Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Mihaino

Genesisy 26.4
en.And I will make thy seed to multiply as the stars of heaven, and will give unto thy seed all these countries; and in thy seed shall all the nations of the earth be blessed;
fr."Je multiplierai ta postérité comme les étoiles du ciel; je donnerai à ta postérité toutes ces contrées; et toutes les nations de la terre seront bénies en ta postérité,"
mg."Dia hahamaro ny taranakao ho tahaka ny kintana eny amin' ny lanitra Aho, ka homeko ny taranakao ireto tany rehetra ireto, ary amin' ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin' ny tany ;"
Eksodosy 15.26
en.And said, If thou wilt diligently hearken to the voice of the LORD thy God, and wilt do that which is right in his sight, and wilt give ear to his commandments, and keep all his statutes, I will put none of these diseases upon thee, which I have brought upon the Egyptians: for I am the LORD that healeth thee.
fr."Il dit: Si tu écoutes attentivement la voix de l`Éternel, ton Dieu, si tu fais ce qui est droit à ses yeux, si tu prêtes l`oreille à ses commandements, et si tu observes toutes ses lois, je ne te frapperai d`aucune des maladies dont j`ai frappé les Égyptiens; car je suis l`Éternel, qui te guérit."
mg."ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny lalàny ary hitandrina ny didiny rehetra, dia tsy hisy hataoko aminao ireny aretina rehetra ireny, izay nataoko tamin' ny Egyptiana; fa Izaho no Jehovah Izay manasitrana anao."
Deotornomia 13.5
en.And that prophet, or that dreamer of dreams, shall be put to death; because he hath spoken to turn you away from the LORD your God, which brought you out of the land of Egypt, and redeemed you out of the house of bondage, to thrust thee out of the way which the LORD thy God commanded thee to walk in. So shalt thou put the evil away from the midst of thee.
fr.Ce prophète ou ce songeur sera puni de mort, car il a parlé de révolte contre l`Éternel, votre Dieu, qui vous a fait sortir du pays d`Égypte et vous a délivrés de la maison de servitude, et il a voulu te détourner de la voie dans laquelle l`Éternel, ton Dieu, t`a ordonné de marcher. Tu ôteras ainsi le mal du milieu de toi.
mg.Fa izany mpaminany, na mpanonofy izany dia hatao maty, satria efa nanao teny fampiodinana tamin' i Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anareo tamin' ny trano nahandevozana, mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nandidian' i Jehovah anao alehanao. Ka dia hoesorina tsy ho eo aminao ny ratsy.
Salamo 5.4
en.For thou art not a God that hath pleasure in wickedness: neither shall evil dwell with thee.
fr."(5:5) Car tu n`es point un Dieu qui prenne plaisir au mal; Le méchant n`a pas sa demeure auprès de toi."
mg."Fa tsy Andriamanitra mankasitraka izay ratsy Ianao; tsy hitoetra aminao ny ratsy."
Salamo 18.7
en.Then the earth shook and trembled; the foundations also of the hills moved and were shaken, because he was wroth.
fr.(18:8) La terre fut ébranlée et trembla, Les fondements des montagnes frémirent, Et ils furent ébranlés, parce qu`il était irrité.
mg."Dia nihozongozona sy nihorohoro ny tany, ary ny fanambanin' ny havoana nihorohoro; eny, nihozongozona ireo, satria tezitra Jehovah."
Salamo 34.5
en.They looked unto him, and were lightened: and their faces were not ashamed.
fr.(34:6) Quand on tourne vers lui les regards, on est rayonnant de joie, Et le visage ne se couvre pas de honte.
mg.Nijery azy ireo ka miramirana, sady tsy nangaihay ny tavany.
Salamo 34.7
en.The angel of the LORD encampeth round about them that fear him, and delivereth them.
fr.(34:8) L`ange de l`Éternel campe autour de ceux qui le craignent, Et il les arrache au danger.
mg.Ny anjelin' i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy.
Salamo 34.16
en.The face of the LORD is against them that do evil, to cut off the remembrance of them from the earth.
fr.(34:17) L`Éternel tourne sa face contre les méchants, Pour retrancher de la terre leur souvenir.
mg.Ny tavan' i Jehovah dia tezitra amin' ny mpanao ratsy kosa, mba hofongorany tsy eo amin' ny tany ny fahatsiarovana azy.
Salamo 116.1
en.I love the LORD, because he hath heard my voice and my supplications.
fr."J`aime l`Éternel, car il entend Ma voix, mes supplications;"
mg.TIA an' i Jehovah aho, satria efa nandre ny feoko sy ny fitarainako Izy.
Salamo 130.1
en.Out of the depths have I cried unto thee, O LORD.
fr.Cantique des degrés. Du fond de l`abîme je t`invoque, ô Éternel!
mg.[Hira misy hevitra ambaratonga.] TAO amin' ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô.
Ohabolana 4.20
en.My son, attend to my words; incline thine ear unto my sayings.
fr.Mon fils, sois attentif à mes paroles, Prête l`oreille à mes discours.
mg."Anaka, atreho ny teniko; atongilano ny sofinao hihaino izay lazaiko."
Ohabolana 6.20
en.My son, keep thy father's commandment, and forsake not the law of thy mother:
fr.Mon fils, garde les préceptes de ton père, Et ne rejette pas l`enseignement de ta mère.
mg.Anaka, tandremo ny didin-drainao ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.
Ohabolana 10.17
en.He is in the way of life that keepeth instruction: but he that refuseth reproof erreth.
fr.Celui qui se souvient de la correction prend le chemin de la vie, Mais celui qui oublie la réprimande s`égare.
mg."Izay mitandrina toro-lalana dia eo amin' ny lalan' ny fiainana; fa izay mandà fananarana dia mivily."
Ohabolana 12.1
en.Whoso loveth instruction loveth knowledge: but he that hateth reproof is brutish.
fr."Celui qui aime la correction aime la science; Celui qui hait la réprimande est stupide."
mg."IZAY tia fananarana no tia fahalalana; fa izay mankahala anatra dia biby."
Ohabolana 16.20
en.He that handleth a matter wisely shall find good: and whoso trusteth in the LORD, happy is he.
fr.Celui qui réfléchit sur les choses trouve le bonheur, Et celui qui se confie en l`Éternel est heureux.
mg."Izay mandinika ny teny no hahita ny soa; ary izay matoky an' i Jehovah no sambatra."
Isaia 65.1
en.I am sought of them that asked not for me; I am found of them that sought me not: I said, Behold me, behold me, unto a nation that was not called by my name.
fr."J`ai exaucé ceux qui ne demandaient rien, Je me suis laissé trouver par ceux qui ne me cherchaient pas; J`ai dit: Me voici, me voici! A une nation qui ne s`appelait pas de mon nom."
mg."Notadiavin' izay tsy naniry Ahy Aho sy hitan' izay tsy nitady Ahy; hoy Aho tamin' ny firenena izay tsy nantsoina tamin' ny anarako: Inty Aho, Inty Aho!"
Jeremia 29.12
en.Then shall ye call upon me, and ye shall go and pray unto me, and I will hearken unto you.
fr."Vous m`invoquerez, et vous partirez; vous me prierez, et je vous exaucerai."
mg.Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho.
Jeremia 33.3
en.Call unto me, and I will answer thee, and shew thee great and mighty things, which thou knowest not.
fr."Invoque-moi, et je te répondrai; Je t`annoncerai de grandes choses, des choses cachées, Que tu ne connais pas."
mg.Antsoy Aho, dia hovaliako ianao, ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao.
Mika 7.7
en.Therefore I will look unto the LORD; I will wait for the God of my salvation: my God will hear me.
fr."Pour moi, je regarderai vers l`Éternel, Je mettrai mon espérance dans le Dieu de mon salut; Mon Dieu m`exaucera."
mg."Fa izaho kosa dia hanandrandra an' i Jehovah; hiandry an' Andriamanitry ny famonjena ahy aho; Andriamanitro no hihaino ahy."
Zakaria 1.4
en.Be ye not as your fathers, unto whom the former prophets have cried, saying, Thus saith the LORD of hosts; Turn ye now from your evil ways, and from your evil doings: but they did not hear, nor hearken unto me, saith the LORD.
fr.Ne soyez pas comme vos pères, auxquels s`adressaient les premiers prophètes, en disant: Ainsi parle l`Éternel des armées: Détournez-vous de vos mauvaises voies, de vos mauvaises actions! Mais ils n`écoutèrent pas, ils ne firent pas attention à moi, dit l`Éternel.
mg."Aza mba toy ny razanareo, izay nantsoin' ny mpaminany fahiny hoe: izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: mialà amin' ny lalanareo ratsy ianareo sy amin' ny ratsy fanaonareo; nefa tsy nitandrina izy, na nihaino Ahy, hoy Jehovah."
Zakaria 10.6
en.And I will strengthen the house of Judah, and I will save the house of Joseph, and I will bring them again to place them; for I have mercy upon them: and they shall be as though I had not cast them off: for I am the LORD their God, and will hear them.
fr."Je fortifierai la maison de Juda, Et je délivrerai la maison de Joseph; Je les ramènerai, car j`ai compassion d`eux, Et ils seront comme si je ne les avais pas rejetés; Car je suis l`Éternel, leur Dieu, et je les exaucerai."
mg."Ary hampahery ny taranak' i Joda Aho, ary ny taranak' i Josefa hovonjeko ka hamponeniko, fa mamindra fo aminy Aho, ka ho toy izay tsy nariako izy; fa Izaho no Jehovah Andriamaniny, ka hihaino azy."
Malakia 2.2
en.If ye will not hear, and if ye will not lay it to heart, to give glory unto my name, saith the LORD of hosts, I will even send a curse upon you, and I will curse your blessings: yea, I have cursed them already, because ye do not lay it to heart.
fr."Si vous n`écoutez pas, si vous ne prenez pas à coeur De donner gloire à mon nom, dit l`Éternel des armées, J`enverrai parmi vous la malédiction, et je maudirai vos bénédictions; Oui, je les maudirai, parce que vous ne l`avez pas à coeur."
mg."Raha tsy hihaino na handatsaka am-po ka hanome voninahitra ny anarako ianareo, hoy Jehovah, Tompon' ny maro, dia halefako hamely anareo ny ozona, ka hozoniko ny tsodrano ataonareo; eny, efa voaozoko sahady izany, satria tsy nandatsaka am-po ianareo."
Matio 4.4
en.But he answered and said, It is written, Man shall not live by bread alone, but by every word that proceedeth out of the mouth of God.
fr.Jésus répondit: Il est écrit: L`homme ne vivra pas de pain seulement, mais de toute parole qui sort de la bouche de Dieu.
mg.Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: “Tsy mofo ihany no hiveloman’ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan’Andriamanitra”
Matio 7.24
en.Therefore whosoever heareth these sayings of mine, and doeth them, I will liken him unto a wise man, which built his house upon a rock:
fr.C`est pourquoi, quiconque entend ces paroles que je dis et les met en pratique, sera semblable à un homme prudent qui a bâti sa maison sur le roc.
mg."Koa amin’izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka manatanteraka azy, dia hohariko amin’ny lehilahy hendry izy, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ny vatolampy;"
Matio 18.15
en.Moreover if thy brother shall trespass against thee, go and tell him his fault between thee and him alone: if he shall hear thee, thou hast gained thy brother.
fr.Si ton frère a péché, va et reprends-le entre toi et lui seul. S`il t`écoute, tu as gagné ton frère.
mg."Ary koa, raha manota aminao ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo, dia ambarao aminy ny fahadisoany, raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;"
Lioka 11.28
en.But he said, Yea rather, blessed are they that hear the word of God, and keep it.
fr.Et il répondit: Heureux plutôt ceux qui écoutent la parole de Dieu, et qui la gardent!
mg.Fa hoy Izy: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin' Andriamanitra ka mitandrina izany.
Lioka 12.3
en.Therefore whatsoever ye have spoken in darkness shall be heard in the light; and that which ye have spoken in the ear in closets shall be proclaimed upon the housetops.
fr.C`est pourquoi tout ce que vous aurez dit dans les ténèbres sera entendu dans la lumière, et ce que vous aurez dit à l`oreille dans les chambres sera prêché sur les toits.
mg."Koa na inona na inona teneninareo ao amin' ny maizina dia ho re eo amin' ny mazava; ary izay bitsihinareo ao amin' ny efitrano mangina dia hotorina eny an-tampon-trano."
Asa 16.25
en.And at midnight Paul and Silas prayed, and sang praises unto God: and the prisoners heard them.
fr.Vers le milieu de la nuit, Paul et Silas priaient et chantaient les louanges de Dieu, et les prisonniers les entendaient.
mg."Ary nony namatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an' Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ireo ny mpifatotra."
Romana 10.17
en.So then faith cometh by hearing, and hearing by the word of God.
fr.Ainsi la foi vient de ce qu`on entend, et ce qu`on entend vient de la parole de Christ.
mg.Koa ny finoana dia avy amin' izay heno, ary izay heno dia avy amin' ny tenin' Andriamanitra.
Galatiana 3.5
en.He therefore that ministereth to you the Spirit, and worketh miracles among you, doeth he it by the works of the law, or by the hearing of faith?
fr.Celui qui vous accorde l`Esprit, et qui opère des miracles parmi vous, le fait-il donc par les oeuvres de la loi, ou par la prédication de la foi?
mg.Ary Izay manome anareo ny Fanahy, sy manao fahagagana eo aminareo, moa avy amin’ny asan’ny lalàna va izany, sa avy amin’ny fandrenesana ny amin’ny finoana?
Filipiana 4.9
en.Those things, which ye have both learned, and received, and heard, and seen in me, do: and the God of peace shall be with you.
fr.Ce que vous avez appris, reçu et entendu de moi, et ce que vous avez vu en moi, pratiquez-le. Et le Dieu de paix sera avec vous.
mg."Ataovy izay efa nianaranareo sy efa noraisinareo ary efa renareo sy efa hitanareo tamiko; ary ho aminareo ny Andriamanitry ny fiadanana."
Jakoba 1.19
en.Wherefore, my beloved brethren, let every man be swift to hear, slow to speak, slow to wrath:
fr."Sachez-le, mes frères bien-aimés. Ainsi, que tout homme soit prompt à écouter, lent à parler, lent à se mettre en colère;"
mg."Noho izany, ry rahalahy malalako, aoka ny olona rehetra halady hihaino, ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra;"
Jakoba 1.22
en.But be ye doers of the word, and not hearers only, deceiving your own selves.
fr.Mettez en pratique la parole, et ne vous bornez pas à l`écouter, en vous trompant vous-mêmes par de faux raisonnements.
mg.Fa aoka ho mpanatanteraka ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo.
Jakoba 1.25
en.But whoso looketh into the perfect law of liberty, and continueth therein, he being not a forgetful hearer, but a doer of the work, this man shall be blessed in his deed.
fr.Mais celui qui aura plongé les regards dans la loi parfaite, la loi de la liberté, et qui aura persévéré, n`étant pas un auditeur oublieux, mais se mettant à l`oeuvre, celui-là sera heureux dans son activité.
mg.Fa izay mandinika ny lalàna tanteraka dia ny lalàn’ny fahafahana, ka maharitra amin’izany, raha tsy mpihaino mpanadino, fa mpanao ny asa, dia ho sambatra amin’ny asany izany olona izany.
1 Petera 3.12
en.For the eyes of the Lord are over the righteous, and his ears are open unto their prayers: but the face of the Lord is against them that do evil.
fr.Car les yeux du Seigneur sont sur les justes Et ses oreilles sont attentives à leur prière, Mais la face du Seigneur est contre ceux qui font le mal.
mg."Fa ny mason’i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fivavahany; fa ny tavan’i Jehovah dia tezitra amin’ny mpanao ratsy”."
1 Jaona 2.24
en.Let that therefore abide in you, which ye have heard from the beginning. If that which ye have heard from the beginning shall remain in you, ye also shall continue in the Son, and in the Father.
fr.Que ce que vous avez entendu dès le commencement demeure en vous. Si ce que vous avez entendu dès le commencement demeure en vous, vous demeurerez aussi dans le Fils et dans le Père.
mg.Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatrany am-piandohana no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatrany am-piandohana, dia hitoetra ao amin’ny Zanaka sy ny Ray koa ianareo.
1 Jaona 5.14
en.And this is the confidence that we have in him, that, if we ask any thing according to his will, he heareth us:
fr.Nous avons auprès de lui cette assurance, que si nous demandons quelque chose selon sa volonté, il nous écoute.
mg."Ary izao ny fahatokiana ananantsika ao aminy: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy;"
1 Jaona 5.15
en.And if we know that he hear us, whatsoever we ask, we know that we have the petitions that we desired of him.
fr.Et si nous savons qu`il nous écoute, quelque chose que nous demandions, nous savons que nous possédons la chose que nous lui avons demandée.
mg.Ary raha fantatsika fa mihaino antsika Izy, na inona na inona no angatahintsika, dia fantatsika fa azontsika izay fangatahana irintsika aminy.
Apokalypsy 3.20
en.Behold, I stand at the door, and knock: if any man hear my voice, and open the door, I will come in to him, and will sup with him, and he with me.
fr.Voici, je me tiens à la porte, et je frappe. Si quelqu`un entend ma voix et ouvre la porte, j`entrerai chez lui, je souperai avec lui, et lui avec moi.
mg."Indro, mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho, ka hiara-misakafo aminy, ary izy Amiko."
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto