Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Lalàna

Eksodosy 20.17
en.Thou shalt not covet thy neighbour's house, thou shalt not covet thy neighbour's wife, nor his manservant, nor his maidservant, nor his ox, nor his ass, nor any thing that is thy neighbour's.
fr."Tu ne convoiteras point la maison de ton prochain; tu ne convoiteras point la femme de ton prochain, ni son serviteur, ni sa servante, ni son boeuf, ni son âne, ni aucune chose qui appartienne à ton prochain."
mg."Aza mitsiriritra haka ny tranon' ny namanao; aza mitsiriritra haka ny vadin' ny namanao, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an' ny namanao akory aza."
Eksodosy 20.23
en.Ye shall not make with me gods of silver, neither shall ye make unto you gods of gold.
fr."Vous ne ferez point des dieux d`argent et des dieux d`or, pour me les associer; vous ne vous en ferez point."
mg.Aza manao andriamanitra volafotsy miaraka amiko, ary aza manao andriamanitra volamena ho anareo.
Eksodosy 34.28
en.And he was there with the LORD forty days and forty nights; he did neither eat bread, nor drink water. And he wrote upon the tables the words of the covenant, the ten commandments.
fr.Moïse fut là avec l`Éternel quarante jours et quarante nuits. Il ne mangea point de pain, et il ne but point d`eau. Et l`Éternel écrivit sur les tables les paroles de l`alliance, les dix paroles.
mg.Dia teo amin' i Jehovah efapolo andro sy efapolo alina izy, sady tsy nihinan-kanina na nisotro rano. Ary nosoratan' i Jehovah tamin' ny vato fisaka ny tenin' ny fanekena, dia ny didy folo.
Levitikosy 5.17
en.And if a soul sin, and commit any of these things which are forbidden to be done by the commandments of the LORD; though he wist it not, yet is he guilty, and shall bear his iniquity.
fr.Lorsque quelqu`un péchera en faisant, sans le savoir, contre l`un des commandements de l`Éternel, des choses qui ne doivent point se faire, il se rendra coupable et sera chargé de sa faute.
mg."Ary raha misy fanahy manota, ka manao ny anankiray amin' ireny zavatra andrarana tsy hatao amin' ny didin' i Jehovah ireny; na dia tsy fantany aza dia meloka izy ka hitondra ny helony."
Nomery 15.39
en.And it shall be unto you for a fringe, that ye may look upon it, and remember all the commandments of the LORD, and do them; and that ye seek not after your own heart and your own eyes, after which ye use to go a whoring:
fr.Quand vous aurez cette frange, vous la regarderez, et vous vous souviendrez de tous les commandements de l`Éternel pour les mettre en pratique, et vous ne suivrez pas les désirs de vos coeurs et de vos yeux pour vous laisser entraîner à l`infidélité.
mg."Ary ho somotraviavy ho anareo izany, ka raha jerenareo, dia hotsarovanareo sy hankatoavinareo ny didin' i Jehovah rehetra; ary tsy handeha araka ny fonareo ianareo, na araka ny masonareo, izay andehananareo hijangajanga,"
Deotornomia 4.2
en.Ye shall not add unto the word which I command you, neither shall ye diminish ought from it, that ye may keep the commandments of the LORD your God which I command you.
fr."Vous n`ajouterez rien à ce que je vous prescris, et vous n`en retrancherez rien; mais vous observerez les commandements de l`Éternel, votre Dieu, tels que je vous les prescris."
mg.Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo izany, fa tandremo ny didin' i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
Deotornomia 5.29
en.O that there were such an heart in them, that they would fear me, and keep all my commandments always, that it might be well with them, and with their children for ever!
fr.Oh! s`ils avaient toujours ce même coeur pour me craindre et pour observer tous mes commandements, afin qu`ils fussent heureux à jamais, eux et leurs enfants!
mg.Enga anie ka mba hanana fo toy izany izy hatahorany Ahy sy hitandremany ny didiko rehetra mandrakariva, mba hahita soa izy sy ny taranany mandrakizay!
Deotornomia 6.4
en.Hear, O Israel: The LORD our God is one LORD:
fr.Écoute, Israël! l`Éternel, notre Dieu, est le seul Éternel.
mg."Mihainoa, ry Isiraely; Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany."
Deotornomia 6.6
en.And these words, which I command thee this day, shall be in thine heart:
fr.Et ces commandements, que je te donne aujourd`hui, seront dans ton coeur.
mg."Ary ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao;"
Deotornomia 7.9
en.Know therefore that the LORD thy God, he is God, the faithful God, which keepeth covenant and mercy with them that love him and keep his commandments to a thousand generations;
fr.Sache donc que c`est l`Éternel, ton Dieu, qui est Dieu. Ce Dieu fidèle garde son alliance et sa miséricorde jusqu`à la millième génération envers ceux qui l`aiment et qui observent ses commandements.
mg."Koa aoka ho fantatrao fa Jehovah Andriamanitrao, dia Izy no Andriamanitra, Ilay Andriamanitra mahatoky, Izay mitandrina fanekena sy famindrampo amin' izay tia Azy sy mitandrina ny didiny hatramin' ny taranaka arivo mandimby;"
Deotornomia 8.6
en.Therefore thou shalt keep the commandments of the LORD thy God, to walk in his ways, and to fear him.
fr.Tu observeras les commandements de l`Éternel, ton Dieu, pour marcher dans ses voies et pour le craindre.
mg.Ary tandremo ny didin' i Jehovah Andriamanitrao, mba handehananao amin' ny lalany sy hatahoranao Azy.
Deotornomia 10.12
en.And now, Israel, what doth the LORD thy God require of thee, but to fear the LORD thy God, to walk in all his ways, and to love him, and to serve the LORD thy God with all thy heart and with all thy soul,
fr."Maintenant, Israël, que demande de toi l`Éternel, ton Dieu, si ce n`est que tu craignes l`Éternel, ton Dieu, afin de marcher dans toutes ses voies, d`aimer et de servir l`Éternel, ton Dieu, de tout ton coeur et de toute ton âme;"
mg.Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain' i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an' i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin' ny lalany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra,
Deotornomia 28.1
en.And it shall come to pass, if thou shalt hearken diligently unto the voice of the LORD thy God, to observe and to do all his commandments which I command thee this day, that the LORD thy God will set thee on high above all nations of the earth:
fr.Si tu obéis à la voix de l`Éternel, ton Dieu, en observant et en mettant en pratique tous ses commandements que je te prescris aujourd`hui, l`Éternel, ton Dieu, te donnera la supériorité sur toutes les nations de la terre.
mg."Ary izao no hiseho, raha hihaino tsara ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina sy manaraka ny didiny rehetra izay andidiako anao anio, dia hasandratr' i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin' ny firenena rehetra amin' ny tany ianao;"
Deotornomia 30.16
en.In that I command thee this day to love the LORD thy God, to walk in his ways, and to keep his commandments and his statutes and his judgments, that thou mayest live and multiply: and the LORD thy God shall bless thee in the land whither thou goest to possess it.
fr.Car je te prescris aujourd`hui d`aimer l`Éternel, ton Dieu, de marcher dans ses voies, et d`observer ses commandements, ses lois et ses ordonnances, afin que tu vives et que tu multiplies, et que l`Éternel, ton Dieu, te bénisse dans le pays dont tu vas entrer en possession.
mg.Tamin' ny nandidiako anao androany ho tia an' i Jehovah Andriamanitrao ka handeha amin' ny lalany sy hitandrina ny didiny sy ny lalàny ary ny fitsipiny, mba ho velona ianao ka hihamaro, ary mba hitahian' i Jehovah Andriamanitrao anao any amin' ny tany izay alehanao ka ho azonao.
Josoa 1.8
en.This book of the law shall not depart out of thy mouth; but thou shalt meditate therein day and night, that thou mayest observe to do according to all that is written therein: for then thou shalt make thy way prosperous, and then thou shalt have good success.
fr."Que ce livre de la loi ne s`éloigne point de ta bouche; médite-le jour et nuit, pour agir fidèlement selon tout ce qui y est écrit; car c`est alors que tu auras du succès dans tes entreprises, c`est alors que tu réussiras."
mg."Aoka tsy hiala amin' ny vavanao ity bokin' ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman' alina, mba hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin' izany dia hambinina ny lalanao sady hahazo fahombiazana tsara ianao."
Josoa 22.5
en.But take diligent heed to do the commandment and the law, which Moses the servant of the LORD charged you, to love the LORD your God, and to walk in all his ways, and to keep his commandments, and to cleave unto him, and to serve him with all your heart and with all your soul.
fr.Ayez soin seulement d`observer et de mettre en pratique les ordonnances et les lois que vous a prescrites Moïse, serviteur de l`Éternel: aimez l`Éternel, votre Dieu, marchez dans toutes ses voies, gardez ses commandements, attachez-vous à lui, et servez-le de tout votre coeur et de toute votre âme.
mg.Kanefa mitandrema tsara mba hanatanteraka ny didy sy ny lalàna izay nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo, hitiavanareo an' i Jehovah Andriamanitrareo sy handehananareo amin' ny lalany rehetra sy hitandremanareo ny didiny sy hifikiranareo aminy, ary hanompoanareo Azy amin' ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra.
1 Mpanjaka 2.3
en.And keep the charge of the LORD thy God, to walk in his ways, to keep his statutes, and his commandments, and his judgments, and his testimonies, as it is written in the law of Moses, that thou mayest prosper in all that thou doest, and whithersoever thou turnest thyself:
fr.Observe les commandements de l`Éternel, ton Dieu, en marchant dans ses voies, et en gardant ses lois, ses ordonnances, ses jugements et ses préceptes, selon ce qui est écrit dans la loi de Moïse, afin que tu réussisses dans tout ce que tu feras et partout où tu te tourneras,
mg.Ary tandremo ny andraikitra napetrak' i Jehovah Andriamanitrao handehananao amin' ny lalany, hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony araka izay voasoratra ao amin' ny lalàn' i Mosesy, mba hambinina ianao amin' izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao.
Salamo 19.7
en.The law of the LORD is perfect, converting the soul: the testimony of the LORD is sure, making wise the simple.
fr."(19:8) La loi de l`Éternel est parfaite, elle restaure l`âme; Le témoignage de l`Éternel est véritable, il rend sage l`ignorant."
mg.Tanteraka ny lalàn' i Jehovah, manova ny fanahy, azo antoka ny teny vavolombelon' i Jehovah, mahahendry ny kely saina.
Salamo 103.17
en.But the mercy of the LORD is from everlasting to everlasting upon them that fear him, and his righteousness unto children's children;
fr.Mais la bonté de l`Éternel dure à jamais pour ceux qui le craignent, Et sa miséricorde pour les enfants de leurs enfants,
mg."Fa ny famindrampon' i Jehovah dia hatramin' ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin' izay matahotra Azy; ary ny fahamarinany mihatra amin' ny taranaka;"
Salamo 111.10
en.The fear of the LORD is the beginning of wisdom: a good understanding have all they that do his commandments: his praise endureth for ever.
fr."La crainte de l`Éternel est le commencement de la sagesse; Tous ceux qui l`observent ont une raison saine. Sa gloire subsiste à jamais."
mg."Ny fahatahorana an' i Jehovah no fiandoham-pahendrena; fahalalana tsara no ananan' izay mankatò ny didiny; maharitra mandrakizay ny fiderana azy."
Salamo 112.1
en.Praise ye the LORD. Blessed is the man that feareth the LORD, that delighteth greatly in his commandments.
fr.Louez l`Éternel! Heureux l`homme qui craint l`Éternel, Qui trouve un grand plaisir à ses commandements.
mg.MIDERÀ an' i Jehovah. Sambatra ny olona izay matahotra an' i Jehovah sady mankasitraka ny didiny indrindra.
Salamo 119.1
en.Blessed are the undefiled in the way, who walk in the law of the LORD.
fr.Heureux ceux qui sont intègres dans leur voie, Qui marchent selon la loi de l`Éternel!
mg.[ALEFA.] SAMBATRA ny mahitsy làlana, izay mandeha araka ny lalàn' i Jehovah.
Salamo 119.7
en.I will praise thee with uprightness of heart, when I shall have learned thy righteous judgments.
fr.Je te louerai dans la droiture de mon coeur, En apprenant les lois de ta justice.
mg.Hidera Anao amin' ny hitsi-poko aho, amin' ny hianarako ny fitsipikao marina.
Salamo 119.10
en.With my whole heart have I sought thee: O let me not wander from thy commandments.
fr.Je te cherche de tout mon coeur: Ne me laisse pas égarer loin de tes commandements!
mg."Tamin' ny foko rehetra no nitadiavako Anao; aza avela hivily hiala amin' ny didinao aho."
Salamo 119.14
en.I have rejoiced in the way of thy testimonies, as much as in all riches.
fr.Je me réjouis en suivant tes préceptes, Comme si je possédais tous les trésors.
mg.Ny lalan' ny teni-vavolombelonao no ifaliako, tahaka ny ifaliako amin' ny harena rehetra.
Salamo 119.30
en.I have chosen the way of truth: thy judgments have I laid before me.
fr.Je choisis la voie de la vérité, Je place tes lois sous mes yeux.
mg."Ny lalan' ny fahamarinana no nofidiko; napetrako teo anatrehako ny fitsipikao."
Salamo 119.36
en.Incline my heart unto thy testimonies, and not to covetousness.
fr.Incline mon coeur vers tes préceptes, Et non vers le gain!
mg.Ampirisiho ny foko ho amin' ny teni-vavolombelonao, fa tsy ho amin' ny fieremana.
Salamo 119.45
en.And I will walk at liberty: for I seek thy precepts.
fr.Je marcherai au large, Car je recherche tes ordonnances.
mg.Handeha amin' ny fahalalahana aho, fa ny fitsipikao no tadiaviko.
Salamo 119.60
en.I made haste, and delayed not to keep thy commandments.
fr.Je me hâte, je ne diffère point D`observer tes commandements.
mg.Mandeha faingana aho ka tsy mitaredretra amin' ny fitandremana ny didinao.
Salamo 119.93
en.I will never forget thy precepts: for with them thou hast quickened me.
fr.Je n`oublierai jamais tes ordonnances, Car c`est par elles que tu me rends la vie.
mg.Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao, fa ireny no amelomanao ahy.
Salamo 119.111
en.Thy testimonies have I taken as an heritage for ever: for they are the rejoicing of my heart.
fr.Tes préceptes sont pour toujours mon héritage, Car ils sont la joie de mon coeur.
mg.Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, satria fifalian' ny foko izany.
Ohabolana 3.1
en.My son, forget not my law; but let thine heart keep my commandments:
fr."Mon fils, n`oublie pas mes enseignements, Et que ton coeur garde mes préceptes;"
mg."ANAKA, aza manadino ny lalàko; fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;"
Ohabolana 4.10
en.Hear, O my son, and receive my sayings; and the years of thy life shall be many.
fr."Écoute, mon fils, et reçois mes paroles; Et les années de ta vie se multiplieront."
mg."Henoy, anaka, ka raiso ny teniko; dia hihamaro ny taona hiainanao."
Ohabolana 10.8
en.The wise in heart will receive commandments: but a prating fool shall fall.
fr.Celui qui est sage de coeur reçoit les préceptes, Mais celui qui est insensé des lèvres court à sa perte.
mg."Izay hendry am-po no handray ny didy; fa ho lavo ny adala maro vava."
Ohabolana 19.16
en.He that keepeth the commandment keepeth his own soul; but he that despiseth his ways shall die.
fr."Celui qui garde ce qui est commandé garde son âme; Celui qui ne veille pas sur sa voie mourra."
mg."Mitandrina ny fanahiny izay mitandrina ny didy; fa izay tsy mihevitra ny alehany dia ho faty."
Mpitoriteny 12.13
en.Let us hear the conclusion of the whole matter: Fear God, and keep his commandments: for this is the whole duty of man.
fr.(12:15) Écoutons la fin du discours: Crains Dieu et observe ses commandements. C`est là ce que doit faire tout homme.
mg."Aoka hohenointsika ny fehin' ny zavatra rehetra: Matahora an' Andriamanitra, ary ny didiny no tandremo; fa izany no tokony hataon' ny olona rehetra."
Isaia 26.8
en.Yea, in the way of thy judgments, O LORD, have we waited for thee; the desire of our soul is to thy name, and to the remembrance of thee.
fr."Aussi nous t`attendons, ô Éternel! sur la voie de tes jugements; Notre âme soupire après ton nom et après ton souvenir."
mg.Koa amin' ny lalan' ny fitsaranao, Jehovah ô, no iandrasanay anao, ny anaranao sy ny fahatsiarovana anao no irin' ny fanahinay.
Ezekiela 20.19
en.I am the LORD your God; walk in my statutes, and keep my judgments, and do them;
fr.Je suis l`Éternel, votre Dieu. Suivez mes préceptes, observez mes ordonnances, et mettez-les en pratique.
mg."Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; koa mandehana araka ny didiko ary mitandrema ny fitsipiko ka araho izany."
Ezekiela 36.27
en.And I will put my spirit within you, and cause you to walk in my statutes, and ye shall keep my judgments, and do them.
fr.Je mettrai mon esprit en vous, et je ferai en sorte que vous suiviez mes ordonnances, et que vous observiez et pratiquiez mes lois.
mg.Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy.
Daniela 9.5
en.We have sinned, and have committed iniquity, and have done wickedly, and have rebelled, even by departing from thy precepts and from thy judgments:
fr.Nous avons péché, nous avons commis l`iniquité, nous avons été méchants et rebelles, nous nous sommes détournés de tes commandements et de tes ordonnances.
mg.Efa nanota izahay sady nanao heloka ary nanao ratsy sy niodina, eny, efa niala tamin' ny didinao sy ny fitsipikao izahay,
Amosa 5.24
en.But let judgment run down as waters, and righteousness as a mighty stream.
fr.Mais que la droiture soit comme un courant d`eau, Et la justice comme un torrent qui jamais ne tarit.
mg.Fa aoka ny fitsarana hikoriana toy ny rano, ary ny fahamarinana toy ny renirano tsy mety ritra.
Matio 5.17
en.Think not that I am come to destroy the law, or the prophets: I am not come to destroy, but to fulfil.
fr."Ne croyez pas que je sois venu pour abolir la loi ou les prophètes; je suis venu non pour abolir, mais pour accomplir."
mg."Aza heverina fa tonga Aho handrava ny lalàna, na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka."
Matio 5.18
en.For verily I say unto you, Till heaven and earth pass, one jot or one tittle shall in no wise pass from the law, till all be fulfilled.
fr.Car, je vous le dis en vérité, tant que le ciel et la terre ne passeront point, il ne disparaîtra pas de la loi un seul iota ou un seul trait de lettre, jusqu`à ce que tout soit arrivé.
mg.Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoanan’ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin’ny lalàna, na dia litera iray, na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak’izy rehetra.
Matio 5.19
en.Whosoever therefore shall break one of these least commandments, and shall teach men so, he shall be called the least in the kingdom of heaven: but whosoever shall do and teach them, the same shall be called great in the kingdom of heaven.
fr."Celui donc qui supprimera l`un de ces plus petits commandements, et qui enseignera aux hommes à faire de même, sera appelé le plus petit dans le royaume des cieux; mais celui qui les observera, et qui enseignera à les observer, celui-là sera appelé grand dans le royaume des cieux."
mg."Ary amin’izany, na zovy na zovy no hamaha ny anankiray amin’ireo didy madinika indrindra ireo ka hampianatra ny olona toy izany, dia hatao hoe kely indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra izy; fa na zovy na zovy no hankatò sy hampianatra ireo, dia izy no hatao hoe lehibe amin’ny fanjakan’ny lanitra."
Matio 7.1
en.Judge not, that ye be not judged.
fr.Ne jugez point, afin que vous ne soyez point jugés.
mg.Aza mitsara, mba tsy hotsaraina ianareo.
Matio 7.12
en.Therefore all things whatsoever ye would that men should do to you, do ye even so to them: for this is the law and the prophets.
fr.Tout ce que vous voulez que les hommes fassent pour vous, faites-le de même pour eux, car c`est la loi et les prophètes.
mg."Koa amin’izany na inona na inona no tianareo hataon’ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany; fa izany no lalàna sy mpaminany."
Matio 19.18
en.He saith unto him, Which? Jesus said, Thou shalt do no murder, Thou shalt not commit adultery, Thou shalt not steal, Thou shalt not bear false witness,
fr."Et Jésus répondit: Tu ne tueras point; tu ne commettras point d`adultère; tu ne déroberas point; tu ne diras point de faux témoignage; honore ton père et ta mère;"
mg. Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: “Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, Aza milaza vavolombelona tsy marina”,
Matio 19.19
en.Honour thy father and thy mother: and, Thou shalt love thy neighbour as thyself.
fr.et: tu aimeras ton prochain comme toi-même.
mg."“Manajà ny rainao sy ny reninao”; ary: “Tiava ny namanao tahaka ny tenanao."
Matio 22.39
en.And the second is like unto it, Thou shalt love thy neighbour as thyself.
fr.Et voici le second, qui lui est semblable: Tu aimeras ton prochain comme toi-même.
mg.Ary ny faharoa izay tahaka azy ihany, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
Marka 12.31
en.And the second is like, namely this, Thou shalt love thy neighbour as thyself. There is none other commandment greater than these.
fr.Voici le second: Tu aimeras ton prochain comme toi-même. Il n`y a pas d`autre commandement plus grand que ceux-là.
mg.Ary ny faharoa izay tahaka izany ihany dia izao: “Tiava ny namanao tahaka ny tenanao”. Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.
Lioka 10.27
en.And he answering said, Thou shalt love the Lord thy God with all thy heart, and with all thy soul, and with all thy strength, and with all thy mind; and thy neighbour as thyself.
fr."Il répondit: Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme, de toute ta force, et de toute ta pensée; et ton prochain comme toi-même."
mg."Ary namaly izy ka nanao hoe: Tiava an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra; ary tiava ny namanao tahaka ny tenanao."
Jaona 13.24
en.Simon Peter therefore beckoned to him, that he should ask who it should be of whom he spake.
fr.Simon Pierre lui fit signe de demander qui était celui dont parlait Jésus.
mg.Koa nanatsika azy Simona Petera mba hanontaniany izay iray nolazainy.
Jaona 14.15
en.If ye love me, keep my commandments.
fr.Si vous m`aimez, gardez mes commandements.
mg.Raha tia Ahy ianareo, dia tandremo ny didiko.
Jaona 14.21
en.He that hath my commandments, and keepeth them, he it is that loveth me: and he that loveth me shall be loved of my Father, and I will love him, and will manifest myself to him.
fr."Celui qui a mes commandements et qui les garde, c`est celui qui m`aime; et celui qui m`aime sera aimé de mon Père, je l`aimerai, et je me ferai connaître à lui."
mg."Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian' ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy."
Jaona 15.10
en.If ye keep my commandments, ye shall abide in my love; even as I have kept my Father's commandments, and abide in his love.
fr.Si vous gardez mes commandements, vous demeurerez dans mon amour, de même que j`ai gardé les commandements de mon Père, et que je demeure dans son amour.
mg.Raha mitandrina ny didiko ianareo, dia hitoetra amin' ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ny didin' ny Raiko sy ny itoerako amin' ny fitiavany.
Jaona 15.12
en.This is my commandment, That ye love one another, as I have loved you.
fr.C`est ici mon commandement: Aimez-vous les uns les autres, comme je vous ai aimés.
mg.Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo.
Asa 13.38
en.Be it known unto you therefore, men and brethren, that through this man is preached unto you the forgiveness of sins:
fr.Sachez donc, hommes frères, que c`est par lui que le pardon des péchés vous est annoncé,
mg.Ary aoka ho fantatrareo noho izany ry lehilahy sy rahalahy, fa avy amin' izany lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo,
Romana 2.12
en.For as many as have sinned without law shall also perish without law: and as many as have sinned in the law shall be judged by the law;
fr.Tous ceux qui ont péché sans la loi périront aussi sans la loi, et tous ceux qui ont péché avec la loi seront jugés par la loi.
mg."Fa izay nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna koa; fa izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna."
Romana 3.20
en.Therefore by the deeds of the law there shall no flesh be justified in his sight: for by the law is the knowledge of sin.
fr.Car nul ne sera justifié devant lui par les oeuvres de la loi, puisque c`est par la loi que vient la connaissance du péché.
mg."Noho izany, tsy misy nofo hohamarinina amin' ny asan' ny lalàna eo anatrehany; fa ny lalàna no ahazoana ny fahalalana ny amin' ny ota."
Romana 3.21
en.But now the righteousness of God without the law is manifested, being witnessed by the law and the prophets;
fr.Mais maintenant, sans la loi est manifestée la justice de Dieu, à laquelle rendent témoignage la loi et les prophètes,
mg.Fa ankehitriny dia efa naharihary ny fahamarinana avy amin' Andriamanitra, tsy amin' ny lalàna anefa, fa ambaran' ny lalàna sy ny mpaminany,
Romana 6.14
en.For sin shall not have dominion over you: for ye are not under the law, but under grace.
fr.Car le péché n`aura point de pouvoir sur vous, puisque vous êtes, non sous la loi, mais sous la grâce.
mg."Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; satria tsy mba ambanin' ny lalàna ianareo, fa ambanin' ny fahasoavana."
Romana 6.15
en.What then? shall we sin, because we are not under the law, but under grace? God forbid.
fr.Quoi donc! Pécherions-nous, parce que nous sommes, non sous la loi, mais sous la grâce? Loin de là!
mg.Ahoana àry? Hanota va isika, saingy tsy ambanin' ny lalàna, fa ambanin' ny fahasoavana? Sanatria izany!
Romana 7.7
en.What shall we say then? Is the law sin? God forbid. Nay, I had not known sin, but by the law: for I had not known lust, except the law had said, Thou shalt not covet.
fr.Que dirons-nous donc? La loi est-elle péché? Loin de là! Mais je n`ai connu le péché que par la loi. Car je n`aurais pas connu la convoitise, si la loi n`eût dit: Tu ne convoiteras point.
mg.Inona àry no holazaintsika? Ota va ny lalàna? Sanatria izany! Kanefa tsy nahalala ny ota aho, raha tsy tamin' ny lalàna, satria tsy fantatro akory ny fitsiriritana, raha tsy ny lalàna no nanao hoe: Aza mitsiriritra
Romana 8.1
en.There is therefore now no condemnation to them which are in Christ Jesus, who walk not after the flesh, but after the Spirit.
fr.Il n`y a donc maintenant aucune condamnation pour ceux qui sont en Jésus Christ.
mg.Noho izany, ankehitriny dia tsy misy fanamelohana ho an' izay ao amin' i Kristy Jesosy, izay tsy mandeha araka ny nofo fa araka ny Fanahy.
Romana 10.4
en.For Christ is the end of the law for righteousness to every one that believeth.
fr.car Christ est la fin de la loi, pour la justification de tous ceux qui croient.
mg.Fa Kristy no faran' ny lalàna ho fahamarinana ho an' izay rehetra mino.
Romana 13.8
en.Owe no man any thing, but to love one another: for he that loveth another hath fulfilled the law.
fr."Ne devez rien à personne, si ce n`est de vous aimer les uns les autres; car celui qui aime les autres a accompli la loi."
mg."Aza avela hisy tsy voaloa na amin’iza na amin’iza, afa-tsy ny fifankatiavanareo ihany; fa izay tia ny namany dia efa nahatanteraka ny lalàna."
Romana 13.10
en.Love worketh no ill to his neighbour: therefore love is the fulfilling of the law.
fr.L`amour ne fait point de mal au prochain: l`amour est donc l`accomplissement de la loi.
mg."Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namany; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna."
1 Korintiana 10.23
en.All things are lawful for me, but all things are not expedient: all things are lawful for me, but all things edify not.
fr."Tout est permis, mais tout n`est pas utile; tout est permis, mais tout n`édifie pas."
mg."Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso."
1 Korintiana 15.56
en.The sting of death is sin; and the strength of sin is the law.
fr."L`aiguillon de la mort, c`est le péché; et la puissance du péché, c`est la loi."
mg."Fa ny ota no fanindronan' ny fahafatesana; ary ny lalàna no herin’ny ota."
2 Korintiana 6.14
en.Be ye not unequally yoked together with unbelievers: for what fellowship hath righteousness with unrighteousness? and what communion hath light with darkness?
fr.Ne vous mettez pas avec les infidèles sous un joug étranger. Car quel rapport y a-t-il entre la justice et l`iniquité? ou qu`y a-t-il de commun entre la lumière et les ténèbres?
mg.Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin’ny tsy mino. Fa inona no iraisan’ny fahamarinana sy ny tsy fahamarinana? ary inona no iombonan' ny mazava sy ny maizina?
Galatiana 2.15
en.We who are Jews by nature, and not sinners of the Gentiles,
fr.Nous, nous sommes Juifs de naissance, et non pécheurs d`entre les païens.
mg.Taranaky ny Jiosy isika, fa tsy mba mpanota avy amin’ny Jentilisa,
Galatiana 2.21
en.I do not frustrate the grace of God: for if righteousness come by the law, then Christ is dead in vain.
fr."Je ne rejette pas la grâce de Dieu; car si la justice s`obtient par la loi, Christ est donc mort en vain."
mg."Tsy mahafoana ny fahasoavan’Andriamanitra aho; fa raha avy amin’ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy."
Galatiana 5.14
en.For all the law is fulfilled in one word, even in this; Thou shalt love thy neighbour as thyself.
fr.Car toute la loi est accomplie dans une seule parole, dans celle-ci: Tu aimeras ton prochain comme toi-même.
mg.Fa tanteraka amin’ny teny iray ihany ny lalàna rehetra, dia izao: “Tiava ny namanao tahaka ny tenanao”
Galatiana 5.22
en.But the fruit of the Spirit is love, joy, peace, longsuffering, gentleness, goodness, faith,
fr."Mais le fruit de l`Esprit, c`est l`amour, la joie, la paix, la patience, la bonté, la bénignité, la fidélité, la douceur, la tempérance;"
mg.Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fahatsarana, finoana,
Galatiana 6.2
en.Bear ye one another's burdens, and so fulfil the law of Christ.
fr.Portez les fardeaux les uns des autres, et vous accomplirez ainsi la loi de Christ.
mg. Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn’i Kristy.
Efesiana 6.4
en.And, ye fathers, provoke not your children to wrath: but bring them up in the nurture and admonition of the Lord.
fr.Et vous, pères, n`irritez pas vos enfants, mais élevez-les en les corrigeant et en les instruisant selon le Seigneur.
mg.Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin’ny fanabeazana sy ny fananaran’ny Tompo izy.
Hebreo 9.15
en.And for this cause he is the mediator of the new testament, that by means of death, for the redemption of the transgressions that were under the first testament, they which are called might receive the promise of eternal inheritance.
fr.Et c`est pour cela qu`il est le médiateur d`une nouvelle alliance, afin que, la mort étant intervenue pour le rachat des transgressions commises sous la première alliance, ceux qui ont été appelés reçoivent l`héritage éternel qui leur a été promis.
mg.Ary noho izany, dia Mpanalalana amin’ny fanekena vaovao Izy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana amin’ny fandikan-dalàna natao tamin’ny fanekena voalohany, mba hahazoan’izay voantso ny fampanantenana ny amin' ny lova mandrakizay.
Hebreo 13.20
en.Now the God of peace, that brought again from the dead our Lord Jesus, that great shepherd of the sheep, through the blood of the everlasting covenant,
fr.Que le Dieu de paix, qui a ramené d`entre les morts le grand pasteur des brebis, par le sang d`une alliance éternelle, notre Seigneur Jésus,
mg.Ary Andriamanitry ny fiadanana, Izay nitondra niala amin' ny maty an' i Jesosy Tompontsika,Ilay Mpiandry ondry lehibe amin’ny ran’ny fanekena mandrakizay,
1 Jaona 3.4
en.Whosoever committeth sin transgresseth also the law: for sin is the transgression of the law.
fr.Quiconque pèche transgresse la loi, et le péché est la transgression de la loi.
mg."Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna."
1 Jaona 3.11
en.For this is the message that ye heard from the beginning, that we should love one another.
fr.Car ce qui vous a été annoncé et ce que vous avez entendu dès le commencement, c`est que nous devons nous aimer les uns les autres,
mg.Fa izao no hafatra izay efa renareo hatrany am-piandohana: tsy maintsy mifankatia isika.
1 Jaona 3.21
en.Beloved, if our heart condemn us not, then have we confidence toward God.
fr.Bien-aimés, si notre coeur ne nous condamne pas, nous avons de l`assurance devant Dieu.
mg.Ry malala, raha tsy mba manameloka antsika ny fontsika, dia manana fahatokiana eo anatrehan’Andriamanitra isika.
1 Jaona 3.24
en.And he that keepeth his commandments dwelleth in him, and he in him. And hereby we know that he abideth in us, by the Spirit which he hath given us.
fr."Celui qui garde ses commandements demeure en Dieu, et Dieu en lui; et nous connaissons qu`il demeure en nous par l`Esprit qu`il nous a donné."
mg.Ary izay mitandrina ny didiny no mitoetra ao aminy, ary Izy kosa ao aminy. Ary izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao amintsika Izy, dia ny Fanahy Izay nomeny antsika.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto