Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Hatsaran-toetra

Salamo 25.6
en.Remember, O LORD, thy tender mercies and thy lovingkindnesses; for they have been ever of old.
fr."Éternel! souviens-toi de ta miséricorde et de ta bonté; Car elles sont éternelles."
mg.Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô, fa hatrizay hatrizay ireny.
Salamo 27.13
en.I had fainted, unless I had believed to see the goodness of the LORD in the land of the living.
fr.Oh! si je n`étais pas sûr de voir la bonté de l`Éternel Sur la terre des vivants!...
mg.Reraka aho, raha tsy nanantena hahita ny fahatsaran' i Jehovah eo amin' ny tanin' ny velona.
Salamo 34.15
en.The eyes of the LORD are upon the righteous, and his ears are open unto their cry.
fr.(34:16) Les yeux de l`Éternel sont sur les justes, Et ses oreilles sont attentives à leurs cris.
mg.Ny mason' i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany.
Salamo 37.3
en.Trust in the LORD, and do good; so shalt thou dwell in the land, and verily thou shalt be fed.
fr."Confie-toi en l`Éternel, et pratique le bien; Aie le pays pour demeure et la fidélité pour pâture."
mg.Matokia an' i Jehovah ka manaova soa, dia honina amin' ny tany ianao, ary ho voky tokoa.
Salamo 145.17
en.The LORD is righteous in all his ways, and holy in all his works.
fr.L`Éternel est juste dans toutes ses voies, Et miséricordieux dans toutes ses oeuvres.
mg.Marina Jehovah amin' ny lalany rehetra sady masina amin' ny asany rehetra.
Ohabolana 2.9
en.Then shalt thou understand righteousness, and judgment, and equity; yea, every good path.
fr.Alors tu comprendras la justice, l`équité, La droiture, toutes les routes qui mènent au bien.
mg.Ary amin' izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny ary ny fahitsiana, dia ny lalana tsara rehetra.
Ohabolana 19.22
en.The desire of a man is his kindness: and a poor man is better than a liar.
fr."Ce qui fait le charme d`un homme, c`est sa bonté; Et mieux vaut un pauvre qu`un menteur."
mg."Fifaliana amin' ny olona ny manisy soa; ary aleo ho mahantra toy izay ho mpandainga."
Jeremia 6.16
en.Thus saith the LORD, Stand ye in the ways, and see, and ask for the old paths, where is the good way, and walk therein, and ye shall find rest for your souls. But they said, We will not walk therein.
fr."Ainsi parle l`Éternel: Placez-vous sur les chemins, regardez, Et demandez quels sont les anciens sentiers, Quelle est la bonne voie; marchez-y, Et vous trouverez le repos de vos âmes! Mais ils répondent: Nous n`y marcherons pas."
mg.Izao no lazain' i Jehovah: Mijanòna eo an-dalana ianareo ka izahao, ary anontanio izay lalana masaka hatry ny ela, dia izay lalana tsara, ka iny no izory, dia hahita fitsaharana ho an' ny fanahinareo ianareo. Nefa hoy izy: Tsy hizotra amin' izany izahay.
Nahoma 1.7
en.The LORD is good, a strong hold in the day of trouble; and he knoweth them that trust in him.
fr."L`Éternel est bon, Il est un refuge au jour de la détresse; Il connaît ceux qui se confient en lui."
mg.Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin' ny andro fahoriana, ka mahalala izay mialoka aminy.
Matio 5.15
en.Neither do men light a candle, and put it under a bushel, but on a candlestick; and it giveth light unto all that are in the house.
fr.et on n`allume pas une lampe pour la mettre sous le boisseau, mais on la met sur le chandelier, et elle éclaire tous ceux qui sont dans la maison.
mg.Ary koa, tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao ambanin’ny vata famarana, fa apetrany eo amin’ny fanaovanjiro, ka dia mazava amin’izay rehetra ao an-trano izany.
Lioka 6.36
en.Be ye therefore merciful, as your Father also is merciful.
fr.Soyez donc miséricordieux, comme votre Père est miséricordieux.
mg.Noho izany dia aoka ho mpamindra fo ianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo.
Romana 12.9
en.Let love be without dissimulation. Abhor that which is evil; cleave to that which is good.
fr."Que la charité soit sans hypocrisie. Ayez le mal en horreur; attachez-vous fortement au bien."
mg."Aoka ny fitiavana ho amin' ny tsi-fihatsarambelatsihy; mankahalà ny ratsy; mifikira amin' ny tsara."
Romana 12.21
en.Be not overcome of evil, but overcome evil with good.
fr.Ne te laisse pas vaincre par le mal, mais surmonte le mal par le bien.
mg.Aza mety ho resin' ny ratsy ianao, fa reseo amin' ny soa ny ratsy.
1 Korintiana 10.23
en.All things are lawful for me, but all things are not expedient: all things are lawful for me, but all things edify not.
fr."Tout est permis, mais tout n`est pas utile; tout est permis, mais tout n`édifie pas."
mg."Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso."
1 Korintiana 15.33
en.Be not deceived: evil communications corrupt good manners.
fr.Ne vous y trompez pas: les mauvaises compagnies corrompent les bonnes moeurs.
mg."Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ny ratsy manimba ny fitondrantena tsara."
2 Korintiana 9.8
en.And God is able to make all grace abound toward you; that ye, always having all sufficiency in all things, may abound to every good work:
fr.Et Dieu peut vous combler de toutes sortes de grâces, afin que, possédant toujours en toutes choses de quoi satisfaire à tous vos besoins, vous ayez encore en abondance pour toute bonne oeuvre,
mg."Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny ampy mandrakariva amin’ny zavatra rehetra, ka hitombo amin’ny asa tsara rehetra;"
Galatiana 5.22
en.But the fruit of the Spirit is love, joy, peace, longsuffering, gentleness, goodness, faith,
fr."Mais le fruit de l`Esprit, c`est l`amour, la joie, la paix, la patience, la bonté, la bénignité, la fidélité, la douceur, la tempérance;"
mg.Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fahatsarana, finoana,
Galatiana 6.10
en.As we have therefore opportunity, let us do good unto all men, especially unto them who are of the household of faith.
fr.Ainsi donc, pendant que nous en avons l`occasion, pratiquons le bien envers tous, et surtout envers les frères en la foi.
mg.Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin’ny olona rehetra, indrindra fa amin’ny mpianakavin’ny finoana.
Efesiana 4.29
en.Let no corrupt communication proceed out of your mouth, but that which is good to the use of edifying, that it may minister grace unto the hearers.
fr.Qu`il ne sorte de votre bouche aucune parole mauvaise, mais, s`il y a lieu, quelque bonne parole, qui serve à l`édification et communique une grâce à ceux qui l`entendent.
mg.Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana mba hitondra fahasoavana ho an' ny mpihaino.
Efesiana 4.32
en.And be ye kind one to another, tenderhearted, forgiving one another, even as God for Christ's sake hath forgiven you.
fr.Soyez bons les uns envers les autres, compatissants, vous pardonnant réciproquement, comme Dieu vous a pardonné en Christ.
mg.Ary aoka samy halemy fanahy amin’ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka tahaka ny namelan’Andriamanitra ny helokareo noho ny amin’i Kristy.
1 Timoty 2.9
en.In like manner also, that women adorn themselves in modest apparel, with shamefacedness and sobriety; not with broided hair, or gold, or pearls, or costly array;
fr.Je veux aussi que les femmes, vêtues d`une manière décente, avec pudeur et modestie, ne se parent ni de tresses, ni d`or, ni de perles, ni d`habits somptueux,
mg.Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin’ny fitafiana mahamendrika mbamin’ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin’ny volo mirandrana sy ny volamena, na ny perila, na ny fitafiana sarobidy,
Titosy 2.14
en.Who gave himself for us, that he might redeem us from all iniquity, and purify unto himself a peculiar people, zealous of good works.
fr.qui s`est donné lui-même pour nous, afin de nous racheter de toute iniquité, et de se faire un peuple qui lui appartienne, purifié par lui et zélé pour les bonnes oeuvres.
mg.Izay nanolotra ny tenany ho antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin’ny heloka rehetra sy hanadiovany izay olona ho an' ny tenany, sady mazoto amin’ny asa tsara.
1 Petera 3.13
en.And who is he that will harm you, if ye be followers of that which is good?
fr.Et qui vous maltraitera, si vous êtes zélés pour le bien?
mg.Ary iza no hanisy ratsy anareo, raha manaraka izay tsara ianareo?
2 Petera 1.5
en.And beside this, giving all diligence, add to your faith virtue; and to virtue knowledge;
fr.à cause de cela même, faites tous vos efforts pour joindre à votre foi la vertu, à la vertu la science,
mg."Ary ankoatra izany, dia manaova izay zotom-po rehetra, ary amin’ny finoanareo dia manehoa fahatsaram-panahy, ary amin’ny fahatsaram-panahy dia fahalalana;"
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto