Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fitiavan-tena

Salamo 119.36
en.Incline my heart unto thy testimonies, and not to covetousness.
fr.Incline mon coeur vers tes préceptes, Et non vers le gain!
mg.Ampirisiho ny foko ho amin' ny teni-vavolombelonao, fa tsy ho amin' ny fieremana.
Ohabolana 11.25
en.The liberal soul shall be made fat: and he that watereth shall be watered also himself.
fr.L`âme bienfaisante sera rassasiée, Et celui qui arrose sera lui-même arrosé.
mg."Izay olona malala-tanana hohatavezina; ary izay manondraka dia mba ho tondrahana koa."
Ohabolana 18.2
en.A fool hath no delight in understanding, but that his heart may discover itself.
fr.Ce n`est pas à l`intelligence que l`insensé prend plaisir, C`est à la manifestation de ses pensées.
mg.Ny adala tsy mba finaritra amin' ny fahalalana fa te haneho izay ao am-pony.
Marka 8.34
en.And when he had called the people unto him with his disciples also, he said unto them, Whosoever will come after me, let him deny himself, and take up his cross, and follow me.
fr.Puis, ayant appelé la foule avec ses disciples, il leur dit: Si quelqu`un veut venir après moi, qu`il renonce à lui-même, qu`il se charge de sa croix, et qu`il me suive.
mg.Ary rehefa nantsoiny hanatona azy ny vahoaka mbamin’ny mpianany dia hoy Izy taminy: Raha misy te-hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliany, ka hanaraka Ahy.
Marka 12.31
en.And the second is like, namely this, Thou shalt love thy neighbour as thyself. There is none other commandment greater than these.
fr.Voici le second: Tu aimeras ton prochain comme toi-même. Il n`y a pas d`autre commandement plus grand que ceux-là.
mg.Ary ny faharoa izay tahaka izany ihany dia izao: “Tiava ny namanao tahaka ny tenanao”. Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.
Jaona 20.24
en.But Thomas, one of the twelve, called Didymus, was not with them when Jesus came.
fr.Thomas, appelé Didyme, l`un des douze, n`était pas avec eux lorsque Jésus vint.
mg.Fa Tomasy, anankiray tamin' ny roa ambin' ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo amin' izy ireo raha tonga Jesosy.
Romana 15.2
en.Let every one of us please his neighbour for his good to edification.
fr.Que chacun de nous complaise au prochain pour ce qui est bien en vue de l`édification.
mg.Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin’izay hahasoa azy ho fampandrosoana.
1 Korintiana 3.18
en.Let no man deceive himself. If any man among you seemeth to be wise in this world, let him become a fool, that he may be wise.
fr.Que nul ne s`abuse lui-même: si quelqu`un parmi vous pense être sage selon ce siècle, qu`il devienne fou, afin de devenir sage.
mg.Aza misy mamita-tena. Raha misy eo aminareo manao azy ho hendry amin’izao tontolo izao, aoka ho adala izy mba ho hendry.
1 Korintiana 10.24
en.Let no man seek his own, but every man another's wealth.
fr.Que personne ne cherche son propre intérêt, mais que chacun cherche celui d`autrui.
mg.Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany.
1 Korintiana 13.4
en.Charity suffereth long, and is kind; charity envieth not; charity vaunteth not itself, is not puffed up,
fr."La charité est patiente, elle est pleine de bonté; la charité n`est point envieuse; la charité ne se vante point, elle ne s`enfle point d`orgueil,"
mg."Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo,"
Galatiana 2.20
en.I am crucified with Christ: nevertheless I live; yet not I, but Christ liveth in me: and the life which I now live in the flesh I live by the faith of the Son of God, who loved me, and gave himself for me.
fr."J`ai été crucifié avec Christ; et si je vis, ce n`est plus moi qui vis, c`est Christ qui vit en moi; si je vis maintenant dans la chair, je vis dans la foi au Fils de Dieu, qui m`a aimé et qui s`est livré lui-même pour moi."
mg."Voahombo miaraka amin’i Kristy amin’ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin’ny nofo, dia ivelomako amin’ny finoana ny Zanak’Andriamanitra Izay efa tia ahy, ka nanolotra ny tenany ho ahy."
Filipiana 2.3
en.Let nothing be done through strife or vainglory; but in lowliness of mind let each esteem other better than themselves.
fr.Ne faites rien par esprit de parti ou par vaine gloire, mais que l`humilité vous fasse regarder les autres comme étant au-dessus de vous-mêmes.
mg.Tsy manao na inona na inona amin’ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana, fa amin’ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany.
Jakoba 3.16
en.For where envying and strife is, there is confusion and every evil work.
fr.Car là où il y a un zèle amer et un esprit de dispute, il y a du désordre et toutes sortes de mauvaises actions.
mg.Fa izay misy fialonana sy fifandirana dia misy fikorontanana mbamin’izay asa ratsy rehetra.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto