Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fifanarahana

Genesisy 9.11
en.And I will establish my covenant with you; neither shall all flesh be cut off any more by the waters of a flood; neither shall there any more be a flood to destroy the earth.
fr.J`établis mon alliance avec vous: aucune chair ne sera plus exterminée par les eaux du déluge, et il n`y aura plus de déluge pour détruire la terre.
mg."Ary haoriko ny fanekeko aminareo, ka tsy haringako amin' ny ranon' ny safodrano intsony ny nofo rehetra; ary tsy hisy safodrano hanimba ny tany intsony."
Genesisy 9.13
en.I do set my bow in the cloud, and it shall be for a token of a covenant between me and the earth.
fr.j`ai placé mon arc dans la nue, et il servira de signe d`alliance entre moi et la terre.
mg.Apetrako eny amin' ny rahona ny avako, ary ho famantarana ny fanekena amiko sy amin' ny tany izany.
Eksodosy 19.5
en.Now therefore, if ye will obey my voice indeed, and keep my covenant, then ye shall be a peculiar treasure unto me above all people: for all the earth is mine:
fr."Maintenant, si vous écoutez ma voix, et si vous gardez mon alliance, vous m`appartiendrez entre tous les peuples, car toute la terre est à moi;"
mg."Koa ankehitriny raha hankatò ny feoko tokoa ianareo ka hitandrina ny fanekeko, dia ho tahiry manokana ho ahy ianareo mihoatra noho ny olona rehetra; fa Ahy ny tany rehetra."
Eksodosy 34.28
en.And he was there with the LORD forty days and forty nights; he did neither eat bread, nor drink water. And he wrote upon the tables the words of the covenant, the ten commandments.
fr.Moïse fut là avec l`Éternel quarante jours et quarante nuits. Il ne mangea point de pain, et il ne but point d`eau. Et l`Éternel écrivit sur les tables les paroles de l`alliance, les dix paroles.
mg.Dia teo amin' i Jehovah efapolo andro sy efapolo alina izy, sady tsy nihinan-kanina na nisotro rano. Ary nosoratan' i Jehovah tamin' ny vato fisaka ny tenin' ny fanekena, dia ny didy folo.
Deotornomia 4.13
en.And he declared unto you his covenant, which he commanded you to perform, even ten commandments; and he wrote them upon two tables of stone.
fr."Il publia son alliance, qu`il vous ordonna d`observer, les dix commandements; et il les écrivit sur deux tables de pierre."
mg."Dia nambarany taminareo ny fanekeny, izay nandidiany anareo harahina, dia ny Didy Folo; ary nosoratany teo amin' ny vato fisaka roa ireo."
Deotornomia 7.9
en.Know therefore that the LORD thy God, he is God, the faithful God, which keepeth covenant and mercy with them that love him and keep his commandments to a thousand generations;
fr.Sache donc que c`est l`Éternel, ton Dieu, qui est Dieu. Ce Dieu fidèle garde son alliance et sa miséricorde jusqu`à la millième génération envers ceux qui l`aiment et qui observent ses commandements.
mg."Koa aoka ho fantatrao fa Jehovah Andriamanitrao, dia Izy no Andriamanitra, Ilay Andriamanitra mahatoky, Izay mitandrina fanekena sy famindrampo amin' izay tia Azy sy mitandrina ny didiny hatramin' ny taranaka arivo mandimby;"
Deotornomia 31.8
en.And the LORD, he it is that doth go before thee; he will be with thee, he will not fail thee, neither forsake thee: fear not, neither be dismayed.
fr."L`Éternel marchera lui-même devant toi, il sera lui-même avec toi, il ne te délaissera point, il ne t`abandonnera point; ne crains point, et ne t`effraie point."
mg."Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra na mivadi-po ianao."
Joba 31.1
en.I made a covenant with mine eyes; why then should I think upon a maid?
fr.J`avais fait un pacte avec mes yeux, Et je n`aurais pas arrêté mes regards sur une vierge.
mg."Efa nanao fanekena tamin' ny masoko aho; koa ataoko ahoana indray no hisaina zazavavy?"
Salamo 103.17
en.But the mercy of the LORD is from everlasting to everlasting upon them that fear him, and his righteousness unto children's children;
fr.Mais la bonté de l`Éternel dure à jamais pour ceux qui le craignent, Et sa miséricorde pour les enfants de leurs enfants,
mg."Fa ny famindrampon' i Jehovah dia hatramin' ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin' izay matahotra Azy; ary ny fahamarinany mihatra amin' ny taranaka;"
Isaia 54.10
en.For the mountains shall depart, and the hills be removed; but my kindness shall not depart from thee, neither shall the covenant of my peace be removed, saith the LORD that hath mercy on thee.
fr.Quand les montagnes s`éloigneraient, Quand les collines chancelleraient, Mon amour ne s`éloignera point de toi, Et mon alliance de paix ne chancellera point, Dit l`Éternel, qui a compassion de toi.
mg.Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra, ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny fahatsaram-panahiko, ary tsy hitsoaka ny faneken' ny fihavanako, hoy Jehovah Mpamindra fo aminao.
Lioka 22.20
en.Likewise also the cup after supper, saying, This cup is the new testament in my blood, which is shed for you.
fr.Il prit de même la coupe, après le souper, et la leur donna, en disant: Cette coupe est la nouvelle alliance en mon sang, qui est répandu pour vous.
mg.Ary araka izany koa ny kapoaka, rehefa vita ny sakafo, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no fanekena vaovao amin' ny rako, izay aidina ho anareo.
Hebreo 8.6
en.But now hath he obtained a more excellent ministry, by how much also he is the mediator of a better covenant, which was established upon better promises.
fr.Mais maintenant il a obtenu un ministère d`autant supérieur qu`il est le médiateur d`une alliance plus excellente, qui a été établie sur de meilleures promesses.
mg.Fa ankehitriny efa nahazo fanompoana tsara dia tsara kokoa noho ny an’ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin’ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin’ireo tenifikasana tsara lavitra.
Hebreo 9.15
en.And for this cause he is the mediator of the new testament, that by means of death, for the redemption of the transgressions that were under the first testament, they which are called might receive the promise of eternal inheritance.
fr.Et c`est pour cela qu`il est le médiateur d`une nouvelle alliance, afin que, la mort étant intervenue pour le rachat des transgressions commises sous la première alliance, ceux qui ont été appelés reçoivent l`héritage éternel qui leur a été promis.
mg.Ary noho izany, dia Mpanalalana amin’ny fanekena vaovao Izy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana amin’ny fandikan-dalàna natao tamin’ny fanekena voalohany, mba hahazoan’izay voantso ny fampanantenana ny amin' ny lova mandrakizay.
Hebreo 13.20
en.Now the God of peace, that brought again from the dead our Lord Jesus, that great shepherd of the sheep, through the blood of the everlasting covenant,
fr.Que le Dieu de paix, qui a ramené d`entre les morts le grand pasteur des brebis, par le sang d`une alliance éternelle, notre Seigneur Jésus,
mg.Ary Andriamanitry ny fiadanana, Izay nitondra niala amin' ny maty an' i Jesosy Tompontsika,Ilay Mpiandry ondry lehibe amin’ny ran’ny fanekena mandrakizay,
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto