Fiverenana

Matio 7.15
en.Beware of false prophets, which come to you in sheep's clothing, but inwardly they are ravening wolves.
fr.Gardez-vous des faux prophètes. Ils viennent à vous en vêtement de brebis, mais au dedans ce sont des loups ravisseurs.
mg.Mitandrema ianareo ny amin' ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin’ny fitafian’ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.
Matio 24.42
en.Watch therefore: for ye know not what hour your Lord doth come.
fr.Veillez donc, puisque vous ne savez pas quel jour votre Seigneur viendra.
mg."Koa amin' izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay ora iavian' ny Tomponareo."
Matio 24.44
en.Therefore be ye also ready: for in such an hour as ye think not the Son of man cometh.
fr.C`est pourquoi, vous aussi, tenez-vous prêts, car le Fils de l`homme viendra à l`heure où vous n`y penserez pas.
mg."Koa miomàna kosa ianareo; fa amin' izay ora tsy ampoizinareo no hiavian' ny Zanak' olona."
Asa 1.10
en.And while they looked stedfastly toward heaven as he went up, behold, two men stood by them in white apparel;
fr.Et comme ils avaient les regards fixés vers le ciel pendant qu`il s`en allait, voici, deux hommes vêtus de blanc leur apparurent,
mg.Ary raha mbola nandinika ny lanitra izy ireo tamin' ny nandehanan' i Jesosy, indreo, nisy roa lahy teo anilany niakanjo akanjo fotsy,
Efesiana 4.30
en.And grieve not the holy Spirit of God, whereby ye are sealed unto the day of redemption.
fr.N`attristez pas le Saint Esprit de Dieu, par lequel vous avez été scellés pour le jour de la rédemption.
mg.Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin’Andriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin’ny andro fanavotana.
Filipiana 1.6
en.Being confident of this very thing, that he which hath begun a good work in you will perform it until the day of Jesus Christ:
fr.Je suis persuadé que celui qui a commencé en vous cette bonne oeuvre la rendra parfaite pour le jour de Jésus Christ.
mg."Ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara tao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-piavin’ny andron’i Jesosy Kristy;"
Hebreo 10.24
en.And let us consider one another to provoke unto love and to good works:
fr.Veillons les uns sur les autres, pour nous exciter à la charité et aux bonnes oeuvres.
mg."Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara;"
1 Petera 4.7
en.But the end of all things is at hand: be ye therefore sober, and watch unto prayer.
fr.La fin de toutes choses est proche. Soyez donc sages et sobres, pour vaquer à la prière.
mg."Fa antomotra ny faran’ny zavatra rehetra; koa mahonòna tena, ary miambena amin’ny vavaka."
2 Petera 3.8
en.But, beloved, be not ignorant of this one thing, that one day is with the Lord as a thousand years, and a thousand years as one day.
fr.Mais il est une chose, bien-aimés, que vous ne devez pas ignorer, c`est que, devant le Seigneur, un jour est comme mille ans, et mille ans sont comme un jour.
mg.Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka ho fantatrareo: ny indray andro amin’ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.
1 Jaona 2.28
en.And now, little children, abide in him; that, when he shall appear, we may have confidence, and not be ashamed before him at his coming.
fr.Et maintenant, petits enfants, demeurez en lui, afin que, lorsqu`il paraîtra, nous ayons de l`assurance, et qu`à son avènement nous ne soyons pas confus et éloignés de lui.
mg.Ary ankehitriny, rankizy madinika, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahatokiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin’ny fiaviany.
Apokalypsy 1.7
en.Behold, he cometh with clouds; and every eye shall see him, and they also which pierced him: and all kindreds of the earth shall wail because of him. Even so, Amen.
fr."Voici, il vient avec les nuées. Et tout oeil le verra, même ceux qui l`ont percé; et toutes les tribus de la terre se lamenteront à cause de lui. Oui. Amen!"
mg."Indro Izy avy amin’ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, ary ireo izay nandefona Azy koa; ary hidradradradra noho ny Aminy ny fianakaviana rehetra ambonin’ny tany. Eny tokoa, Amena."
Apokalypsy 1.8
en.I am Alpha and Omega, the beginning and the ending, saith the Lord, which is, and which was, and which is to come, the Almighty.
fr.Je suis l`alpha et l`oméga, dit le Seigneur Dieu, celui qui est, qui était, et qui vient, le Tout Puissant.
mg.Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana, hoy ny Tompo, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha.
Apokalypsy 3.11
en.Behold, I come quickly: hold that fast which thou hast, that no man take thy crown.
fr.Je viens bientôt. Retiens ce que tu as, afin que personne ne prenne ta couronne.
mg.Indro, avy faingana Aho, tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao.
Apokalypsy 22.12
en.And, behold, I come quickly; and my reward is with me, to give every man according as his work shall be.
fr.Voici, je viens bientôt, et ma rétribution est avec moi, pour rendre à chacun selon ce qu`est son oeuvre.
mg."Ary, indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany."
Apokalypsy 22.20
en.He which testifieth these things saith, Surely I come quickly. Amen. Even so, come, Lord Jesus.
fr.Celui qui atteste ces choses dit: Oui, je viens bientôt. Amen! Viens, Seigneur Jésus!
mg.Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Azo antoka, avy faingana Aho. Amena. Eny tokoa, avia, Jesosy Tompo.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto