Paska

Salamo 118.25
en.Save now, I beseech thee, O LORD: O LORD, I beseech thee, send now prosperity.
fr.O Éternel, accorde le salut! O Éternel, donne la prospérité!
mg."Mifona aminao aho Jehovah ô, mamonje izao; mifona aminao aho, iraho ankehitriny ny fanambinana."
Zakaria 9.9
en.Rejoice greatly, O daughter of Zion; shout, O daughter of Jerusalem: behold, thy King cometh unto thee: he is just, and having salvation; lowly, and riding upon an ass, and upon a colt the foal of an ass.
fr."Sois transportée d`allégresse, fille de Sion! Pousse des cris de joie, fille de Jérusalem! Voici, ton roi vient à toi; Il est juste et victorieux, Il est humble et monté sur un âne, Sur un âne, le petit d`une ânesse."
mg."Mifalia indrindra ry zanakavavin' i Ziona; mihobia, ry zanakavavin' i Jerosalema; indro, ny Mpanjakanao avy ho anao; marina Izy sady manam-pamonjena, malemy fanahy sady mitaingina boriky, dia zana-boriky tanora."
Matio 20.18
en.Behold, we go up to Jerusalem; and the Son of man shall be betrayed unto the chief priests and unto the scribes, and they shall condemn him to death,
fr.Voici, nous montons à Jérusalem, et le Fils de l`homme sera livré aux principaux sacrificateurs et aux scribes. Ils le condamneront à mort,
mg."Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak' olona havadika ho amin' ireo lohan' ny mpisorona sy ny mpanoradalàna, dia hohelohiny ho faty izy,"
Matio 21.9
en.And the multitudes that went before, and that followed, cried, saying, Hosanna to the son of David: Blessed is he that cometh in the name of the Lord; Hosanna in the highest.
fr.Ceux qui précédaient et ceux qui suivaient Jésus criaient: Hosanna au Fils de David! Béni soit celui qui vient au nom du Seigneur! Hosanna dans les lieux très hauts!
mg.Ary ny vahoaka izay nialoha Azy sy izay nanaraka dia niantso ka nanao hoe: Hosana ho an' ny Zanak' i Davida! Isaorana anie Izay avy amin' ny anaran' ny Tompo! Hosana any amin' ny avo indrindra.
Matio 27.28
en.And they stripped him, and put on him a scarlet robe.
fr.Ils lui ôtèrent ses vêtements, et le couvrirent d`un manteau écarlate.
mg.Ary nalany ny fitafiany, dia nanafy Azy lamba jaky izy.
Matio 27.37
en.And set up over his head his accusation written, THIS IS JESUS THE KING OF THE JEWS.
fr.Pour indiquer le sujet de sa condamnation, on écrivit au-dessus de sa tête: Celui-ci est Jésus, le roi des Juifs.
mg.Ary napetany teo ambonin' ny lohany ny soratra milaza ny nanamelohana Azy, dia izao: Ity no Jesosy Mpanjakan' ny Jiosy.
Matio 28.5
en.And the angel answered and said unto the women, Fear not ye: for I know that ye seek Jesus, which was crucified.
fr."Mais l`ange prit la parole, et dit aux femmes: Pour vous, ne craignez pas; car je sais que vous cherchez Jésus qui a été crucifié."
mg."Ary ny anjely namaly ka nilaza tamin' ny vehivavy hoe: Aza matahotra ianareo; fa fantatro fa Jesosy, Izay efa nohomboana tamin' ny hazofijaliana no tadiavinareo."
Marka 14.36
en.And he said, Abba, Father, all things are possible unto thee; take away this cup from me: nevertheless not what I will, but what thou wilt.
fr.Il disait: Abba, Père, toutes choses te sont possibles, éloigne de moi cette coupe! Toutefois, non pas ce que je veux, mais ce que tu veux.
mg."Ary hoy Izy: Aba, Ray ô! ny zavatra rehetra hainao; esory amiko ity kapoaka ity, kanefa aoka tsy izay sitrapoko, fa izay sitraponao!"
Marka 16.6
en.And he saith unto them, Be not affrighted: Ye seek Jesus of Nazareth, which was crucified: he is risen; he is not here: behold the place where they laid him.
fr."Il leur dit: Ne vous épouvantez pas; vous cherchez Jésus de Nazareth, qui a été crucifié; il est ressuscité, il n`est point ici; voici le lieu où on l`avait mis."
mg."Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza matahotra; mitady an' i Jesosy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin' ny hazofijaliana ianareo; efa nitsangana tamin' ny maty Izy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy."
Lioka 23.46
en.And when Jesus had cried with a loud voice, he said, Father, into thy hands I commend my spirit: and having said thus, he gave up the ghost.
fr.Jésus s`écria d`une voix forte: Père, je remets mon esprit entre tes mains. Et, en disant ces paroles, il expira.
mg."Ary rehefa niantso tamin' ny feo mahery Jesosy, dia nanao hoe: Ray ô, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko; ary rehefa niteny izany Izy dia natolony ny fanahiny."
Lioka 24.6
en.He is not here, but is risen: remember how he spake unto you when he was yet in Galilee,
fr.Il n`est point ici, mais il est ressuscité. Souvenez-vous de quelle manière il vous a parlé, lorsqu`il était encore en Galilée,
mg."Tsy ato Izy, fa efa nitsangana tamin' ny maty; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia,"
Jaona 19.30
en.When Jesus therefore had received the vinegar, he said, It is finished: and he bowed his head, and gave up the ghost.
fr.Quand Jésus eut pris le vinaigre, il dit: Tout est accompli. Et, baissant la tête, il rendit l`esprit.
mg."Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy, dia nanao hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy, ka nanolotra ny fanahiny."
Jaona 20.8
en.Then went in also that other disciple, which came first to the sepulchre, and he saw, and believed.
fr."Alors l`autre disciple, qui était arrivé le premier au sépulcre, entra aussi; et il vit, et il crut."
mg.Ary tamin' izay dia niditra koa ilay mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin' ny fasana, ary nahita ka nino.
1 Petera 1.3
en.Blessed be the God and Father of our Lord Jesus Christ, which according to his abundant mercy hath begotten us again unto a lively hope by the resurrection of Jesus Christ from the dead,
fr.Béni soit Dieu, le Père de notre Seigneur Jésus Christ, qui, selon sa grande miséricorde, nous a régénérés, pour une espérance vivante, par la résurrection de Jésus Christ d`entre les morts,
mg.Isaorana anie Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika Izay niteraka antsika indray araka ny haben’ny famindrampony ho amin’ny fanantenana velona tamin’ny nitsanganan' i Jesosy Kristy tamin’ny maty,

Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto