Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Finoana

Salamo 119.30
en.I have chosen the way of truth: thy judgments have I laid before me.
fr.Je choisis la voie de la vérité, Je place tes lois sous mes yeux.
mg."Ny lalan' ny fahamarinana no nofidiko; napetrako teo anatrehako ny fitsipikao."
Matio 17.20
en.And Jesus said unto them, Because of your unbelief: for verily I say unto you, If ye have faith as a grain of mustard seed, ye shall say unto this mountain, Remove hence to yonder place; and it shall remove; and nothing shall be impossible unto you.
fr."C`est à cause de votre incrédulité, leur dit Jésus. Je vous le dis en vérité, si vous aviez de la foi comme un grain de sénevé, vous diriez à cette montagne: Transporte-toi d`ici là, et elle se transporterait; rien ne vous serait impossible."
mg."Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny tsy finoanareo; fa lazaiko aminareo marina tokoa: raha manana finoana ohatra ny voantsinapy iray aza ianareo, ka hiteny amin' io tendrombohitra io ianareo hoe: Mifindrà ery, dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao."
Matio 21.22
en.And all things, whatsoever ye shall ask in prayer, believing, ye shall receive.
fr.Tout ce que vous demanderez avec foi par la prière, vous le recevrez.
mg.Ary ny zavatra rehetra, na inona na inona no angatahinareo amin' ny fivavahana atao amin' ny finoana dia ho azonareo.
Marka 9.23
en.Jesus said unto him, If thou canst believe, all things are possible to him that believeth.
fr.Jésus lui dit: Si tu peux!... Tout est possible à celui qui croit.
mg.Fa hoy Jesosy taminy: Raha afaka mino ianao, ny zavatra rehetra dia hain’ny mino.
Marka 10.52
en.And Jesus said unto him, Go thy way; thy faith hath made thee whole. And immediately he received his sight, and followed Jesus in the way.
fr.Et Jésus lui dit: Va, ta foi t`a sauvé. (10:53) Aussitôt il recouvra la vue, et suivit Jésus dans le chemin.
mg.Ary hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa nahasitrana anao tanteraka. Dia nahiratra niaraka tamin’izay ny masony, ka nanaraka an’i Jesosy teny an-dalana izy.
Marka 11.23
en.For verily I say unto you, That whosoever shall say unto this mountain, Be thou removed, and be thou cast into the sea; and shall not doubt in his heart, but shall believe that those things which he saith shall come to pass; he shall have whatsoever he saith.
fr.Je vous le dis en vérité, si quelqu`un dit à cette montagne: Ote-toi de là et jette-toi dans la mer, et s`il ne doute point en son coeur, mais croit que ce qu`il dit arrive, il le verra s`accomplir.
mg.Lazaiko marina aminareo: Na zovy na zovy no hilaza amin’ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà, ka mianjerà any an-dranomasina, ka tsy misalasala ao am-pony, fa hino, fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izay rehetra lazainy.
Marka 11.24
en.Therefore I say unto you, What things soever ye desire, when ye pray, believe that ye receive them, and ye shall have them.
fr.C`est pourquoi je vous dis: Tout ce que vous demanderez en priant, croyez que vous l`avez reçu, et vous le verrez s`accomplir.
mg.Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona irinareo, rehefa mivavaka ianareo, dia minoa fa efa nandray izany ianareo, dia ho azonareo izany.
Marka 16.16
en.He that believeth and is baptized shall be saved; but he that believeth not shall be damned.
fr.Celui qui croira et qui sera baptisé sera sauvé, mais celui qui ne croira pas sera condamné.
mg."Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina."
Lioka 8.50
en.But when Jesus heard it, he answered him, saying, Fear not: believe only, and she shall be made whole.
fr.Mais Jésus, ayant entendu cela, dit au chef de la synagogue: Ne crains pas, crois seulement, et elle sera sauvée.
mg."Fa Jesosy, raha nahare izany, dia namaly azy ka nanao hoe: Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho sitrana tanteraka izy."
Jaona 6.29
en.Jesus answered and said unto them, This is the work of God, that ye believe on him whom he hath sent.
fr.Jésus leur répondit: L`oeuvre de Dieu, c`est que vous croyiez en celui qu`il a envoyé.
mg.Namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Izao no asan' Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny.
Jaona 6.35
en.And Jesus said unto them, I am the bread of life: he that cometh to me shall never hunger; and he that believeth on me shall never thirst.
fr.Jésus leur dit: Je suis le pain de vie. Celui qui vient à moi n`aura jamais faim, et celui qui croit en moi n`aura jamais soif.
mg."Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon' aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana na oviana na oviana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony."
Jaona 7.38
en.He that believeth on me, as the scripture hath said, out of his belly shall flow rivers of living water.
fr.Celui qui croit en moi, des fleuves d`eau vive couleront de son sein, comme dit l`Écriture.
mg.Izay mino Ahy, dia hisy onin' ny rano velona hiboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan' ny Soratra Masina.
Jaona 11.25
en.Jesus said unto her, I am the resurrection, and the life: he that believeth in me, though he were dead, yet shall he live:
fr."Jésus lui dit: Je suis la résurrection et la vie. Celui qui croit en moi vivra, quand même il serait mort;"
mg."Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray."
Jaona 11.40
en.Jesus saith unto her, Said I not unto thee, that, if thou wouldest believe, thou shouldest see the glory of God?
fr.Jésus lui dit: Ne t`ai-je pas dit que, si tu crois, tu verras la gloire de Dieu?
mg.Hoy Jesosy taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr' Andriamanitra?
Jaona 20.29
en.Jesus saith unto him, Thomas, because thou hast seen me, thou hast believed: blessed are they that have not seen, and yet have believed.
fr.Parce que tu m`as vu, tu as cru. Heureux ceux qui n`ont pas vu, et qui ont cru!
mg."Hoy Jesosy taminy: Tomasy, satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino."
Asa 16.31
en.And they said, Believe on the Lord Jesus Christ, and thou shalt be saved, and thy house.
fr.Paul et Silas répondirent: Crois au Seigneur Jésus, et tu seras sauvé, toi et ta famille.
mg.Dia hoy izy roa lahy: Minoa an' i Jesosy Kristy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
Romana 10.9
en.That if thou shalt confess with thy mouth the Lord Jesus, and shalt believe in thine heart that God hath raised him from the dead, thou shalt be saved.
fr.Si tu confesses de ta bouche le Seigneur Jésus, et si tu crois dans ton coeur que Dieu l`a ressuscité des morts, tu seras sauvé.
mg.Satria raha manaiky an' i Jesosy Tompo amin' ny vavanao ianao, ary mino amin' ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin' ny maty, dia hovonjena ianao.
Romana 10.10
en.For with the heart man believeth unto righteousness; and with the mouth confession is made unto salvation.
fr.Car c`est en croyant du coeur qu`on parvient à la justice, et c`est en confessant de la bouche qu`on parvient au salut, selon ce que dit l`Écriture:
mg.Fa amin' ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin' ny vava no anekena hahazoana famonjena.
Romana 10.11
en.For the scripture saith, Whosoever believeth on him shall not be ashamed.
fr.Quiconque croit en lui ne sera point confus.
mg.Fa hoy ny Soratra Masina: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy
Romana 10.17
en.So then faith cometh by hearing, and hearing by the word of God.
fr.Ainsi la foi vient de ce qu`on entend, et ce qu`on entend vient de la parole de Christ.
mg.Koa ny finoana dia avy amin' izay heno, ary izay heno dia avy amin' ny tenin' Andriamanitra.
Romana 12.3
en.For I say, through the grace given unto me, to every man that is among you, not to think of himself more highly than he ought to think; but to think soberly, according as God hath dealt to every man the measure of faith.
fr.Par la grâce qui m`a été donnée, je dis à chacun de vous de n`avoir pas de lui-même une trop haute opinion, mais de revêtir des sentiments modestes, selon la mesure de foi que Dieu a départie à chacun.
mg."Fa noho ny fahasoavana nomena ahy dia izao no lazaiko amin' ny olona rehetra izay eo aminareo: Aza miavonavon-kevitra ka mihevitra mihoatra noho izay tokony hoheverina; fa mihevera izay onony araka ny ohatry ny finoana izay nozarain' Andriamanitra ho an' ny tsirairay avy."
Romana 14.1
en.Him that is weak in the faith receive ye, but not to doubtful disputations.
fr.Faites accueil à celui qui est faible dans la foi, et ne discutez pas sur les opinions.
mg.Ary raiso ny malemy finoana, fa aza asiana fisalasalana sy fifandirana.
Romana 14.4
en.Who art thou that judgest another man's servant? to his own master he standeth or falleth. Yea, he shall be holden up: for God is able to make him stand.
fr.Qui es-tu, toi qui juges un serviteur d`autrui? S`il se tient debout, ou s`il tombe, cela regarde son maître. Mais il se tiendra debout, car le Seigneur a le pouvoir de l`affermir.
mg."Iza moa ianao izay mitsara ny mpanompon’ny hafa? Amin’ny tompony ihany no ijoroany na ahalavoany. Eny, hampitoerina ihany anefa izy; fa mahay mampitoetra azy Andriamanitra."
Romana 15.13
en.Now the God of hope fill you with all joy and peace in believing, that ye may abound in hope, through the power of the Holy Ghost.
fr.Que le Dieu de l`espérance vous remplisse de toute joie et de toute paix dans la foi, pour que vous abondiez en espérance, par la puissance du Saint Esprit!
mg.Koa ny Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin’ny finoana, mba hitomboanareo amin’ny fanantenana noho ny herin’ny Fanahy Masina.
1 Korintiana 13.2
en.And though I have the gift of prophecy, and understand all mysteries, and all knowledge; and though I have all faith, so that I could remove mountains, and have not charity, I am nothing.
fr.Et quand j`aurais le don de prophétie, la science de tous les mystères et toute la connaissance, quand j`aurais même toute la foi jusqu`à transporter des montagnes, si je n`ai pas la charité, je ne suis rien.
mg."Ary na dia manana ny fanomezan’ny faminaniana aza aho, ary mahafantatra ny zava-miafina rehetra, sy ny fahalalana rehetra; ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana, dia tsinontsinona aho."
1 Korintiana 13.13
en.And now abideth faith, hope, charity, these three; but the greatest of these is charity.
fr."Maintenant donc ces trois choses demeurent: la foi, l`espérance, la charité; mais la plus grande de ces choses, c`est la charité."
mg."Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe indrindra amin’ireo."
1 Korintiana 16.13
en.Watch ye, stand fast in the faith, quit you like men, be strong.
fr.Veillez, demeurez fermes dans la foi, soyez des hommes, fortifiez-vous.
mg.Miambena ianareo, tomoera tsara amin’ny finoana, aoka hitomban-dahy, mahereza.
Galatiana 2.20
en.I am crucified with Christ: nevertheless I live; yet not I, but Christ liveth in me: and the life which I now live in the flesh I live by the faith of the Son of God, who loved me, and gave himself for me.
fr."J`ai été crucifié avec Christ; et si je vis, ce n`est plus moi qui vis, c`est Christ qui vit en moi; si je vis maintenant dans la chair, je vis dans la foi au Fils de Dieu, qui m`a aimé et qui s`est livré lui-même pour moi."
mg."Voahombo miaraka amin’i Kristy amin’ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin’ny nofo, dia ivelomako amin’ny finoana ny Zanak’Andriamanitra Izay efa tia ahy, ka nanolotra ny tenany ho ahy."
Galatiana 3.22
en.But the scripture hath concluded all under sin, that the promise by faith of Jesus Christ might be given to them that believe.
fr.Mais l`Écriture a tout renfermé sous le péché, afin que ce qui avait été promis fût donné par la foi en Jésus Christ à ceux qui croient.
mg.Fa ny Soratra Masina efa nanidy azy rehetra teo amin’ny fahotana, mba homena ny mino ny tenifikasana noho ny finoana an’i Jesosy Kristy.
Galatiana 3.26
en.For ye are all the children of God by faith in Christ Jesus.
fr."Car vous êtes tous fils de Dieu par la foi en Jésus Christ;"
mg.Fa ianareo rehetra dia zanak’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Kristy Jesosy.
Efesiana 2.8
en.For by grace are ye saved through faith; and that not of yourselves: it is the gift of God:
fr.Car c`est par la grâce que vous êtes sauvés, par le moyen de la foi. Et cela ne vient pas de vous, c`est le don de Dieu.
mg."Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezan’Andriamanitra;"
Efesiana 3.16
en.That he would grant you, according to the riches of his glory, to be strengthened with might by his Spirit in the inner man;
fr.afin qu`il vous donne, selon la richesse de sa gloire, d`être puissamment fortifiés par son Esprit dans l`homme intérieur,
mg."Mba homeny anareo, araka ny haren’ny voninahiny, ny mba hohatanjahina fatratra amin’ny Fanahiny ny olonareo anaty;"
Filipiana 1.29
en.For unto you it is given in the behalf of Christ, not only to believe on him, but also to suffer for his sake;
fr.et cela de la part de Dieu, car il vous a été fait la grâce, par rapport à Christ, non seulement de croire en lui, mais encore de souffrir pour lui,
mg.Fa efa nomena anareo noho ny amin’i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiari-pahoriana koa noho ny Aminy.
2 Tesaloniana 1.3
en.We are bound to thank God always for you, brethren, as it is meet, because that your faith groweth exceedingly, and the charity of every one of you all toward each other aboundeth;
fr.Nous devons à votre sujet, frères, rendre continuellement grâces à Dieu, comme cela est juste, parce que votre foi fait de grands progrès, et que la charité de chacun de vous tous à l`égard des autres augmente de plus en plus.
mg."Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra mandrakariva izahay noho ny aminareo, ry rahalahy, fa mahamendrika izany, satria mitombo fatratra ny finoanareo ary mitombo ny fifankatiavanareo rehetra;"
1 Timoty 4.12
en.Let no man despise thy youth; but be thou an example of the believers, in word, in conversation, in charity, in spirit, in faith, in purity.
fr."Que personne ne méprise ta jeunesse; mais sois un modèle pour les fidèles, en parole, en conduite, en charité, en foi, en pureté."
mg."Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny fahatanoranao; fa aoka ho ohatra ny amin’ny mpino ianao amin’ny fiteny, amin’ny fitondrantena, amin’ny fitiavana, amin’ny fanahy, amin’ny finoana, amin’ny fahadiovana."
1 Timoty 6.6
en.But godliness with contentment is great gain.
fr."C`est, en effet, une grande source de gain que la piété avec le contentement;"
mg.Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an’Andriamanitra omban’ny fianinana.
1 Timoty 6.11
en.But thou, O man of God, flee these things; and follow after righteousness, godliness, faith, love, patience, meekness.
fr.Pour toi, homme de Dieu, fuis ces choses, et recherche la justice, la piété, la foi, la charité, la patience, la douceur.
mg.Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, mandosira izany zavatra izany, ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an’Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.
1 Timoty 6.12
en.Fight the good fight of faith, lay hold on eternal life, whereunto thou art also called, and hast professed a good profession before many witnesses.
fr.Combats le bon combat de la foi, saisis la vie éternelle, à laquelle tu as été appelé, et pour laquelle tu as fait une belle confession en présence d`un grand nombre de témoins.
mg."Miadia ny ady tsaran’ny finoana, hazòny ny fiainana mandrakizay; fa ho amin’izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason’ny vavolombelona maro."
Hebreo 11.1
en.Now faith is the substance of things hoped for, the evidence of things not seen.
fr.Or la foi est une ferme assurance des choses qu`on espère, une démonstration de celles qu`on ne voit pas.
mg.Ary ny finoana no tenan' ireo zavatra antenaina, fanehoana ireo zavatra tsy hita.
Hebreo 11.6
en.But without faith it is impossible to please him: for he that cometh to God must believe that he is, and that he is a rewarder of them that diligently seek him.
fr."Or sans la foi il est impossible de lui être agréable; car il faut que celui qui s`approche de Dieu croie que Dieu existe, et qu`il est le rémunérateur de ceux qui le cherchent."
mg."Fa raha tsy amin’ny finoana, dia tsy misy azo atao ahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an’Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady mpamaly soa izay mazoto mitady Azy."
Hebreo 11.11
en.Through faith also Sara herself received strength to conceive seed, and was delivered of a child when she was past age, because she judged him faithful who had promised.
fr.C`est par la foi que Sara elle-même, malgré son âge avancé, fut rendue capable d`avoir une postérité, parce qu`elle crut à la fidélité de celui qui avait fait la promesse.
mg.Ary na Saraha aza, dia finoana koa no nandraisany hery hanana anaka sy niterahany rehefa nitsaha-jaza izy, satria nataony fa mahatoky Ilay efa nampanantena azy.
Hebreo 12.25
en.See that ye refuse not him that speaketh. For if they escaped not who refused him that spake on earth, much more shall not we escape, if we turn away from him that speaketh from heaven:
fr."Gardez-vous de refuser d`entendre celui qui parle; car si ceux-là n`ont pas échappé qui refusèrent d`entendre celui qui publiait les oracles sur la terre, combien moins échapperons-nous, si nous nous détournons de celui qui parle du haut des cieux,"
mg.Tandremo mba tsy holavinareo izay miteny. Fa raha tsy afa-nandositra izy ireo tamin’ny nandavany ilay niteny tety ambonin’ny tany, mainka fa isika raha miodina miala amin’Ilay miteny avy any an-danitra,
Jakoba 1.6
en.But let him ask in faith, nothing wavering. For he that wavereth is like a wave of the sea driven with the wind and tossed.
fr."Mais qu`il l`a demande avec foi, sans douter; car celui qui doute est semblable au flot de la mer, agité par le vent et poussé de côté et d`autre."
mg.Nefa aoka hangataka amin’ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory, fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin’ny rivotra ka atopatopany.
Jakoba 2.17
en.Even so faith, if it hath not works, is dead, being alone.
fr.Il en est ainsi de la foi: si elle n`a pas les oeuvres, elle est morte en elle-même.
mg.Ary mba toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa dia maty ho azy.
Jakoba 5.14
en.Is any sick among you? let him call for the elders of the church; and let them pray over him, anointing him with oil in the name of the Lord:
fr."Quelqu`un parmi vous est-il malade? Qu`il appelle les anciens de l`Église, et que les anciens prient pour lui, en l`oignant d`huile au nom du Seigneur;"
mg."Misy marary va eo aminareo? Aoka izy hampaka ny loholon’ny fiangonana; ary aoka hanosotra diloilo azy amin’ny anaran’ny Tompo ireo sady hivavaka eo aminy;"
1 Petera 1.8
en.Whom having not seen, ye love; in whom, though now ye see him not, yet believing, ye rejoice with joy unspeakable and full of glory:
fr.lui que vous aimez sans l`avoir vu, en qui vous croyez sans le voir encore, vous réjouissant d`une joie ineffable et glorieuse,
mg.Izay, na dia mbola tsy hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin’ny fifaliana tsy hay lazaina sady feno voninahitra,
2 Petera 1.5
en.And beside this, giving all diligence, add to your faith virtue; and to virtue knowledge;
fr.à cause de cela même, faites tous vos efforts pour joindre à votre foi la vertu, à la vertu la science,
mg."Ary ankoatra izany, dia manaova izay zotom-po rehetra, ary amin’ny finoanareo dia manehoa fahatsaram-panahy, ary amin’ny fahatsaram-panahy dia fahalalana;"
1 Jaona 5.4
en.For whatsoever is born of God overcometh the world: and this is the victory that overcometh the world, even our faith.
fr."parce que tout ce qui est né de Dieu triomphe du monde; et la victoire qui triomphe du monde, c`est notre foi."
mg."Fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-mandresy izao tontolo izao dia ny finoantsika."
1 Jaona 5.5
en.Who is he that overcometh the world, but he that believeth that Jesus is the Son of God?
fr.Qui est celui qui a triomphé du monde, sinon celui qui croit que Jésus est le Fils de Dieu?
mg.Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak’Andriamanitra?
1 Jaona 5.13
en.These things have I written unto you that believe on the name of the Son of God; that ye may know that ye have eternal life, and that ye may believe on the name of the Son of God.
fr.Je vous ai écrit ces choses, afin que vous sachiez que vous avez la vie éternelle, vous qui croyez au nom du Fils de Dieu.
mg.Izany zavatra izany no nosoratako taminareo izay mino ny anaran’ny Zanak’Andriamanitra, mba ho fantatrareo fa manana fiainana mandrakizay ianareo, ary mba hinoanareo ny anaran’ny Zanak’Andriamanitra.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto