Thèmes

Afobe Ahiahy Akaiky An-tsaina Andriamanitra Anjely Ankizy Aretina Asa Avelao Batisa Devoly Divay Eritreritra Fahafaham-po Fahafahana Fahafatesana Fahafehezan-tena Fahagagana Fahalalan-tanana Fahalemena Fahamarinana Fahamasinana Fahantrana Faharetana Fahasalamana Fahasoavana Fahatezerana Fahatokiana Fahazavana Fahazoana antoka ao amin'Andriamanitra Fahendrena Fahotana Fakam-panahy Famelan-keloka Faminaniana Famindrampo Famonjena Famoronana Fampaherezana Fampakaram-bady Fampihavanana Fanahin'olombelona Fanahy Masina Fanajana Fanambadiana Fanandevozana Fanantenana Fanaovana drafitra Fanaovana ny marina Fanasitranana Fandresena Fandriam-pahalemana Fanekena Fanenjehana Fanetren-tena Fangoraham-po Faniriana Fanjakana Fankatoavana Fanomboana Fanompoam-pivavahana Fanovana Fiadanana Fiaiken-keloka Fiainana Fiainana Mandrakizay Fiakarana Fialan-tsasatra Fianakaviana Fiangonana Fiankinan-doha Fiantsoana Fiaraha-monina Fiarovana Fiavonavonana Fibebahana Fiderana Fifadian-kanina Fifaliana Fifanarahana Fifandraisana Fijinjana Finoana Fiovam-po Fisakaizana Fisaonana Fitabatabana Fitafiana Fitahiana Fitaovana Fitiavam-bola Fitiavan-karena Fitiavan-tena Fitiavana Fitoriana filazantsara Fitsaharana Fitsanganana amin'ny maty Fiverenana Fo Hatsaran-toetra Hatsarana Herim-po Hery Ho avy Izao tontolo izao Jesosy Kristy Kamboty Krismasy Lainga Lalàna Lanitra Mahatakatra Mahery indrindra Mamantatra Mamoa Mamy Manadio Manara-dia Mandray Manome Manompo Mesia Mianatra Mihaino Mihinana Mihira Mikaroka Miteny Mofo Mpamonjy Mpampionona Mpanafaka Mpanelanelana Mpitondra tena Paska Pentekosta Rariny Ratsy Ray Sabata Sarobidy Sazy Sorona Tahotra Tenifikasana Tenin'Andriamanitra Trosa Tsy manan-tsiny Valisoa Vatana Vavaka Vola Zava-mahadomelina

Vola

Eksodosy 20.23
en.Ye shall not make with me gods of silver, neither shall ye make unto you gods of gold.
fr."Vous ne ferez point des dieux d`argent et des dieux d`or, pour me les associer; vous ne vous en ferez point."
mg.Aza manao andriamanitra volafotsy miaraka amiko, ary aza manao andriamanitra volamena ho anareo.
Deotornomia 15.6
en.For the LORD thy God blesseth thee, as he promised thee: and thou shalt lend unto many nations, but thou shalt not borrow; and thou shalt reign over many nations, but they shall not reign over thee.
fr."L`Éternel, ton Dieu, te bénira comme il te l`a dit, tu prêteras à beaucoup de nations, et tu n`emprunteras point; tu domineras sur beaucoup de nations, et elles ne domineront point sur toi."
mg."Fa Jehovah Andriamanitrao mitahy anao, araka izay nampanantenainy anao; ary hampisambotra ny firenena maro ianao, fa ianao kosa tsy hisambotra, ary hanjaka amin' ny firenena maro ianao, fa izy kosa tsy mba hanjaka aminao."
1 Samoela 2.7
en.The LORD maketh poor, and maketh rich: he bringeth low, and lifteth up.
fr.L`Éternel appauvrit et il enrichit, Il abaisse et il élève.
mg."Jehovah no mampahantra sy mampanankarena; Izy no mampietry sy mampisandratra."
1 Tantara 29.12
en.Both riches and honour come of thee, and thou reignest over all; and in thine hand is power and might; and in thine hand it is to make great, and to give strength unto all.
fr.C`est de toi que viennent la richesse et la gloire, c`est toi qui domines sur tout, c`est dans ta main que sont la force et la puissance, et c`est ta main qui a le pouvoir d`agrandir et d`affermir toutes choses.
mg."Avy aminao ny harena sy ny voninahitra ary Ianao no manjaka amin' izao rehetra izao; eo an-tananao ny hery sy ny tanjaka ary eo an-tananao koa no mampahalehibe sy ny mampahatanjaka ny rehetra."
1 Tantara 29.14
en.But who am I, and what is my people, that we should be able to offer so willingly after this sort? for all things come of thee, and of thine own have we given thee.
fr.Car qui suis-je et qui est mon peuple, pour que nous puissions te faire volontairement ces offrandes? Tout vient de toi, et nous recevons de ta main ce que nous t`offrons.
mg.Fa zinona moa aho, ary zinona moa ny oloko, no ahazoanay manolotra an-tsitrapo toy izao? Fa avy aminao ny zavatra rehetra, ary avy tamin' ny Anao ihany no nanomezanay Anao.
Joba 42.10
en.And the LORD turned the captivity of Job, when he prayed for his friends: also the LORD gave Job twice as much as he had before.
fr."L`Éternel rétablit Job dans son premier état, quand Job eut prié pour ses amis; et l`Éternel lui accorda le double de tout ce qu`il avait possédé."
mg.Ary Jehovah nanova ny fahababoan' i Joba raha nivavaka ho an' ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany teo aloha Izy.
Salamo 37.16
en.A little that a righteous man hath is better than the riches of many wicked.
fr."Mieux vaut le peu du juste Que l`abondance de beaucoup de méchants;"
mg.Tsara lavitra ny kely ananan' ny olo-marina anankiray, noho ny haren' ny olon-dratsy maro.
Salamo 37.21
en.The wicked borroweth, and payeth not again: but the righteous sheweth mercy, and giveth.
fr."Le méchant emprunte, et il ne rend pas; Le juste est compatissant, et il donne."
mg."Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy manonitra; fa ny marina kosa mamindra fo ka manome."
Salamo 119.14
en.I have rejoiced in the way of thy testimonies, as much as in all riches.
fr.Je me réjouis en suivant tes préceptes, Comme si je possédais tous les trésors.
mg.Ny lalan' ny teni-vavolombelonao no ifaliako, tahaka ny ifaliako amin' ny harena rehetra.
Ohabolana 3.9
en.Honour the LORD with thy substance, and with the firstfruits of all thine increase:
fr.Honore l`Éternel avec tes biens, Et avec les prémices de tout ton revenu:
mg."Mankalazà an' i Jehovah amin' ny fanananao sy amin' ny voaloham-bokatrao rehetra;"
Ohabolana 10.2
en.Treasures of wickedness profit nothing: but righteousness delivereth from death.
fr.Les trésors de la méchanceté ne profitent pas, Mais la justice délivre de la mort.
mg."Ny rakitry ny faharatsiam-panahy dia tsy mahasoa na inona na inona; fa ny fahamarinana no manafaka amin' ny fahafatesana."
Ohabolana 10.22
en.The blessing of the LORD, it maketh rich, and he addeth no sorrow with it.
fr.C`est la bénédiction de l`Éternel qui enrichit, Et il ne la fait suivre d`aucun chagrin.
mg.Ny fitahian' i Jehovah, izany no mampanankarena, ary tsy ampiany alahelo izany.
Ohabolana 11.4
en.Riches profit not in the day of wrath: but righteousness delivereth from death.
fr."Au jour de la colère, la richesse ne sert à rien; Mais la justice délivre de la mort."
mg."Ny harena dia tsy mahasoa amin' ny andro fahatezerana; fa ny fahamarinana manafaka amin' ny fahafatesana."
Ohabolana 13.6
en.Righteousness keepeth him that is upright in the way: but wickedness overthroweth the sinner.
fr.La justice garde celui dont la voie est intègre, Mais la méchanceté cause la ruine du pécheur.
mg."Ny fahamarinana miaro izay mandeha tsy misy tsiny; fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota."
Ohabolana 13.8
en.The ransom of a man's life are his riches: but the poor heareth not rebuke.
fr.La richesse d`un homme sert de rançon pour sa vie, Mais le pauvre n`écoute pas la réprimande.
mg."Ny haren' ny olona dia avotry ny ainy; fa ny levilevy tsy mampiraika ny mahantra akory."
Ohabolana 13.11
en.Wealth gotten by vanity shall be diminished: but he that gathereth by labour shall increase.
fr.La richesse mal acquise diminue, Mais celui qui amasse peu à peu l`augmente.
mg.Ny harena azoazo foana dia hihena, fa izay manangona amin' ny asa mafy no hitombo.
Ohabolana 15.16
en.Better is little with the fear of the LORD than great treasure and trouble therewith.
fr.Mieux vaut peu, avec la crainte de l`Éternel, Qu`un grand trésor, avec le trouble.
mg.Aleo ny kely misy ny fahatahorana an' i Jehovah, toy izay tahiry be misy ahiahy.
Ohabolana 16.8
en.Better is a little with righteousness than great revenues without right.
fr.Mieux vaut peu, avec la justice, Que de grands revenus, avec l`injustice.
mg.Aleo ny kely omban' ny fahamarinana toy izay ny harem-bevava azo amin' ny tsy rariny.
Ohabolana 16.16
en.How much better is it to get wisdom than gold! and to get understanding rather to be chosen than silver!
fr.Combien acquérir la sagesse vaut mieux que l`or! Combien acquérir l`intelligence est préférable à l`argent!
mg.Tsara tokoa ny mahazo fahendrena noho ny volamena! Ary tsara tokoa ny mahazo fahalalana noho ny volafotsy!
Ohabolana 18.11
en.The rich man's wealth is his strong city, and as an high wall in his own conceit.
fr."La fortune est pour le riche une ville forte; Dans son imagination, c`est une haute muraille."
mg.Ny haren' ny manankarena no vohitra mafy ho azy, ary raha araka ny heviny, dia toa manda avo izany.
Ohabolana 19.14
en.House and riches are the inheritance of fathers: and a prudent wife is from the LORD.
fr.On peut hériter de ses pères une maison et des richesses, Mais une femme intelligente est un don de l`Éternel.
mg."Trano sy harena no lova avy amin' ny ray; fa ny vady hendry kosa dia avy amin' i Jehovah."
Ohabolana 19.22
en.The desire of a man is his kindness: and a poor man is better than a liar.
fr."Ce qui fait le charme d`un homme, c`est sa bonté; Et mieux vaut un pauvre qu`un menteur."
mg."Fifaliana amin' ny olona ny manisy soa; ary aleo ho mahantra toy izay ho mpandainga."
Ohabolana 22.1
en.A GOOD name is rather to be chosen than great riches, and loving favour rather than silver and gold.
fr.La réputation est préférable à de grandes richesses, Et la grâce vaut mieux que l`argent et que l`or.
mg."Aleo ho laza tsara toy izay harena be; ary aleo ny fankasitrahana amin' ny fitiavana toy izay volafotsy sy volamena."
Ohabolana 22.7
en.The rich ruleth over the poor, and the borrower is servant to the lender.
fr.Le riche domine sur les pauvres, Et celui qui emprunte est l`esclave de celui qui prête.
mg.Ny manankarena dia manapaka ny mahantra, ary ny mpisambotra dia mpanompon' ny mpampisambotra.
Ohabolana 23.4
en.Labour not to be rich: cease from thine own wisdom.
fr.Ne te tourmente pas pour t`enrichir, N`y applique pas ton intelligence.
mg."Aza manasa-tena hanan-karena; mitsahara amin' ny fahendrenao manokana."
Ohabolana 30.8
en.Remove far from me vanity and lies: give me neither poverty nor riches; feed me with food convenient for me:
fr."Éloigne de moi la fausseté et la parole mensongère; Ne me donne ni pauvreté, ni richesse, Accorde-moi le pain qui m`est nécessaire."
mg."Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; aza manome ahy na fahantrana, na harena; fahano amin' izay anjara hanina tokony ho ahy aho:"
Mpitoriteny 5.9
en.Moreover the profit of the earth is for all: the king himself is served by the field.
fr.(5:8) Un avantage pour le pays à tous égards, c`est un roi honoré du pays.
mg."Ary koa, ny tombontsoa avy amin' ny tany dia ho an' ny rehetra; ny mpanjaka ihany koa dia mivelona amin' ny tanimboly."
Mpitoriteny 5.10
en.He that loveth silver shall not be satisfied with silver; nor he that loveth abundance with increase: this is also vanity.
fr.(5:9) Celui qui aime l`argent n`est pas rassasié par l`argent, et celui qui aime les richesses n`en profite pas. C`est encore là une vanité.
mg."Izay tia vola tsy hety ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be tsy hety ho vokin' ny fitomboan-karena; fa zava-poana koa izany."
Mpitoriteny 5.18
en.Behold that which I have seen: it is good and comely for one to eat and to drink, and to enjoy the good of all his labour that he taketh under the sun all the days of his life, which God giveth him: for it is his portion.
fr."(5:17) Voici ce que j`ai vu: c`est pour l`homme une chose bonne et belle de manger et de boire, et de jouir du bien-être au milieu de tout le travail qu`il fait sous le soleil, pendant le nombre des jours de vie que Dieu lui a donnés; car c`est là sa part."
mg."Indro, izao no efa hitako: Tsara sady soa amin' ny olona ny mihinana sy misotro ary mifaly amin' ny vokatsoan' ny fisasarany rehetra izay azony aty ambany masoandro amin' ny androm-piainany rehetra izay omen' Andriamanitra azy; fa izany no anjarany."
Matio 6.21
en.For where your treasure is, there will your heart be also.
fr.Car là où est ton trésor, là aussi sera ton coeur.
mg.Fa izay itoeran’ny tahirinareo, dia ho any koa ny fonareo.
Matio 6.24
en.No man can serve two masters: for either he will hate the one, and love the other; or else he will hold to the one, and despise the other. Ye cannot serve God and mammon.
fr."Nul ne peut servir deux maîtres. Car, ou il haïra l`un, et aimera l`autre; ou il s`attachera à l`un, et méprisera l`autre. Vous ne pouvez servir Dieu et Mamon."
mg."Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy Mamôna ianareo."
Matio 13.22
en.He also that received seed among the thorns is he that heareth the word; and the care of this world, and the deceitfulness of riches, choke the word, and he becometh unfruitful.
fr.Celui qui a reçu la semence parmi les épines, c`est celui qui entend la parole, mais en qui les soucis du siècle et la séduction des richesses étouffent cette parole, et la rendent infructueuse.
mg.Ary ilay naharay ny voa teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny, ary ny fanahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena mangeja ny teny, ka dia tsy mamoa izy.
Matio 25.21
en.His lord said unto him, Well done, thou good and faithful servant: thou hast been faithful over a few things, I will make thee ruler over many things: enter thou into the joy of thy lord.
fr."Son maître lui dit: C`est bien, bon et fidèle serviteur; tu as été fidèle en peu de chose, je te confierai beaucoup; entre dans la joie de ton maître."
mg."Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin’ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin' ny fifalian’ny tomponao."
Lioka 12.15
en.And he said unto them, Take heed, and beware of covetousness: for a man's life consisteth not in the abundance of the things which he possesseth.
fr."Puis il leur dit: Gardez-vous avec soin de toute avarice; car la vie d`un homme ne dépend pas de ses biens, fût-il dans l`abondance."
mg."Ary hoy Izy tamin' ny olona: Tandremo, ka miarova tena mba tsy ho azon' ny fieremana ianareo; fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' ny zavatra ananany."
Lioka 14.28
en.For which of you, intending to build a tower, sitteth not down first, and counteth the cost, whether he have sufficient to finish it?
fr.Car, lequel de vous, s`il veut bâtir une tour, ne s`assied d`abord pour calculer la dépense et voir s`il a de quoi la terminer,
mg.Fa iza moa aminareo, raha te-hanao tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany hanaovany izany, na misy hahavitany azy, na tsia?
Asa 5.3
en.But Peter said, Ananias, why hath Satan filled thine heart to lie to the Holy Ghost, and to keep back part of the price of the land?
fr.Pierre lui dit: Ananias, pourquoi Satan a-t-il rempli ton coeur, au point que tu mentes au Saint Esprit, et que tu aies retenu une partie du prix du champ?
mg.Fa hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin' ny Fanahy Masina ka hanafina ny vola sasany vidin' ny tany?
Romana 13.7
en.Render therefore to all their dues: tribute to whom tribute is due; custom to whom custom; fear to whom fear; honour to whom honour.
fr.Rendez à tous ce qui leur est dû: l`impôt à qui vous devez l`impôt, le tribut à qui vous devez le tribut, la crainte à qui vous devez la crainte, l`honneur à qui vous devez l`honneur.
mg.Noho izany, mandoava amin’izy rehetra izay tokony ho azy avy: vola hetra ho an’izay tokony handoavan-ketra, fadin-tseranana ho an’izay tokony handoavana fadin-tseranana, tahotra ho an’izay tokony hatahorana, haja ho an’izay tokony hohajaina.
2 Korintiana 6.10
en.As sorrowful, yet alway rejoicing; as poor, yet making many rich; as having nothing, and yet possessing all things.
fr."comme attristés, et nous sommes toujours joyeux; comme pauvres, et nous en enrichissons plusieurs; comme n`ayant rien, et nous possédons toutes choses."
mg."Tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny mahantra, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na inona na inona, nefa manana ny zavatra rehetra."
Filipiana 4.12
en.I know both how to be abased, and I know how to abound: every where and in all things I am instructed both to be full and to be hungry, both to abound and to suffer need.
fr.Je sais vivre dans l`humiliation, et je sais vivre dans l`abondance. En tout et partout j`ai appris à être rassasié et à avoir faim, à être dans l`abondance et à être dans la disette.
mg."Mahalala hietry aho ary mahalala hitombo; na aiza na aiza, ary na amin’inona na amin’inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana aho ary hanam-be sy hiaritra tsy fisiana."
1 Timoty 6.9
en.But they that will be rich fall into temptation and a snare, and into many foolish and hurtful lusts, which drown men in destruction and perdition.
fr.Mais ceux qui veulent s`enrichir tombent dans la tentation, dans le piège, et dans beaucoup de désirs insensés et pernicieux qui plongent les hommes dans la ruine et la perdition.
mg.Ary izay te-ho mpanankarena dia latsaka amin’ny fakampanahy sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra, izay mandetika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fahaverezana.
1 Timoty 6.10
en.For the love of money is the root of all evil: which while some coveted after, they have erred from the faith, and pierced themselves through with many sorrows.
fr."Car l`amour de l`argent est une racine de tous les maux; et quelques-uns, en étant possédés, se sont égarés loin de la foi, et se sont jetés eux-mêmes dans bien des tourments."
mg.Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin’ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin’ny alahelo be.
1 Timoty 6.17
en.Charge them that are rich in this world, that they be not highminded, nor trust in uncertain riches, but in the living God, who giveth us richly all things to enjoy;
fr.Recommande aux riches du présent siècle de ne pas être orgueilleux, et de ne pas mettre leur espérance dans des richesses incertaines, mais de la mettre en Dieu, qui nous donne avec abondance toutes choses pour que nous en jouissions.
mg.Anaro ny mpanankarena amin’izao fiainana ankehitriny izao mba tsy hiavonavona, na hatoky ny harena miovaova, fa hatoky an' Andriamanitra izay manome antsika malalaka ny zavatra rehetra mba hifaliantsika,
Hebreo 13.15
en.By him therefore let us offer the sacrifice of praise to God continually, that is, the fruit of our lips giving thanks to his name.
fr.Par lui, offrons sans cesse à Dieu un sacrifice de louange, c`est-a-dire le fruit de lèvres qui confessent son nom.
mg.Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin’ny alalany ho an’Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.
Jakoba 1.9
en.Let the brother of low degree rejoice in that he is exalted:
fr.Que le frère de condition humble se glorifie de son élévation.
mg."Aoka ny rahalahy izay ambany hanao ny fisandratany ho reharehany;"
1 Jaona 3.17
en.But whoso hath this world's good, and seeth his brother have need, and shutteth up his bowels of compassion from him, how dwelleth the love of God in him?
fr.Si quelqu`un possède les biens du monde, et que, voyant son frère dans le besoin, il lui ferme ses entrailles, comment l`amour de Dieu demeure-t-il en lui?
mg.Ary izay rehetra manana ny haren’ity tany ity, ary mahita ny fahantran’ny rahalahiny ka mihirim-belona tsy hangora-po aminy, ahoana no itoeran’ny fitiavan’Andriamanitra ao aminy?
Vous avez aimé ? Partagez autour de vous ! facebook facebook twitter whatsapp linkedin flipboard mailto