Fitiavan-karena

Eksodosy 20.17
en.Thou shalt not covet thy neighbour's house, thou shalt not covet thy neighbour's wife, nor his manservant, nor his maidservant, nor his ox, nor his ass, nor any thing that is thy neighbour's.
fr."Tu ne convoiteras point la maison de ton prochain; tu ne convoiteras point la femme de ton prochain, ni son serviteur, ni sa servante, ni son boeuf, ni son âne, ni aucune chose qui appartienne à ton prochain."
mg."Aza mitsiriritra haka ny tranon' ny namanao; aza mitsiriritra haka ny vadin' ny namanao, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an' ny namanao akory aza."
Ohabolana 11.4
en.Riches profit not in the day of wrath: but righteousness delivereth from death.
fr."Au jour de la colère, la richesse ne sert à rien; Mais la justice délivre de la mort."
mg."Ny harena dia tsy mahasoa amin' ny andro fahatezerana; fa ny fahamarinana manafaka amin' ny fahafatesana."
Ohabolana 13.8
en.The ransom of a man's life are his riches: but the poor heareth not rebuke.
fr.La richesse d`un homme sert de rançon pour sa vie, Mais le pauvre n`écoute pas la réprimande.
mg."Ny haren' ny olona dia avotry ny ainy; fa ny levilevy tsy mampiraika ny mahantra akory."
Ohabolana 15.16
en.Better is little with the fear of the LORD than great treasure and trouble therewith.
fr.Mieux vaut peu, avec la crainte de l`Éternel, Qu`un grand trésor, avec le trouble.
mg.Aleo ny kely misy ny fahatahorana an' i Jehovah, toy izay tahiry be misy ahiahy.
Ohabolana 16.16
en.How much better is it to get wisdom than gold! and to get understanding rather to be chosen than silver!
fr.Combien acquérir la sagesse vaut mieux que l`or! Combien acquérir l`intelligence est préférable à l`argent!
mg.Tsara tokoa ny mahazo fahendrena noho ny volamena! Ary tsara tokoa ny mahazo fahalalana noho ny volafotsy!
Ohabolana 18.11
en.The rich man's wealth is his strong city, and as an high wall in his own conceit.
fr."La fortune est pour le riche une ville forte; Dans son imagination, c`est une haute muraille."
mg.Ny haren' ny manankarena no vohitra mafy ho azy, ary raha araka ny heviny, dia toa manda avo izany.
Ohabolana 21.26
en.He coveteth greedily all the day long: but the righteous giveth and spareth not.
fr."Tout le jour il éprouve des désirs; Mais le juste donne sans parcimonie."
mg."Maniry fatratra mandritra ny andro izy; fa ny marina kosa manome ka tsy mba mahihitra."
Ohabolana 22.1
en.A GOOD name is rather to be chosen than great riches, and loving favour rather than silver and gold.
fr.La réputation est préférable à de grandes richesses, Et la grâce vaut mieux que l`argent et que l`or.
mg."Aleo ho laza tsara toy izay harena be; ary aleo ny fankasitrahana amin' ny fitiavana toy izay volafotsy sy volamena."
Ohabolana 23.5
en.Wilt thou set thine eyes upon that which is not? for riches certainly make themselves wings; they fly away as an eagle toward heaven.
fr.Veux-tu poursuivre du regard ce qui va disparaître? Car la richesse se fait des ailes, Et comme l`aigle, elle prend son vol vers les cieux.
mg.Moa hampanarahinao azy va ny masonao, nefa tsy ao intsony izy? Fa maniry elatra tokoa ny harena ka manidina toy ny voromahery ho eny amin' ny lanitra.
Ohabolana 30.8
en.Remove far from me vanity and lies: give me neither poverty nor riches; feed me with food convenient for me:
fr."Éloigne de moi la fausseté et la parole mensongère; Ne me donne ni pauvreté, ni richesse, Accorde-moi le pain qui m`est nécessaire."
mg."Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; aza manome ahy na fahantrana, na harena; fahano amin' izay anjara hanina tokony ho ahy aho:"
Mpitoriteny 4.4
en.Again, I considered all travail, and every right work, that for this a man is envied of his neighbour. This is also vanity and vexation of spirit.
fr.J`ai vu que tout travail et toute habileté dans le travail n`est que jalousie de l`homme à l`égard de son prochain. C`est encore là une vanité et la poursuite du vent.
mg.Ary nodinihiko ny fisasarana rehetra sy ny fahaizan-javatra rehetra, fa avy amin' ny fifampialonan' ny olona izany. Zava-poana sy misambo-drivotra koa izany.
Mpitoriteny 5.9
en.Moreover the profit of the earth is for all: the king himself is served by the field.
fr.(5:8) Un avantage pour le pays à tous égards, c`est un roi honoré du pays.
mg."Ary koa, ny tombontsoa avy amin' ny tany dia ho an' ny rehetra; ny mpanjaka ihany koa dia mivelona amin' ny tanimboly."
Mpitoriteny 5.10
en.He that loveth silver shall not be satisfied with silver; nor he that loveth abundance with increase: this is also vanity.
fr.(5:9) Celui qui aime l`argent n`est pas rassasié par l`argent, et celui qui aime les richesses n`en profite pas. C`est encore là une vanité.
mg."Izay tia vola tsy hety ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be tsy hety ho vokin' ny fitomboan-karena; fa zava-poana koa izany."
Mpitoriteny 5.14
en.But those riches perish by evil travail: and he begetteth a son, and there is nothing in his hand.
fr."(5:13) Ces richesses se perdent par quelque événement fâcheux; il a engendré un fils, et il ne reste rien entre ses mains."
mg."Sady levona izany harena izany noho ny asa ratsy; ary miteraka zazalahy ralehilahy, nefa tsy misy na inona na inona eny an-tanany."
Fitomaniana 3.24
en.The LORD is my portion, saith my soul; therefore will I hope in him.
fr."L`Éternel est mon partage, dit mon âme; C`est pourquoi je veux espérer en lui."
mg.Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho.
Matio 6.19
en.Lay not up for yourselves treasures upon earth, where moth and rust doth corrupt, and where thieves break through and steal:
fr."Ne vous amassez pas des trésors sur la terre, où la teigne et la rouille détruisent, et où les voleurs percent et dérobent;"
mg.Aza mihary harena ho anareo ety an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manamy trano sy mangalatra.
Matio 6.21
en.For where your treasure is, there will your heart be also.
fr.Car là où est ton trésor, là aussi sera ton coeur.
mg.Fa izay itoeran’ny tahirinareo, dia ho any koa ny fonareo.
Matio 6.24
en.No man can serve two masters: for either he will hate the one, and love the other; or else he will hold to the one, and despise the other. Ye cannot serve God and mammon.
fr."Nul ne peut servir deux maîtres. Car, ou il haïra l`un, et aimera l`autre; ou il s`attachera à l`un, et méprisera l`autre. Vous ne pouvez servir Dieu et Mamon."
mg."Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy Mamôna ianareo."
Matio 16.26
en.For what is a man profited, if he shall gain the whole world, and lose his own soul? or what shall a man give in exchange for his soul?
fr.Et que servirait-il à un homme de gagner tout le monde, s`il perdait son âme? ou, que donnerait un homme en échange de son âme?
mg.Fa inona moa no soa ho azon' ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy kanefa very ny fanahiny? Ary inona no homen' ny olona ho takalon' ny fanahiny?
Matio 19.21
en.Jesus said unto him, If thou wilt be perfect, go and sell that thou hast, and give to the poor, and thou shalt have treasure in heaven: and come and follow me.
fr.Jésus lui dit: Si tu veux être parfait, va, vends ce que tu possèdes, donne-le aux pauvres, et tu auras un trésor dans le ciel. Puis viens, et suis-moi.
mg."Dia hoy Jesosy taminy: Raha tia ho tanteraka ianao, mandehana, amidio ny fanananao, ka omeo ny mahantra, dia hanana tahiry sarobidy any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy."
Marka 8.36
en.For what shall it profit a man, if he shall gain the whole world, and lose his own soul?
fr.Et que sert-il à un homme de gagner tout le monde, s`il perd son âme?
mg.Fa inona no soa ho azon’ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny fanahiny?
Lioka 12.15
en.And he said unto them, Take heed, and beware of covetousness: for a man's life consisteth not in the abundance of the things which he possesseth.
fr."Puis il leur dit: Gardez-vous avec soin de toute avarice; car la vie d`un homme ne dépend pas de ses biens, fût-il dans l`abondance."
mg."Ary hoy Izy tamin' ny olona: Tandremo, ka miarova tena mba tsy ho azon' ny fieremana ianareo; fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' ny zavatra ananany."
Asa 4.32
en.And the multitude of them that believed were of one heart and of one soul: neither said any of them that ought of the things which he possessed was his own; but they had all things common.
fr.La multitude de ceux qui avaient cru n`était qu`un coeur et qu`une âme. Nul ne disait que ses biens lui appartinssent en propre, mais tout était commun entre eux.
mg.Ary niray fo sy fanahy ny maro tamin' ireo izay nino, ary tsy nisy nanonona ny fananany ho azy na dia iray aza, fa niombonany avokoa ny zavatra rehetra nananany.
2 Korintiana 4.18
en.While we look not at the things which are seen, but at the things which are not seen: for the things which are seen are temporal; but the things which are not seen are eternal.
fr."un poids éternel de gloire, parce que nous regardons, non point aux choses visibles, mais à celles qui sont invisibles; car les choses visibles sont passagères, et les invisibles sont éternelles."
mg."Raha tsy mijery ny zavatra hita izahay, fa ny zavatra tsy hita; fa ny zavatra hita dia tsy maharitra, fa ny zavatra tsy hita no mandrakizay."
2 Korintiana 6.10
en.As sorrowful, yet alway rejoicing; as poor, yet making many rich; as having nothing, and yet possessing all things.
fr."comme attristés, et nous sommes toujours joyeux; comme pauvres, et nous en enrichissons plusieurs; comme n`ayant rien, et nous possédons toutes choses."
mg."Tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny mahantra, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na inona na inona, nefa manana ny zavatra rehetra."
Kolosiana 3.5
en.Mortify therefore your members which are upon the earth; fornication, uncleanness, inordinate affection, evil concupiscence, and covetousness, which is idolatry:
fr.Faites donc mourir les membres qui sont sur la terre, l`impudicité, l`impureté, les passions, les mauvais désirs, et la cupidité, qui est une idolâtrie.
mg."Koa vonoy ny momba ny tenanareo izay ety an-tany, dia fahavetavetana, fahalotoana, filàn-dratsy, fanirian-dratsy, ary fieremana, izay fanompoan-tsampy;"
1 Timoty 2.9
en.In like manner also, that women adorn themselves in modest apparel, with shamefacedness and sobriety; not with broided hair, or gold, or pearls, or costly array;
fr.Je veux aussi que les femmes, vêtues d`une manière décente, avec pudeur et modestie, ne se parent ni de tresses, ni d`or, ni de perles, ni d`habits somptueux,
mg.Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin’ny fitafiana mahamendrika mbamin’ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin’ny volo mirandrana sy ny volamena, na ny perila, na ny fitafiana sarobidy,
1 Timoty 6.6
en.But godliness with contentment is great gain.
fr."C`est, en effet, une grande source de gain que la piété avec le contentement;"
mg.Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an’Andriamanitra omban’ny fianinana.
1 Timoty 6.7
en.For we brought nothing into this world, and it is certain we can carry nothing out.
fr."car nous n`avons rien apporté dans le monde, et il est évident que nous n`en pouvons rien emporter;"
mg.Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika, ary tsy isalasalana fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.
1 Timoty 6.9
en.But they that will be rich fall into temptation and a snare, and into many foolish and hurtful lusts, which drown men in destruction and perdition.
fr.Mais ceux qui veulent s`enrichir tombent dans la tentation, dans le piège, et dans beaucoup de désirs insensés et pernicieux qui plongent les hommes dans la ruine et la perdition.
mg.Ary izay te-ho mpanankarena dia latsaka amin’ny fakampanahy sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra, izay mandetika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fahaverezana.
1 Timoty 6.17
en.Charge them that are rich in this world, that they be not highminded, nor trust in uncertain riches, but in the living God, who giveth us richly all things to enjoy;
fr.Recommande aux riches du présent siècle de ne pas être orgueilleux, et de ne pas mettre leur espérance dans des richesses incertaines, mais de la mettre en Dieu, qui nous donne avec abondance toutes choses pour que nous en jouissions.
mg.Anaro ny mpanankarena amin’izao fiainana ankehitriny izao mba tsy hiavonavona, na hatoky ny harena miovaova, fa hatoky an' Andriamanitra izay manome antsika malalaka ny zavatra rehetra mba hifaliantsika,
Hebreo 13.5
en.Let your conversation be without covetousness; and be content with such things as ye have: for he hath said, I will never leave thee, nor forsake thee.
fr."Ne vous livrez pas à l`amour de l`argent; contentez-vous de ce que vous avez; car Dieu lui-même a dit: Je ne te délaisserai point, et je ne t`abandonnerai point."
mg."Aoka ny fitondrantenanareo tsy ho amin' ny fitiavam-bola, fa mianìna amin’izay anananareo; fa hoy Izy: “Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory.”"
1 Jaona 3.17
en.But whoso hath this world's good, and seeth his brother have need, and shutteth up his bowels of compassion from him, how dwelleth the love of God in him?
fr.Si quelqu`un possède les biens du monde, et que, voyant son frère dans le besoin, il lui ferme ses entrailles, comment l`amour de Dieu demeure-t-il en lui?
mg.Ary izay rehetra manana ny haren’ity tany ity, ary mahita ny fahantran’ny rahalahiny ka mihirim-belona tsy hangora-po aminy, ahoana no itoeran’ny fitiavan’Andriamanitra ao aminy?

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto