Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Tenin'Andriamanitra

Eksodosy 34.28
en.And he was there with the LORD forty days and forty nights; he did neither eat bread, nor drink water. And he wrote upon the tables the words of the covenant, the ten commandments.
fr.Moïse fut là avec l`Éternel quarante jours et quarante nuits. Il ne mangea point de pain, et il ne but point d`eau. Et l`Éternel écrivit sur les tables les paroles de l`alliance, les dix paroles.
mg.Dia teo amin' i Jehovah efapolo andro sy efapolo alina izy, sady tsy nihinan-kanina na nisotro rano. Ary nosoratan' i Jehovah tamin' ny vato fisaka ny tenin' ny fanekena, dia ny didy folo.
Deotornomia 8.3
en.And he humbled thee, and suffered thee to hunger, and fed thee with manna, which thou knewest not, neither did thy fathers know; that he might make thee know that man doth not live by bread only, but by every word that proceedeth out of the mouth of the LORD doth man live.
fr.Il t`a humilié, il t`a fait souffrir de la faim, et il t`a nourri de la manne, que tu ne connaissais pas et que n`avaient pas connue tes pères, afin de t`apprendre que l`homme ne vit pas de pain seulement, mais que l`homme vit de tout ce qui sort de la bouche de l`Éternel.
mg."Dia nampanetry tena anao Izy ka namela anao ho noana, dia namelona anao tamin' ny mana, izay tsy fantatrao, na ny razanao, hampahafantarany anao fa tsy mofo ihany no iveloman' ny olona; fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan' i Jehovah no iveloman' ny olona."
2 Samoela 22.31
en.As for God, his way is perfect; the word of the LORD is tried: he is a buckler to all them that trust in him.
fr."Les voies de Dieu sont parfaites, La parole de l`Éternel est éprouvée; Il est un bouclier pour tous ceux qui se confient en lui."
mg."Raha ny amin' Andriamanitra, dia tanteraka ny lalany; ny tenin' i Jehovah dia voazaha toetra; ampingan' izay rehetra matoky azy Izy."
Joba 23.12
en.Neither have I gone back from the commandment of his lips; I have esteemed the words of his mouth more than my necessary food.
fr."Je n`ai pas abandonné les commandements de ses lèvres; J`ai fait plier ma volonté aux paroles de sa bouche."
mg.Ny didin' ny molony koa tsy mba nialako, ny tenin' ny vavany no notandremako mihoatra noho ny hanina ilaiko.
Salamo 18.31
en.For who is God save the LORD? or who is a rock save our God?
fr."(18:32) Car qui est Dieu, si ce n`est l`Éternel; Et qui est un rocher, si ce n`est notre Dieu?"
mg.Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Jehovah? Ary iza no Vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?
Salamo 18.36
en.Thou hast enlarged my steps under me, that my feet did not slip.
fr.(18:37) Tu élargis le chemin sous mes pas, Et mes pieds ne chancellent point.
mg.Nohalalahinao ny lalana diaviko, ka tsy nibolasitra ny tongotro.
Salamo 19.8
en.The statutes of the LORD are right, rejoicing the heart: the commandment of the LORD is pure, enlightening the eyes.
fr."(19:9) Les ordonnances de l`Éternel sont droites, elles réjouissent le coeur; Les commandements de l`Éternel sont purs, ils éclairent les yeux."
mg."Mahitsy ny didin' i Jehovah, mampifaly ny fo; madio ny didin' i Jehovah, mampahazava ny maso."
Salamo 33.4
en.For the word of the LORD is right; and all his works are done in truth.
fr."Car la parole de l`Éternel est droite, Et toutes ses oeuvres s`accomplissent avec fidélité;"
mg."Fa mahitsy ny tenin' i Jehovah; ary ny asany rehetra dia natao tamim-pahamarinana."
Salamo 56.5
en.Every day they wrest my words: all their thoughts are against me for evil.
fr.(56:6) Sans cesse ils portent atteinte à mes droits, Ils n`ont à mon égard que de mauvaises pensées.
mg."Mamily ny teniko isan' andro izy ireny; ny heviny rehetra dia ny hanisy ratsy ahy ihany."
Salamo 107.20
en.He sent his word, and healed them, and delivered them from their destructions.
fr.Il envoya sa parole et les guérit, Il les fit échapper de la fosse.
mg.Nandefa ny teniny Izy ka nahasitrana azy, sady nanafaka azy tamin' ny fandringanana azy.
Salamo 119.9
en.Wherewithal shall a young man cleanse his way? by taking heed thereto according to thy word.
fr.Comment le jeune homme rendra-t-il pur son sentier? En se dirigeant d`après ta parole.
mg.[BETA.] Inona no hanadiovan' ny zatovo ny lalan-kalehany? Ny fitandremana araka ny teninao.
Salamo 119.11
en.Thy word have I hid in mine heart, that I might not sin against thee.
fr.Je serre ta parole dans mon coeur, Afin de ne pas pécher contre toi.
mg.Ato am-poko no iraketako ny teninao, mba tsy hanotako aminao.
Salamo 119.105
en.Thy word is a lamp unto my feet, and a light unto my path.
fr.Ta parole est une lampe à mes pieds, Et une lumière sur mon sentier.
mg.[NONA.] Fanilon' ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao.
Salamo 119.114
en.Thou art my hiding place and my shield: I hope in thy word.
fr."Tu es mon asile et mon bouclier; J`espère en ta promesse."
mg."Fiereko sy ampingako Ianao; ny teninao no antenaiko."
Salamo 119.130
en.The entrance of thy words giveth light; it giveth understanding unto the simple.
fr.La révélation de tes paroles éclaire, Elle donne de l`intelligence aux simples.
mg."Mitondra fahazavana ny fidiran' ny teninao; manome fahalalana ny kely saina izany."
Salamo 119.160
en.Thy word is true from the beginning: and every one of thy righteous judgments endureth for ever.
fr.Le fondement de ta parole est la vérité, Et toutes les lois de ta justice sont éternelles.
mg.Ny teninao dia marina hatrany am-piandohana, ary ny fitsaranao marina rehetra dia maharitra mandrakizay.
Salamo 130.5
en.I wait for the LORD, my soul doth wait, and in his word do I hope.
fr.J`espère en l`Éternel, mon âme espère, Et j`attends sa promesse.
mg.Miandry an' i Jehovah aho, miandry Azy ny fanahiko, ary ny teniny no antenaiko tokoa.
Ohabolana 2.6
en.For the LORD giveth wisdom: out of his mouth cometh knowledge and understanding.
fr."Car l`Éternel donne la sagesse; De sa bouche sortent la connaissance et l`intelligence;"
mg.Fa manome fahendrena Jehovah ary avy amin' ny vavany no ivoahan' ny fahalalana sy ny fahatakaran-javatra.
Ohabolana 4.5
en.Get wisdom, get understanding: forget it not; neither decline from the words of my mouth.
fr."Acquiers la sagesse, acquiers l`intelligence; N`oublie pas les paroles de ma bouche, et ne t`en détourne pas."
mg."Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana; fa aza hadinoina na hihemorana ny teny aloaky ny vavako."
Ohabolana 4.10
en.Hear, O my son, and receive my sayings; and the years of thy life shall be many.
fr."Écoute, mon fils, et reçois mes paroles; Et les années de ta vie se multiplieront."
mg."Henoy, anaka, ka raiso ny teniko; dia hihamaro ny taona hiainanao."
Ohabolana 4.20
en.My son, attend to my words; incline thine ear unto my sayings.
fr.Mon fils, sois attentif à mes paroles, Prête l`oreille à mes discours.
mg."Anaka, atreho ny teniko; atongilano ny sofinao hihaino izay lazaiko."
Ohabolana 30.5
en.Every word of God is pure: he is a shield unto them that put their trust in him.
fr.Toute parole de Dieu est éprouvée. Il est un bouclier pour ceux qui cherchent en lui un refuge.
mg."Ny tenin' Andriamanitra rehetra dia madio; ampinga ho an' izay matoky Azy izy."
Isaia 40.8
en.The grass withereth, the flower fadeth: but the word of our God shall stand for ever.
fr."L`herbe sèche, la fleur tombe; Mais la parole de notre Dieu subsiste éternellement."
mg."Maina ny ahitra, malazo ny voniny; fa ny tenin' Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay."
Isaia 55.11
en.So shall my word be that goeth forth out of my mouth: it shall not return unto me void, but it shall accomplish that which I please, and it shall prosper in the thing whereto I sent it.
fr.Ainsi en est-il de ma parole, qui sort de ma bouche: Elle ne retourne point à moi sans effet, Sans avoir exécuté ma volonté Et accompli mes desseins.
mg.Dia ho tahaka izany ny teniko izay aloaky ny vavako: tsy hiverina amiko foana izany raha tsy efa mahatanteraka izay sitrako ary hambinina amin' izay ampandehanako azy.
Ezekiela 12.28
en.Therefore say unto them, Thus saith the Lord GOD; There shall none of my words be prolonged any more, but the word which I have spoken shall be done, saith the Lord GOD.
fr."C`est pourquoi dis-leur: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Il n`y aura plus de délai dans l`accomplissement de mes paroles; La parole que je prononcerai s`accomplira, Dit le Seigneur, l`Éternel."
mg."Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Tsy hisy hahajanona ela intsony ny teniko; fa ny teny izay nolazaiko dia hotanterahiko, hoy Jehovah Andriamanitra."
Matio 4.4
en.But he answered and said, It is written, Man shall not live by bread alone, but by every word that proceedeth out of the mouth of God.
fr.Jésus répondit: Il est écrit: L`homme ne vivra pas de pain seulement, mais de toute parole qui sort de la bouche de Dieu.
mg.Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: “Tsy mofo ihany no hiveloman’ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan’Andriamanitra”
Matio 5.18
en.For verily I say unto you, Till heaven and earth pass, one jot or one tittle shall in no wise pass from the law, till all be fulfilled.
fr.Car, je vous le dis en vérité, tant que le ciel et la terre ne passeront point, il ne disparaîtra pas de la loi un seul iota ou un seul trait de lettre, jusqu`à ce que tout soit arrivé.
mg.Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoanan’ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin’ny lalàna, na dia litera iray, na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak’izy rehetra.
Matio 7.24
en.Therefore whosoever heareth these sayings of mine, and doeth them, I will liken him unto a wise man, which built his house upon a rock:
fr.C`est pourquoi, quiconque entend ces paroles que je dis et les met en pratique, sera semblable à un homme prudent qui a bâti sa maison sur le roc.
mg."Koa amin’izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka manatanteraka azy, dia hohariko amin’ny lehilahy hendry izy, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ny vatolampy;"
Matio 13.22
en.He also that received seed among the thorns is he that heareth the word; and the care of this world, and the deceitfulness of riches, choke the word, and he becometh unfruitful.
fr.Celui qui a reçu la semence parmi les épines, c`est celui qui entend la parole, mais en qui les soucis du siècle et la séduction des richesses étouffent cette parole, et la rendent infructueuse.
mg.Ary ilay naharay ny voa teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny, ary ny fanahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena mangeja ny teny, ka dia tsy mamoa izy.
Matio 24.35
en.Heaven and earth shall pass away, but my words shall not pass away.
fr.Le ciel et la terre passeront, mais mes paroles ne passeront point.
mg.Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
Lioka 11.28
en.But he said, Yea rather, blessed are they that hear the word of God, and keep it.
fr.Et il répondit: Heureux plutôt ceux qui écoutent la parole de Dieu, et qui la gardent!
mg.Fa hoy Izy: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin' Andriamanitra ka mitandrina izany.
Jaona 1.1
en.In the beginning was the Word, and the Word was with God, and the Word was God.
fr.Au commencement était la Parole, et la Parole était avec Dieu, et la Parole était Dieu.
mg.TANY am-piandohana ny Teny, ary ny Teny tao amin' Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
Jaona 1.3
en.All things were made by him; and without him was not any thing made that was made.
fr.Toutes choses ont été faites par elle, et rien de ce qui a été fait n`a été fait sans elle.
mg.Izy no nahariana ny zavatra rehetra, ary raha tsy Izy, dia tsy nisy ary izao zavatra nohariana rehetra izao.
Jaona 1.14
en.And the Word was made flesh, and dwelt among us, (and we beheld his glory, the glory as of the only begotten of the Father,) full of grace and truth.
fr."Et la parole a été faite chair, et elle a habité parmi nous, pleine de grâce et de vérité; et nous avons contemplé sa gloire, une gloire comme la gloire du Fils unique venu du Père."
mg."Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; (ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra mendrika ho an' ny Lahy Tokana avy tamin' ny Ray), sady feno fahasoavana sy fahamarinana."
Jaona 7.16
en.Jesus answered them, and said, My doctrine is not mine, but his that sent me.
fr.Jésus leur répondit: Ma doctrine n`est pas de moi, mais de celui qui m`a envoyé.
mg.Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny foto-pampianarako, fa an' Izay naniraka Ahy.
Jaona 7.38
en.He that believeth on me, as the scripture hath said, out of his belly shall flow rivers of living water.
fr.Celui qui croit en moi, des fleuves d`eau vive couleront de son sein, comme dit l`Écriture.
mg.Izay mino Ahy, dia hisy onin' ny rano velona hiboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan' ny Soratra Masina.
Jaona 8.31
en.Then said Jesus to those Jews which believed on him, If ye continue in my word, then are ye my disciples indeed;
fr."Et il dit aux Juifs qui avaient cru en lui: Si vous demeurez dans ma parole, vous êtes vraiment mes disciples;"
mg.Dia hoy Jesosy tamin' ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin' ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa.
Jaona 15.3
en.Now ye are clean through the word which I have spoken unto you.
fr.Déjà vous êtes purs, à cause de la parole que je vous ai annoncée.
mg.Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko izay nolazaiko taminareo.
Jaona 15.7
en.If ye abide in me, and my words abide in you, ye shall ask what ye will, and it shall be done unto you.
fr.Si vous demeurez en moi, et que mes paroles demeurent en vous, demandez ce que vous voudrez, et cela vous sera accordé.
mg.Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany.
Asa 2.41
en.Then they that gladly received his word were baptized: and the same day there were added unto them about three thousand souls.
fr."Ceux qui acceptèrent sa parole furent baptisés; et, en ce jour-là, le nombre des disciples s`augmenta d`environ trois mille âmes."
mg."Ary izay nandray tamim-pifaliana ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona vao nanampy ho isany tamin' izany andro izany."
Romana 10.11
en.For the scripture saith, Whosoever believeth on him shall not be ashamed.
fr.Quiconque croit en lui ne sera point confus.
mg.Fa hoy ny Soratra Masina: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy
Filipiana 2.14
en.Do all things without murmurings and disputings:
fr.Faites toutes choses sans murmures ni hésitations,
mg.Ataovy ny zavatra rehetra amin’ny tsy fimonomononana sy ny tsy fisalasalana,
Kolosiana 3.16
en.Let the word of Christ dwell in you richly in all wisdom; teaching and admonishing one another in psalms and hymns and spiritual songs, singing with grace in your hearts to the Lord.
fr."Que la parole de Christ habite parmi vous abondamment; instruisez-vous et exhortez-vous les uns les autres en toute sagesse, par des psaumes, par des hymnes, par des cantiques spirituels, chantant à Dieu dans vos coeurs sous l`inspiration de la grâce."
mg.Aoka ny tenin’i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin’ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin’ny salamo sy ny fihirana ary ny hira ara-panahy, mihira amin’ny fahasoavana ao am-ponareo ho an’ny Tompo.
1 Tesaloniana 5.24
en.Faithful is he that calleth you, who also will do it.
fr.Celui qui vous a appelés est fidèle, et c`est lui qui le fera.
mg.Mahatoky Izay miantso anareo, sady Izy ihany no hanefa izany.
2 Timoty 2.11
en.It is a faithful saying: For if we be dead with him, we shall also live with him:
fr."Cette parole est certaine: Si nous sommes morts avec lui, nous vivrons aussi avec lui;"
mg."Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa;"
2 Timoty 3.16
en.All scripture is given by inspiration of God, and is profitable for doctrine, for reproof, for correction, for instruction in righteousness:
fr.Toute Écriture est inspirée de Dieu, et utile pour enseigner, pour convaincre, pour corriger, pour instruire dans la justice,
mg.Izay soratra rehetra nomen’ny tsindrimandrin’Andriamanitra dia mahasoa koa ho foto-pampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ny fahamarinana,
Hebreo 1.3
en.Who being the brightness of his glory, and the express image of his person, and upholding all things by the word of his power, when he had by himself purged our sins, sat down on the right hand of the Majesty on high;
fr.et qui, étant le reflet de sa gloire et l`empreinte de sa personne, et soutenant toutes choses par sa parole puissante, a fait la purification des péchés et s`est assis à la droite de la majesté divine dans les lieux très hauts,
mg."Izy koa no famirapiratan’ny voninahiny sy endriky ny tenany indrindra ary mihazona ny zavatra rehetra amin’ny teniny mahery, rehefa nanao fanadiovana ny fahotantsika ny tenany, dia nipetraka teo amin’ny tanana ankavanan’ny Lehibe any amin’ny avo;"
Hebreo 4.12
en.For the word of God is quick, and powerful, and sharper than any twoedged sword, piercing even to the dividing asunder of soul and spirit, and of the joints and marrow, and is a discerner of the thoughts and intents of the heart.
fr."Car la parole de Dieu est vivante et efficace, plus tranchante qu`une épée quelconque à deux tranchants, pénétrante jusqu`à partager âme et esprit, jointures et moelles; elle juge les sentiments et les pensées du coeur."
mg.Fa velona sy mahery ny tenin’Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin’ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fikasan’ny fo.
Jakoba 1.21
en.Wherefore lay apart all filthiness and superfluity of naughtiness, and receive with meekness the engrafted word, which is able to save your souls.
fr.C`est pourquoi, rejetant toute souillure et tout excès de malice, recevez avec douceur la parole qui a été planté en vous, et qui peut sauver vos âmes.
mg.Koa ario ny fahalotoana rehetra sy ny ditra mihoapampana, ary ekeo amin’ny fahalemem-panahy ny teny nambolena, izay mahavonjy ny fanahinareo.
Jakoba 1.22
en.But be ye doers of the word, and not hearers only, deceiving your own selves.
fr.Mettez en pratique la parole, et ne vous bornez pas à l`écouter, en vous trompant vous-mêmes par de faux raisonnements.
mg.Fa aoka ho mpanatanteraka ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo.
1 Petera 1.23
en.Being born again, not of corruptible seed, but of incorruptible, by the word of God, which liveth and abideth for ever.
fr.puisque vous avez été régénérés, non par une semence corruptible, mais par une semence incorruptible, par la parole vivante et permanente de Dieu.
mg."Fa efa nateraka indray ianareo, tsy tamin’ny voa mety lò, fa tamin’ny tsy mety lò, dia ny tenin’Andriamanitra izay velona sady maharitra mandrakizay;"
2 Petera 2.2
en.And many shall follow their pernicious ways; by reason of whom the way of truth shall be evil spoken of.
fr.Plusieurs les suivront dans leurs dissolutions, et la voie de la vérité sera calomniée à cause d`eux.
mg."Ary maro no hanaraka ny lala-mandozany; ka ireny no hitenenan-dratsy ny lalan’ny fahamarinana."
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto