Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fiovam-po

2 Tantara 7.14
en.If my people, which are called by my name, shall humble themselves, and pray, and seek my face, and turn from their wicked ways; then will I hear from heaven, and will forgive their sin, and will heal their land.
fr.si mon peuple sur qui est invoqué mon nom s`humilie, prie, et cherche ma face, et s`il se détourne de ses mauvaises voies, -je l`exaucerai des cieux, je lui pardonnerai son péché, et je guérirai son pays.
mg.Raha ny oloko izay antsoina amin' ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako, ary hiala amin' ny lalany ratsy, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny fahotany ary hahasitrany ny taniny.
2 Tantara 30.9
en.For if ye turn again unto the LORD, your brethren and your children shall find compassion before them that lead them captive, so that they shall come again into this land: for the LORD your God is gracious and merciful, and will not turn away his face from you, if ye return unto him.
fr."Si vous revenez à l`Éternel, vos frères et vos fils trouveront miséricorde auprès de ceux qui les ont emmenés captifs, et ils reviendront dans ce pays; car l`Éternel, votre Dieu, est compatissant et miséricordieux, et il ne détournera pas sa face de vous, si vous revenez à lui."
mg."Fa raha miverina indray amin' i Jehovah ianareo, dia hahazo famindrampo eo anatrehan' izay nitondra azy ho babo ny rahalahinareo sy ny zanakareo, ka dia ho tafaverina amin' ity tany ity izy; fa miantra sy mamindra fo Jehovah Andriamanitrareo ary tsy hiamboho anareo Izy, raha miverina aminy ianareo."
Ohabolana 1.23
en.Turn you at my reproof: behold, I will pour out my spirit unto you, I will make known my words unto you.
fr.Tournez-vous pour écouter mes réprimandes! Voici, je répandrai sur vous mon esprit, Je vous ferez connaître mes paroles...
mg."Miverena ianareo ho amin' ny fananarako; indro, haidiko aminareo ny fanahiko, ary hampahafantariko anareo ny teniko."
Isaia 44.22
en.I have blotted out, as a thick cloud, thy transgressions, and, as a cloud, thy sins: return unto me; for I have redeemed thee.
fr."J`efface tes transgressions comme un nuage, Et tes péchés comme une nuée; Reviens à moi, Car je t`ai racheté."
mg."Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny rahona matevina, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho."
Isaia 55.7
en.Let the wicked forsake his way, and the unrighteous man his thoughts: and let him return unto the LORD, and he will have mercy upon him; and to our God, for he will abundantly pardon.
fr."Que le méchant abandonne sa voie, Et l`homme d`iniquité ses pensées; Qu`il retourne à l`Éternel, qui aura pitié de lui, A notre Dieu, qui ne se lasse pas de pardonner."
mg."Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin' i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, eny, ho amin' Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy."
Jeremia 7.5
en.For if ye throughly amend your ways and your doings; if ye throughly execute judgment between a man and his neighbour;
fr.Si vous réformez vos voies et vos oeuvres, Si vous pratiquez la justice envers les uns et les autres,
mg.Fa raha atsarainareo mihitsy ny lalanareo sy ny ataonareo, ka mitsara marina ny adin' ny olona amin' ny namany ianareo,
Ezekiela 18.21
en.But if the wicked will turn from all his sins that he hath committed, and keep all my statutes, and do that which is lawful and right, he shall surely live, he shall not die.
fr.Si le méchant revient de tous les péchés qu`il a commis, s`il observe toutes mes lois et pratique la droiture et la justice, il vivra, il ne mourra pas.
mg.Fa raha ny ratsy fanahy miala amin' ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay ara-dalàna sy mahitsy, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.
Ezekiela 18.30
en.Therefore I will judge you, O house of Israel, every one according to his ways, saith the Lord GOD. Repent, and turn yourselves from all your transgressions; so iniquity shall not be your ruin.
fr.C`est pourquoi je vous jugerai chacun selon ses voies, maison d`Israël, dit le Seigneur, l`Éternel. Revenez et détournez-vous de toutes vos transgressions, afin que l`iniquité ne cause pas votre ruine.
mg.Koa samy hotsaraiko araka ny lalany avy ianareo, ry taranak' Isiraely, hoy Jehovah Andriamanitra. Mibebaha, ka mitodiha hiala amin' ny fahadisoanareo rehetra, dia tsy ho fandringanana anareo ny heloka.
Ezekiela 18.32
en.For I have no pleasure in the death of him that dieth, saith the Lord GOD: wherefore turn yourselves, and live ye.
fr.Car je ne désire pas la mort de celui qui meurt, dit le Seigneur, l`Éternel. Convertissez-vous donc, et vivez.
mg.Fa tsy sitrako ny fahafatesan' izay maty, hoy Jehovah Tompo. Koa mitodiha ianareo, mba ho velona.
Joela 2.12
en.Therefore also now, saith the LORD, turn ye even to me with all your heart, and with fasting, and with weeping, and with mourning:
fr.Maintenant encore, dit l`Éternel, Revenez à moi de tout votre coeur, Avec des jeûnes, avec des pleurs et des lamentations!
mg.Koa noho izany, ankehitriny, hoy Jehovah, miverena amiko amin' ny fonareo rehetra ary amin' ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana, ary amin' ny fisaonana.
Joela 2.13
en.And rend your heart, and not your garments, and turn unto the LORD your God: for he is gracious and merciful, slow to anger, and of great kindness, and repenteth him of the evil.
fr."Déchirez vos coeurs et non vos vêtements, Et revenez à l`Éternel, votre Dieu; Car il est compatissant et miséricordieux, Lent à la colère et riche en bonté, Et il se repent des maux qu`il envoie."
mg."Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin' i Jehovah Andriamanitrareo; fa mamindra fo sy miantra izy, mahari-po sady be famindrampo ary manenina ny amin' ny loza,"
Zakaria 1.3
en.Therefore say thou unto them, Thus saith the LORD of hosts; Turn ye unto me, saith the LORD of hosts, and I will turn unto you, saith the LORD of hosts.
fr.Dis-leur donc: Ainsi parle l`Éternel des armées: Revenez à moi, dit l`Éternel des armées, et je reviendrai à vous, dit l`Éternel des armées.
mg.Koa lazao aminy hoe: izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: miverena amiko ianareo, hoy Jehovah, Tompon' ny maro, dia hiverina aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon' ny maro.
Zakaria 1.4
en.Be ye not as your fathers, unto whom the former prophets have cried, saying, Thus saith the LORD of hosts; Turn ye now from your evil ways, and from your evil doings: but they did not hear, nor hearken unto me, saith the LORD.
fr.Ne soyez pas comme vos pères, auxquels s`adressaient les premiers prophètes, en disant: Ainsi parle l`Éternel des armées: Détournez-vous de vos mauvaises voies, de vos mauvaises actions! Mais ils n`écoutèrent pas, ils ne firent pas attention à moi, dit l`Éternel.
mg."Aza mba toy ny razanareo, izay nantsoin' ny mpaminany fahiny hoe: izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: mialà amin' ny lalanareo ratsy ianareo sy amin' ny ratsy fanaonareo; nefa tsy nitandrina izy, na nihaino Ahy, hoy Jehovah."
Matio 3.8
en.Bring forth therefore fruits meet for repentance:
fr.Produisez donc du fruit digne de la repentance,
mg."Koa mamoaza voa mendrika ny fibebahana ianareo;"
Matio 4.17
en.From that time Jesus began to preach, and to say, Repent: for the kingdom of heaven is at hand.
fr.Dès ce moment Jésus commença à prêcher, et à dire: Repentez-vous, car le royaume des cieux est proche.
mg.Ary hatramin’izany fotoana izany dia nanomboka nitoriteny Jesosy ka nanao hoe: Mibebaha ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra.
Marka 1.15
en.And saying, The time is fulfilled, and the kingdom of God is at hand: repent ye, and believe the gospel.
fr.Il disait: Le temps est accompli, et le royaume de Dieu est proche. Repentez-vous, et croyez à la bonne nouvelle.
mg."Ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra; mibebaha ianareo ka minoa ny filazantsara."
Lioka 5.32
en.I came not to call the righteous, but sinners to repentance.
fr.Je ne suis pas venu appeler à la repentance des justes, mais des pécheurs.
mg.Tsy avy hiantso ny marina Aho fa ny mpanota mba hibebaka.
Lioka 13.3
en.I tell you, Nay: but, except ye repent, ye shall all likewise perish.
fr.Non, je vous le dis. Mais si vous ne vous repentez, vous périrez tous également.
mg."Tsia, hoy Aho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra."
Lioka 15.7
en.I say unto you, that likewise joy shall be in heaven over one sinner that repenteth, more than over ninety and nine just persons, which need no repentance.
fr.De même, je vous le dis, il y aura plus de joie dans le ciel pour un seul pécheur qui se repent, que pour quatre-vingt-dix-neuf justes qui n`ont pas besoin de repentance.
mg.Lazaiko aminareo fa hisy fifaliana toy izany any an-danitra ny amin' ny mpanota iray izay mibebaka noho ny amin' ny olona marina sivy amby sivifolo, izay tsy misy tokony hibebahany.
Lioka 15.10
en.Likewise, I say unto you, there is joy in the presence of the angels of God over one sinner that repenteth.
fr.De même, je vous le dis, il y a de la joie devant les anges de Dieu pour un seul pécheur qui se repent.
mg.Lazaiko aminareo fa misy fifaliana toy izany eo anatrehan' ny anjelin' Andriamanitra ny amin' ny mpanota iray izay mibebaka.
Asa 2.38
en.Then Peter said unto them, Repent, and be baptized every one of you in the name of Jesus Christ for the remission of sins, and ye shall receive the gift of the Holy Ghost.
fr."Pierre leur dit: Repentez-vous, et que chacun de vous soit baptisé au nom de Jésus Christ, pour le pardon de vos péchés; et vous recevrez le don du Saint Esprit."
mg."Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin' ny anaran' i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina;"
Asa 3.19
en.Repent ye therefore, and be converted, that your sins may be blotted out, when the times of refreshing shall come from the presence of the Lord;
fr.Repentez-vous donc et convertissez-vous, pour que vos péchés soient effacés,
mg.Koa mibebaha ianareo, ary miovà hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin' ny fanatrehan' ny Tompo,
Asa 17.30
en.And the times of this ignorance God winked at; but now commandeth all men every where to repent:
fr.Dieu, sans tenir compte des temps d`ignorance, annonce maintenant à tous les hommes, en tous lieux, qu`ils aient à se repentir,
mg."Ary Andriamanitra ninia tsy nijery izany andron' ny tsy fahalalana izany; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra, na aiza na aiza hibebaka."
Asa 19.4
en.Then said Paul, John verily baptized with the baptism of repentance, saying unto the people, that they should believe on him which should come after him, that is, on Christ Jesus.
fr.Alors Paul dit: Jean a baptisé du baptême de repentance, disant au peuple de croire en celui qui venait après lui, c`est-à-dire, en Jésus.
mg.Fa hoy Paoly: Nanao ny batisan' ny fibebahana tokoa Jaona ka nilaza tamin' ny olona fa tokony hino Izay avy manaraka azy izy ireo, dia Jesosy Kristy.
Romana 6.13
en.Neither yield ye your members as instruments of unrighteousness unto sin: but yield yourselves unto God, as those that are alive from the dead, and your members as instruments of righteousness unto God.
fr."Ne livrez pas vos membres au péché, comme des instruments d`iniquité; mais donnez-vous vous-mêmes à Dieu, comme étant vivants de morts que vous étiez, et offrez à Dieu vos membres, comme des instruments de justice."
mg."Ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin' ny ota ho fiasàn' ny tsy fahamarinana; fa atolory ny tenanareo ho an' Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona, ary ny momba ny tenanareo ho fiasàn' ny fahamarinana ho an' Andriamanitra."
1 Korintiana 15.34
en.Awake to righteousness, and sin not; for some have not the knowledge of God: I speak this to your shame.
fr."Revenez à vous-mêmes, comme il est convenable, et ne péchez point; car quelques-uns ne connaissent pas Dieu, je le dis à votre honte."
mg."Mifohaza ho amin’ny fahamarinana, ary aza manota; fa ny sasany tsy manana ny fahalalana an’Andriamanitra; ny hampahamenatra anareo no ilazako izany."
Galatiana 6.1
en.Brethren, if a man be overtaken in a fault, ye which are spiritual, restore such an one in the spirit of meekness; considering thyself, lest thou also be tempted.
fr.Frères, si un homme vient à être surpris en quelque faute, vous qui êtes spirituels, redressez-le avec un esprit de douceur. Prends garde à toi-même, de peur que tu ne sois aussi tenté.
mg.Ry rahalahy, raha misy olona azo olan-tanana amin’ny fahadisoana, dia atsanganonareo izay ara-panahy amin’ny fahalemem-panahy izy, ka mihevera ny tenanao, fandrao ianao koa mba alaim-panahy ihany.
Kolosiana 3.5
en.Mortify therefore your members which are upon the earth; fornication, uncleanness, inordinate affection, evil concupiscence, and covetousness, which is idolatry:
fr.Faites donc mourir les membres qui sont sur la terre, l`impudicité, l`impureté, les passions, les mauvais désirs, et la cupidité, qui est une idolâtrie.
mg."Koa vonoy ny momba ny tenanareo izay ety an-tany, dia fahavetavetana, fahalotoana, filàn-dratsy, fanirian-dratsy, ary fieremana, izay fanompoan-tsampy;"
Kolosiana 3.9
en.Lie not one to another, seeing that ye have put off the old man with his deeds;
fr.Ne mentez pas les uns aux autres, vous étant dépouillés du vieil homme et de ses oeuvres,
mg."Aza mifandainga ianareo, fa efa narianareo ilay olona taloha mbamin’ny asany;"
Jakoba 1.21
en.Wherefore lay apart all filthiness and superfluity of naughtiness, and receive with meekness the engrafted word, which is able to save your souls.
fr.C`est pourquoi, rejetant toute souillure et tout excès de malice, recevez avec douceur la parole qui a été planté en vous, et qui peut sauver vos âmes.
mg.Koa ario ny fahalotoana rehetra sy ny ditra mihoapampana, ary ekeo amin’ny fahalemem-panahy ny teny nambolena, izay mahavonjy ny fanahinareo.
2 Petera 3.9
en.The Lord is not slack concerning his promise, as some men count slackness; but is longsuffering to us-ward, not willing that any should perish, but that all should come to repentance.
fr."Le Seigneur ne tarde pas dans l`accomplissement de la promesse, comme quelques-uns le croient; mais il use de patience envers vous, ne voulant pas qu`aucun périsse, mais voulant que tous arrivent à la repentance."
mg."Ny Tompo tsy mahela ny tenifikasany, araka izay ataon’ny sasany ho fahelany; fa mahari-po amintsika Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin’ny fibebahana ny rehetra."
Apokalypsy 3.19
en.As many as I love, I rebuke and chasten: be zealous therefore, and repent.
fr.Moi, je reprends et je châtie tous ceux que j`aime. Aie donc du zèle, et repens-toi.
mg."Izay rehetra tiako no anariko sy faiziko; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha."
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto