Fitsanganana amin'ny maty

Matio 20.18
en.Behold, we go up to Jerusalem; and the Son of man shall be betrayed unto the chief priests and unto the scribes, and they shall condemn him to death,
fr.Voici, nous montons à Jérusalem, et le Fils de l`homme sera livré aux principaux sacrificateurs et aux scribes. Ils le condamneront à mort,
mg."Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak' olona havadika ho amin' ireo lohan' ny mpisorona sy ny mpanoradalàna, dia hohelohiny ho faty izy,"
Matio 28.5
en.And the angel answered and said unto the women, Fear not ye: for I know that ye seek Jesus, which was crucified.
fr."Mais l`ange prit la parole, et dit aux femmes: Pour vous, ne craignez pas; car je sais que vous cherchez Jésus qui a été crucifié."
mg."Ary ny anjely namaly ka nilaza tamin' ny vehivavy hoe: Aza matahotra ianareo; fa fantatro fa Jesosy, Izay efa nohomboana tamin' ny hazofijaliana no tadiavinareo."
Marka 16.6
en.And he saith unto them, Be not affrighted: Ye seek Jesus of Nazareth, which was crucified: he is risen; he is not here: behold the place where they laid him.
fr."Il leur dit: Ne vous épouvantez pas; vous cherchez Jésus de Nazareth, qui a été crucifié; il est ressuscité, il n`est point ici; voici le lieu où on l`avait mis."
mg."Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza matahotra; mitady an' i Jesosy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin' ny hazofijaliana ianareo; efa nitsangana tamin' ny maty Izy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy."
Lioka 24.6
en.He is not here, but is risen: remember how he spake unto you when he was yet in Galilee,
fr.Il n`est point ici, mais il est ressuscité. Souvenez-vous de quelle manière il vous a parlé, lorsqu`il était encore en Galilée,
mg."Tsy ato Izy, fa efa nitsangana tamin' ny maty; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia,"
Jaona 11.25
en.Jesus said unto her, I am the resurrection, and the life: he that believeth in me, though he were dead, yet shall he live:
fr."Jésus lui dit: Je suis la résurrection et la vie. Celui qui croit en moi vivra, quand même il serait mort;"
mg."Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray."
Jaona 20.8
en.Then went in also that other disciple, which came first to the sepulchre, and he saw, and believed.
fr."Alors l`autre disciple, qui était arrivé le premier au sépulcre, entra aussi; et il vit, et il crut."
mg.Ary tamin' izay dia niditra koa ilay mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin' ny fasana, ary nahita ka nino.
Asa 26.22
en.Having therefore obtained help of God, I continue unto this day, witnessing both to small and great, saying none other things than those which the prophets and Moses did say should come:
fr.Mais, grâce au secours de Dieu, j`ai subsisté jusqu`à ce jour, rendant témoignage devant les petits et les grands, sans m`écarter en rien de ce que les prophètes et Moïse ont déclaré devoir arriver,
mg."Ary noho ny fanampian' Andriamanitra ahy, dia maharitra mandraka androany aho, mijoro ho vavolombelona na amin' ny kely na amin' ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona afa-tsy izay nolazain' ny mpaminany sy Mosesy fa ho avy;"
Romana 6.5
en.For if we have been planted together in the likeness of his death, we shall be also in the likeness of his resurrection:
fr.En effet, si nous sommes devenus une même plante avec lui par la conformité à sa mort, nous le serons aussi par la conformité à sa résurrection,
mg."Fa raha niara-nambolena taminy tamin' ny endriky ny fahafatesany isika, dia ho tahaka izany koa amin' ny endriky ny fitsanganany tamin' ny maty;"
1 Korintiana 15.3
en.For I delivered unto you first of all that which I also received, how that Christ died for our sins according to the scriptures;
fr."Je vous ai enseigné avant tout, comme je l`avais aussi reçu, que Christ est mort pour nos péchés, selon les Écritures;"
mg. Fa natolotro anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina,
1 Korintiana 15.21
en.For since by man came death, by man came also the resurrection of the dead.
fr.Car, puisque la mort est venue par un homme, c`est aussi par un homme qu`est venue la résurrection des morts.
mg.Ary satria ny olona iray no nisehoan’ny fahafatesana, dia ny Olona iray kosa no nisehoan’ny fitsanganan’ny maty.
2 Korintiana 5.14
en.For the love of Christ constraineth us; because we thus judge, that if one died for all, then were all dead:
fr."Car l`amour de Christ nous presse, parce que nous estimons que, si un seul est mort pour tous, tous donc sont morts;"
mg."Fa ny fitiavan’i Kristy no manery anay, satria izao no hevitray: maty ny Anankiray ho an' ny rehetra, ka dia maty koa izy rehetra;"
Filipiana 3.10
en.That I may know him, and the power of his resurrection, and the fellowship of his sufferings, being made conformable unto his death;
fr.Afin de connaître Christ, et la puissance de sa résurrection, et la communion de ses souffrances, en devenant conforme à lui dans sa mort, pour parvenir,
mg.Mba ho fantatro Izy sy ny herin’ny fitsanganany tamin’ny maty ary ny fiombonana amin’ny fijaliany ka hampitovina amin’ny fahafatesany,
1 Tesaloniana 4.14
en.For if we believe that Jesus died and rose again, even so them also which sleep in Jesus will God bring with him.
fr.Car, si nous croyons que Jésus est mort et qu`il est ressuscité, croyons aussi que Dieu ramènera par Jésus et avec lui ceux qui sont morts.
mg.Fa raha inoantsika fa efa maty Jesosy sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran’Andriamanitra izay efa nodimandry tao amin’i Jesosy hiaraka aminy.
Hebreo 13.20
en.Now the God of peace, that brought again from the dead our Lord Jesus, that great shepherd of the sheep, through the blood of the everlasting covenant,
fr.Que le Dieu de paix, qui a ramené d`entre les morts le grand pasteur des brebis, par le sang d`une alliance éternelle, notre Seigneur Jésus,
mg.Ary Andriamanitry ny fiadanana, Izay nitondra niala amin' ny maty an' i Jesosy Tompontsika,Ilay Mpiandry ondry lehibe amin’ny ran’ny fanekena mandrakizay,
1 Petera 1.3
en.Blessed be the God and Father of our Lord Jesus Christ, which according to his abundant mercy hath begotten us again unto a lively hope by the resurrection of Jesus Christ from the dead,
fr.Béni soit Dieu, le Père de notre Seigneur Jésus Christ, qui, selon sa grande miséricorde, nous a régénérés, pour une espérance vivante, par la résurrection de Jésus Christ d`entre les morts,
mg.Isaorana anie Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika Izay niteraka antsika indray araka ny haben’ny famindrampony ho amin’ny fanantenana velona tamin’ny nitsanganan' i Jesosy Kristy tamin’ny maty,
1 Petera 3.21
en.The like figure whereunto even baptism doth also now save us (not the putting away of the filth of the flesh, but the answer of a good conscience toward God,) by the resurrection of Jesus Christ:
fr.Cette eau était une figure du baptême, qui n`est pas la purification des souillures du corps, mais l`engagement d`une bonne conscience envers Dieu, et qui maintenant vous sauve, vous aussi, par la résurrection de Jésus Christ,
mg.Izay mamonjy antsika koa ankehitriny dia ny batisa, izay tenan’io tandindona io, (tsy ny fanesorana ny fahalotoan’ny nofo anefa, fa ny fitadiavana ny fieritreretana tsara eo anatrehan’Andriamanitra) tamin’ny fitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty,
Apokalypsy 20.6
en.Blessed and holy is he that hath part in the first resurrection: on such the second death hath no power, but they shall be priests of God and of Christ, and shall reign with him a thousand years.
fr."Heureux et saints ceux qui ont part à la première résurrection! La seconde mort n`a point de pouvoir sur eux; mais ils seront sacrificateurs de Dieu et de Christ, et ils régneront avec lui pendant mille ans."
mg."Sambatra sy masina izay manana anjara amin’ny fitsanganana amin’ny maty voalohany; ireo tsy mba ananan’ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron’Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka Aminy arivo taona."
Apokalypsy 20.12
en.And I saw the dead, small and great, stand before God; and the books were opened: and another book was opened, which is the book of life: and the dead were judged out of those things which were written in the books, according to their works.
fr.Et je vis les morts, les grands et les petits, qui se tenaient devant le trône. Des livres furent ouverts. Et un autre livre fut ouvert, celui qui est le livre de vie. Et les morts furent jugés selon leurs oeuvres, d`après ce qui était écrit dans ces livres.
mg."Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely nitsangana teo anatrehan’Andriamanitra; ary novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin’ny fiainana izany; ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra tao anatin’ireo boky, araka ny asany."

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto