Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Mpampionona

Salamo 94.19
en.In the multitude of my thoughts within me thy comforts delight my soul.
fr.Quand les pensées s`agitent en foule au dedans de moi, Tes consolations réjouissent mon âme.
mg.Amin' ny hamaroan' ny eritreritro ato anatiko dia ny fampiononanao no mampiravo ny fanahiko.
Salamo 118.5
en.I called upon the LORD in distress: the LORD answered me, and set me in a large place.
fr.Du sein de la détresse j`ai invoqué l`Éternel: L`Éternel m`a exaucé, m`a mis au large.
mg.Tao an-katerena no niantsoako an' i Jehovah dia namaly ahy Jehovah ka nametraka ahy tamin' ny toerana malalaka.
Isaia 51.12
en.I, even I, am he that comforteth you: who art thou, that thou shouldest be afraid of a man that shall die, and of the son of man which shall be made as grass;
fr.C`est moi, c`est moi qui vous console. Qui es-tu, pour avoir peur de l`homme mortel, Et du fils de l`homme, pareil à l`herbe?
mg."Izaho dia Izaho no mpampionona anareo, koa nahoana ianao no dia hatahotra ny zanak' olombelona izay mety maty sy ny zanak' olona izay hatao tahaka ny ahitra;"
Matio 5.4
en.Blessed are they that mourn: for they shall be comforted.
fr.Heureux les affligés, car ils seront consolés!
mg.Sambatra ny ory, fa izy no hampiononina.
Jaona 14.16
en.And I will pray the Father, and he shall give you another Comforter, that he may abide with you for ever;
fr.Et moi, je prierai le Père, et il vous donnera un autre consolateur, afin qu`il demeure éternellement avec vous,
mg."Ary Izaho hangataka amin' ny Ray, ary Izy hanome anareo ny Mpampionona hafa mba ho eo aminareo mandrakizay;"
Jaona 14.18
en.I will not leave you comfortless: I will come to you.
fr.Je ne vous laisserai pas orphelins, je viendrai à vous.
mg."Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho."
Jaona 14.26
en.But the Comforter, which is the Holy Ghost, whom the Father will send in my name, he shall teach you all things, and bring all things to your remembrance, whatsoever I have said unto you.
fr.Mais le consolateur, l`Esprit Saint, que le Père enverra en mon nom, vous enseignera toutes choses, et vous rappellera tout ce que je vous ai dit.
mg.Fa ny Mpampionona, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin' ny Ray amin' ny anarako, Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.
Jaona 15.26
en.But when the Comforter is come, whom I will send unto you from the Father, even the Spirit of truth, which proceedeth from the Father, he shall testify of me:
fr."Quand sera venu le consolateur, que je vous enverrai de la part du Père, l`Esprit de vérité, qui vient du Père, il rendra témoignage de moi;"
mg."Fa raha tonga ny Mpampionona Izay hirahiko ho aminareo avy amin' ny Ray, dia ny Fanahin' ny fahamarinana, Izay mivoaka avy amin' ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy;"
Jaona 16.7
en.Nevertheless I tell you the truth; It is expedient for you that I go away: for if I go not away, the Comforter will not come unto you; but if I depart, I will send him unto you.
fr."Cependant je vous dis la vérité: il vous est avantageux que je m`en aille, car si je ne m`en vais pas, le consolateur ne viendra pas vers vous; mais, si je m`en vais, je vous l`enverrai."
mg."Fa milaza ny marina aminareo Aho, mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpampionona; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho aty aminareo Izy."
Romana 15.5
en.Now the God of patience and consolation grant you to be likeminded one toward another according to Christ Jesus:
fr.Que le Dieu de la persévérance et de la consolation vous donne d`avoir les mêmes sentiments les uns envers les autres selon Jésus Christ,
mg."Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an’i Kristy Jesosy;"
2 Korintiana 1.3
en.Blessed be God, even the Father of our Lord Jesus Christ, the Father of mercies, and the God of all comfort;
fr.Béni soit Dieu, le Père de notre Seigneur Jésus Christ, le Père des miséricordes et le Dieu de toute consolation,
mg.Isaorana anie Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ny famindrampo, sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra,
2 Korintiana 1.5
en.For as the sufferings of Christ abound in us, so our consolation also aboundeth by Christ.
fr.Car, de même que les souffrances de Christ abondent en nous, de même notre consolation abonde par Christ.
mg.Fa araka ny haben’ny fijalian’i Kristy mihatra aminay no haben’ny fampiononana anay kosa amin’ny alalan’i Kristy.
Apokalypsy 7.16
en.They shall hunger no more, neither thirst any more; neither shall the sun light on them, nor any heat.
fr.ils n`auront plus faim, ils n`auront plus soif, et le soleil ne les frappera point, ni aucune chaleur.
mg."Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo; ary tsy haninona azy ny masoandro na izay hafanana akory."
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto