Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fisaonana

Deotornomia 31.8
en.And the LORD, he it is that doth go before thee; he will be with thee, he will not fail thee, neither forsake thee: fear not, neither be dismayed.
fr."L`Éternel marchera lui-même devant toi, il sera lui-même avec toi, il ne te délaissera point, il ne t`abandonnera point; ne crains point, et ne t`effraie point."
mg."Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra na mivadi-po ianao."
2 Mpanjaka 20.5
en.Turn again, and tell Hezekiah the captain of my people, Thus saith the LORD, the God of David thy father, I have heard thy prayer, I have seen thy tears: behold, I will heal thee: on the third day thou shalt go up unto the house of the LORD.
fr."Retourne, et dis à Ézéchias, chef de mon peuple: Ainsi parle l`Éternel, le Dieu de David, ton père: J`ai entendu ta prière, j`ai vu tes larmes. Voici, je te guérirai; le troisième jour, tu monteras à la maison de l`Éternel."
mg.Miverena, ka lazao amin' i Hezekia, mpanapaka ny oloko hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitr' i Davida rainao: Efa nohenoiko ny vavakao, ary efa hitako ny ranomasonao, indro, hahasitrana anao aho, ka rahafakampitso dia hiakatra ho ao an-tranon' i Jehovah ianao.
Joba 1.20
en.Then Job arose, and rent his mantle, and shaved his head, and fell down upon the ground, and worshipped,
fr."Alors Job se leva, déchira son manteau, et se rasa la tête; puis, se jetant par terre, il se prosterna,"
mg.Dia nitsangana Joba ka nandrovitra ny kapaotiny, ary nanaratra ny lohany, dia niapoka tamin' ny tany ka niankohoka,
Salamo 30.6
en.And in my prosperity I said, I shall never be moved.
fr.(30:7) Je disais dans ma sécurité: Je ne chancellerai jamais!
mg.Ary hoy aho tao anatin' ny fanambinana: Tsy ho voahetsika mandrakizay aho.
Salamo 34.18
en.The LORD is nigh unto them that are of a broken heart; and saveth such as be of a contrite spirit.
fr.(34:19) L`Éternel est près de ceux qui ont le coeur brisé, Et il sauve ceux qui ont l`esprit dans l`abattement.
mg.Akaikin' izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torotoro fanahy.
Salamo 38.10
en.My heart panteth, my strength faileth me: as for the light of mine eyes, it also is gone from me.
fr.(38:11) Mon coeur est agité, ma force m`abandonne, Et la lumière de mes yeux n`est plus même avec moi.
mg."Miemponempona ny foko, lany ny heriko; ary ny fahiratan' ny masoko aza efa nandao ahy."
Salamo 146.8
en.The LORD openeth the eyes of the blind: the LORD raiseth them that are bowed down: the LORD loveth the righteous:
fr."L`Éternel ouvre les yeux des aveugles; L`Éternel redresse ceux qui sont courbés; L`Éternel aime les justes."
mg."Mampahiratra ny mason' ny jamba Jehovah; mampitraka ny mitanondrika Jehovah; tia ny marina Jehovah."
Ohabolana 10.1
en.The proverbs of Solomon. A wise son maketh a glad father: but a foolish son is the heaviness of his mother.
fr.Proverbes de Salomon. Un fils sage fait la joie d`un père, Et un fils insensé le chagrin de sa mère.
mg."NY ohabolan' i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny."
Mpitoriteny 1.18
en.For in much wisdom is much grief: and he that increaseth knowledge increaseth sorrow.
fr.Car avec beaucoup de sagesse on a beaucoup de chagrin, et celui qui augmente sa science augmente sa douleur.
mg.Satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana.
Mpitoriteny 11.10
en.Therefore remove sorrow from thy heart, and put away evil from thy flesh: for childhood and youth are vanity.
fr."(12:2) Bannis de ton coeur le chagrin, et éloigne le mal de ton corps; car la jeunesse et l`aurore sont vanité."
mg."Koa esory ao am-ponao ny alahelo, ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy; fa ny fahazazana sy ny fahatanorana dia zava-poana."
Joela 1.12
en.The vine is dried up, and the fig tree languisheth; the pomegranate tree, the palm tree also, and the apple tree, even all the trees of the field, are withered: because joy is withered away from the sons of men.
fr."La vigne est confuse, Le figuier languissant; Le grenadier, le palmier, le pommier, Tous les arbres des champs sont flétris... La joie a cessé parmi les fils de l`homme!"
mg."Maina ny voaloboka, malazo ny aviavy, ary malazo ny ampongabendanitra sy ny palma koa ary ny paoma aza, dia ny hazo rehetra any an-tsaha no malazo; satria malazo ny fifalian' ny zanak' olombelona."
Joela 2.12
en.Therefore also now, saith the LORD, turn ye even to me with all your heart, and with fasting, and with weeping, and with mourning:
fr.Maintenant encore, dit l`Éternel, Revenez à moi de tout votre coeur, Avec des jeûnes, avec des pleurs et des lamentations!
mg.Koa noho izany, ankehitriny, hoy Jehovah, miverena amiko amin' ny fonareo rehetra ary amin' ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana, ary amin' ny fisaonana.
Matio 5.4
en.Blessed are they that mourn: for they shall be comforted.
fr.Heureux les affligés, car ils seront consolés!
mg.Sambatra ny ory, fa izy no hampiononina.
Romana 12.15
en.Rejoice with them that do rejoice, and weep with them that weep.
fr."Réjouissez-vous avec ceux qui se réjouissent; pleurez avec ceux qui pleurent."
mg.Miaraha mifaly amin' izay mifaly, ary miaraha mitomany amin' izay mitomany.
2 Korintiana 6.10
en.As sorrowful, yet alway rejoicing; as poor, yet making many rich; as having nothing, and yet possessing all things.
fr."comme attristés, et nous sommes toujours joyeux; comme pauvres, et nous en enrichissons plusieurs; comme n`ayant rien, et nous possédons toutes choses."
mg."Tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny mahantra, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na inona na inona, nefa manana ny zavatra rehetra."
Efesiana 4.30
en.And grieve not the holy Spirit of God, whereby ye are sealed unto the day of redemption.
fr.N`attristez pas le Saint Esprit de Dieu, par lequel vous avez été scellés pour le jour de la rédemption.
mg.Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin’Andriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin’ny andro fanavotana.
1 Petera 5.7
en.Casting all your care upon him; for he careth for you.
fr.et déchargez-vous sur lui de tous vos soucis, car lui-même prend soin de vous.
mg."Apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra; fa miahy anareo izy."
Apokalypsy 7.16
en.They shall hunger no more, neither thirst any more; neither shall the sun light on them, nor any heat.
fr.ils n`auront plus faim, ils n`auront plus soif, et le soleil ne les frappera point, ni aucune chaleur.
mg."Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo; ary tsy haninona azy ny masoandro na izay hafanana akory."
Apokalypsy 21.3
en.And I heard a great voice out of heaven saying, Behold, the tabernacle of God is with men, and he will dwell with them, and they shall be his people, and God himself shall be with them, and be their God.
fr.Et j`entendis du trône une forte voix qui disait: Voici le tabernacle de Dieu avec les hommes! Il habitera avec eux, et ils seront son peuple, et Dieu lui-même sera avec eux.
mg.Ary nahare feo mahery avy tany an-danitra aho nanao hoe: Indro ny tabernakelin’Andriamanitra dia eo amin’ny olona, ary hitoetra eo aminy Izy, ary ireo ho olony, ary Andriamanitra tenany no hitoetra eo aminy ka ho Andriamaniny.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto