Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Krismasy

Isaia 7.14
en.Therefore the Lord himself shall give you a sign; Behold, a virgin shall conceive, and bear a son, and shall call his name Immanuel.
fr.C`est pourquoi le Seigneur lui-même vous donnera un signe, Voici, la jeune fille deviendra enceinte, elle enfantera un fils, Et elle lui donnera le nom d`Emmanuel.
mg."Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanana anaka ny virijina ka hiteraka zazalahy; ary ny anarany hataony hoe Imanoela."
Isaia 9.5
en.For every battle of the warrior is with confused noise, and garments rolled in blood; but this shall be with burning and fuel of fire.
fr.(9:4) Car toute chaussure qu`on porte dans la mêlée, Et tout vêtement guerrier roulé dans le sang, Seront livrés aux flammes, Pour être dévorés par le feu.
mg."Fa ny ady rehetra ataon' ny mpiady dia amin' ny fihorakorahana be sy ny fitafiana mihosin-drà; fa izany dia ho amin' ny fandoroana sy ny kitay hatohoka amin' ny afo."
Matio 1.21
en.And she shall bring forth a son, and thou shalt call his name JESUS: for he shall save his people from their sins.
fr."elle enfantera un fils, et tu lui donneras le nom de Jésus; c`est lui qui sauvera son peuple de ses péchés."
mg."Ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotany."
Matio 1.22
en.Now all this was done, that it might be fulfilled which was spoken of the Lord by the prophet, saying,
fr.Tout cela arriva afin que s`accomplît ce que le Seigneur avait annoncé par le prophète:
mg.Ary izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazain’ny Tompo ny mpaminany hoe:
Lioka 2.4
en.And Joseph also went up from Galilee, out of the city of Nazareth, into Judaea, unto the city of David, which is called Bethlehem; (because he was of the house and lineage of David:)
fr.Joseph aussi monta de la Galilée, de la ville de Nazareth, pour se rendre en Judée, dans la ville de David, appelée Bethléhem, parce qu`il était de la maison et de la famille de David,
mg.Ary niakatra avy tany Galilia koa Josefa, avy tao an-tanànan' i Nazareta hankany Jodia ho ao an-tanànan' i Davida izay atao hoe Betlehema (satria avy tamin' ny taranak' i Davida sy ny mpianakaviny izy),
Lioka 2.6
en.And so it was, that, while they were there, the days were accomplished that she should be delivered.
fr.Pendant qu`ils étaient là, le temps où Marie devait accoucher arriva,
mg.Ary raha nitoetra teo izy ireo, dia tonga ny andro hahavelomany.
Lioka 2.10
en.And the angel said unto them, Fear not: for, behold, I bring you good tidings of great joy, which shall be to all people.
fr."Mais l`ange leur dit: Ne craignez point; car je vous annonce une bonne nouvelle, qui sera pour tout le peuple le sujet d`une grande joie:"
mg.Ary hoy ny anjely tamin' izy ireo: Aza matahotra: fa, indro, mitondra teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an' ny olona rehetra.
Lioka 2.11
en.For unto you is born this day in the city of David a Saviour, which is Christ the Lord.
fr.c`est qu`aujourd`hui, dans la ville de David, il vous est né un Sauveur, qui est le Christ, le Seigneur.
mg.Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan' i Davida, dia Kristy Tompo.
Lioka 2.14
en.Glory to God in the highest, and on earth peace, good will toward men.
fr.Gloire à Dieu dans les lieux très hauts, Et paix sur la terre parmi les hommes qu`il agrée!
mg.Voninahitra any amin' ny avo indrindra ho an' Andriamanitra ary fiadanana sy fankasitrahana ho an' ny olona ety ambonin' ny tany!
Lioka 2.20
en.And the shepherds returned, glorifying and praising God for all the things that they had heard and seen, as it was told unto them.
fr.Et les bergers s`en retournèrent, glorifiant et louant Dieu pour tout ce qu`ils avaient entendu et vu, et qui était conforme à ce qui leur avait été annoncé.
mg.Ary niverina ny mpiandry ondry ka nankalaza sy nidera an' Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto