Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Tsy manan-tsiny

2 Samoela 22.31
en.As for God, his way is perfect; the word of the LORD is tried: he is a buckler to all them that trust in him.
fr."Les voies de Dieu sont parfaites, La parole de l`Éternel est éprouvée; Il est un bouclier pour tous ceux qui se confient en lui."
mg."Raha ny amin' Andriamanitra, dia tanteraka ny lalany; ny tenin' i Jehovah dia voazaha toetra; ampingan' izay rehetra matoky azy Izy."
Joba 23.10
en.But he knoweth the way that I take: when he hath tried me, I shall come forth as gold.
fr."Il sait néanmoins quelle voie j`ai suivie; Et, s`il m`éprouvait, je sortirais pur comme l`or."
mg."Fa mahalala ny lalana alehako izy; rehefa nozahany toetra aho, dia hivoaka tahaka ny volamena."
Salamo 15.2
en.He that walketh uprightly, and worketh righteousness, and speaketh the truth in his heart.
fr.Celui qui marche dans l`intégrité, qui pratique la justice Et qui dit la vérité selon son coeur.
mg.Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony.
Salamo 18.30
en.As for God, his way is perfect: the word of the LORD is tried: he is a buckler to all those that trust in him.
fr."(18:31) Les voies de Dieu sont parfaites, La parole de l`Éternel est éprouvée; Il est un bouclier pour tous ceux qui se confient en lui."
mg."Raha ny amin' Andriamanitra dia tanteraka ny lalany; ny tenin' i Jehovah dia voazaha toetra; Jehovah no ampingan' izay rehetra matoky Azy."
Salamo 119.1
en.Blessed are the undefiled in the way, who walk in the law of the LORD.
fr.Heureux ceux qui sont intègres dans leur voie, Qui marchent selon la loi de l`Éternel!
mg.[ALEFA.] SAMBATRA ny mahitsy làlana, izay mandeha araka ny lalàn' i Jehovah.
Ohabolana 2.7
en.He layeth up sound wisdom for the righteous: he is a buckler to them that walk uprightly.
fr.Il tient en réserve le salut pour les hommes droits, Un bouclier pour ceux qui marchent dans l`intégrité,
mg.Mitahiry ny tena fahendrena ho an' ny marina Izy sady ampingan' izay mandeha mahitsy.
Jona 1.17
en.Now the LORD had prepared a great fish to swallow up Jonah. And Jonah was in the belly of the fish three days and three nights.
fr.(2:1) L`Éternel fit venir un grand poisson pour engloutir Jonas, et Jonas fut dans le ventre du poisson trois jours et trois nuits.
mg.Ary Jehovah nanomana hazandrano lehibe hitelina an' i Jona. Ary Jona dia tao an-kibon' ilay hazandrano hateloan' andro sy hateloan' alina.
Jona 3.2
en.Arise, go unto Nineveh, that great city, and preach unto it the preaching that I bid thee.
fr.Lève-toi, va à Ninive, la grande ville, et proclames-y la publication que je t`ordonne!
mg."Mitsangàna, ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe; ary torio aminy ny toriteny izay nandidiako anao."
Matio 19.21
en.Jesus said unto him, If thou wilt be perfect, go and sell that thou hast, and give to the poor, and thou shalt have treasure in heaven: and come and follow me.
fr.Jésus lui dit: Si tu veux être parfait, va, vends ce que tu possèdes, donne-le aux pauvres, et tu auras un trésor dans le ciel. Puis viens, et suis-moi.
mg."Dia hoy Jesosy taminy: Raha tia ho tanteraka ianao, mandehana, amidio ny fanananao, ka omeo ny mahantra, dia hanana tahiry sarobidy any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy."
Jaona 15.11
en.These things have I spoken unto you, that my joy might remain in you, and that your joy might be full.
fr.Je vous ai dit ces choses, afin que ma joie soit en vous, et que votre joie soit parfaite.
mg.Izany zavatra izany dia efa nolazaiko taminareo mba haharitra ao aminareo ny fifaliako, ka ho tanteraka ny fifalianareo.
Jaona 16.24
en.Hitherto have ye asked nothing in my name: ask, and ye shall receive, that your joy may be full.
fr.Jusqu`à présent vous n`avez rien demandé en mon nom. Demandez, et vous recevrez, afin que votre joie soit parfaite.
mg."Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin' ny anarako ianareo; mangataha, dia hahazo ianareo, mba ho tanteraka ny fifalianareo."
Romana 12.2
en.And be not conformed to this world: but be ye transformed by the renewing of your mind, that ye may prove what is that good, and acceptable, and perfect, will of God.
fr.Ne vous conformez pas au siècle présent, mais soyez transformés par le renouvellement de l`intelligence, afin que vous discerniez quelle est la volonté de Dieu, ce qui est bon, agréable et parfait.
mg."Ary aza manaraka ny fanaon' izao tontolo izao; fa miovà amin' ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon' Andriamanitra izay tsara sady ankasitrahana no tanteraka."
1 Korintiana 1.10
en.Now I beseech you, brethren, by the name of our Lord Jesus Christ, that ye all speak the same thing, and that there be no divisions among you; but that ye be perfectly joined together in the same mind and in the same judgment.
fr.Je vous exhorte, frères, par le nom de notre Seigneur Jésus Christ, à tenir tous un même langage, et à ne point avoir de divisions parmi vous, mais à être parfaitement unis dans un même esprit et dans un même sentiment.
mg.Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, amin' ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ary mba tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tanteraka ianareo hiray saina sy hevitra.
Filipiana 2.14
en.Do all things without murmurings and disputings:
fr.Faites toutes choses sans murmures ni hésitations,
mg.Ataovy ny zavatra rehetra amin’ny tsy fimonomononana sy ny tsy fisalasalana,
Kolosiana 3.14
en.And above all these things put on charity, which is the bond of perfectness.
fr.Mais par-dessus toutes ces choses revêtez-vous de la charité, qui est le lien de la perfection.
mg.Ary ambonin’izany rehetra izany, mitafia fitiavana izay fehin’ny fahatanterahana.
1 Tesaloniana 5.15
en.See that none render evil for evil unto any man; but ever follow that which is good, both among yourselves, and to all men.
fr."Prenez garde que personne ne rende à autrui le mal pour le mal; mais poursuivez toujours le bien, soit entre vous, soit envers tous."
mg.Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona, fa hanaraka mandrakariva izay tsara na amin’ny namanareo na amin’ny olona rehetra.
Hebreo 5.9
en.And being made perfect, he became the author of eternal salvation unto all them that obey him;
fr.et qui, après avoir été élevé à la perfection, est devenu pour tous ceux qui lui obéissent l`auteur d`un salut éternel,
mg.Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon’ny famonjena mandrakizay ho an’izay rehetra mankatò Azy:
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto