Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Fo

Josoa 22.5
en.But take diligent heed to do the commandment and the law, which Moses the servant of the LORD charged you, to love the LORD your God, and to walk in all his ways, and to keep his commandments, and to cleave unto him, and to serve him with all your heart and with all your soul.
fr.Ayez soin seulement d`observer et de mettre en pratique les ordonnances et les lois que vous a prescrites Moïse, serviteur de l`Éternel: aimez l`Éternel, votre Dieu, marchez dans toutes ses voies, gardez ses commandements, attachez-vous à lui, et servez-le de tout votre coeur et de toute votre âme.
mg.Kanefa mitandrema tsara mba hanatanteraka ny didy sy ny lalàna izay nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo, hitiavanareo an' i Jehovah Andriamanitrareo sy handehananareo amin' ny lalany rehetra sy hitandremanareo ny didiny sy hifikiranareo aminy, ary hanompoanareo Azy amin' ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra.
Josoa 23.14
en.And, behold, this day I am going the way of all the earth: and ye know in all your hearts and in all your souls, that not one thing hath failed of all the good things which the LORD your God spake concerning you; all are come to pass unto you, and not one thing hath failed thereof.
fr."Voici, je m`en vais maintenant par le chemin de toute la terre. Reconnaissez de tout votre coeur et de toute votre âme qu`aucune de toutes les bonnes paroles prononcées sur vous par l`Éternel, votre Dieu, n`est restée sans effet; toutes se sont accomplies pour vous, aucune n`est restée sans effet."
mg."Ary indro, handeha ho amin' ny lalana falehan' ny tany rehetra aho izao; ary fantatrareo amin' ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra fa tsy misy latsaka na dia zavatra iray akory aza tamin' ny zava-tsoa rehetra izay nilazan' i Jehovah Andriamanitrareo momba anareo; efa tanteraka taminareo avokoa izy rehetra ary tsy nisy latsaka izany na dia zavatra iray akory aza."
1 Samoela 16.7
en.But the LORD said unto Samuel, Look not on his countenance, or on the height of his stature; because I have refused him: for the LORD seeth not as man seeth; for man looketh on the outward appearance, but the LORD looketh on the heart.
fr."Et l`Éternel dit à Samuel: Ne prends point garde à son apparence et à la hauteur de sa taille, car je l`ai rejeté. L`Éternel ne considère pas ce que l`homme considère; l`homme regarde à ce qui frappe les yeux, mais l`Éternel regarde au coeur."
mg."Fa hoy Jehovah tamin' i Samoela: Aza mijery ny tarehiny, na ny haavon' ny tsanganany, fa efa nolaviko izy; fa tsy mba toy ny fijerin' ny olona no fijerin' i Jehovah; fa ny olona mijery ny miseho eo ivelany, fa Jehovah kosa mijery ny fo."
Salamo 9.2
en.I will be glad and rejoice in thee: I will sing praise to thy name, O thou most High.
fr.(9:3) Je ferai de toi le sujet de ma joie et de mon allégresse, Je chanterai ton nom, Dieu Très Haut!
mg."Ho faly sy ho ravoravo aminao aho; hankalaza ny anaranao aho, ry Avo Indrindra ô,"
Salamo 13.6
en.I will sing unto the LORD, because he hath dealt bountifully with me.
fr."Moi, j`ai confiance en ta bonté, J`ai de l`allégresse dans le coeur, à cause de ton salut; Je chante à l`Éternel, car il m`a fait du bien."
mg.Hihira ho an' i Jehovah aho, satria nanisy soa ahy Izy.
Salamo 20.5
en.We will rejoice in thy salvation, and in the name of our God we will set up our banners: the LORD fulfil all thy petitions.
fr."(20:6) Nous nous réjouirons de ton salut, Nous lèverons l`étendard au nom de notre Dieu; L`Éternel exaucera tous tes voeux."
mg."Hihoby noho ny famonjenao izahay, ary amin' ny anaran' Andriamanitra no hanangananay faneva; hotanterahin' i Jehovah anie ny angatahinao rehetra."
Salamo 27.3
en.Though an host should encamp against me, my heart shall not fear: though war should rise against me, in this will I be confident.
fr."Si une armée se campait contre moi, Mon coeur n`aurait aucune crainte; Si une guerre s`élevait contre moi, Je serais malgré cela plein de confiance."
mg."Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza, tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho."
Salamo 37.4
en.Delight thyself also in the LORD: and he shall give thee the desires of thine heart.
fr.Fais de l`Éternel tes délices, Et il te donnera ce que ton coeur désire.
mg.Miravoravoa koa amin' i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin' ny fonao.
Salamo 51.12
en.Restore unto me the joy of thy salvation; and uphold me with thy free spirit.
fr.(51:14) Rends-moi la joie de ton salut, Et qu`un esprit de bonne volonté me soutienne!
mg."Ampodio amiko ny fifalian' ny famonjenao; ary tohàno fanahy mazoto aho."
Salamo 90.12
en.So teach us to number our days, that we may apply our hearts unto wisdom.
fr.Enseigne-nous à bien compter nos jours, Afin que nous appliquions notre coeur à la sagesse.
mg.Koa mampianara anay hanisa ny andronay, hahazoanay fo hendry.
Salamo 119.2
en.Blessed are they that keep his testimonies, and that seek him with the whole heart.
fr.Heureux ceux qui gardent ses préceptes, Qui le cherchent de tout leur coeur,
mg.Sambatra izay mitandrina ny tenivavolombelony, ka mitady Azy amin' ny fony rehetra.
Salamo 119.7
en.I will praise thee with uprightness of heart, when I shall have learned thy righteous judgments.
fr.Je te louerai dans la droiture de mon coeur, En apprenant les lois de ta justice.
mg.Hidera Anao amin' ny hitsi-poko aho, amin' ny hianarako ny fitsipikao marina.
Salamo 119.10
en.With my whole heart have I sought thee: O let me not wander from thy commandments.
fr.Je te cherche de tout mon coeur: Ne me laisse pas égarer loin de tes commandements!
mg."Tamin' ny foko rehetra no nitadiavako Anao; aza avela hivily hiala amin' ny didinao aho."
Salamo 119.11
en.Thy word have I hid in mine heart, that I might not sin against thee.
fr.Je serre ta parole dans mon coeur, Afin de ne pas pécher contre toi.
mg.Ato am-poko no iraketako ny teninao, mba tsy hanotako aminao.
Salamo 119.36
en.Incline my heart unto thy testimonies, and not to covetousness.
fr.Incline mon coeur vers tes préceptes, Et non vers le gain!
mg.Ampirisiho ny foko ho amin' ny teni-vavolombelonao, fa tsy ho amin' ny fieremana.
Salamo 119.111
en.Thy testimonies have I taken as an heritage for ever: for they are the rejoicing of my heart.
fr.Tes préceptes sont pour toujours mon héritage, Car ils sont la joie de mon coeur.
mg.Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, satria fifalian' ny foko izany.
Salamo 147.3
en.He healeth the broken in heart, and bindeth up their wounds.
fr.Il guérit ceux qui ont le coeur brisé, Et il panse leurs blessures.
mg.Manasitrana ny torotoro fo izy sy mamehy ny ferin' ireo.
Ohabolana 3.1
en.My son, forget not my law; but let thine heart keep my commandments:
fr."Mon fils, n`oublie pas mes enseignements, Et que ton coeur garde mes préceptes;"
mg."ANAKA, aza manadino ny lalàko; fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;"
Ohabolana 3.4
en.So shalt thou find favour and good understanding in the sight of God and man.
fr.Tu acquerras ainsi de la grâce et une raison saine, Aux yeux de Dieu et des hommes.
mg.Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara eo anatrehan' Andriamanitra sy ny olona ianao.
Ohabolana 3.5
en.Trust in the LORD with all thine heart; and lean not unto thine own understanding.
fr."Confie-toi en l`Éternel de tout ton coeur, Et ne t`appuie pas sur ta sagesse;"
mg."Matokia an' i Jehovah amin' ny fonao rehetra, fa aza miankina amin' ny fahalalanao manokana;"
Ohabolana 4.20
en.My son, attend to my words; incline thine ear unto my sayings.
fr.Mon fils, sois attentif à mes paroles, Prête l`oreille à mes discours.
mg."Anaka, atreho ny teniko; atongilano ny sofinao hihaino izay lazaiko."
Ohabolana 4.23
en.Keep thy heart with all diligence; for out of it are the issues of life.
fr.Garde ton coeur plus que toute autre chose, Car de lui viennent les sources de la vie.
mg.Tandremo ny fonao amin' izay fitandremana tsara rehetra, fa avy ao no ivoahan' ny aina.
Ohabolana 10.8
en.The wise in heart will receive commandments: but a prating fool shall fall.
fr.Celui qui est sage de coeur reçoit les préceptes, Mais celui qui est insensé des lèvres court à sa perte.
mg."Izay hendry am-po no handray ny didy; fa ho lavo ny adala maro vava."
Ohabolana 12.25
en.Heaviness in the heart of man maketh it stoop: but a good word maketh it glad.
fr.L`inquiétude dans le coeur de l`homme l`abat, Mais une bonne parole le réjouit.
mg.Ny alahelo ao am-pon' ny olona dia mampitanondrika azy fa ny teny soa no mahafaly azy.
Ohabolana 13.12
en.Hope deferred maketh the heart sick: but when the desire cometh, it is a tree of life.
fr.Un espoir différé rend le coeur malade, Mais un désir accompli est un arbre de vie.
mg."Ny fanantenana tsy azo vetivety dia mankarary fo; fa hazon' aina ny faniriana tanteraka."
Ohabolana 17.22
en.A merry heart doeth good like a medicine: but a broken spirit drieth the bones.
fr.Un coeur joyeux est un bon remède, Mais un esprit abattu dessèche les os.
mg."Ny fo ravoravo dia mahasoa toy ny fanafody; fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana."
Ohabolana 23.15
en.My son, if thine heart be wise, my heart shall rejoice, even mine.
fr."Mon fils, si ton coeur est sage, Mon coeur à moi sera dans la joie;"
mg."Anaka, raha hendry ny fonao, dia ho faly koa ny foko, dia ny foko;"
Ohabolana 27.19
en.As in water face answereth to face, so the heart of man to man.
fr.Comme dans l`eau le visage répond au visage, Ainsi le coeur de l`homme répond au coeur de l`homme.
mg.Toy ny tandindona eny anaty rano izay mifanaraka amin' ny tarehy, dia toy izany no ifanahafan' ny fon' ny olona amin' ny an' olona.
Mpitoriteny 9.7
en.Go thy way, eat thy bread with joy, and drink thy wine with a merry heart; for God now accepteth thy works.
fr."Va, mange avec joie ton pain, et bois gaiement ton vin; car dès longtemps Dieu prend plaisir à ce que tu fais."
mg.Mandehana, hano amin' ny fifaliana ny haninao, ary sotroy amin' ny fo falifaly ny divainao, fa efa nankasitrahin' Andriamanitra ny asanao.
Mpitoriteny 11.10
en.Therefore remove sorrow from thy heart, and put away evil from thy flesh: for childhood and youth are vanity.
fr."(12:2) Bannis de ton coeur le chagrin, et éloigne le mal de ton corps; car la jeunesse et l`aurore sont vanité."
mg."Koa esory ao am-ponao ny alahelo, ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy; fa ny fahazazana sy ny fahatanorana dia zava-poana."
Tononkiran'i Solomona 8.6
en.Set me as a seal upon thine heart, as a seal upon thine arm: for love is strong as death; jealousy is cruel as the grave: the coals thereof are coals of fire, which hath a most vehement flame.
fr."Mets-moi comme un sceau sur ton coeur, Comme un sceau sur ton bras; Car l`amour est fort comme la mort, La jalousie est inflexible comme le séjour des morts; Ses ardeurs sont des ardeurs de feu, Une flamme de l`Éternel."
mg."Ataovy toy ny tombo-kase ao am-ponao aho, ary toy ny tombo-kase eo an-tsandrinao; fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana; masiaka tahaka ny fasana ny fahasaro-piaro; ny firehiny dia toy ny firehitry ny afo izay manana lelafo midedadeda indrindra."
Jeremia 17.9
en.The heart is deceitful above all things, and desperately wicked: who can know it?
fr.Le coeur est tortueux par-dessus tout, et il est méchant: Qui peut le connaître?
mg."Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra, ary ratsy indrindra; iza moa no mahafantatra ny aminy?"
Jeremia 29.13
en.And ye shall seek me, and find me, when ye shall search for me with all your heart.
fr.Vous me chercherez, et vous me trouverez, si vous me cherchez de tout votre coeur.
mg.Ary hitady Ahy ianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin' ny fonareo rehetra.
Ezekiela 36.26
en.A new heart also will I give you, and a new spirit will I put within you: and I will take away the stony heart out of your flesh, and I will give you an heart of flesh.
fr."Je vous donnerai un coeur nouveau, et je mettrai en vous un esprit nouveau; j`ôterai de votre corps le coeur de pierre, et je vous donnerai un coeur de chair."
mg.Fo vaovao koa no homeko anareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo ary hoesoriko amin' ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo.
Joela 2.12
en.Therefore also now, saith the LORD, turn ye even to me with all your heart, and with fasting, and with weeping, and with mourning:
fr.Maintenant encore, dit l`Éternel, Revenez à moi de tout votre coeur, Avec des jeûnes, avec des pleurs et des lamentations!
mg.Koa noho izany, ankehitriny, hoy Jehovah, miverena amiko amin' ny fonareo rehetra ary amin' ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana, ary amin' ny fisaonana.
Joela 2.13
en.And rend your heart, and not your garments, and turn unto the LORD your God: for he is gracious and merciful, slow to anger, and of great kindness, and repenteth him of the evil.
fr."Déchirez vos coeurs et non vos vêtements, Et revenez à l`Éternel, votre Dieu; Car il est compatissant et miséricordieux, Lent à la colère et riche en bonté, Et il se repent des maux qu`il envoie."
mg."Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin' i Jehovah Andriamanitrareo; fa mamindra fo sy miantra izy, mahari-po sady be famindrampo ary manenina ny amin' ny loza,"
Matio 5.8
en.Blessed are the pure in heart: for they shall see God.
fr.Heureux ceux qui ont le coeur pur, car ils verront Dieu!
mg.Sambatra ny madio am-po, fa izy no hahita an’Andriamanitra.
Matio 5.27
en.Ye have heard that it was said by them of old time, Thou shalt not commit adultery:
fr.Vous avez appris qu`il a été dit: Tu ne commettras point d`adultère.
mg.Efa renareo fa voalaza tamin' ny ntaolo hoe: “Aza mijangajanga”.
Matio 6.21
en.For where your treasure is, there will your heart be also.
fr.Car là où est ton trésor, là aussi sera ton coeur.
mg.Fa izay itoeran’ny tahirinareo, dia ho any koa ny fonareo.
Matio 22.37
en.Jesus said unto him, Thou shalt love the Lord thy God with all thy heart, and with all thy soul, and with all thy mind.
fr.Jésus lui répondit: Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme, et de toute ta pensée.
mg.Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra.
Marka 11.23
en.For verily I say unto you, That whosoever shall say unto this mountain, Be thou removed, and be thou cast into the sea; and shall not doubt in his heart, but shall believe that those things which he saith shall come to pass; he shall have whatsoever he saith.
fr.Je vous le dis en vérité, si quelqu`un dit à cette montagne: Ote-toi de là et jette-toi dans la mer, et s`il ne doute point en son coeur, mais croit que ce qu`il dit arrive, il le verra s`accomplir.
mg.Lazaiko marina aminareo: Na zovy na zovy no hilaza amin’ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà, ka mianjerà any an-dranomasina, ka tsy misalasala ao am-pony, fa hino, fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izay rehetra lazainy.
Romana 5.5
en.And hope maketh not ashamed; because the love of God is shed abroad in our hearts by the Holy Ghost which is given unto us.
fr.Or, l`espérance ne trompe point, parce que l`amour de Dieu est répandu dans nos coeurs par le Saint Esprit qui nous a été donné.
mg.Ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny fitiavan' Andriamanitra natosaka ao am-pontsika tamin' ny alalan' ny Fanahy Masina Izay nomena antsika.
2 Korintiana 9.7
en.Every man according as he purposeth in his heart, so let him give; not grudgingly, or of necessity: for God loveth a cheerful giver.
fr."Que chacun donne comme il l`a résolu en son coeur, sans tristesse ni contrainte; car Dieu aime celui qui donne avec joie."
mg."Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian’ny fony avy, tsy amin’ny alahelo, na amin’ny faneriterena; fa “ny mpanome amin’ny firavoravoana no tian’Andriamanitra”"
Hebreo 3.12
en.Take heed, brethren, lest there be in any of you an evil heart of unbelief, in departing from the living God.
fr.Prenez garde, frère, que quelqu`un de vous n`ait un coeur mauvais et incrédule, au point de se détourner du Dieu vivant.
mg."Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’Andriamanitra velona;"
1 Petera 3.3
en.Whose adorning let it not be that outward adorning of plaiting the hair, and of wearing of gold, or of putting on of apparel;
fr.Ayez, non cette parure extérieure qui consiste dans les cheveux tressés, les ornements d`or, ou les habits qu`on revêt,
mg."Ary aoka ny firavahanareo tsy ho zavatra eny ivelany, toy ny firandranam-bolo sy ny firava-bolamena na ny fiakanjoana;"
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto