Izao tontolo izao

Genesisy 1.28
en.And God blessed them, and God said unto them, Be fruitful, and multiply, and replenish the earth, and subdue it: and have dominion over the fish of the sea, and over the fowl of the air, and over every living thing that moveth upon the earth.
fr."Dieu les bénit, et Dieu leur dit: Soyez féconds, multipliez, remplissez la terre, et l`assujettissez; et dominez sur les poissons de la mer, sur les oiseaux du ciel, et sur tout animal qui se meut sur la terre."
mg."Ary nitsodrano azy ireo Andriamanitra ka hoy Izy taminy: Maroa fara sy mihabetsaha, ary mamenoa ny tany, ka ampanompoy izy; ary manapaha amin' ny hazandrano ao amin' ny ranomasina sy ny voro-manidina eny amin' ny habakabaka ary ny zava-manan' aina rehetra izay mihetsiketsika ambonin' ny tany."
Eksodosy 19.5
en.Now therefore, if ye will obey my voice indeed, and keep my covenant, then ye shall be a peculiar treasure unto me above all people: for all the earth is mine:
fr."Maintenant, si vous écoutez ma voix, et si vous gardez mon alliance, vous m`appartiendrez entre tous les peuples, car toute la terre est à moi;"
mg."Koa ankehitriny raha hankatò ny feoko tokoa ianareo ka hitandrina ny fanekeko, dia ho tahiry manokana ho ahy ianareo mihoatra noho ny olona rehetra; fa Ahy ny tany rehetra."
Deotornomia 4.39
en.Know therefore this day, and consider it in thine heart, that the LORD he is God in heaven above, and upon the earth beneath: there is none else.
fr.Sache donc en ce jour, et retiens dans ton coeur que l`Éternel est Dieu, en haut dans le ciel et en bas sur la terre, et qu`il n`y en a point d`autre.
mg.Koa aoka ho fantatrao anio, ka tsarovy ao am-ponao, fa Jehovah no Andriamanitra any amin' ny lanitra ambony sy ety amin' ny tany ambany, ka tsy misy afa-tsy Izy.
Salamo 24.1
en.The earth is the LORD's, and the fulness thereof; the world, and they that dwell therein.
fr.Psaume de David. A l`Éternel la terre et ce qu`elle renferme, Le monde et ceux qui l`habitent!
mg."[Salamo nataon' i Davida.] AN' i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy; izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy."
Salamo 31.20
en.Thou shalt hide them in the secret of thy presence from the pride of man: thou shalt keep them secretly in a pavilion from the strife of tongues.
fr.(31:21) Tu les protèges sous l`abri de ta face contre ceux qui les persécutent, Tu les protèges dans ta tente contre les langues qui les attaquent.
mg."Hanafina azy ao amin' ny fiafenana eo anatrehanao Ianao mba tsy ho azon' ny fireharehan' ny olona; hampiery azy ao an-tranonao Ianao, mba tsy ho azon' ny lela mifanditra izy."
Salamo 108.4
en.For thy mercy is great above the heavens: and thy truth reacheth unto the clouds.
fr.(108:5) Car ta bonté s`élève au-dessus des cieux, Et ta fidélité jusqu`aux nues.
mg."Fa lehibe mihoatra ny lanitra ny famindramponao; ary mipaka eny amin' ny rahona ny fahamarinanao."
Matio 5.18
en.For verily I say unto you, Till heaven and earth pass, one jot or one tittle shall in no wise pass from the law, till all be fulfilled.
fr.Car, je vous le dis en vérité, tant que le ciel et la terre ne passeront point, il ne disparaîtra pas de la loi un seul iota ou un seul trait de lettre, jusqu`à ce que tout soit arrivé.
mg.Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoanan’ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin’ny lalàna, na dia litera iray, na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak’izy rehetra.
Matio 16.19
en.And I will give unto thee the keys of the kingdom of heaven: and whatsoever thou shalt bind on earth shall be bound in heaven: and whatsoever thou shalt loose on earth shall be loosed in heaven.
fr.Je te donnerai les clefs du royaume des cieux: ce que tu lieras sur la terre sera lié dans les cieux, et ce que tu délieras sur la terre sera délié dans les cieux.
mg."Ary homeko anao ny fanalahidin' ny fanjakan' ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao ety ambonin' ny tany dia fehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin' ny tany dia hovahana any an-danitra."
Matio 16.26
en.For what is a man profited, if he shall gain the whole world, and lose his own soul? or what shall a man give in exchange for his soul?
fr.Et que servirait-il à un homme de gagner tout le monde, s`il perdait son âme? ou, que donnerait un homme en échange de son âme?
mg.Fa inona moa no soa ho azon' ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy kanefa very ny fanahiny? Ary inona no homen' ny olona ho takalon' ny fanahiny?
Marka 8.36
en.For what shall it profit a man, if he shall gain the whole world, and lose his own soul?
fr.Et que sert-il à un homme de gagner tout le monde, s`il perd son âme?
mg.Fa inona no soa ho azon’ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny fanahiny?
Marka 16.15
en.And he said unto them, Go ye into all the world, and preach the gospel to every creature.
fr.Puis il leur dit: Allez par tout le monde, et prêchez la bonne nouvelle à toute la création.
mg.Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin' izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin' ny olombelona rehetra.
Jaona 3.16
en.For God so loved the world, that he gave his only begotten Son, that whosoever believeth in him should not perish, but have everlasting life.
fr.Car Dieu a tant aimé le monde qu`il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu`il ait la vie éternelle.
mg.Fa notiavin' Andriamanitra indrindra izao tontolo izao, ka nomeny ny Zanany Lahy tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Jaona 3.17
en.For God sent not his Son into the world to condemn the world; but that the world through him might be saved.
fr.Dieu, en effet, n`a pas envoyé son Fils dans le monde pour qu`il juge le monde, mais pour que le monde soit sauvé par lui.
mg.Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin' izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao amin' ny alalany.
Jaona 8.12
en.Then spake Jesus again unto them, saying, I am the light of the world: he that followeth me shall not walk in darkness, but shall have the light of life.
fr."Jésus leur parla de nouveau, et dit: Je suis la lumière du monde; celui qui me suit ne marchera pas dans les ténèbres, mais il aura la lumière de la vie."
mg."Ary niteny tamin' ny olona indray Jesosy ka nanao hoe: Izaho no fahazavan' izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin' ny maizina, fa hanana ny fahazavan' aina."
Jaona 14.27
en.Peace I leave with you, my peace I give unto you: not as the world giveth, give I unto you. Let not your heart be troubled, neither let it be afraid.
fr.Je vous laisse la paix, je vous donne ma paix. Je ne vous donne pas comme le monde donne. Que votre coeur ne se trouble point, et ne s`alarme point.
mg."Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen' izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza mitebiteby na matahotra ny fonareo."
Jaona 15.18
en.If the world hate you, ye know that it hated me before it hated you.
fr.Si le monde vous hait, sachez qu`il m`a haï avant vous.
mg.Raha halan' izao tontolo izao ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohan' ny nankahalany anareo.
Jaona 16.28
en.I came forth from the Father, and am come into the world: again, I leave the world, and go to the Father.
fr."Je suis sorti du Père, et je suis venu dans le monde; maintenant je quitte le monde, et je vais au Père."
mg."Nivoaka avy tamin' ny Ray Aho ka tonga amin' izao tontolo izao; ary hiala amin' izao tontolo izao indray Aho ka hankany amin' ny Ray."
Jaona 16.33
en.These things I have spoken unto you, that in me ye might have peace. In the world ye shall have tribulation: but be of good cheer; I have overcome the world.
fr."Je vous ai dit ces choses, afin que vous ayez la paix en moi. Vous aurez des tribulations dans le monde; mais prenez courage, j`ai vaincu le monde."
mg."Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin' izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao."
Jaona 17.15
en.I pray not that thou shouldest take them out of the world, but that thou shouldest keep them from the evil.
fr.Je ne te prie pas de les ôter du monde, mais de les préserver du mal.
mg.Tsy mangataka aminao Aho mba hampiala azy ireo amin' izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin' ilay ratsy.
Romana 1.20
en.For the invisible things of him from the creation of the world are clearly seen, being understood by the things that are made, even his eternal power and Godhead; so that they are without excuse:
fr.En effet, les perfections invisibles de Dieu, sa puissance éternelle et sa divinité, se voient comme à l`oeil, depuis la création du monde, quand on les considère dans ses ouvrages. Ils sont donc inexcusables,
mg."Fa ny zavatra tsy hita ao aminy hatramin' ny nanaovana izao tontolo izao dia hita miharihary ary fantatra tamin' ny zavatra natao, na dia ny heriny mandrakizay sy ny maha-Andriamanitra Azy aza; ka tsy azo alàn-tsiny ireo."
Romana 12.2
en.And be not conformed to this world: but be ye transformed by the renewing of your mind, that ye may prove what is that good, and acceptable, and perfect, will of God.
fr.Ne vous conformez pas au siècle présent, mais soyez transformés par le renouvellement de l`intelligence, afin que vous discerniez quelle est la volonté de Dieu, ce qui est bon, agréable et parfait.
mg."Ary aza manaraka ny fanaon' izao tontolo izao; fa miovà amin' ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon' Andriamanitra izay tsara sady ankasitrahana no tanteraka."
1 Korintiana 1.28
en.And base things of the world, and things which are despised, hath God chosen, yea, and things which are not, to bring to nought things that are:
fr.et Dieu a choisi les choses viles du monde et celles qu`on méprise, celles qui ne sont point, pour réduire à néant celles qui sont,
mg."Ary izay ambany amin’izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin’Andriamanitra, eny, izay atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy;"
1 Korintiana 3.18
en.Let no man deceive himself. If any man among you seemeth to be wise in this world, let him become a fool, that he may be wise.
fr.Que nul ne s`abuse lui-même: si quelqu`un parmi vous pense être sage selon ce siècle, qu`il devienne fou, afin de devenir sage.
mg.Aza misy mamita-tena. Raha misy eo aminareo manao azy ho hendry amin’izao tontolo izao, aoka ho adala izy mba ho hendry.
2 Korintiana 5.19
en.To wit, that God was in Christ, reconciling the world unto himself, not imputing their trespasses unto them; and hath committed unto us the word of reconciliation.
fr.Car Dieu était en Christ, réconciliant le monde avec lui-même, en n`imputant point aux hommes leurs offenses, et il a mis en nous la parole de la réconciliation.
mg."Dia izao: Andriamanitra ao amin’i Kristy no nampihavana izao tontolo izao taminy ka tsy nanisa ny fahadisoany; ary efa napetrany aminay ny teny fampihavanana."
2 Korintiana 10.3
en.For though we walk in the flesh, we do not war after the flesh:
fr.Si nous marchons dans la chair, nous ne combattons pas selon la chair.
mg."Fa na dia velona amin' ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo;"
Filipiana 2.9
en.Wherefore God also hath highly exalted him, and given him a name which is above every name:
fr.C`est pourquoi aussi Dieu l`a souverainement élevé, et lui a donné le nom qui est au-dessus de tout nom,
mg.Koa izany no nanandratan’Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,
Kolosiana 3.2
en.Set your affection on things above, not on things on the earth.
fr.Affectionnez-vous aux choses d`en haut, et non à celles qui sont sur la terre.
mg.Tiavo ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany.
1 Timoty 3.16
en.And without controversy great is the mystery of godliness: God was manifest in the flesh, justified in the Spirit, seen of angels, preached unto the Gentiles, believed on in the world, received up into glory.
fr.Et, sans contredit, le mystère de la piété est grand: celui qui a été manifesté en chair, justifié par l`Esprit, vu des anges, prêché aux Gentils, cru dans le monde, élevé dans la gloire.
mg.Ary tsy iadian-kevitra fa lehibe ny zava-miafin' ny toe-panahy araka an’Andriamanitra: naseho teo amin’ny nofo Andriamanitra, nohamarinina tao amin’ny Fanahy, hitan’ny anjely, notorina tany amin’ny Jentilisa, ninoana teny amin’izao tontolo izao, nakarina ho any amin’ny voninahitra.
1 Timoty 6.7
en.For we brought nothing into this world, and it is certain we can carry nothing out.
fr."car nous n`avons rien apporté dans le monde, et il est évident que nous n`en pouvons rien emporter;"
mg.Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika, ary tsy isalasalana fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.
Titosy 2.11
en.For the grace of God that bringeth salvation hath appeared to all men,
fr.Car la grâce de Dieu, source de salut pour tous les hommes, a été manifestée.
mg.Fa efa miseho ny fahasoavan’Andriamanitra izay mitondra famonjena ho an' ny olona rehetra,
Jakoba 1.27
en.Pure religion and undefiled before God and the Father is this, To visit the fatherless and widows in their affliction, and to keep himself unspotted from the world.
fr.La religion pure et sans tache, devant Dieu notre Père, consiste à visiter les orphelins et les veuves dans leurs afflictions, et à se préserver des souillures du monde.
mg.Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan’Andriamanitra sady Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin’ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin’izao tontolo izao.
Jakoba 4.4
en.Ye adulterers and adulteresses, know ye not that the friendship of the world is enmity with God? whosoever therefore will be a friend of the world is the enemy of God.
fr.Adultères que vous êtes! ne savez-vous pas que l`amour du monde est inimitié contre Dieu? Celui donc qui veut être ami du monde se rend ennemi de Dieu.
mg.Ry lehilahy sy vehivavy mpijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an’Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao? Koa na iza na iza te ho sakaizan’izao tontolo izao dia fahavalon’Andriamanitra izy.
2 Petera 1.4
en.Whereby are given unto us exceeding great and precious promises: that by these ye might be partakers of the divine nature, having escaped the corruption that is in the world through lust.
fr.lesquelles nous assurent de sa part les plus grandes et les plus précieuses promesses, afin que par elles vous deveniez participants de la nature divine, en fuyant la corruption qui existe dans le monde par la convoitise,
mg."Ary izany no nanomezany antsika ireo tenifikasana sady sarobidy no lehibe indrindra, mba ho tonga mpiray amin’ny toetran’Andriamanitra ianareo, rehefa afa-nandositra ny fahalotoana izay eo amin’izao tontolo izao noho ny filàna;"
1 Jaona 2.2
en.And he is the propitiation for our sins: and not for ours only, but also for the sins of the whole world.
fr.Il est lui-même une victime expiatoire pour nos péchés, non seulement pour les nôtres, mais aussi pour ceux du monde entier.
mg.Ary Izy no fanatitra fampiononam-pahatezerana noho ny fahotantsika, ary tsy noho ny antsika ihany, fa noho ny fahotan’izao tontolo izao koa.
1 Jaona 2.15
en.Love not the world, neither the things that are in the world. If any man love the world, the love of the Father is not in him.
fr."N`aimez point le monde, ni les choses qui sont dans le monde. Si quelqu`un aime le monde, l`amour du Père n`est point en lui;"
mg.Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin’izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray.
1 Jaona 2.16
en.For all that is in the world, the lust of the flesh, and the lust of the eyes, and the pride of life, is not of the Father, but is of the world.
fr.car tout ce qui est dans le monde, la convoitise de la chair, la convoitise des yeux, et l`orgueil de la vie, ne vient point du Père, mais vient du monde.
mg.Fa ny zavatra rehetra eo amin’izao tontolo izao, ny filàn’ny nofo, ary ny filàn’ny maso sy ny rehaka momba izao fiainana izao, dia tsy avy amin’ny Ray, fa avy amin’izao tontolo izao.
1 Jaona 2.17
en.And the world passeth away, and the lust thereof: but he that doeth the will of God abideth for ever.
fr."Et le monde passe, et sa convoitise aussi; mais celui qui fait la volonté de Dieu demeure éternellement."
mg.Ary mandalo izao tontolo izao sy ny filàny, fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay.
1 Jaona 3.1
en.Behold, what manner of love the Father hath bestowed upon us, that we should be called the sons of God: therefore the world knoweth us not, because it knew him not.
fr.Voyez quel amour le Père nous a témoigné, pour que nous soyons appelés enfants de Dieu! Et nous le sommes. Si le monde ne nous connaît pas, c`est qu`il ne l`a pas connu.
mg."Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon’ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika ho zanak’Andriamanitra; noho izany, tsy mahalala antsika izao tontolo izao, satria tsy nahalala Azy izy."
1 Jaona 4.4
en.Ye are of God, little children, and have overcome them: because greater is he that is in you, than he that is in the world.
fr.Vous, petits enfants, vous êtes de Dieu, et vous les avez vaincus, parce que celui qui est en vous est plus grand que celui qui est dans le monde.
mg.Rankizy madinika, ianareo dia avy amin’Andriamanitra, ary efa naharesy ireny satria lehibe lavitra Izay ao aminareo noho izay ao amin’izao tontolo izao.
1 Jaona 4.9
en.In this was manifested the love of God toward us, because that God sent his only begotten Son into the world, that we might live through him.
fr.L`amour de Dieu a été manifesté envers nous en ce que Dieu a envoyé son Fils unique dans le monde, afin que nous vivions par lui.
mg.Izao no nanehoana ny fitiavan’Andriamanitra antsika: satria Andriamanitra naniraka ny Zanany lahy tokana tamin’izao tontolo izao, mba hahavelona antsika amin’ny alalany.
1 Jaona 5.4
en.For whatsoever is born of God overcometh the world: and this is the victory that overcometh the world, even our faith.
fr."parce que tout ce qui est né de Dieu triomphe du monde; et la victoire qui triomphe du monde, c`est notre foi."
mg."Fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-mandresy izao tontolo izao dia ny finoantsika."
1 Jaona 5.5
en.Who is he that overcometh the world, but he that believeth that Jesus is the Son of God?
fr.Qui est celui qui a triomphé du monde, sinon celui qui croit que Jésus est le Fils de Dieu?
mg.Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak’Andriamanitra?

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto