Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Manompo

Deotornomia 10.12
en.And now, Israel, what doth the LORD thy God require of thee, but to fear the LORD thy God, to walk in all his ways, and to love him, and to serve the LORD thy God with all thy heart and with all thy soul,
fr."Maintenant, Israël, que demande de toi l`Éternel, ton Dieu, si ce n`est que tu craignes l`Éternel, ton Dieu, afin de marcher dans toutes ses voies, d`aimer et de servir l`Éternel, ton Dieu, de tout ton coeur et de toute ton âme;"
mg.Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain' i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an' i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin' ny lalany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra,
Deotornomia 13.5
en.And that prophet, or that dreamer of dreams, shall be put to death; because he hath spoken to turn you away from the LORD your God, which brought you out of the land of Egypt, and redeemed you out of the house of bondage, to thrust thee out of the way which the LORD thy God commanded thee to walk in. So shalt thou put the evil away from the midst of thee.
fr.Ce prophète ou ce songeur sera puni de mort, car il a parlé de révolte contre l`Éternel, votre Dieu, qui vous a fait sortir du pays d`Égypte et vous a délivrés de la maison de servitude, et il a voulu te détourner de la voie dans laquelle l`Éternel, ton Dieu, t`a ordonné de marcher. Tu ôteras ainsi le mal du milieu de toi.
mg.Fa izany mpaminany, na mpanonofy izany dia hatao maty, satria efa nanao teny fampiodinana tamin' i Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anareo tamin' ny trano nahandevozana, mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nandidian' i Jehovah anao alehanao. Ka dia hoesorina tsy ho eo aminao ny ratsy.
Josoa 22.5
en.But take diligent heed to do the commandment and the law, which Moses the servant of the LORD charged you, to love the LORD your God, and to walk in all his ways, and to keep his commandments, and to cleave unto him, and to serve him with all your heart and with all your soul.
fr.Ayez soin seulement d`observer et de mettre en pratique les ordonnances et les lois que vous a prescrites Moïse, serviteur de l`Éternel: aimez l`Éternel, votre Dieu, marchez dans toutes ses voies, gardez ses commandements, attachez-vous à lui, et servez-le de tout votre coeur et de toute votre âme.
mg.Kanefa mitandrema tsara mba hanatanteraka ny didy sy ny lalàna izay nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo, hitiavanareo an' i Jehovah Andriamanitrareo sy handehananareo amin' ny lalany rehetra sy hitandremanareo ny didiny sy hifikiranareo aminy, ary hanompoanareo Azy amin' ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra.
Josoa 24.15
en.And if it seem evil unto you to serve the LORD, choose you this day whom ye will serve; whether the gods which your fathers served that were on the other side of the flood, or the gods of the Amorites, in whose land ye dwell: but as for me and my house, we will serve the LORD.
fr.Et si vous ne trouvez pas bon de servir l`Éternel, choisissez aujourd`hui qui vous voulez servir, ou les dieux que servaient vos pères au delà du fleuve, ou les dieux des Amoréens dans le pays desquels vous habitez. Moi et ma maison, nous servirons l`Éternel.
mg."Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an' i Jehovah, dia fidionareo anio àry izay hotompoinareo, na ny andriamanitra izay notompoin' ny razanareo tany an-dafin' ny ony, na ny andriamanitry ny Amorita, izay mponina teto amin' ny tany onenanareo; fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an' i Jehovah izahay."
Salamo 37.23
en.The steps of a good man are ordered by the LORD: and he delighteth in his way.
fr."L`Éternel affermit les pas de l`homme, Et il prend plaisir à sa voie;"
mg."Avy amin' i Jehovah no mahalavorary ny dian' ny olona tsara; ary Izy no mankasitraka ny lalany."
Matio 6.24
en.No man can serve two masters: for either he will hate the one, and love the other; or else he will hold to the one, and despise the other. Ye cannot serve God and mammon.
fr."Nul ne peut servir deux maîtres. Car, ou il haïra l`un, et aimera l`autre; ou il s`attachera à l`un, et méprisera l`autre. Vous ne pouvez servir Dieu et Mamon."
mg."Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy Mamôna ianareo."
Matio 20.26
en.But it shall not be so among you: but whosoever will be great among you, let him be your minister;
fr."Il n`en sera pas de même au milieu de vous. Mais quiconque veut être grand parmi vous, qu`il soit votre serviteur;"
mg."Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo dia aoka ho mpanompo anareo;"
Matio 20.28
en.Even as the Son of man came not to be ministered unto, but to minister, and to give his life a ransom for many.
fr.C`est ainsi que le Fils de l`homme est venu, non pour être servi, mais pour servir et donner sa vie comme la rançon de plusieurs.
mg.Fa tahaka izany, ny Zanak' olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra ho an' ny maro.
Matio 25.21
en.His lord said unto him, Well done, thou good and faithful servant: thou hast been faithful over a few things, I will make thee ruler over many things: enter thou into the joy of thy lord.
fr."Son maître lui dit: C`est bien, bon et fidèle serviteur; tu as été fidèle en peu de chose, je te confierai beaucoup; entre dans la joie de ton maître."
mg."Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin’ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin' ny fifalian’ny tomponao."
Marka 9.35
en.And he sat down, and called the twelve, and saith unto them, If any man desire to be first, the same shall be last of all, and servant of all.
fr.Alors il s`assit, appela les douze, et leur dit: Si quelqu`un veut être le premier, il sera le dernier de tous et le serviteur de tous.
mg.Ary rehefa tafapetraka Jesosy, dia niantso ny roa ambin’ny folo lahy Izy ka nanao taminy hoe: Raha misy te-ho voalohany, dia hatao farany amin’izy rehetra sy ho mpanompon’izy rehetra izy.
Marka 10.45
en.For even the Son of man came not to be ministered unto, but to minister, and to give his life a ransom for many.
fr.Car le Fils de l`homme est venu, non pour être servi, mais pour servir et donner sa vie comme la rançon de plusieurs.
mg.Fa ny Zanak’olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra ho an’ny maro.
Jaona 12.26
en.If any man serve me, let him follow me; and where I am, there shall also my servant be: if any man serve me, him will my Father honour.
fr."Si quelqu`un me sert, qu`il me suive; et là où je suis, là aussi sera mon serviteur. Si quelqu`un me sert, le Père l`honorera."
mg."Raha misy olona manompo Ahy, dia aoka izy hanaraka Ahy, ary izay itoerako, dia ao koa no hitoeran' ny mpanompoko; raha misy olona manompo Ahy, dia hankalaza azy ny Ray."
Jaona 13.14
en.If I then, your Lord and Master, have washed your feet; ye also ought to wash one another's feet.
fr."Si donc je vous ai lavé les pieds, moi, le Seigneur et le Maître, vous devez aussi vous laver les pieds les uns aux autres;"
mg.Koa raha Izaho, Tompo sy Mpampianatra aza, no nanasa ny tongotrareo, ianareo kosa mba tokony hifanasa tongotra.
Romana 6.13
en.Neither yield ye your members as instruments of unrighteousness unto sin: but yield yourselves unto God, as those that are alive from the dead, and your members as instruments of righteousness unto God.
fr."Ne livrez pas vos membres au péché, comme des instruments d`iniquité; mais donnez-vous vous-mêmes à Dieu, comme étant vivants de morts que vous étiez, et offrez à Dieu vos membres, comme des instruments de justice."
mg."Ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin' ny ota ho fiasàn' ny tsy fahamarinana; fa atolory ny tenanareo ho an' Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona, ary ny momba ny tenanareo ho fiasàn' ny fahamarinana ho an' Andriamanitra."
Romana 12.11
en.Not slothful in business; fervent in spirit; serving the Lord;
fr.Ayez du zèle, et non de la paresse. Soyez fervents d`esprit. Servez le Seigneur.
mg.Aza malaina amin' ny asa aman-draharaha, aoka hafana fo amin'ny fanompoana ny Tompo.
1 Korintiana 3.9
en.For we are labourers together with God: ye are God's husbandry, ye are God's building.
fr.Car nous sommes ouvriers avec Dieu. Vous êtes le champ de Dieu, l`édifice de Dieu.
mg.Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ary sahan’Andriamanitra sy trano arafitr’Andriamanitra ianareo.
1 Korintiana 15.58
en.Therefore, my beloved brethren, be ye stedfast, unmoveable, always abounding in the work of the Lord, forasmuch as ye know that your labour is not in vain in the Lord.
fr.Ainsi, mes frères bien-aimés, soyez fermes, inébranlables, travaillant de mieux en mieux à l`oeuvre du Seigneur, sachant que votre travail ne sera pas vain dans le Seigneur.
mg.Koa amin’izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin’ny asan’ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo.
Galatiana 5.13
en.For, brethren, ye have been called unto liberty; only use not liberty for an occasion to the flesh, but by love serve one another.
fr."Frères, vous avez été appelés à la liberté, seulement ne faites pas de cette liberté un prétexte de vivre selon la chair; mais rendez-vous, par la charité, serviteurs les uns des autres."
mg."Fa efa nantsoina ho amin’ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy hoentinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin’ny fitiavana."
2 Timoty 3.16
en.All scripture is given by inspiration of God, and is profitable for doctrine, for reproof, for correction, for instruction in righteousness:
fr.Toute Écriture est inspirée de Dieu, et utile pour enseigner, pour convaincre, pour corriger, pour instruire dans la justice,
mg.Izay soratra rehetra nomen’ny tsindrimandrin’Andriamanitra dia mahasoa koa ho foto-pampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ny fahamarinana,
Hebreo 6.10
en.For God is not unrighteous to forget your work and labour of love, which ye have shewed toward his name, in that ye have ministered to the saints, and do minister.
fr.Car Dieu n`est pas injuste, pour oublier votre travail et l`amour que vous avez montré pour son nom, ayant rendu et rendant encore des services aux saints.
mg.Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina ka hanadino ny asanareo sy ny fikelezan’aina amin’ny fitiavana izay nasehonareo noho ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo, ary mbola manompo ihany.
Hebreo 9.14
en.How much more shall the blood of Christ, who through the eternal Spirit offered himself without spot to God, purge your conscience from dead works to serve the living God?
fr.combien plus le sang de Christ, qui, par un esprit éternel, s`est offert lui-même sans tache à Dieu, purifiera-t-il votre conscience des oeuvres mortes, afin que vous serviez le Dieu vivant!
mg.Mainka fa ny ran’i Kristy, Izay nanatitra ny tenany tsy manan-tsiny ho an’Andriamanitra, tamin’ny alalan’ny Fanahy mandrakizay, no hahadio ny fieritreretanareo ho afaka amin’ny asa maty mba hanompoana an’Andriamanitra velona.
1 Petera 2.16
en.As free, and not using your liberty for a cloke of maliciousness, but as the servants of God.
fr.étant libres, sans faire de la liberté un voile qui couvre la méchanceté, mais agissant comme des serviteurs de Dieu.
mg.Fa olona afaka ianareo, nefa aza mitondra ny fahafahanareo ho fanaronana ny ratsy, fa ho toy ny mpanompon’Andriamanitra.
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto