Mpanafaka

Salamo 18.2
en.The LORD is my rock, and my fortress, and my deliverer; my God, my strength, in whom I will trust; my buckler, and the horn of my salvation, and my high tower.
fr.(18:3) Éternel, mon rocher, ma forteresse, mon libérateur! Mon Dieu, mon rocher, où je trouve un abri! Mon bouclier, la force qui me sauve, ma haute retraite!
mg."Jehovah no vatolampiko sy batery fiarovana ahy, ary mpanafaka ahy; Andriamanitro, heriko izay itokiako, ampingako sy tandroka famonjena ahy ary tilikambo avo ho ahy."
Salamo 31.2
en.Bow down thine ear to me; deliver me speedily: be thou my strong rock, for an house of defence to save me.
fr.(31:3) Incline vers moi ton oreille, hâte-toi de me secourir! Sois pour moi un rocher protecteur, une forteresse, Où je trouve mon salut!
mg."Atongilano amiko ny sofinao; faingàna hamonjy ahy; aoka ho vatolampiko mafy Ianao sy trano fiarovana hamonjena ahy."
Salamo 31.16
en.Make thy face to shine upon thy servant: save me for thy mercies' sake.
fr.(31:17) Fais luire ta face sur ton serviteur, Sauve-moi par ta grâce!
mg."Ampamirapirato amin' ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo aho noho ny famindramponao;"
Salamo 34.18
en.The LORD is nigh unto them that are of a broken heart; and saveth such as be of a contrite spirit.
fr.(34:19) L`Éternel est près de ceux qui ont le coeur brisé, Et il sauve ceux qui ont l`esprit dans l`abattement.
mg.Akaikin' izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torotoro fanahy.
Salamo 34.20
en.He keepeth all his bones: not one of them is broken.
fr.(34:21) Il garde tous ses os, Aucun d`eux n`est brisé.
mg."Miaro ny taolany rehetra Izy; tsy misy tapaka ireny na dia iray aza."
Salamo 71.23
en.My lips shall greatly rejoice when I sing unto thee; and my soul, which thou hast redeemed.
fr."En te célébrant, j`aurai la joie sur les lèvres, La joie dans mon âme que tu as délivrée;"
mg.Hihoby tokoa ny molotro raha mihira ho Anao aho, ary ny fanahiko izay navotanao.
Salamo 79.9
en.Help us, O God of our salvation, for the glory of thy name: and deliver us, and purge away our sins, for thy name's sake.
fr.Secours-nous, Dieu de notre salut, pour la gloire de ton nom! Délivre-nous, et pardonne nos péchés, à cause de ton nom!
mg.Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, noho ny voninahitry ny anaranao, ary afaho izahay, ka esory ny otanay noho ny anaranao.
Salamo 97.10
en.Ye that love the LORD, hate evil: he preserveth the souls of his saints; he delivereth them out of the hand of the wicked.
fr.Vous qui aimez l`Éternel, haïssez le mal! Il garde les âmes de ses fidèles, Il les délivre de la main des méchants.
mg."Ianareo izay tia an' i Jehovah, mankahalà ny ratsy; miaro ny fanahin' ny olony masina Izy; manafaka azy amin' ny tanan' ny ratsy fanahy."
Salamo 120.2
en.Deliver my soul, O LORD, from lying lips, and from a deceitful tongue.
fr.Éternel, délivre mon âme de la lèvre mensongère, De la langue trompeuse!
mg.Jehovah ô, afaho ny fanahiko amin' ny molotra mandainga, sy amin' ny lela mamitaka.
Isaia 44.22
en.I have blotted out, as a thick cloud, thy transgressions, and, as a cloud, thy sins: return unto me; for I have redeemed thee.
fr."J`efface tes transgressions comme un nuage, Et tes péchés comme une nuée; Reviens à moi, Car je t`ai racheté."
mg."Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny rahona matevina, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho."
Isaia 61.1
en.The Spirit of the Lord GOD is upon me; because the LORD hath anointed me to preach good tidings unto the meek; he hath sent me to bind up the brokenhearted, to proclaim liberty to the captives, and the opening of the prison to them that are bound;
fr."L`esprit du Seigneur, l`Éternel, est sur moi, Car l`Éternel m`a oint pour porter de bonnes nouvelles aux malheureux; Il m`a envoyé pour guérir ceux qui ont le coeur brisé, Pour proclamer aux captifs la liberté, Et aux prisonniers la délivrance;"
mg.Ny Fanahin' i Jehovah Tompo no ato amiko, satria Jehovah efa nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin' ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hamehy ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin' ny babo, sy famohana ny tranomaizina amin' izay voafatotra.
Isaia 61.10
en.I will greatly rejoice in the LORD, my soul shall be joyful in my God; for he hath clothed me with the garments of salvation, he hath covered me with the robe of righteousness, as a bridegroom decketh himself with ornaments, and as a bride adorneth herself with her jewels.
fr."Je me réjouirai en l`Éternel, Mon âme sera ravie d`allégresse en mon Dieu; Car il m`a revêtu des vêtements du salut, Il m`a couvert du manteau de la délivrance, Comme le fiancé s`orne d`un diadème, Comme la fiancée se pare de ses joyaux."
mg.Hifaly dia hifaly amin' i Jehovah aho, ny fanahiko ho ravoravo amin' Andriamanitro, fa notafiany fitafiana famonjena sy nampiakanjoiny akanjo fahamarinana aho, toy ny mpampakatra manao ny fanamiana, ary toy ny ampakarina miravaka ny firavany.
Zefania 3.17
en.The LORD thy God in the midst of thee is mighty; he will save, he will rejoice over thee with joy; he will rest in his love, he will joy over thee with singing.
fr."L`Éternel, ton Dieu, est au milieu de toi, comme un héros qui sauve; Il fera de toi sa plus grande joie; Il gardera le silence dans son amour; Il aura pour toi des transports d`allégresse."
mg."Jehovah Andriamanitrao izay eo afovoanao dia Mahery; hamonjy Izy, hiravoravo ny aminao amin' ny fifaliana Izy; hosondriana amin' ny fitiavany Izy, hifaly aminao amin' ny hira Izy."
Matio 1.21
en.And she shall bring forth a son, and thou shalt call his name JESUS: for he shall save his people from their sins.
fr."elle enfantera un fils, et tu lui donneras le nom de Jésus; c`est lui qui sauvera son peuple de ses péchés."
mg."Ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotany."
Jaona 8.36
en.If the Son therefore shall make you free, ye shall be free indeed.
fr.Si donc le Fils vous affranchit, vous serez réellement libres.
mg.Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo.
Romana 6.22
en.But now being made free from sin, and become servants to God, ye have your fruit unto holiness, and the end everlasting life.
fr.Mais maintenant, étant affranchis du péché et devenus esclaves de Dieu, vous avez pour fruit la sainteté et pour fin la vie éternelle.
mg.Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin' ny ota ianareo ka efa tonga mpanompon' Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin' ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay.
Romana 8.1
en.There is therefore now no condemnation to them which are in Christ Jesus, who walk not after the flesh, but after the Spirit.
fr.Il n`y a donc maintenant aucune condamnation pour ceux qui sont en Jésus Christ.
mg.Noho izany, ankehitriny dia tsy misy fanamelohana ho an' izay ao amin' i Kristy Jesosy, izay tsy mandeha araka ny nofo fa araka ny Fanahy.
Galatiana 5.1
en.Stand fast therefore in the liberty wherewith Christ hath made us free, and be not entangled again with the yoke of bondage.
fr.C`est pour la liberté que Christ nous a affranchis. Demeurez donc fermes, et ne vous laissez pas mettre de nouveau sous le joug de la servitude.
mg.Tomoera tsara àry ao amin' ny fahafahana izay nanafahan' i Kristy antsika, fa aza mety hohazonin' ny ziogan' ny fanandevozana indray.
Titosy 2.14
en.Who gave himself for us, that he might redeem us from all iniquity, and purify unto himself a peculiar people, zealous of good works.
fr.qui s`est donné lui-même pour nous, afin de nous racheter de toute iniquité, et de se faire un peuple qui lui appartienne, purifié par lui et zélé pour les bonnes oeuvres.
mg.Izay nanolotra ny tenany ho antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin’ny heloka rehetra sy hanadiovany izay olona ho an' ny tenany, sady mazoto amin’ny asa tsara.

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto