Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fitoriana filazantsara

Salamo 105.1
en.O give thanks unto the LORD; call upon his name: make known his deeds among the people.
fr.Louez l`Éternel, invoquez son nom! Faites connaître parmi les peuples ses hauts faits!
mg."MISAORA an' i Jehovah, miantsoa ny anarany; ataovy fantatry ny olona ny asany."
Isaia 12.4
en.And in that day shall ye say, Praise the LORD, call upon his name, declare his doings among the people, make mention that his name is exalted.
fr.Et vous direz en ce jour-là: Louez l`Éternel, invoquez son nom, Publiez ses oeuvres parmi les peuples, Rappelez la grandeur de son nom!
mg.Ary hiteny ianareo amin' izany andro izany ka hanao hoe: Miderà an' i Jehovah, miantsoa ny anarany. Ampahafantaro any amin' ny firenena ny asany, ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany.
Ezekiela 38.23
en.Thus will I magnify myself, and sanctify myself; and I will be known in the eyes of many nations, and they shall know that I am the LORD.
fr.Je manifesterai ma grandeur et ma sainteté, Je me ferai connaître aux yeux de la multitude des nations, Et elles sauront que je suis l`Éternel.
mg."Ka dia hasehoko ny fahalehibiazako sy ny fahamasinako ary ho fantatra eo imason' ny firenena maro Aho; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah."
Matio 4.17
en.From that time Jesus began to preach, and to say, Repent: for the kingdom of heaven is at hand.
fr.Dès ce moment Jésus commença à prêcher, et à dire: Repentez-vous, car le royaume des cieux est proche.
mg.Ary hatramin’izany fotoana izany dia nanomboka nitoriteny Jesosy ka nanao hoe: Mibebaha ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra.
Matio 4.19
en.And he saith unto them, Follow me, and I will make you fishers of men.
fr.Il leur dit: Suivez-moi, et je vous ferai pêcheurs d`hommes.
mg.Dia hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.
Matio 5.13
en.Ye are the salt of the earth: but if the salt have lost his savour, wherewith shall it be salted? it is thenceforth good for nothing, but to be cast out, and to be trodden under foot of men.
fr.Vous êtes le sel de la terre. Mais si le sel perd sa saveur, avec quoi la lui rendra-t-on? Il ne sert plus qu`à être jeté dehors, et foulé aux pieds par les hommes.
mg."Ianareo no fanasin’ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin’ny olona."
Matio 5.14
en.Ye are the light of the world. A city that is set on an hill cannot be hid.
fr."Vous êtes la lumière du monde. Une ville située sur une montagne ne peut être cachée;"
mg.Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-kavoana.
Matio 5.15
en.Neither do men light a candle, and put it under a bushel, but on a candlestick; and it giveth light unto all that are in the house.
fr.et on n`allume pas une lampe pour la mettre sous le boisseau, mais on la met sur le chandelier, et elle éclaire tous ceux qui sont dans la maison.
mg.Ary koa, tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao ambanin’ny vata famarana, fa apetrany eo amin’ny fanaovanjiro, ka dia mazava amin’izay rehetra ao an-trano izany.
Matio 28.18
en.And Jesus came and spake unto them, saying, All power is given unto me in heaven and in earth.
fr.Jésus, s`étant approché, leur parla ainsi: Tout pouvoir m`a été donné dans le ciel et sur la terre.
mg."Ary nanatona Jesosy dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany;"
Marka 8.35
en.For whosoever will save his life shall lose it; but whosoever shall lose his life for my sake and the gospel's, the same shall save it.
fr.Car celui qui voudra sauver sa vie la perdra, mais celui qui perdra sa vie à cause de moi et de la bonne nouvelle la sauvera.
mg."Fa na iza na iza no te-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny Amiko sy ny filazantsara, dia hamonjy izany."
Marka 10.29
en.And Jesus answered and said, Verily I say unto you, There is no man that hath left house, or brethren, or sisters, or father, or mother, or wife, or children, or lands, for my sake, and the gospel's,
fr.Jésus répondit: Je vous le dis en vérité, il n`est personne qui, ayant quitté, à cause de moi et à cause de la bonne nouvelle, sa maison, ou ses frères, ou ses soeurs, ou sa mère, ou son père, ou ses enfants, ou ses terres,
mg.Ary namaly Jesosy ka nanao hoe: Lazaiko marina aminareo: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny, na vady, na zanaka, na tany, noho ny amiko sy ny filazantsara,
Marka 16.15
en.And he said unto them, Go ye into all the world, and preach the gospel to every creature.
fr.Puis il leur dit: Allez par tout le monde, et prêchez la bonne nouvelle à toute la création.
mg.Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin' izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin' ny olombelona rehetra.
Lioka 4.18
en.The Spirit of the Lord is upon me, because he hath anointed me to preach the gospel to the poor; he hath sent me to heal the brokenhearted, to preach deliverance to the captives, and recovering of sight to the blind, to set at liberty them that are bruised,
fr."L`Esprit du Seigneur est sur moi, Parce qu`il m`a oint pour annoncer une bonne nouvelle aux pauvres; Il m`a envoyé pour guérir ceux qui ont le coeur brisé,"
mg."Ny Fanahin' i Jehovah no ato amiko satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin' ny mahantra Izy; naniraka Ahy hanasitrana ny torotoro fo, hitory fahafahana amin' ny babo, sy fampahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahoriana,"
Jaona 13.35
en.By this shall all men know that ye are my disciples, if ye have love one to another.
fr.A ceci tous connaîtront que vous êtes mes disciples, si vous avez de l`amour les uns pour les autres.
mg.Izany no hahafantaran' ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Jaona 15.8
en.Herein is my Father glorified, that ye bear much fruit; so shall ye be my disciples.
fr.Si vous portez beaucoup de fruit, c`est ainsi que mon Père sera glorifié, et que vous serez mes disciples.
mg.Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.
Jaona 20.21
en.Then said Jesus to them again, Peace be unto you: as my Father hath sent me, even so send I you.
fr.Jésus leur dit de nouveau: La paix soit avec vous! Comme le Père m`a envoyé, moi aussi je vous envoie.
mg."Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan' ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa."
Asa 1.8
en.But ye shall receive power, after that the Holy Ghost is come upon you: and ye shall be witnesses unto me both in Jerusalem, and in all Judaea, and in Samaria, and unto the uttermost part of the earth.
fr.Mais vous recevrez une puissance, le Saint Esprit survenant sur vous, et vous serez mes témoins à Jérusalem, dans toute la Judée, dans la Samarie, et jusqu`aux extrémités de la terre.
mg.Fa hahazo hery ianareo amin' ny hilatsahan' ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran' i Jodia sy Samaria ary hatramin' ny faran' ny tany.
Asa 5.42
en.And daily in the temple, and in every house, they ceased not to teach and preach Jesus Christ.
fr.Et chaque jour, dans le temple et dans les maisons, ils ne cessaient d`enseigner, et d`annoncer la bonne nouvelle de Jésus Christ.
mg.Ary tsy nitsahatra nampianatra sy nitory an' i Jesosy Kristy isan' andro teo amin' ny tempoly sy isan-trano izy ireo.
Asa 10.34
en.Then Peter opened his mouth, and said, Of a truth I perceive that God is no respecter of persons:
fr.Alors Pierre, ouvrant la bouche, dit: En vérité, je reconnais que Dieu ne fait point acception de personnes,
mg.Ary niloa-bava Petera ka nanao hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan' olona Andriamanitra.
Asa 13.47
en.For so hath the Lord commanded us, saying, I have set thee to be a light of the Gentiles, that thou shouldest be for salvation unto the ends of the earth.
fr.Car ainsi nous l`a ordonné le Seigneur: Je t`ai établi pour être la lumière des nations, Pour porter le salut jusqu`aux extrémités de la terre.
mg.Fa izao no nandidian' ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan' ny Jentilisa Aho, mba ho famonjena hatrany amin' ny faran' ny tany Ianao
Asa 20.20
en.And how I kept back nothing that was profitable unto you, but have shewed you, and have taught you publickly, and from house to house,
fr.Vous savez que je n`ai rien caché de ce qui vous était utile, et que je n`ai pas craint de vous prêcher et de vous enseigner publiquement et dans les maisons,
mg."Ka tsy mba nafeniko izay mahasoa, fa nambarako sy nampianariko anareo teo amin' ny miharihary ary tao amin' ny isan-trano;"
Asa 20.24
en.But none of these things move me, neither count I my life dear unto myself, so that I might finish my course with joy, and the ministry, which I have received of the Lord Jesus, to testify the gospel of the grace of God.
fr.Mais je ne fais pour moi-même aucun cas de ma vie, comme si elle m`était précieuse, pourvu que j`accomplisse ma course avec joie, et le ministère que j`ai reçu du Seigneur Jésus, d`annoncer la bonne nouvelle de la grâce de Dieu.
mg.Nefa tsy misy mampihontsina ahy izany, na ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny alehako amim-pifaliana sy ny fanompoana izay noraisiko tamin' i Jesosy Tompo, hanambara ny filazantsaran' ny fahasoavan' Andriamanitra.
Asa 26.22
en.Having therefore obtained help of God, I continue unto this day, witnessing both to small and great, saying none other things than those which the prophets and Moses did say should come:
fr.Mais, grâce au secours de Dieu, j`ai subsisté jusqu`à ce jour, rendant témoignage devant les petits et les grands, sans m`écarter en rien de ce que les prophètes et Moïse ont déclaré devoir arriver,
mg."Ary noho ny fanampian' Andriamanitra ahy, dia maharitra mandraka androany aho, mijoro ho vavolombelona na amin' ny kely na amin' ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona afa-tsy izay nolazain' ny mpaminany sy Mosesy fa ho avy;"
Romana 1.16
en.For I am not ashamed of the gospel of Christ: for it is the power of God unto salvation to every one that believeth; to the Jew first, and also to the Greek.
fr.Car je n`ai point honte de l`Évangile: c`est une puissance de Dieu pour le salut de quiconque croit, du Juif premièrement, puis du Grec,
mg.Fa tsy menatra ny filazantsaran' i Kristy aho, fa herin' Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin' ny Jiosy aloha, dia amin' ny Grika koa.
Romana 10.17
en.So then faith cometh by hearing, and hearing by the word of God.
fr.Ainsi la foi vient de ce qu`on entend, et ce qu`on entend vient de la parole de Christ.
mg.Koa ny finoana dia avy amin' izay heno, ary izay heno dia avy amin' ny tenin' Andriamanitra.
1 Korintiana 2.2
en.For I determined not to know any thing among you, save Jesus Christ, and him crucified.
fr.Car je n`ai pas eu la pensée de savoir parmi vous autre chose que Jésus Christ, et Jésus Christ crucifié.
mg.Fa ninia tsy hahafantatra na inona na inona teo aminareo aho, afa-tsy Jesosy Kristy, ary Izy voahombo tamin’ny hazofijaliana.
1 Korintiana 3.9
en.For we are labourers together with God: ye are God's husbandry, ye are God's building.
fr.Car nous sommes ouvriers avec Dieu. Vous êtes le champ de Dieu, l`édifice de Dieu.
mg.Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ary sahan’Andriamanitra sy trano arafitr’Andriamanitra ianareo.
1 Korintiana 15.1
en.Moreover, brethren, I declare unto you the gospel which I preached unto you, which also ye have received, and wherein ye stand;
fr.Je vous rappelle, frères, l`Évangile que je vous ai annoncé, que vous avez reçu, dans lequel vous avez persévéré,
mg.Ary ampahafantariko anareo ankoatr' izany, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo, sady iorenanareo,
Kolosiana 1.27
en.To whom God would make known what is the riches of the glory of this mystery among the Gentiles; which is Christ in you, the hope of glory:
fr.à qui Dieu a voulu faire connaître quelle est la glorieuse richesse de ce mystère parmi les païens, savoir: Christ en vous, l`espérance de la gloire.
mg."Izay efa tian’Andriamanitra ho nampahafantarina ny haren’ny voninahitr’ity zava-miafina ity any amin’ny Jentilisa, dia Kristy ao anatinareo, Izay fanantenana ny voninahitra;"
2 Tesaloniana 2.14
en.Whereunto he called you by our gospel, to the obtaining of the glory of our Lord Jesus Christ.
fr.C`est à quoi il vous a appelés par notre Évangile, pour que vous possédiez la gloire de notre Seigneur Jésus Christ.
mg.Sady ho amin’izany koa no niantsoany anareo tamin’ny filazantsaranay hahazoana ny voninahitr’i Jesosy Kristy Tompontsika.
1 Timoty 3.16
en.And without controversy great is the mystery of godliness: God was manifest in the flesh, justified in the Spirit, seen of angels, preached unto the Gentiles, believed on in the world, received up into glory.
fr.Et, sans contredit, le mystère de la piété est grand: celui qui a été manifesté en chair, justifié par l`Esprit, vu des anges, prêché aux Gentils, cru dans le monde, élevé dans la gloire.
mg.Ary tsy iadian-kevitra fa lehibe ny zava-miafin' ny toe-panahy araka an’Andriamanitra: naseho teo amin’ny nofo Andriamanitra, nohamarinina tao amin’ny Fanahy, hitan’ny anjely, notorina tany amin’ny Jentilisa, ninoana teny amin’izao tontolo izao, nakarina ho any amin’ny voninahitra.
2 Timoty 4.2
en.Preach the word; be instant in season, out of season; reprove, rebuke, exhort with all longsuffering and doctrine.
fr.prêche la parole, insiste en toute occasion, favorable ou non, reprends, censure, exhorte, avec toute douceur et en instruisant.
mg."Mitoria ny teny, mivonòna na amin’ny fotoana na tsy amin’ny fotoana, manoroa hevitra, mananara mafy, mampirisiha amin’ny fahari-po sy ny foto-pampianarana rehetra;"
Titosy 2.1
en.But speak thou the things which become sound doctrine:
fr.Pour toi, dis les choses qui sont conformes à la saine doctrine.
mg."Fa ambaraonao kosa izay zavatra mendrika ny foto-pampianarana tsy misy kilema;"
1 Petera 2.9
en.But ye are a chosen generation, a royal priesthood, an holy nation, a peculiar people; that ye should shew forth the praises of him who hath called you out of darkness into his marvellous light:
fr.Vous, au contraire, vous êtes une race élue, un sacerdoce royal, une nation sainte, un peuple acquis, afin que vous annonciez les vertus de celui qui vous a appelés des ténèbres à son admirable lumière,
mg."Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, “fanjakà-mpisorona, firenena masina”, olona nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany, mba hilazanareo ny hatsaran’Ilay niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga;"
1 Petera 3.15
en.But sanctify the Lord God in your hearts: and be ready always to give an answer to every man that asketh you a reason of the hope that is in you with meekness and fear:
fr.Mais sanctifiez dans vos coeurs Christ le Seigneur, étant toujours prêts à vous défendre, avec douceur et respect, devant quiconque vous demande raison de l`espérance qui est en vous,
mg."Fa manamasìna ny Tompo Andriamanitra ao am-ponareo; ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin’ny anton’ny fanantenana ao anatinareo amin’ny fahalemem-panahy sy ny tahotra;"
1 Jaona 2.24
en.Let that therefore abide in you, which ye have heard from the beginning. If that which ye have heard from the beginning shall remain in you, ye also shall continue in the Son, and in the Father.
fr.Que ce que vous avez entendu dès le commencement demeure en vous. Si ce que vous avez entendu dès le commencement demeure en vous, vous demeurerez aussi dans le Fils et dans le Père.
mg.Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatrany am-piandohana no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatrany am-piandohana, dia hitoetra ao amin’ny Zanaka sy ny Ray koa ianareo.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto