Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Ray

Josoa 8.5
en.And I, and all the people that are with me, will approach unto the city: and it shall come to pass, when they come out against us, as at the first, that we will flee before them,
fr.Mais moi et tout le peuple qui est avec moi, nous nous approcherons de la ville. Et quand ils sortiront à notre rencontre, comme la première fois, nous prendrons la fuite devant eux.
mg."Ary izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary izao no hiseho, rehefa mivoaka hamely anay tahaka ny tamin' ny voalohany ny olona, dia handositra eo anoloany izahay,"
Mpitoriteny 3.11
en.He hath made every thing beautiful in his time: also he hath set the world in their heart, so that no man can find out the work that God maketh from the beginning to the end.
fr."Il fait toute chose bonne en son temps; même il a mis dans leur coeur la pensée de l`éternité, bien que l`homme ne puisse pas saisir l`oeuvre que Dieu fait, du commencement jusqu`à la fin."
mg.Ny zavatra rehetra samy nataony ho mendrika amin' ny fotoany avy: ary koa ny mandrakizay dia efa napetrany tao am-pon' ireo mba tsy hisy olombelona hahafantatra ny asa ataon' Andriamanitra hatramin' ny fiandohana ka hatramin' ny fiafarana.
Jeremia 9.5
en.And they will deceive every one his neighbour, and will not speak the truth: they have taught their tongue to speak lies, and weary themselves to commit iniquity.
fr."Ils se jouent les uns des autres, Et ne disent point la vérité; Ils exercent leur langue à mentir, Ils s`étudient à faire le mal."
mg.Izy rehetra samy hamitaka ny namany avy ka tsy hisy hiteny marina, nampianatra ny lelany handainga izy ary nanasa-tena amin' ny fanaovan-dratsy.
Marka 6.3
en.Is not this the carpenter, the son of Mary, the brother of James, and Joses, and of Juda, and Simon? and are not his sisters here with us? And they were offended at him.
fr.N`est-ce pas le charpentier, le fils de Marie, le frère de Jacques, de Joses, de Jude et de Simon? et ses soeurs ne sont-elles pas ici parmi nous? Et il était pour eux une occasion de chute.
mg.Tsy Ilay mpandrafitra, Ilay zanak’i Maria, rahalahin’i Jakoba sy Josesy sy Jodasy sy Simona va io? Ary tsy ety amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina taminy izy.
Marka 6.6
en.And he marvelled because of their unbelief. And he went round about the villages, teaching.
fr.Et il s`étonnait de leur incrédulité. Jésus parcourait les villages d`alentour, en enseignant.
mg.Ary gaga Izy noho ny tsy finoany. Dia nitety ny vohitra manodidina Izy ka nampianatra.
Marka 6.15
en.Others said, That it is Elias. And others said, That it is a prophet, or as one of the prophets.
fr.D`autres disaient: C`est Élie. Et d`autres disaient: C`est un prophète comme l`un des prophètes.
mg."Fa hoy ny sasany: Elia Izy; ary hoy ny sasany: Mpaminany Izy, na toy ny anankiray amin’ny mpaminany."
Marka 6.17
en.For Herod himself had sent forth and laid hold upon John, and bound him in prison for Herodias' sake, his brother Philip's wife: for he had married her.
fr.Car Hérode lui-même avait fait arrêter Jean, et l`avait fait lier en prison, à cause d`Hérodias, femme de Philippe, son frère, parce qu`il l`avait épousée,
mg."Fa Heroda ihany no naniraka sy nisambotra an’i Jaona ka namatotra azy tao an-tranomaizina noho ny amin’i Herodiasy, vadin’i Filipo rahalahiny; fa nanambady azy izy."
Marka 6.26
en.And the king was exceeding sorry; yet for his oath's sake, and for their sakes which sat with him, he would not reject her.
fr."Le roi fut attristé; mais, à cause de ses serments et des convives, il ne voulut pas lui faire un refus."
mg.Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy noho ny olona nipetraka nihinana teo, dia tsy sahy nandà azy izy.
Marka 10.29
en.And Jesus answered and said, Verily I say unto you, There is no man that hath left house, or brethren, or sisters, or father, or mother, or wife, or children, or lands, for my sake, and the gospel's,
fr.Jésus répondit: Je vous le dis en vérité, il n`est personne qui, ayant quitté, à cause de moi et à cause de la bonne nouvelle, sa maison, ou ses frères, ou ses soeurs, ou sa mère, ou son père, ou ses enfants, ou ses terres,
mg.Ary namaly Jesosy ka nanao hoe: Lazaiko marina aminareo: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny, na vady, na zanaka, na tany, noho ny amiko sy ny filazantsara,
Lioka 11.15
en.But some of them said, He casteth out devils through Beelzebub the chief of the devils.
fr.Mais quelques-uns dirent: c`est par Béelzébul, le prince des démons, qu`il chasse les démons.
mg.Fa hoy ny sasany: Belzeboba, lohan' ny devoly, no amoahany ny devoly.
Jaona 6.36
en.But I said unto you, That ye also have seen me, and believe not.
fr.Mais, je vous l`ai dit, vous m`avez vu, et vous ne croyez point.
mg.Fa efa nolazaiko taminareo fa nahita Ahy ihany ianareo, nefa tsy mino.
Jaona 12.32
en.And I, if I be lifted up from the earth, will draw all men unto me.
fr.Et moi, quand j`aurai été élevé de la terre, j`attirerai tous les hommes à moi.
mg.Ary Izaho, raha asandratra hiala amin' ny tany, dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.
Asa 1.12
en.Then returned they unto Jerusalem from the mount called Olivet, which is from Jerusalem a sabbath day's journey.
fr.Alors ils retournèrent à Jérusalem, de la montagne appelée des oliviers, qui est près de Jérusalem, à la distance d`un chemin de sabbat.
mg.Ary niverina tany Jerosalema izy ireo, rehefa avy teo amin' ny tendrombohitra atao hoe Oliva, izay akaikin' i Jerosalema araka izay mety haleha amin' ny andro sabata.
Asa 1.18
en.Now this man purchased a field with the reward of iniquity; and falling headlong, he burst asunder in the midst, and all his bowels gushed out.
fr.Cet homme, ayant acquis un champ avec le salaire du crime, est tombé, s`est rompu par le milieu du corps, et toutes ses entrailles se sont répandues.
mg."Koa izany lehilahy izany dia nahazo saha tamin' ny tambin' ny helony; ary nianjera niankohoka izy, dia vaky ny kibony ka nipoaka sady nivaroraka avokoa ny tsinainy."
Asa 10.28
en.And he said unto them, Ye know how that it is an unlawful thing for a man that is a Jew to keep company, or come unto one of another nation; but God hath shewed me that I should not call any man common or unclean.
fr."Vous savez, leur dit-il, qu`il est défendu à un Juif de se lier avec un étranger ou d`entrer chez lui; mais Dieu m`a appris à ne regarder aucun homme comme souillé et impur."
mg."Dia hoy izy taminy: Ianareo mahalala fa tsy fanao amin' ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin' ny olona hafa firenena; nefa nasehon' Andriamanitra ahy fa tsy misy olona azoko antsoina hoe fady na tsy madio."
Asa 12.16
en.But Peter continued knocking: and when they had opened the door, and saw him, they were astonished.
fr.Et ils dirent: C`est son ange. Cependant Pierre continuait à frapper. Ils ouvrirent, et furent étonnés de le voir.
mg.Fa naharitra nandondòna ihany Petera, ary rehefa novohany ny varavarana, dia nahita azy ireo ka talanjona.
Asa 14.2
en.But the unbelieving Jews stirred up the Gentiles, and made their minds evil affected against the brethren.
fr.Mais ceux des Juifs qui ne crurent point excitèrent et aigrirent les esprits des païens contre les frères.
mg.Fa ny Jiosy tsy nino dia nampitaitra ny jentilisa ka nanome fo azy hanohitra ny rahalahy.
Asa 14.6
en.They were ware of it, and fled unto Lystra and Derbe, cities of Lycaonia, and unto the region that lieth round about:
fr.Paul et Barnabas, en ayant eu connaissance, se réfugièrent dans les villes de la Lycaonie, à Lystre et à Derbe, et dans la contrée d`alentour.
mg.Ka fantany izany, dia nandositra nankany Lystra sy Derbe, tanàna any Lykaonia, mbamin' ny tany manodidina, izy ireo,
Asa 14.7
en.And there they preached the gospel.
fr.Et ils y annoncèrent la bonne nouvelle.
mg.Dia nitory ny filazantsara tany.
Asa 14.8
en.And there sat a certain man at Lystra, impotent in his feet, being a cripple from his mother's womb, who never had walked:
fr.A Lystre, se tenait assis un homme impotent des pieds, boiteux de naissance, et qui n`avait jamais marché.
mg.Ary nisy lehilahy anankiray nipetraka tany Lystra nalemy tongotra, kilemaina hatrany an-kibon-dreniny, ka tsy mbola namindra mihitsy:
Asa 14.12
en.And they called Barnabas, Jupiter; and Paul, Mercurius, because he was the chief speaker.
fr.Ils appelaient Barnabas Jupiter, et Paul Mercure, parce que c`était lui qui portait la parole.
mg.Ary ny anaran' i Barnabasy nataony hoe Jopitera, ary Paoly kosa Merkora, satria izy no mpitarika ny teny nalahatra.
Asa 14.13
en.Then the priest of Jupiter, which was before their city, brought oxen and garlands unto the gates, and would have done sacrifice with the people.
fr.Le prêtre de Jupiter, dont le temple était à l`entrée de la ville, amena des taureaux avec des bandelettes vers les portes, et voulait, de même que la foule, offrir un sacrifice.
mg.Ary ny mpisoron' ilay Jopitera teo anoloan' ny tanàna, mbamin' ny vahoaka, dia nitondra ombilahy sy voninkazo natao fihaingoana ho eo am-bavahady ka nikasa hanao fanatitra niaraka tamin' ny vahoaka.
Asa 14.16
en.Who in times past suffered all nations to walk in their own ways.
fr.Ce Dieu, dans les âges passés, a laissé toutes les nations suivre leurs propres voies,
mg.Izay namela ny firenena rehetra handeha tamin' ny lalana tiany haleha tamin' ny andro lasa.
Asa 14.21
en.And when they had preached the gospel to that city, and had taught many, they returned again to Lystra, and to Iconium, and Antioch,
fr.Quand ils eurent évangélisé cette ville et fait un certain nombre de disciples, ils retournèrent à Lystre, à Icone et à Antioche,
mg.Ary rehefa nitory ny filazantsara tamin' izany tanàna izany izy ka nampianatra olona maro, dia niverina nankany Lystra sy Ikonioma ary Antiokia indray,
Asa 14.23
en.And when they had ordained them elders in every church, and had prayed with fasting, they commended them to the Lord, on whom they believed.
fr.Ils firent nommer des anciens dans chaque Église, et, après avoir prié et jeûné, ils les recommandèrent au Seigneur, en qui ils avaient cru.
mg.Ary rehefa nanendry loholona teo amin' ny isam-piangonana izy ireo, dia nivavaka sady nifady hanina ka dia nanolotra azy ho an' ny Tompo Izay efa ninoany.
Asa 14.26
en.And thence sailed to Antioch, from whence they had been recommended to the grace of God for the work which they fulfilled.
fr.De là ils s`embarquèrent pour Antioche, d`où ils avaient été recommandés à la grâce de Dieu pour l`oeuvre qu`ils venaient d`accomplir.
mg.Dia niondrana an-tsambo niala teo izy hankany Antiokia, izay efa nanolorana azy ho amin'ny fahasoavan' Andriamanitra ho amin' ny asa izay novitainy.
Asa 15.8
en.And God, which knoweth the hearts, bare them witness, giving them the Holy Ghost, even as he did unto us;
fr."Et Dieu, qui connaît les coeurs, leur a rendu témoignage, en leur donnant le Saint Esprit comme à nous;"
mg."Ary Andriamanitra, Izay mahalala ny fo, dia vavolombelony tamin' ny nanomezany azy ny Fanahy Masina tahaka antsika koa;"
Asa 15.26
en.Men that have hazarded their lives for the name of our Lord Jesus Christ.
fr.ces hommes qui ont exposé leur vie pour le nom de notre Seigneur Jésus Christ.
mg.Lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra noho ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika.
Asa 16.28
en.But Paul cried with a loud voice, saying, Do thyself no harm: for we are all here.
fr.Mais Paul cria d`une voix forte: Ne te fais point de mal, nous sommes tous ici.
mg.Fa niantso tamin' ny feo mahery Paoly ka nanao hoe: Aza manimba tena, fa ato ihany izahay rehetra.
Asa 17.24
en.God that made the world and all things therein, seeing that he is Lord of heaven and earth, dwelleth not in temples made with hands;
fr."Le Dieu qui a fait le monde et tout ce qui s`y trouve, étant le Seigneur du ciel et de la terre, n`habite point dans des temples faits de main d`homme;"
mg.Andriamanitra Izay nanao izao tontolo izao sy ny eo aminy rehetra, Izy no Tompon' ny lanitra sy ny tany ka tsy mba mitoetra ao anaty tempoly nataon-tanana,
Asa 20.17
en.And from Miletus he sent to Ephesus, and called the elders of the church.
fr.Cependant, de Milet Paul envoya chercher à Éphèse les anciens de l`Église.
mg.Ary raha tany Malita i Paoly, dia naniraka hankany Efesosy izy ka nampaka ny loholon' ny fiangonana hankeo aminy.
Asa 20.21
en.Testifying both to the Jews, and also to the Greeks, repentance toward God, and faith toward our Lord Jesus Christ.
fr.annonçant aux Juifs et aux Grecs la repentance envers Dieu et la foi en notre Seigneur Jésus Christ.
mg.Ary nijoroako ho vavolombelona tamin' ny Jiosy sy ny Grika koa ny fibebahana amin' Andriamanitra sy ny finoana an' i Jesosy Kristy Tompontsika.
1 Korintiana 1.7
en.So that ye come behind in no gift; waiting for the coming of our Lord Jesus Christ:
fr.de sorte qu`il ne vous manque aucun don, dans l`attente où vous êtes de la manifestation de notre Seigneur Jésus Christ.
mg.Koa tsy misy fanomezana tsy anananareo eo am-piandrasana ny fiavian’i Jesosy Kristy Tompontsika,
2 Korintiana 8.6
en.Insomuch that we desired Titus, that as he had begun, so he would also finish in you the same grace also.
fr.Nous avons donc engagé Tite à achever chez vous cette oeuvre de bienfaisance, comme il l`avait commencée.
mg.Ka dia nangataka an’i Titosy izahay mba hahatanteraka izany fahasoavana izany eo aminareo koa, araka ny efa nanombohany azy teo aloha.
1 Petera 1.17
en.And if ye call on the Father, who without respect of persons judgeth according to every man's work, pass the time of your sojourning here in fear:
fr.Et si vous invoquez comme Père celui qui juge selon l`oeuvre de chacun, sans acception de personnes, conduisez-vous avec crainte pendant le temps de votre pèlerinage,
mg."Ary raha Ilay tsy mizaha tavan’olona, fa mitsara araka ny asan’izy rehetra, no antsoinareo hoe Ray, dia mitondrà tena amin’ny fahatahorana mandritra ny andron’ny fivahinianareo ety;"
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto