Miteny

Genesisy 1.3
en.And God said, Let there be light: and there was light.
fr.Dieu dit: Que la lumière soit! Et la lumière fut.
mg."Ary hoy Andriamanitra: Misia mazava; dia nisy mazava."
Joba 23.12
en.Neither have I gone back from the commandment of his lips; I have esteemed the words of his mouth more than my necessary food.
fr."Je n`ai pas abandonné les commandements de ses lèvres; J`ai fait plier ma volonté aux paroles de sa bouche."
mg.Ny didin' ny molony koa tsy mba nialako, ny tenin' ny vavany no notandremako mihoatra noho ny hanina ilaiko.
Salamo 9.2
en.I will be glad and rejoice in thee: I will sing praise to thy name, O thou most High.
fr.(9:3) Je ferai de toi le sujet de ma joie et de mon allégresse, Je chanterai ton nom, Dieu Très Haut!
mg."Ho faly sy ho ravoravo aminao aho; hankalaza ny anaranao aho, ry Avo Indrindra ô,"
Salamo 18.7
en.Then the earth shook and trembled; the foundations also of the hills moved and were shaken, because he was wroth.
fr.(18:8) La terre fut ébranlée et trembla, Les fondements des montagnes frémirent, Et ils furent ébranlés, parce qu`il était irrité.
mg."Dia nihozongozona sy nihorohoro ny tany, ary ny fanambanin' ny havoana nihorohoro; eny, nihozongozona ireo, satria tezitra Jehovah."
Salamo 32.3
en.When I kept silence, my bones waxed old through my roaring all the day long.
fr."Tant que je me suis tu, mes os se consumaient, Je gémissais toute la journée;"
mg.Raha nangina aho, dia nihalany ny taolako rehetra noho ny fitarainako mandritra ny andro.
Salamo 33.6
en.By the word of the LORD were the heavens made; and all the host of them by the breath of his mouth.
fr.Les cieux ont été faits par la parole de l`Éternel, Et toute leur armée par le souffle de sa bouche.
mg."Ny tenin' i Jehovah no nanaovana ny lanitra; ary ny fofonain' ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra."
Salamo 34.2
en.My soul shall make her boast in the LORD: the humble shall hear thereof, and be glad.
fr.(34:3) Que mon âme se glorifie en l`Éternel! Que les malheureux écoutent et se réjouissent!
mg."Jehovah no ho reharehan' ny fanahiko; hahare izany ny manetry tena ka ho faly."
Salamo 34.14
en.Depart from evil, and do good; seek peace, and pursue it.
fr."(34:15) Éloigne-toi du mal, et fais le bien; Recherche et poursuis la paix."
mg."Mialà amin' ny ratsy, ka manaova ny soa; mitadiava fihavanana, ka araho izany."
Salamo 71.8
en.Let my mouth be filled with thy praise and with thy honour all the day.
fr.Que ma bouche soit remplie de tes louanges, Que chaque jour elle te glorifie!
mg.Aoka ny vavako ho feno ny fiderana Anao sy ny fankalazana Anao mandritra ny andro.
Salamo 105.1
en.O give thanks unto the LORD; call upon his name: make known his deeds among the people.
fr.Louez l`Éternel, invoquez son nom! Faites connaître parmi les peuples ses hauts faits!
mg."MISAORA an' i Jehovah, miantsoa ny anarany; ataovy fantatry ny olona ny asany."
Salamo 120.2
en.Deliver my soul, O LORD, from lying lips, and from a deceitful tongue.
fr.Éternel, délivre mon âme de la lèvre mensongère, De la langue trompeuse!
mg.Jehovah ô, afaho ny fanahiko amin' ny molotra mandainga, sy amin' ny lela mamitaka.
Salamo 139.4
en.For there is not a word in my tongue, but, lo, O LORD, thou knowest it altogether.
fr.Car la parole n`est pas sur ma langue, Que déjà, ô Éternel! tu la connais entièrement.
mg.Fa, indro, tsy misy teny tsy fantatrao eo amin' ny lelako, Jehovah ô.
Ohabolana 4.24
en.Put away from thee a froward mouth, and perverse lips put far from thee.
fr.Écarte de ta bouche la fausseté, Éloigne de tes lèvres les détours.
mg.Esory aminao ny vava ratsy, ary ampanalaviro anao ny molotra mamitaka.
Ohabolana 10.6
en.Blessings are upon the head of the just: but violence covereth the mouth of the wicked.
fr.Il y a des bénédictions sur la tête du juste, Mais la violence couvre la bouche des méchants.
mg."Fitahiana no ho ao amin' ny lohan' ny marina; fa loza no mandrakotra ny vavan' ny ratsy fanahy."
Ohabolana 10.18
en.He that hideth hatred with lying lips, and he that uttereth a slander, is a fool.
fr.Celui qui dissimule la haine a des lèvres menteuses, Et celui qui répand la calomnie est un insensé.
mg.Izay manafina fankahalana amin' ny molotra mandainga sy izay miteny endrikendrika dia adala.
Ohabolana 10.19
en.In the multitude of words there wanteth not sin: but he that refraineth his lips is wise.
fr.Celui qui parle beaucoup ne manque pas de pécher, Mais celui qui retient ses lèvres est un homme prudent.
mg."Ny teny maro tsy ilaozan' izay ota; fa izay mahatana ny molony no hendry."
Ohabolana 10.20
en.The tongue of the just is as choice silver: the heart of the wicked is little worth.
fr."La langue du juste est un argent de choix; Le coeur des méchants est peu de chose."
mg."Ny lelan' ny marina dia toy ny volafotsy voafantina; fa ny fon' ny ratsy fanahy tsy misy vidiny."
Ohabolana 10.32
en.The lips of the righteous know what is acceptable: but the mouth of the wicked speaketh frowardness.
fr.Les lèvres du juste connaissent la grâce, Et la bouche des méchants la perversité.
mg."Mahalala izay ankasitrahana ny molotry ny marina; fa miteny fitaka ny vavan' ny ratsy fanahy."
Ohabolana 11.9
en.An hypocrite with his mouth destroyeth his neighbour: but through knowledge shall the just be delivered.
fr.Par sa bouche l`impie perd son prochain, Mais les justes sont délivrés par la science.
mg."Ny vavan' ny mpihatsaravelatsihy no animbany ny namany; fa ny fahalalana no hanafahana ny marina."
Ohabolana 11.13
en.A talebearer revealeth secrets: but he that is of a faithful spirit concealeth the matter.
fr.Celui qui répand la calomnie dévoile les secrets, Mais celui qui a l`esprit fidèle les garde.
mg."Izay mandehandeha manaratsy dia manambara zava-miafina; fa izay manana fanahy mahatoky dia manafina ny anton-javatra."
Ohabolana 12.22
en.Lying lips are abomination to the LORD: but they that deal truly are his delight.
fr.Les lèvres fausses sont en horreur à l`Éternel, Mais ceux qui agissent avec vérité lui sont agréables.
mg."Fahavetavetana eo imason' i Jehovah ny molotra mandainga; fa izay olona mahatoky no ankasitrahany."
Ohabolana 12.25
en.Heaviness in the heart of man maketh it stoop: but a good word maketh it glad.
fr.L`inquiétude dans le coeur de l`homme l`abat, Mais une bonne parole le réjouit.
mg.Ny alahelo ao am-pon' ny olona dia mampitanondrika azy fa ny teny soa no mahafaly azy.
Ohabolana 13.3
en.He that keepeth his mouth keepeth his life: but he that openeth wide his lips shall have destruction.
fr."Celui qui veille sur sa bouche garde son âme; Celui qui ouvre de grandes lèvres court à sa perte."
mg."Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; fa izay vavàna dia ho ringana."
Ohabolana 14.23
en.In all labour there is profit: but the talk of the lips tendeth only to penury.
fr.Tout travail procure l`abondance, Mais les paroles en l`air ne mènent qu`à la disette.
mg."Misy valiny avokoa ny fisasarana rehetra; fa mitondra ho amin' ny fahantrana ny molotra mibedibedy foana."
Ohabolana 15.1
en.A soft answer turneth away wrath: but grievous words stir up anger.
fr.Une réponse douce calme la fureur, Mais une parole dure excite la colère.
mg."Ny famaliana mora dia mampianina ny fahatezerana mafy; fa ny teny maharary mahatonga fahavinirana."
Ohabolana 15.4
en.A wholesome tongue is a tree of life: but perverseness therein is a breach in the spirit.
fr.La langue douce est un arbre de vie, Mais la langue perverse brise l`âme.
mg."Ny teny malefaka dia hazon' aina; fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy."
Ohabolana 15.22
en.Without counsel purposes are disappointed: but in the multitude of counsellors they are established.
fr."Les projets échouent, faute d`une assemblée qui délibère; Mais ils réussissent quand il y a de nombreux conseillers."
mg."Ho foana ny fikasana, raha tsy misy tolo-tsaina; fa voaorina izy amin' ny hamaroan' ny mpanolo-tsaina."
Ohabolana 15.23
en.A man hath joy by the answer of his mouth: and a word spoken in due season, how good is it!
fr."On éprouve de la joie à donner une réponse de sa bouche; Et combien est agréable une parole dite à propos!"
mg.Faly ny olona, raha mahavaly tsara ny vavany, ary endrey ny hatsaran' ny teny atao amin' izay andro mahamety azy!
Ohabolana 16.24
en.Pleasant words are as an honeycomb, sweet to the soul, and health to the bones.
fr.Les paroles agréables sont un rayon de miel, Douces pour l`âme et salutaires pour le corps.
mg.Toho-tantely ny teny mahafinaritra, ka sady mamin' ny fanahy no fahasalaman' ny taolana.
Ohabolana 17.7
en.Excellent speech becometh not a fool: much less do lying lips a prince.
fr."Les paroles distinguées ne conviennent pas à un insensé; Combien moins à un noble les paroles mensongères!"
mg."Ny teny tsara indrindra dia tsy tandrifiny alahatry ny adala; koa mainka fa tsy tokony ho an' ny zanak' andriana ny molotra mandainga."
Ohabolana 17.28
en.Even a fool, when he holdeth his peace, is counted wise: and he that shutteth his lips is esteemed a man of understanding.
fr."L`insensé même, quand il se tait, passe pour sage; Celui qui ferme ses lèvres est un homme intelligent."
mg.Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, ary izay manakombona ny vavany dia toa manan-tsaina.
Ohabolana 18.2
en.A fool hath no delight in understanding, but that his heart may discover itself.
fr.Ce n`est pas à l`intelligence que l`insensé prend plaisir, C`est à la manifestation de ses pensées.
mg.Ny adala tsy mba finaritra amin' ny fahalalana fa te haneho izay ao am-pony.
Ohabolana 18.6
en.A fool's lips enter into contention, and his mouth calleth for strokes.
fr.Les lèvres de l`insensé se mêlent aux querelles, Et sa bouche provoque les coups.
mg.Ny molotry ny adala dia manatona ny fifandirana ary mihantsy kapoka ny vavany.
Ohabolana 18.21
en.Death and life are in the power of the tongue: and they that love it shall eat the fruit thereof.
fr."La mort et la vie sont au pouvoir de la langue; Quiconque l`aime en mangera les fruits."
mg."Ny fahafatesana sy ny fiainana dia samy ao amin' ny herin' ny lela; ary izay tia azy dia hihinana ny vokany."
Ohabolana 20.3
en.It is an honour for a man to cease from strife: but every fool will be meddling.
fr.C`est une gloire pour l`homme de s`abstenir des querelles, Mais tout insensé se livre à l`emportement.
mg."Voninahitry ny olona ny hanalavitra ny ady; fa ny adala rehetra kosa misafoaka."
Ohabolana 31.8
en.Open thy mouth for the dumb in the cause of all such as are appointed to destruction.
fr.Ouvre ta bouche pour le muet, Pour la cause de tous les délaissés.
mg.Sokafy ny vavanao hisolo ny moana, hiady ho an' izay rehetra voatendry ho amin' ny fandringanana.
Ohabolana 31.9
en.Open thy mouth, judge righteously, and plead the cause of the poor and needy.
fr.Ouvre ta bouche, juge avec justice, Et défends le malheureux et l`indigent.
mg.Sokafy ny vavanao, mitsarà marina, ka omeo rariny ny mahantra sy ny sahirana.
Mpitoriteny 10.12
en.The words of a wise man's mouth are gracious; but the lips of a fool will swallow up himself.
fr."Les paroles de la bouche du sage sont pleines de grâce; mais les lèvres de l`insensé causent sa perte."
mg."Soa ny teny aloaky ny vavan' ny hendry; fa ny molotry ny adala kosa hitelina ny tenany."
Isaia 12.4
en.And in that day shall ye say, Praise the LORD, call upon his name, declare his doings among the people, make mention that his name is exalted.
fr.Et vous direz en ce jour-là: Louez l`Éternel, invoquez son nom, Publiez ses oeuvres parmi les peuples, Rappelez la grandeur de son nom!
mg.Ary hiteny ianareo amin' izany andro izany ka hanao hoe: Miderà an' i Jehovah, miantsoa ny anarany. Ampahafantaro any amin' ny firenena ny asany, ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany.
Isaia 55.11
en.So shall my word be that goeth forth out of my mouth: it shall not return unto me void, but it shall accomplish that which I please, and it shall prosper in the thing whereto I sent it.
fr.Ainsi en est-il de ma parole, qui sort de ma bouche: Elle ne retourne point à moi sans effet, Sans avoir exécuté ma volonté Et accompli mes desseins.
mg.Dia ho tahaka izany ny teniko izay aloaky ny vavako: tsy hiverina amiko foana izany raha tsy efa mahatanteraka izay sitrako ary hambinina amin' izay ampandehanako azy.
Matio 6.7
en.But when ye pray, use not vain repetitions, as the heathen do: for they think that they shall be heard for their much speaking.
fr.En priant, ne multipliez pas de vaines paroles, comme les païens, qui s`imaginent qu`à force de paroles ils seront exaucés.
mg."Fa rehefa mivavaka ianareo, dia aza mba manao teny maro miverimberina tahaka ny jentilisa; fa ataony ho ny hamaroan’ny teniny no hihainoana azy."
Matio 12.36
en.But I say unto you, That every idle word that men shall speak, they shall give account thereof in the day of judgment.
fr.Je vous le dis: au jour du jugement, les hommes rendront compte de toute parole vaine qu`ils auront proférée.
mg.Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin’ny andro fitsarana noho ny amin’ny teny foana rehetra izay hataony.
Matio 18.15
en.Moreover if thy brother shall trespass against thee, go and tell him his fault between thee and him alone: if he shall hear thee, thou hast gained thy brother.
fr.Si ton frère a péché, va et reprends-le entre toi et lui seul. S`il t`écoute, tu as gagné ton frère.
mg."Ary koa, raha manota aminao ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo, dia ambarao aminy ny fahadisoany, raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;"
Matio 21.21
en.Jesus answered and said unto them, Verily I say unto you, If ye have faith, and doubt not, ye shall not only do this which is done to the fig tree, but also if ye shall say unto this mountain, Be thou removed, and be thou cast into the sea; it shall be done.
fr.Jésus leur répondit: Je vous le dis en vérité, si vous aviez de la foi et que vous ne doutiez point, non seulement vous feriez ce qui a été fait à ce figuier, mais quand vous diriez à cette montagne: Ote-toi de là et jette-toi dans la mer, cela se ferait.
mg.Ary namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manam-pinoana ianareo ka tsy miahanahana, dia tsy izao natao tamin' ny hazo aviavimbazaha izao ihany no ho vitanareo, fa raha hiteny amin' ity tendrombohitra ity aza ianareo ka hanao hoe: Mifindrà ianao, ka mianjerà any an-dranomasina, dia ho tonga izany.
Marka 13.11
en.But when they shall lead you, and deliver you up, take no thought beforehand what ye shall speak, neither do ye premeditate: but whatsoever shall be given you in that hour, that speak ye: for it is not ye that speak, but the Holy Ghost.
fr."Quand on vous emmènera pour vous livrer, ne vous inquiétez pas d`avance de ce que vous aurez à dire, mais dites ce qui vous sera donné à l`heure même; car ce n`est pas vous qui parlerez, mais l`Esprit Saint."
mg."Koa raha mitondra anareo hatolotra izy ireo, dia aza manahy rahateo izay holazainareo, na mihevitra izany; fa izay homena anareo amin' izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny fa ny Fanahy Masina."
Lioka 6.45
en.A good man out of the good treasure of his heart bringeth forth that which is good; and an evil man out of the evil treasure of his heart bringeth forth that which is evil: for of the abundance of the heart his mouth speaketh.
fr."L`homme bon tire de bonnes choses du bon trésor de son coeur, et le méchant tire de mauvaises choses de son mauvais trésor; car c`est de l`abondance du coeur que la bouche parle."
mg."Ny olona tsara fanahy dia mamoaka ny tsara avy amin' ny rakitra tsaran' ny fony; ary ny ratsy fanahy kosa dia mamoaka izay ratsy avy amin' ny rakitra ratsin' ny fony; fa amin' ny haben' ny ao am-po no itenenan' ny vavany."
Lioka 12.3
en.Therefore whatsoever ye have spoken in darkness shall be heard in the light; and that which ye have spoken in the ear in closets shall be proclaimed upon the housetops.
fr.C`est pourquoi tout ce que vous aurez dit dans les ténèbres sera entendu dans la lumière, et ce que vous aurez dit à l`oreille dans les chambres sera prêché sur les toits.
mg."Koa na inona na inona teneninareo ao amin' ny maizina dia ho re eo amin' ny mazava; ary izay bitsihinareo ao amin' ny efitrano mangina dia hotorina eny an-tampon-trano."
Jaona 15.3
en.Now ye are clean through the word which I have spoken unto you.
fr.Déjà vous êtes purs, à cause de la parole que je vous ai annoncée.
mg.Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko izay nolazaiko taminareo.
Asa 2.3
en.And there appeared unto them cloven tongues like as of fire, and it sat upon each of them.
fr.Des langues, semblables à des langues de feu, leur apparurent, séparées les unes des autres, et se posèrent sur chacun d`eux.
mg.Ary nisy lela maro mitarehin' afo niseho taminy, izay nizarazara, ary nipetraka tamin' izy rehetra isan' olona izany.
Asa 4.31
en.And when they had prayed, the place was shaken where they were assembled together; and they were all filled with the Holy Ghost, and they spake the word of God with boldness.
fr."Quand ils eurent prié, le lieu où ils étaient assemblés trembla; ils furent tous remplis du Saint Esprit, et ils annonçaient la parole de Dieu avec assurance."
mg."Ary rehefa nivavaka izy ireo, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka nilaza ny tenin' Andriamanitra tamin' ny fahasahiana."
Asa 22.7
en.And I fell unto the ground, and heard a voice saying unto me, Saul, Saul, why persecutest thou me?
fr.Je tombai par terre, et j`entendis une voix qui me disait: Saul, Saul, pourquoi me persécutes-tu?
mg.Dia lavo tamin' ny tany aho, ka nandre feo nilaza tamiko hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?
Romana 8.26
en.Likewise the Spirit also helpeth our infirmities: for we know not what we should pray for as we ought: but the Spirit itself maketh intercession for us with groanings which cannot be uttered.
fr."De même aussi l`Esprit nous aide dans notre faiblesse, car nous ne savons pas ce qu`il nous convient de demander dans nos prières. Mais l`Esprit lui-même intercède par des soupirs inexprimables;"
mg."Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin' ny fitarainana tsy azo tononina."
Romana 10.9
en.That if thou shalt confess with thy mouth the Lord Jesus, and shalt believe in thine heart that God hath raised him from the dead, thou shalt be saved.
fr.Si tu confesses de ta bouche le Seigneur Jésus, et si tu crois dans ton coeur que Dieu l`a ressuscité des morts, tu seras sauvé.
mg.Satria raha manaiky an' i Jesosy Tompo amin' ny vavanao ianao, ary mino amin' ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin' ny maty, dia hovonjena ianao.
Romana 10.10
en.For with the heart man believeth unto righteousness; and with the mouth confession is made unto salvation.
fr.Car c`est en croyant du coeur qu`on parvient à la justice, et c`est en confessant de la bouche qu`on parvient au salut, selon ce que dit l`Écriture:
mg.Fa amin' ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin' ny vava no anekena hahazoana famonjena.
1 Korintiana 13.1
en.Though I speak with the tongues of men and of angels, and have not charity, I am become as sounding brass, or a tinkling cymbal.
fr.Quand je parlerais les langues des hommes et des anges, si je n`ai pas la charité, je suis un airain qui résonne, ou une cymbale qui retentit.
mg.Na dia miteny amin’ny fitenin’ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manana fitiavana, dia tonga varahina maneno sy kipantsona mikarantsana aho.
Efesiana 4.29
en.Let no corrupt communication proceed out of your mouth, but that which is good to the use of edifying, that it may minister grace unto the hearers.
fr.Qu`il ne sorte de votre bouche aucune parole mauvaise, mais, s`il y a lieu, quelque bonne parole, qui serve à l`édification et communique une grâce à ceux qui l`entendent.
mg.Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana mba hitondra fahasoavana ho an' ny mpihaino.
Efesiana 5.11
en.And have no fellowship with the unfruitful works of darkness, but rather reprove them.
fr.et ne prenez point part aux oeuvres infructueuses des ténèbres, mais plutôt condamnez-les.
mg.Ary aza miray amin’ny asan’ny maizina tsy mahavoka-tsoa, fa aleo mananatra ireny.
Kolosiana 3.17
en.And whatsoever ye do in word or deed, do all in the name of the Lord Jesus, giving thanks to God and the Father by him.
fr.Et quoi que vous fassiez, en parole ou en oeuvre, faites tout au nom du Seigneur Jésus, en rendant par lui des actions de grâces à Dieu le Père.
mg.Ary na inona na inona ataonareo, na amin’ny teny, na amin’ny asa, dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo izany rehetra izany, ka misaora an’Andriamanitra sady Ray amin’ny alalany.
Kolosiana 4.5
en.Walk in wisdom toward them that are without, redeeming the time.
fr.Conduisez-vous avec sagesse envers ceux du dehors, et rachetez le temps.
mg.Mandehana amin’ny fahendrena amin’izay eo ivelany, hararaoty ny fotoana.
Titosy 2.1
en.But speak thou the things which become sound doctrine:
fr.Pour toi, dis les choses qui sont conformes à la saine doctrine.
mg."Fa ambaraonao kosa izay zavatra mendrika ny foto-pampianarana tsy misy kilema;"
Jakoba 1.19
en.Wherefore, my beloved brethren, let every man be swift to hear, slow to speak, slow to wrath:
fr."Sachez-le, mes frères bien-aimés. Ainsi, que tout homme soit prompt à écouter, lent à parler, lent à se mettre en colère;"
mg."Noho izany, ry rahalahy malalako, aoka ny olona rehetra halady hihaino, ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra;"
Jakoba 3.2
en.For in many things we offend all. If any man offend not in word, the same is a perfect man, and able also to bridle the whole body.
fr.Nous bronchons tous de plusieurs manières. Si quelqu`un ne bronche point en paroles, c`est un homme parfait, capable de tenir tout son corps en bride.
mg.Fa manafintohina ny rehetra amin’ny zavatra maro isika. Raha misy olona tsy mba manafintohina amin’ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa.
Jakoba 3.10
en.Out of the same mouth proceedeth blessing and cursing. My brethren, these things ought not so to be.
fr.De la même bouche sortent la bénédiction et la malédiction. Il ne faut pas, mes frères, qu`il en soit ainsi.
mg.Ny vava iray ihany no ivoahan’ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy tokony hisy izany.
Jakoba 5.12
en.But above all things, my brethren, swear not, neither by heaven, neither by the earth, neither by any other oath: but let your yea be yea; and your nay, nay; lest ye fall into condemnation.
fr.Avant toutes choses, mes frères, ne jurez ni par le ciel, ni par la terre, ni par aucun autre serment. Mais que votre oui soit oui, et que votre non soit non, afin que vous ne tombiez pas sous le jugement.
mg."Fa mihoatra noho ny zavatra rehetra, ry rahalahiko, aza mianiana, na amin’ny lanitra, na amin’ny tany, na amin’izay fianianana hafa akory aza; fa aoka ny fanaikinareo ho “Eny” ary ny fandàvanareo ho “Tsia”, fandrao iharan’ny fanamelohana ianareo."
1 Petera 3.9
en.Not rendering evil for evil, or railing for railing: but contrariwise blessing; knowing that ye are thereunto called, that ye should inherit a blessing.
fr."Ne rendez point mal pour mal, ou injure pour injure; bénissez, au contraire, car c`est à cela que vous avez été appelés, afin d`hériter la bénédiction."
mg.Tsy mamaly ratsy ny ratsy, na fanaratsiana ny fanaratsiana, fa ny mifanohitra amin’izany, aoka hisaotra, satria ho amin’izany no niantsoana anareo mba handova fitahiana.
2 Petera 1.21
en.For the prophecy came not in old time by the will of man: but holy men of God spake as they were moved by the Holy Ghost.
fr.car ce n`est pas par une volonté d`homme qu`une prophétie a jamais été apportée, mais c`est poussés par le Saint Esprit que des hommes ont parlé de la part de Dieu.
mg."Fa tsy misy faminaniana avy tamin’ny sitrapon’ny olona tany aloha; fa niteny araka izay nitondran’ny Fanahy Masina azy ny olo-masin’Andriamanitra."
1 Jaona 3.18
en.My little children, let us not love in word, neither in tongue; but in deed and in truth.
fr.Petits enfants, n`aimons pas en paroles et avec la langue, mais en actions et avec vérité.
mg.Rankiziko madinika, aoka tsy ho tia amin’ny teny na amin’ny lela isika, fa amin’ny asa sy amin’ny marina.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto