fr.Tu es un asile pour moi, tu me garantis de la détresse, Tu m`entoures de chants de délivrance. -Pause.
mg."Ianao no fiereko; hiaro ahy tsy ho azon' ny fahoriana Ianao. Hiram-panafahana no ahodidinao ahy. [Sela.]"
Salamo 94.19
en.In the multitude of my thoughts within me thy comforts delight my soul.
fr.Quand les pensées s`agitent en foule au dedans de moi, Tes consolations réjouissent mon âme.
mg.Amin' ny hamaroan' ny eritreritro ato anatiko dia ny fampiononanao no mampiravo ny fanahiko.
Salamo 118.24
en.This is the day which the LORD hath made; we will rejoice and be glad in it.
fr.C`est ici la journée que l`Éternel a faite: Qu`elle soit pour nous un sujet d`allégresse et de joie!
mg.Ity no andro nataon' i Jehovah, hifaly sy hiravoravo amin' izao isika.
Salamo 119.14
en.I have rejoiced in the way of thy testimonies, as much as in all riches.
fr.Je me réjouis en suivant tes préceptes, Comme si je possédais tous les trésors.
mg.Ny lalan' ny teni-vavolombelonao no ifaliako, tahaka ny ifaliako amin' ny harena rehetra.
Salamo 119.111
en.Thy testimonies have I taken as an heritage for ever: for they are the rejoicing of my heart.
fr.Tes préceptes sont pour toujours mon héritage, Car ils sont la joie de mon coeur.
mg.Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, satria fifalian' ny foko izany.
Salamo 149.4
en.For the LORD taketh pleasure in his people: he will beautify the meek with salvation.
fr.Car l`Éternel prend plaisir à son peuple, Il glorifie les malheureux en les sauvant.
mg."Fa sitrak' i Jehovah ny olony; ravahany famonjena ny malemy fanahy."
Ohabolana 10.1
en.The proverbs of Solomon. A wise son maketh a glad father: but a foolish son is the heaviness of his mother.
fr.Proverbes de Salomon. Un fils sage fait la joie d`un père, Et un fils insensé le chagrin de sa mère.
mg."NY ohabolan' i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny."
Ohabolana 10.28
en.The hope of the righteous shall be gladness: but the expectation of the wicked shall perish.
fr.L`attente des justes n`est que joie, Mais l`espérance des méchants périra.
mg."Ny fanantenan' ny marina ho fifaliana; fa ny fanantenan' ny ratsy fanahy ho foana."
Ohabolana 12.20
en.Deceit is in the heart of them that imagine evil: but to the counsellors of peace is joy.
fr.La tromperie est dans le coeur de ceux qui méditent le mal, Mais la joie est pour ceux qui conseillent la paix.
mg."Fitaka no ao am-pon' izay mamoron-tsain-dratsy; fa fifaliana no ao amin' ny mpanolotsaina ny amin' ny fiadanana."
Ohabolana 15.23
en.A man hath joy by the answer of his mouth: and a word spoken in due season, how good is it!
fr."On éprouve de la joie à donner une réponse de sa bouche; Et combien est agréable une parole dite à propos!"
mg.Faly ny olona, raha mahavaly tsara ny vavany, ary endrey ny hatsaran' ny teny atao amin' izay andro mahamety azy!
Ohabolana 17.22
en.A merry heart doeth good like a medicine: but a broken spirit drieth the bones.
fr.Un coeur joyeux est un bon remède, Mais un esprit abattu dessèche les os.
mg."Ny fo ravoravo dia mahasoa toy ny fanafody; fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana."
Ohabolana 23.15
en.My son, if thine heart be wise, my heart shall rejoice, even mine.
fr."Mon fils, si ton coeur est sage, Mon coeur à moi sera dans la joie;"
mg."Anaka, raha hendry ny fonao, dia ho faly koa ny foko, dia ny foko;"
Ohabolana 23.24
en.The father of the righteous shall greatly rejoice: and he that begetteth a wise child shall have joy of him.
fr.Le père du juste est dans l`allégresse, Celui qui donne naissance à un sage aura de la joie.
mg.Hifaly dia hifaly ny rain' ny marina, ary izay miteraka zaza hendry no hanam-pifaliana aminy.
Mpitoriteny 3.12
en.I know that there is no good in them, but for a man to rejoice, and to do good in his life.
fr."J`ai reconnu qu`il n`y a de bonheur pour eux qu`à se réjouir et à se donner du bien-être pendant leur vie;"
mg.Fantatro fa tsy misy tsara amin' ny olombelona afa-tsy ny mifaly sy ny manao ny tsara amin' ny fiainany.
Mpitoriteny 5.18
en.Behold that which I have seen: it is good and comely for one to eat and to drink, and to enjoy the good of all his labour that he taketh under the sun all the days of his life, which God giveth him: for it is his portion.
fr."(5:17) Voici ce que j`ai vu: c`est pour l`homme une chose bonne et belle de manger et de boire, et de jouir du bien-être au milieu de tout le travail qu`il fait sous le soleil, pendant le nombre des jours de vie que Dieu lui a donnés; car c`est là sa part."
mg."Indro, izao no efa hitako: Tsara sady soa amin' ny olona ny mihinana sy misotro ary mifaly amin' ny vokatsoan' ny fisasarany rehetra izay azony aty ambany masoandro amin' ny androm-piainany rehetra izay omen' Andriamanitra azy; fa izany no anjarany."
Mpitoriteny 7.14
en.In the day of prosperity be joyful, but in the day of adversity consider: God also hath set the one over against the other, to the end that man should find nothing after him.
fr.Au jour du bonheur, sois heureux, et au jour du malheur, réfléchis: Dieu a fait l`un comme l`autre, afin que l`homme ne découvre en rien ce qui sera après lui.
mg.Amin' ny andro fanambinana dia mifalia, fa amin' ny andro mahory dia mieritrereta, fa nampifanandrifian' Andriamanitra ireo, mba tsy hahitan' ny olona akory izay ho avy aoriany.
Mpitoriteny 9.7
en.Go thy way, eat thy bread with joy, and drink thy wine with a merry heart; for God now accepteth thy works.
fr."Va, mange avec joie ton pain, et bois gaiement ton vin; car dès longtemps Dieu prend plaisir à ce que tu fais."
mg.Mandehana, hano amin' ny fifaliana ny haninao, ary sotroy amin' ny fo falifaly ny divainao, fa efa nankasitrahin' Andriamanitra ny asanao.
Mpitoriteny 12.1
en.Remember now thy Creator in the days of thy youth, while the evil days come not, nor the years draw nigh, when thou shalt say, I have no pleasure in them;
fr."(12:3) Mais souviens-toi de ton créateur pendant les jours de ta jeunesse, avant que les jours mauvais arrivent et que les années s`approchent où tu diras: Je n`y prends point de plaisir;"
mg."Ary tsarovy ankehitriny ny Mpanao anao amin' ny andro fahatanoranao, dieny tsy mbola tonga ny andro mahory, ary tsy mbola mihatra ny taona izay hanaovanao hoe: Tsy sitrako izao;"
Isaia 61.10
en.I will greatly rejoice in the LORD, my soul shall be joyful in my God; for he hath clothed me with the garments of salvation, he hath covered me with the robe of righteousness, as a bridegroom decketh himself with ornaments, and as a bride adorneth herself with her jewels.
fr."Je me réjouirai en l`Éternel, Mon âme sera ravie d`allégresse en mon Dieu; Car il m`a revêtu des vêtements du salut, Il m`a couvert du manteau de la délivrance, Comme le fiancé s`orne d`un diadème, Comme la fiancée se pare de ses joyaux."
mg.Hifaly dia hifaly amin' i Jehovah aho, ny fanahiko ho ravoravo amin' Andriamanitro, fa notafiany fitafiana famonjena sy nampiakanjoiny akanjo fahamarinana aho, toy ny mpampakatra manao ny fanamiana, ary toy ny ampakarina miravaka ny firavany.
Joela 1.12
en.The vine is dried up, and the fig tree languisheth; the pomegranate tree, the palm tree also, and the apple tree, even all the trees of the field, are withered: because joy is withered away from the sons of men.
fr."La vigne est confuse, Le figuier languissant; Le grenadier, le palmier, le pommier, Tous les arbres des champs sont flétris... La joie a cessé parmi les fils de l`homme!"
mg."Maina ny voaloboka, malazo ny aviavy, ary malazo ny ampongabendanitra sy ny palma koa ary ny paoma aza, dia ny hazo rehetra any an-tsaha no malazo; satria malazo ny fifalian' ny zanak' olombelona."
Habakoka 3.17
en.Although the fig tree shall not blossom, neither shall fruit be in the vines; the labour of the olive shall fail, and the fields shall yield no meat; the flock shall be cut off from the fold, and there shall be no herd in the stalls:
fr."Car le figuier ne fleurira pas, La vigne ne produira rien, Le fruit de l`olivier manquera, Les champs ne donneront pas de nourriture; Les brebis disparaîtront du pâturage, Et il n`y aura plus de boeufs dans les étables."
mg.Fa na dia tsy hamontsina aza ny hazo aviavy, ary tsy hisy voany ny voaloboka, na dia handiso fanantenana aza ny oliva, ary tsy hahavokatra hohanina ny saha, na dia hoesorina tsy ho ao am-bala aza ny andiam-biby fiompy, ary tsy hisy omby ao am-pahitra:
Zefania 3.17
en.The LORD thy God in the midst of thee is mighty; he will save, he will rejoice over thee with joy; he will rest in his love, he will joy over thee with singing.
fr."L`Éternel, ton Dieu, est au milieu de toi, comme un héros qui sauve; Il fera de toi sa plus grande joie; Il gardera le silence dans son amour; Il aura pour toi des transports d`allégresse."
mg."Jehovah Andriamanitrao izay eo afovoanao dia Mahery; hamonjy Izy, hiravoravo ny aminao amin' ny fifaliana Izy; hosondriana amin' ny fitiavany Izy, hifaly aminao amin' ny hira Izy."
Matio 17.5
en.While he yet spake, behold, a bright cloud overshadowed them: and behold a voice out of the cloud, which said, This is my beloved Son, in whom I am well pleased; hear ye him.
fr.Comme il parlait encore, une nuée lumineuse les couvrit. Et voici, une voix fit entendre de la nuée ces paroles: Celui-ci est mon Fils bien-aimé, en qui j`ai mis toute mon affection: écoutez-le!
mg."Raha mbola niteny izy, indro, nisy rahona mazava nanarona azy ireo; ary, injao, nisy feo avy tao amin' ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako; Izy no henoy."
Lioka 2.10
en.And the angel said unto them, Fear not: for, behold, I bring you good tidings of great joy, which shall be to all people.
fr."Mais l`ange leur dit: Ne craignez point; car je vous annonce une bonne nouvelle, qui sera pour tout le peuple le sujet d`une grande joie:"
mg.Ary hoy ny anjely tamin' izy ireo: Aza matahotra: fa, indro, mitondra teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an' ny olona rehetra.
Lioka 10.20
en.Notwithstanding in this rejoice not, that the spirits are subject unto you; but rather rejoice, because your names are written in heaven.
fr."Cependant, ne vous réjouissez pas de ce que les esprits vous sont soumis; mais réjouissez-vous de ce que vos noms sont écrits dans les cieux."
mg."Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo."
Lioka 15.7
en.I say unto you, that likewise joy shall be in heaven over one sinner that repenteth, more than over ninety and nine just persons, which need no repentance.
fr.De même, je vous le dis, il y aura plus de joie dans le ciel pour un seul pécheur qui se repent, que pour quatre-vingt-dix-neuf justes qui n`ont pas besoin de repentance.
mg.Lazaiko aminareo fa hisy fifaliana toy izany any an-danitra ny amin' ny mpanota iray izay mibebaka noho ny amin' ny olona marina sivy amby sivifolo, izay tsy misy tokony hibebahany.
Lioka 15.10
en.Likewise, I say unto you, there is joy in the presence of the angels of God over one sinner that repenteth.
fr.De même, je vous le dis, il y a de la joie devant les anges de Dieu pour un seul pécheur qui se repent.
mg.Lazaiko aminareo fa misy fifaliana toy izany eo anatrehan' ny anjelin' Andriamanitra ny amin' ny mpanota iray izay mibebaka.
Jaona 15.11
en.These things have I spoken unto you, that my joy might remain in you, and that your joy might be full.
fr.Je vous ai dit ces choses, afin que ma joie soit en vous, et que votre joie soit parfaite.
mg.Izany zavatra izany dia efa nolazaiko taminareo mba haharitra ao aminareo ny fifaliako, ka ho tanteraka ny fifalianareo.
Jaona 16.24
en.Hitherto have ye asked nothing in my name: ask, and ye shall receive, that your joy may be full.
fr.Jusqu`à présent vous n`avez rien demandé en mon nom. Demandez, et vous recevrez, afin que votre joie soit parfaite.
mg."Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin' ny anarako ianareo; mangataha, dia hahazo ianareo, mba ho tanteraka ny fifalianareo."
Romana 5.3
en.And not only so, but we glory in tribulations also: knowing that tribulation worketh patience;
fr.Bien plus, nous nous glorifions même des afflictions, sachant que l`affliction produit la persévérance,
mg."Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hifaly amin' ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana;"
Romana 12.12
en.Rejoicing in hope; patient in tribulation; continuing instant in prayer;
fr.Réjouissez-vous en espérance. Soyez patients dans l`affliction. Persévérez dans la prière.
mg."Mifalia amin' ny fanantenana; miareta amin' ny fahoriana; mahareta amin' ny fivavahana."
Romana 12.15
en.Rejoice with them that do rejoice, and weep with them that weep.
fr."Réjouissez-vous avec ceux qui se réjouissent; pleurez avec ceux qui pleurent."
mg.Miaraha mifaly amin' izay mifaly, ary miaraha mitomany amin' izay mitomany.
Romana 15.32
en.That I may come unto you with joy by the will of God, and may with you be refreshed.
fr.en sorte que j`arrive chez vous avec joie, si c`est la volonté de Dieu, et que je jouisse au milieu de vous de quelque repos.
mg.Mba hankanesako any aminareo amin’ny fifaliana, raha sitrapon’Andriamanitra, ka samy hovelombelomina ny fontsika.
2 Korintiana 6.10
en.As sorrowful, yet alway rejoicing; as poor, yet making many rich; as having nothing, and yet possessing all things.
fr."comme attristés, et nous sommes toujours joyeux; comme pauvres, et nous en enrichissons plusieurs; comme n`ayant rien, et nous possédons toutes choses."
mg."Tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny mahantra, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na inona na inona, nefa manana ny zavatra rehetra."
2 Korintiana 9.7
en.Every man according as he purposeth in his heart, so let him give; not grudgingly, or of necessity: for God loveth a cheerful giver.
fr."Que chacun donne comme il l`a résolu en son coeur, sans tristesse ni contrainte; car Dieu aime celui qui donne avec joie."
mg."Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian’ny fony avy, tsy amin’ny alahelo, na amin’ny faneriterena; fa “ny mpanome amin’ny firavoravoana no tian’Andriamanitra”"
2 Korintiana 12.10
en.Therefore I take pleasure in infirmities, in reproaches, in necessities, in persecutions, in distresses for Christ's sake: for when I am weak, then am I strong.
fr."C`est pourquoi je me plais dans les faiblesses, dans les outrages, dans les calamités, dans les persécutions, dans les détresses, pour Christ; car, quand je suis faible, c`est alors que je suis fort."
mg."Koa dia finaritra aho amin’ny fahalemena, amin’ny fanalam-baràka, amin’ny fahaterena, amin’ny fanenjehana, amin’ny fahantrana noho ny amin’i Kristy; fa ny fahalemeko no fahatanjahako."
Galatiana 5.22
en.But the fruit of the Spirit is love, joy, peace, longsuffering, gentleness, goodness, faith,
fr."Mais le fruit de l`Esprit, c`est l`amour, la joie, la paix, la patience, la bonté, la bénignité, la fidélité, la douceur, la tempérance;"
mg.Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fahatsarana, finoana,
Filipiana 4.4
en.Rejoice in the Lord alway: and again I say, Rejoice.
fr."Réjouissez-vous toujours dans le Seigneur; je le répète, réjouissez-vous."
mg."Mifalia mandrakariva amin’ny Tompo; hoy aho indray: Mifalia."
1 Tesaloniana 5.16
en.Rejoice evermore.
fr.Soyez toujours joyeux.
mg.Mifalia mandrakariva.
1 Timoty 6.6
en.But godliness with contentment is great gain.
fr."C`est, en effet, une grande source de gain que la piété avec le contentement;"
mg.Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an’Andriamanitra omban’ny fianinana.
1 Timoty 6.17
en.Charge them that are rich in this world, that they be not highminded, nor trust in uncertain riches, but in the living God, who giveth us richly all things to enjoy;
fr.Recommande aux riches du présent siècle de ne pas être orgueilleux, et de ne pas mettre leur espérance dans des richesses incertaines, mais de la mettre en Dieu, qui nous donne avec abondance toutes choses pour que nous en jouissions.
mg.Anaro ny mpanankarena amin’izao fiainana ankehitriny izao mba tsy hiavonavona, na hatoky ny harena miovaova, fa hatoky an' Andriamanitra izay manome antsika malalaka ny zavatra rehetra mba hifaliantsika,
Hebreo 11.6
en.But without faith it is impossible to please him: for he that cometh to God must believe that he is, and that he is a rewarder of them that diligently seek him.
fr."Or sans la foi il est impossible de lui être agréable; car il faut que celui qui s`approche de Dieu croie que Dieu existe, et qu`il est le rémunérateur de ceux qui le cherchent."
mg."Fa raha tsy amin’ny finoana, dia tsy misy azo atao ahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an’Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady mpamaly soa izay mazoto mitady Azy."
1 Petera 1.8
en.Whom having not seen, ye love; in whom, though now ye see him not, yet believing, ye rejoice with joy unspeakable and full of glory:
fr.lui que vous aimez sans l`avoir vu, en qui vous croyez sans le voir encore, vous réjouissant d`une joie ineffable et glorieuse,
mg.Izay, na dia mbola tsy hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin’ny fifaliana tsy hay lazaina sady feno voninahitra,
3 Jaona 1.4
en.I have no greater joy than to hear that my children walk in truth.
fr.Je n`ai pas de plus grande joie que d`apprendre que mes enfants marchent dans la vérité.
mg.Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto