Fitafiana

Genesisy 3.7
en.And the eyes of them both were opened, and they knew that they were naked; and they sewed fig leaves together, and made themselves aprons.
fr.Les yeux de l`un et de l`autre s`ouvrirent, ils connurent qu`ils étaient nus, et ayant cousu des feuilles de figuier, ils s`en firent des ceintures.
mg."Dia nahiratra ny mason' izy roroa, ka fantany fa mitanjaka izy; ary niara-nanjaitra ravin' aviavimbazaha izy, ka nanao sikina ho azy."
Genesisy 3.21
en.Unto Adam also and to his wife did the LORD God make coats of skins, and clothed them.
fr.L`Éternel Dieu fit à Adam et à sa femme des habits de peau, et il les en revêtit.
mg.Ary Jehovah Andriamanitra nanao fitafiana hoditra maro ho an' i Adama koa sy ho an' ny vadiny ka nampitafy azy ireo.
Isaia 61.10
en.I will greatly rejoice in the LORD, my soul shall be joyful in my God; for he hath clothed me with the garments of salvation, he hath covered me with the robe of righteousness, as a bridegroom decketh himself with ornaments, and as a bride adorneth herself with her jewels.
fr."Je me réjouirai en l`Éternel, Mon âme sera ravie d`allégresse en mon Dieu; Car il m`a revêtu des vêtements du salut, Il m`a couvert du manteau de la délivrance, Comme le fiancé s`orne d`un diadème, Comme la fiancée se pare de ses joyaux."
mg.Hifaly dia hifaly amin' i Jehovah aho, ny fanahiko ho ravoravo amin' Andriamanitro, fa notafiany fitafiana famonjena sy nampiakanjoiny akanjo fahamarinana aho, toy ny mpampakatra manao ny fanamiana, ary toy ny ampakarina miravaka ny firavany.
Matio 3.4
en.And the same John had his raiment of camel's hair, and a leathern girdle about his loins; and his meat was locusts and wild honey.
fr.Jean avait un vêtement de poils de chameau, et une ceinture de cuir autour des reins. Il se nourrissait de sauterelles et de miel sauvage.
mg."Ary ny fitafian’izany Jaona izany dia lamba volon-drameva, ary fehikibo hoditra no tamin’ny valahany; ary ny fihinany dia valala sy tantely remby."
Matio 6.25
en.Therefore I say unto you, Take no thought for your life, what ye shall eat, or what ye shall drink; nor yet for your body, what ye shall put on. Is not the life more than meat, and the body than raiment?
fr.C`est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie de ce que vous mangerez, ni pour votre corps, de quoi vous serez vêtus. La vie n`est-elle pas plus que la nourriture, et le corps plus que le vêtement?
mg.Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin’ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin’ny tenanareo, dia izay hotafinareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny hanina va, ary ny tena noho ny fitafiana?
Matio 7.15
en.Beware of false prophets, which come to you in sheep's clothing, but inwardly they are ravening wolves.
fr.Gardez-vous des faux prophètes. Ils viennent à vous en vêtement de brebis, mais au dedans ce sont des loups ravisseurs.
mg.Mitandrema ianareo ny amin' ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin’ny fitafian’ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.
Lioka 12.22
en.And he said unto his disciples, Therefore I say unto you, Take no thought for your life, what ye shall eat; neither for the body, what ye shall put on.
fr.Jésus dit ensuite à ses disciples: C`est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie de ce que vous mangerez, ni pour votre corps de quoi vous serez vêtus.
mg.Ary hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin' ny ainareo, izay hohaninareo, na ny amin' ny tenanareo, izay hotafianareo.
Galatiana 3.26
en.For ye are all the children of God by faith in Christ Jesus.
fr."Car vous êtes tous fils de Dieu par la foi en Jésus Christ;"
mg.Fa ianareo rehetra dia zanak’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Kristy Jesosy.
Kolosiana 3.12
en.Put on therefore, as the elect of God, holy and beloved, bowels of mercies, kindness, humbleness of mind, meekness, longsuffering;
fr.Ainsi donc, comme des élus de Dieu, saints et bien-aimés, revêtez-vous d`entrailles de miséricorde, de bonté, d`humilité, de douceur, de patience.
mg.Koa mitafia famindrampo lalina ao anaty sy fiantrana, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin’Andriamanitra sady masina no malala.
1 Timoty 2.9
en.In like manner also, that women adorn themselves in modest apparel, with shamefacedness and sobriety; not with broided hair, or gold, or pearls, or costly array;
fr.Je veux aussi que les femmes, vêtues d`une manière décente, avec pudeur et modestie, ne se parent ni de tresses, ni d`or, ni de perles, ni d`habits somptueux,
mg.Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin’ny fitafiana mahamendrika mbamin’ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin’ny volo mirandrana sy ny volamena, na ny perila, na ny fitafiana sarobidy,
1 Timoty 6.7
en.For we brought nothing into this world, and it is certain we can carry nothing out.
fr."car nous n`avons rien apporté dans le monde, et il est évident que nous n`en pouvons rien emporter;"
mg.Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika, ary tsy isalasalana fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.
1 Petera 3.3
en.Whose adorning let it not be that outward adorning of plaiting the hair, and of wearing of gold, or of putting on of apparel;
fr.Ayez, non cette parure extérieure qui consiste dans les cheveux tressés, les ornements d`or, ou les habits qu`on revêt,
mg."Ary aoka ny firavahanareo tsy ho zavatra eny ivelany, toy ny firandranam-bolo sy ny firava-bolamena na ny fiakanjoana;"
Apokalypsy 3.5
en.He that overcometh, the same shall be clothed in white raiment; and I will not blot out his name out of the book of life, but I will confess his name before my Father, and before his angels.
fr."Celui qui vaincra sera revêtu ainsi de vêtements blancs; je n`effacerai point son nom du livre de vie, et je confesserai son nom devant mon Père et devant ses anges."
mg.Izay maharesy dia hitafy lamba fotsy tahaka ireo koa, ary tsy hamono ny anarany eo amin’ny bokin’ny fiainana tokoa Aho, fa hanaiky ny anarany eo anatrehan’ny Raiko sy eo anatrehan’ny anjeliny.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto